.
« Atolotro ity hira ity, ho an’ny namako mpiara-mitolona rehetra, indrindra-indrindra ho an’ilay fantatro fa mahatsiaro tena fa izy no tena mpiray tampoha amiko. Eny, ny Menalamba hono maty niaro ny tanà na, tsy nanaiky an’i Gallieni, fa niady sy nifampità na !.. Ary amin’izao, iza moa no niaro ny tananà ? Iza no nanaiky sy nanohana an’ilay saribakolin’ny tsotsoka ? Ilay nitafy tamin’ny 26 juin teo sahala amin’i Gallieni ? »… « Tsy ekena ! »… « Ny orin’asa vitan’ny Gasy, reharehan’ny Autonomie, nakatona hangasiasy isika ! ».
.
« Atolotro ity hira ity koa ho anao mpiara mitolona amiko, aminay, amin-tsika ! »
.
.
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:
- Manà na faharetana fa tsy maintsy miady hatramin’ny farany isika ary tsy maintsy mandresy !
- Izaho tsy maintsy mihira !
- HMF, « Ray aman-dreny mijoro ihany koa ireo nogadraina sy atao hazalambo »
- Malagasy tsy maintsy mitsangana, Malagasy mitraka no tanjona !
- Tsy maintsy manjaka ny marina eto Madagasikara, Tanjombato 24 avril

Mahita an’ilay clip aho dia izao no atao an-tsaiko hoe Antanin’Arivo = sipakely sy demaozely…
Ary Ny Ainga izao sa Ny Anjera?
- T@ izany dia nahatsiaro nangidy tokoa, nipenipenina tsy nino mibanjina avy ety ambany – Mahamasina nihaina ny firedaredan’ny ROVA MAY iny alina iny: mahatsiaro ny sariko nalaina fahiny, teo anilan’ilay tafondro rehefa tafiditra ny rova. Ny zaza bitika anefa t@ io fotoana io mbola tsy tongako nitsidika ny ROVA harem-pirenena malagasy akory! Tomany foana teo anatrehan’ny fandravana sy vono tsy ara-drariny nitranga teto @ ny firenen’ê!
- Izany eo ihany, fa ilay hira hoe « sinoa sy karana + sns … no mameno ny tanà na » izao no tena réalité à son comble @izao fotoana!
dry!!!
tena ao anaty aizy pito tokoa isika izao no mandre ny antsoantsony rahalahy sy rahavavy any tanindrazana sns…….
sy mijery ny fahampotehany firenena sy ny taranaka malagasy sy ny maha gasy antsika…..
indrisy mantso ry fireneko misento sisa sy mitsetsetra nohony adalany mpamadika tanindrazana sns…..
nofy sisa izany nandeha nitsangatsangana tao ataty Rova fahiny sy nandalo ireo fihainana rehetra ireo….
tena fihainana niainana fahiny ireo tsy misy analana fa tena marina eh! misaotra tompoko oh! nandefa ny hira fa tena tohina ny fo nahita ny hira sy ny horonantsary ny seho eh!
Efa ela no nisy io ANTSOANTSO RAHALAHY SY RAHAVAVY io. Izay mpitondra nitondra teo tsy nisy na iray aza namaly an’io antso io!,nanao tany lavitra Adriana,tsy mijery ny vahoaka madinika, ny posiny sy ny sezany ihany no maha-maika azy.Ny AIZY-PITO no fiainana iainan’ny GASY maro anisa hatrizay ka hatramin’izao.Apetraka ny fanontaniana iza no diso,ianao sa ny mpitondra izay nofidinao sa ny adalanao? (olona,lalana, fitsarana, lalam-panorenana,regime…?)
TOUTE Façon ce passé tous ça
Mba diniho tsara ny feon’ny fiheritreretanao..Hatraiza moa ny aizi-pito izay niainanan’ny vahoaka malagasy teo?..Efa hita nisokatra ho manga ny lanitra dia niverina any an-davaka indray zao..Nentin’izay olona tsy misy valeurny,izay tsy nisy nifidy akory(fa nofana)fotsiny..Ny filoha Ra8 ra nieritreritra ny orinasany dia niezaka nanatsara ny fianan’ny malagasy teto @ tanaana…Tsy aleo ve mifidy olona manana fisainana otr’izany toa izay entin’ny olona sady voavidy no mangalatra no mameno paosy ,tia tena,mpamono vahoaka….sns(afaka ampidirina eto daholo ny mpamaritoetra ratsy rehetra)..Milaza ho voromanga,hay lalimanga?..misyfarany io fa aza taitra fotsiny..ho samy ahita eto..Ny vola sy ny basy no heriny fa ny saina….Paokaty!!Ny coco samy manana fa na ny basy aza hifototra any aminy atsy ho atsy…Akanga aloha
aza maninofy eo ianao fa very ,lainga izany hoe r8 no hanavotra ny malagasy , fa hanapotika foana no hainy , raha misaina isika , tsy tokonytsy tokony ho averina any MADA izy fa avela ao afrsud.
Tdidio tsara fa ny KRIZY voa daholo saika izao tontolo izao,ny antsika efa tao anaty aizi-pito(nanampy trotraka ny nataon’ireo mpitondra nandalo teo),vokany anaty lavaka tanteraka isika.Dikany tsy misy afa-miala ireo milaza mpanao politika ireo ary izireo no mamotika ny firenena.Marina tokoa ary manonofy raha ny fisainan’ireo politika ireo no hanavotra ny malagasy, ny posiny sy ny toerany ihany no fantany.Ny vahoaka no mandinika sy misaina.
mangina ry JACTAfa i TGV RATSY IRAKA no tene fototry izao tantara izao e!
ary nareo foza fa mody hahilakay @ la frantsa moa ny resaka ary ny tena ratsy ny karana sy ireo arabo manararaotra ny rahara sy ny sino ary sns……
fa aza miatsara velatsy rehefa feno ny paosy ry kindindreniony ity ahh! va au diable tena sy foza tompoitena sy TGV SY NY FORONGONY SNS…..
ampy ahy angamba dose ny androany @ toetsaintena an!
Ataovy miletika tsara ao anaty loha fa tsy misy tapenam-bava eto!tamin’ny andron’i LEVALO no nisy an’izany.RATSY IRAKA namono vahoaka i VALO matoa lasa nitsoaka ary aza manantena intsony, ataovy ohatran’ny tsy misy izany DADA izany(tsy ny tody no misy fa ny atao no miverina), saino tsara io fa io no mihatra amin’iLEVALO.Tsy vita mora ny RA latsaka,manan-kasina ny RAN’NY MALAGASY tsy manan-tsiny.
aza taitra fa mbola ho avy ny an’ bitrolahy kely lavanify…!
Satria KOA nandatsaka ain’ olona t@ fandrobana , aza hodian – tsy hita ny faty olona MAY t@ fandrobana .
ndray , ndray , ndray !!
Ary toa tsy tafa hivelan’ m/car mintsy ty bitrokely … Dada nefa mitsotsotra golf , safari , piscine ..maka aina ee !
Bitrokely ‘ty na ny re – conne – sansa ary tsy hita ze mety hipoirany hatr@ zao !
Bitrokely efa kozatra kely sisa, lany karôty !
Vao aiza no hahazo an’elà ?
Mitsako tsy misy !
DADA migalabona amin’ny collection ny Mercedes DERNIER CRI toy ny ROI de Pétrole.
Samy hafa ny couleur mitondra azy ny alatsinainy, hafa ny Talata sy ny alarobia, alakamisy, zoma, sabotsy. Limousine ny Alahady.
DJ na hangalatra ny fananam-bahoaka mandrapahafatiny aza tsy hahaomby an’i DADA MALALA !
Tsy ny nandrobana ny vary @ gony sy ny usines TIKO rehetra akory no sanatria hahabanky an’i Dada e ! Koa raha tsy DJ no asany teo aloha ka tsy hahay hamintina ny fananany ??
Tssssssssss ! Aza mba manao fisainana DJ iany lereto fa tay be, afa-baraka !
O Ra-Jacta aaa !!!
Ra-Jacta ooo !!!
Misy biby hoà ao anatinao ao eee !!!
Maloto ny vavanaaaoo !!!
Tsy vita mora tokoa ny RÃ latsaka ka. Amin’izay indray mbola nalatsaka avy any an-damosina teo Ambohitsorohitra. Napoaka hatr@ lohan’olona teo Ambohijatovo.
Nodakana ohatra ny alika teo @ Carlton.
Mba lazao ange i Bitro akaman’ise Ra-Jacta hoe efa kobonay daholo hono hoe na ny toerana karakarain’i lery hiafenana aza ôôô.
HAPOAKANAY NY LOHAN’INY Ra-Jacta a !!!
Izahay indray manana faharetana foana ka.
TSY HISY NA IRAY AZA HADINONAY Ra-Jacta a !!!