http://www.dailymotion.com/video/xcmdyx_les-realisations-de-ravalomanana_news
Ravalomanana sur Dailymotion à ne pas rater !
(2 messages) (2 voix)-
Posté il y a 1 année #
-
Mahafinaritra ny mijery todika ary mampatsiahy fa azo atao tsara ny mametraka an'i Madagasikara @ toerana mendrika rehefa atao izany. Tsy misy hatr@ izao fandavan-tena na iray aza mba te hihoatra izany fa ny hanadinoana ny zavatra mahasoa ny firenena aza no atao. Aiza marina izany no tena fipetrak'ity atao hoe Interêt de l'Etat. Ny tena marina kokoa dia Etat iza moa no arovan'ireo milaza azy ho Mpitondra ankehitriny ary tombotsoan'ny vahoaka tokoa ve no tena kendrena? Efa voavalin'ny rehetra io fanontaniana io. Ny dingana manaraka dia ny hoe : Ahona ary no hamerenana indray izany fitantanana ho tombotsoan'ny vahoaka izany satria toa ny fiarovana ny tombontsoan'olombitsy indray no tena mibahana raha tsy hiteny afa-tsy ny fandrimpahana ny halan'ny sava izay tahiry fo an'ny taranaka sy faramandimby?
Posté il y a 1 année #
Ecrire une réponse
Vous devez être connecté pour poster.