O! ry tokan-dalana tsy be taraina ny GASY fa be fiaifiana, na ef amafy aza ny mahazo azy ka asa taiza ianao no nahita izany hoe nirongatra tsy tana. Na t@ 1947 aza any dia zara raha nisy fanoherena fa ny mpamono oilonano betsaka e. Ny niady dia ny Jiny sy ny PANAMA ary olona vitsivitsy tetsy sy teroa fa ny MADRM dia ady politika no nataony. Fa nympanjakana no nanararaotra hamonoana ny MDRM sy ny Malagasy @ izay dia tsy sahy mihetsika intsony.
@ izaho fotoana izao dia mitaraina Ramalagasy fa novonoina ny hasiny, tsy no hajaina ny safidiny, novoina izy, nampiajaliana, nosamborina, very asa, hampihorohoroana... mitarina ny Malagasy ge tsy mirongatra araka ny voalazanao. ka noho izany dia tokony hirongantra @ izay hanohitra izao atambo napetraky ny mpanogam-panjakana izao.