Dia variana mihitsy mandinika hoe: Inona ary no tokony hatao:
- Esorina i Andry Rajoelina dia iza no hasolo azy eo , satria amin'izay fotoana izay mantsy tsy azo ampiharina intsony ny Charte de Maputo fa dia hiditra ao anaty kizo vaovao indray.
- Raha averina i Ravalomanana dia miditra anaty kizo hafa ihany koa.
@ fo tsy miangatra dia mba tokony ho lalinintsika ihany ny lalana tokony hombana fa toa ho lasa ligne 119 ka indroa hiditra ny maizina eo.
Vahaolana tadiavina dia ny MIFANDEFITRA ihany satria samy nanao fahadisoana na i Ravalo na i Rajoelina, ny an-dRavalo moa iny izy niaraha-nahita nifona t@ vahoaka iny, nefa ampy ve iny raha toa ka ny hevitra mifanohitra @ fifonana no toa imasoany indray ankehitriny.
rAJOELINA INDRAY DIA IO IARAHA6MAHITA IO KOA FA MIZIRIZIRY tsy mety hiala sdy tsy hiara-hitantana io.
Fehiny: Tokony hifandefitra ny roa tonta.
Miangavy an'ireo Mpanjaka mbola misy eto Madagasikara mba hampihavana azy ireo, ireo mantsy mbola tsy hita loatra hatramin'izao ny tsiny omena azy ireo afa tsy ny adiady vitsivitsy any @ faritra any.