Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Marary i Madagasikara !
  2. Vidéo tirs à balles réelles
  3. Volana 18 izay ?
  4. Tsy navelanao !
  5. Hazo fijaliana

12 Comments

  • ralanto dit :

    rajoelina anefa izao dia mieritreritra hoe izy no voairaka hamonjy ny tany .Ny fitsaran Andriamanitra tsy maintsy misy ary hantrany à taranaka .

  • kristelle dit :

    ita fa Rajoelina no voatendry hanafaka,taiza mbola nisy zaza 35 taona naharodana ny miseho ho mpanjaka ka nanao didy jadona raha tsy izy,tsy ny heriny Rajoelina irery no haongana ny jadona fa teo dia teo Andriamanitra nanampy azy hanongotra ny tsy matahotody

  • jacta dit :

    Aza asiana resaka intsony i R8 fa efa vita ny aminy raha any amin’ny tanana! miandry an’i PAOLY eo raha izy no andrasana. Noho izany diso tetika ireo manantena azy.(Manova no mety ry zanaky DADA!).

  • Raberabe dit :

    Rajoelina voan’ny ANDROBE ! Tsy ela velona io, tsy mahataty « mouvement » sy « pression » io aretina io.
    Bye bye e !

  • Babyfoot dit :

    Miagna KKV mitandregny hira zanad’i DADA. Tsy maintsy miheigna Dadanay sa mba ino volagninô jacta. Lefaka akeo fô anô !

  • Babyfoot dit :

    Miagna KKV mitandregny hira zanad’i DADA. Tsy maintsy miherigna Dadanay sa mba ino volagninô jactabe. Lefaka akeo fô anô !

  • bako dit :

    Sambory tgvendrana dia voavonjy Madagasikara ,sambory io saribakolin’ny fratsafrika io fa manalabaraka !
    Handrasantsika fa kely sisa dia hihetsika ny androbean’io ta@alahelombahaoka nitondrany ny tsy manantsiny teny @7 fevrier ,olona ratsy taiza io hono no mba hitsodrano olona ,jereo ny vokany ,io raha tsy samborina tsisy raha manjary eto,jereo ange ny fitombon’ny 4mis,ry kriso telo miaraka @rajakombazaha dia mahazo volabe fa ilay vahaoka nomena fanatenapoakaty !!!
    Sady mapiomehy be efa intelo izao ry vendrana no niteny fa asa anterivozona no hahazo an’i dada ,tsy napihontsona ny volodohan’i dada fa fanjakana mitambasy tsisy mpanontany dia inona koa ny manaraka misy hanaovana farahehy hihihi!efa intelo io fitsarana voavidy vola io no niteny fa hehehe TSISY MIRAHARAHA !!!

  • Babyfoot dit :

    Bako,
    Efa ela ko anie procès Ambabevoka zegny e ! Mbô tsy latsaka’anaka fô jusqu’à présent.
    Naty e !

  • mamisoa dit :

    Tena blaspheme no ataon’ity kristelle ndoza ity, aiza no misy Andriamanitra handoro tanana hamono olona, hitifitra vahoaka manohitra ny mpanongam-panjakana? Aza miteniteny foana fa efa tena olona lasa adala ireto marina! Olona mamon-drongony ireny, ny franc macon, ny frantsay, ny gros bras, ry Randrianatoandro, ry Voninahitsy, Pety, ny olo sahirana teto amin’ny firenena no notambazana vola dia Andriamanitra no halana baraka amin’izany? Tena devoly mihintsy no miasa amin’ity kirisytely ity, avadibaio ny saina fa aza mitady loza fa tsy olombelona akory Andriamanitra ka hataonao ohatra amin’ny fahaverezantsainao amin’ity dj mpampandihy zaza tsy ampy taona any amin’ny boite, olona mpandainga zanaky ny rainny lainga na ity ilay kala mialy dia miafina ao anaty pseudo hafa raha tsy izany ve hivarotra ny fanahiny @lejohell?

  • ikalasoa dit :

    Mahafinaritra e. Mangorovitsika mihintdy izahay mihaono sy mijery.

  • Aiza ny tanindrazako dit :

    BRAVO ENORME pour tous les chanteurs. Mahaleova mahalasana daholo fa sady tsara be ny hira no tena mila vonjy ny tanintsika hitsakihin-drajoelina miaraka @ saribakolin’ny mpanjanaka

  • Babyfoot dit :

    Ny tanora, mpiantra miaro an’Adriamatoa Filoha Ravalomanana. Dikany dia antenda ny ain’ i Domelina VENDRANA sy ny mpomba azy eto.
    Tokony tsy ho adinony fa ny tanora, mpianatra no nanongana an’i Tsiranana sy de Gaule !!!
    Kely sisa ny fitondran’ny DAHALO dia vita e !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site