Midera ireo manomboka sahy miteny mivantana na dia mbola afenina tsy ho henon’ny Malagasy rehetra aza. Toy izao tsy misy hafa no niadivan-tsika mba ahaleo tena i Madagasikara. Indrisy anefa fa mbola be ireo tsy maty voalavo ankibo nandritry izay 50 taona izay koa sahy mivarotra ny tanindrazany @ ireo mpanjanaka sy mpampiady ny Malagasy. Mazava koa fa ny tena anton’ny krizy dia ny fisian’olana iray izay sahy nitondra ny firenena ahaleo tena ara ekonomika t@ lalana ara demokratika. Tsy zakan’i lafratsa izany koa nozarazaraina ireto malagasy mba hiady sy handromba fitondrana tsotra izao. Tsy ho adinon’ny tantara hianareo voafidy ireo sy ireto taranaka gallieni izay mpivarotra tandindrazana.
Zandry,
Tena Zavamamisy ny voalazanao. Ireo tsy maty voalavo ankibo (ZEBU-CRU/SCORPIO/KKV+B) fitaovan’i la France, mpivarotra tanindrazana dia tsy maintsy ho tsarain’ny tantara.
18 mois sans reconnaissance ne rendent fous furieux. Laissons-les aboyer !
OUI, IL FAUT PERSEVERER. LES MALAGASY DOIVENT CONTINUER A MONTRER QUE LES TEMPS SONT REVOLUS OU L’ON PREND LE POUVOIR DANS LA RUE.
LE TIM DOIT ETRE UNI. LES DEUX AUTRES MOUVANCES LE SONT.
namany KKV+B koa kay i zora kou…..
tena poizina mpamosavy hoy aho ny foza ah! fa aiza ny tolona koa moa no mitohy fa tsy aty andafy miaraka @ firenena erany izao tontolo izao……
fa a,gaha fatatriny firenena erany izao tontolo izao rahatsy miaramiasa ny ao M/CAR sy ny aty andafy…..
aleo mody voky hoy aho fa ny foza mpanimba saimbahoka eh!

(les rendent)

Merci à ce site de nous faire parvenir les vrais messages que le peuple doit entendre.
Le site de la mouvance Marc RAVALOMANANA devient pénible, on y lit que les réglements de compte de gens qui n’habitent même pas à Madagascar et qui n’ont jamais mis les pieds au kianja
Merci encore