Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. President Mamy Rakotoarivelo
  2. Mamy sy Fetison fa tsy Raharinaivo
  3. Ecoutez Ravalomanana au Magro 29 mai 2010
  4. Magro, 23 jolay 2010 (video)
  5. Fetison, Chissano, 24/07/2010 (vidéo)

11 Comments

  • bedrala dit :

    voadinganin,i naivo kel;izay tratra farany eo boka ô!dada tsy hita ntsony tsony !tsissano sahirana ;sadik rehetra menatra dia nitsoaka nody maimaika ;zuma tratry ny greve b manadala !tena mitondra vitandratsy lay r8 iny !tezitra ny zoulous zao fa ho endasindry zalahy ao iny hono;raha tany maputo dia efa tsra ketrika satria noana ny fianakaviandry tsissianao nefa izy variana mijery ny gasy aty sy ny fandrosoan,ny tgv;te hifindra aty hono !sao dia mitondra sida reny sadik reny

  • GTT Philippines dit :

    o ry be drala, izahay kelydrala fa be fisainana kosa noho ianao.
    Raha manan’asa tsara karama ianao sy ny havano manodidina ano ary ny namanao dia teneno aho fa raha tsy izay kosa dia aza mirediredy toy ny bokan’Anjanamasina.
    Tompoy ny mpamono olona anreo f’aza misisika aty aminay aty raha manakambo.
    De toute façon, rora lany ny ahy fa ianareo mianakavy mbola ny produit nataon’ny filoha tena izy no tena mbola himasohanareo izao fa ny vava sy ny sainareo no mivandravandra loatra ka lasa mirediredy.
    Mandreraka be

  • ktiry machary dit :

    be fisainana koa hitaingina soavaly maty?

  • Rivo dit :

    Eh eh ! Mirediredy toy ny maty andrano le lanyDRALA. Woert hiongana, Sarko tsy ho lany intsony, ny gouvernemanta ho rava, ny trosa ny renimalala miavovona hihihi

  • LUCAS dit :

    i maorisy ndray no mitondra ny baolina zao fa vizana ka noroahin,ny GIC i tsisiano sady kobo ny volabe tany @dadanay!avelao ny maorisianina indray no hanotra azy any e! alefa aaaaaaaaaaaaaaaa dadaaaaaaaaaaaaaa!omeo vola e!tsy maitsy miverina ianao !alefa vola eeeeeeeeee!

  • jacta dit :

    Vaovao farany: efa miharitra ny volan’iDADA amin’izao ka na ny mpanohana azy aza manomboka miala tsikelikely, ireny iaraha-mahita ireny.Atao ahoana koa moa ny hanantena olona tsy hita…lasa nitsoaka( manova no mety hoy izireo);mety ho marina izany?.

  • Ragena dit :

    Vaovao farany :
    Efa miharitra ny volan’i DJ, ny karama ny miaramila ahoana sy ireto be barety ahoana ? Ho tifirn’ireo eo i Joelina no atahorako mafy ry Andriananahary !

  • Rivo dit :

    Vavan’ny maty andrano ny an’i jacta sy ny forongony.
    1)Joyandet voaroaka ;
    2)Woerth hiongana ;
    3)Kouchner mitady porte de soritie ;
    4)Sarkozy fefen’ny adi-saina, tsy holany intsony sns sns !
    VELOMA LAVA DJ !

  • Babyfoot dit :

    Ny moral ny M. Sarkozy en berne.
    Ny UMP miady antrano.
    Joelina mihahaka (5è roue de carosse) !
    Lozabe !

  • GBD dit :

    lisez « Marianne » du saùedi4 septembre : une manière de mettre en caraffe Sarko ,
    MPM

  • volaniaina dit :

    tena leo foza aho re olona fa aoka aloha hando sy haka saina eh!
    loza ireto foza maty andrano ireto kah!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site