Author Archive

Magro Behoririka : tsy fa miala amin’ny famahana ny krizy ny fahatongavan’i Dada

Magro Behoririka : tsy fa miala amin’ny famahana ny krizy ny fahatongavan’i Dada
24 mai 2012

Mijanona hatrany etsy amin’ny Magro Behoririka ny hetsiky ny vahoaka mpomba ny Ankolafy Ravalomanana. Androany dia nisy ny lahateny maro —> MyDago.com


Fifidianana anaty sakoroka ?

Fifidianana anaty sakoroka ?
23 mai 2012

Zarazarao e ! – Partagez ! PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin’i MyDago ity ? PS —> MyDago.com


Fanambaran’ireo Jeneraly misotro ronono

Fanambaran’ireo Jeneraly misotro ronono
23 mai 2012

FANAMBARANA Manoloana ny zavanisy mikasika ny fihetsiketsehana nataon’ny vahoaka ho fanehoan-kevitra teto amin’ny firenena nandritra izao krizy izao, dia tsy —> MyDago.com


Magro Behoririka : mila miomana isika

Magro Behoririka : mila miomana isika
23 mai 2012

Raha tsy misy ny sampona, hoy Leriva Manahirana, teny amin’ny Magro Behoririka androany, dia ho avy tsy ho ela ny —> MyDago.com


POUR EVITER LE PIRE

POUR EVITER LE PIRE
23 mai 2012

COMMUNIQUE Jamais sans doute communiqués aussi foisonnant de formules aussi frustrantes et aussi entremêlées de considérations n’ont été offerts à —> MyDago.com


Rangory fototry ny afo Rajoelina hoy Raveloson Constant

Rangory fototry ny afo Rajoelina hoy Raveloson Constant
22 mai 2012

Ny malaza izao, hoy Raveloson Constant, teny amin’ny Magro Behoririka androany dia Rajoelina  milaza fa farano ny krizy. Rajoelina izay —> MyDago.com


Norobain’ny « miaramila » indray ny Radio Mada sy ny Mbs !

Norobain’ny « miaramila » indray ny Radio Mada sy ny Mbs !
22 mai 2012

Nisy andiana miaramila, nirongo fiadiana, naka an-keriny ny fitaovan’ny Mbs sy ny radio Mada tetsy Faravohitra io tolakandro io. Fiara —> MyDago.com


Tsy miova ny fitiavanay an’i Dada hoy Leriva Manahirana

Tsy miova ny fitiavanay an’i Dada hoy Leriva Manahirana
22 mai 2012

Izahay hoy Didier mpikambana ao amin’ny kongresin’ny tetezamita teny amin’ny Mgaro Behoririka androany, dia efa tamin’ny 2009 no nahatsapa fa —> MyDago.com


Fivondronan’ireo sendika mpiasam-panjakana : « manome 72 ora ny Fat »

Fivondronan’ireo sendika mpiasam-panjakana : « manome 72 ora ny Fat »
22 mai 2012

Manome fe-potoana 72 ora ny mpitondra Fat, mba hamahana ny fitakiana ny fivondronan’ireo sendika mpiasam-panjakana rehetra. Anisan’ny nasongadin’izy ireo izany —> MyDago.com


Mamy Rakotoarivelo : « tsy izaho no zava-dehibe fa ny filoha Ravalomanana »

Mamy Rakotoarivelo : « tsy izaho no zava-dehibe fa ny filoha Ravalomanana »
20 mai 2012

Nanaraka ny toromarika avy amin’ny mpitarika ny tolona ireo tena zanak’idada, satria dia tonga nanohy ny tolona tena amin’ny Magro —> MyDago.com


  • '

Switch to our mobile site