« RARINY VE SA TSIA »?Rariny raha voaheloka mandra-maty ny DADANAREO satria namono vahoaka, rariny raha nanao sesitany ny tenany ny DADANAREO noho ny zava-maro tsy nety natao teto amin’ny firenana…(mitenena indray fa nety ny nataony,nefa ireo ny zava-miseho?)
RAHA HIFAMPITANISA ETO DIA TSY HO VITA NY RESAKA:
- RARINY VE RAHA MILAHATRA TSOTRA NY OLONA DIA VOATIFITRA SY VOAN’NY GRENADES? SA AIM-BIBY NY AIN’IREO OLONA NILAHATRA TSOTRA IREO? HAFA NY TENY @ LAPAN’AMBOHITSIROHITRA. MBOLA VOALAZA KOA FA NISY NITIFITRA AVY ANY AORIANA KA ANISAN’NY NAHAFATY ILAY JOURNALISTE RTA.
- RARINY VE RAHA TSY AVELA HIVORY ENY ANKALAMANJANA NY AMPAHAN’NY VAHOAKA SA NY MPANARAKA NY FOZA IHANY NO OLOM-PIRENENA?
- RARINY VE RAHA MISY MANGALATRA NY BOIS DE ROSE NEFA TSY MISY TRATRA MIHITSY HATR@ IZAO?
- SNS TSY HO VOATANISA.
hi hi hi hi asa iza izao no voaheloka mandrapahafaty?ny mpanongam-panjakana t@ 2002 ka tsy mety nanao fiodinana faha 2 ary nanagadra miaramila hhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhha lakalako o!
Amnistie génèrale , c’est la condition sine qua non de l’apaisement politique afin de permettre le bon déroulement de la confèrence nationale , ainsi tout le monde ( exilé et autres ) seront présents pour apporter sa part de brique pour l’avènement de la 4ème république.une suggestion parmi tant d’autres , ny hevitry ny maro mahataka-davitra.
tsy misy famelankeloka an’ny Dadanareo zany eo ,gadra very zo iabanareo
MISY VALINY IRETO ARAKA NY ZAVA-MISY IZAY FANTATRO:
- TSY MANANA FAHAFAHANA NY MALAGASY @ IZAO FOTOANA IZAO
- FANAVAKAVAHANA NO VOHIZIN’NY HAT FA TSY RECONCILIATION
- TSY MBOLA NISY MPITONDRA NOTOHERIN’NY OLONA TAHAKA ITY @ IZAO FOTOANA ITY: RAHA MPITONDRA HAFA EFA NANAJA TENA, SAINGY TSY IZAY NO MISY.
Tsy misy famelankeloka an’ny mpanao pôtô eny Isotry sy mpangalatra fitondrana.
Mazava ve krisô sa mbola haveriko ?
« RARINY VE SA TSIA »?Rariny raha voaheloka mandra-maty ny DADANAREO satria namono vahoaka, rariny raha nanao sesitany ny tenany ny DADANAREO noho ny zava-maro tsy nety natao teto amin’ny firenana…(mitenena indray fa nety ny nataony,nefa ireo ny zava-miseho?)
Rariny raha voaheloka mandrapahafatiny ny mpanongam-panjakana sy mpifoka rongony
RAHA HIFAMPITANISA ETO DIA TSY HO VITA NY RESAKA:
- RARINY VE RAHA MILAHATRA TSOTRA NY OLONA DIA VOATIFITRA SY VOAN’NY GRENADES? SA AIM-BIBY NY AIN’IREO OLONA NILAHATRA TSOTRA IREO? HAFA NY TENY @ LAPAN’AMBOHITSIROHITRA. MBOLA VOALAZA KOA FA NISY NITIFITRA AVY ANY AORIANA KA ANISAN’NY NAHAFATY ILAY JOURNALISTE RTA.
- RARINY VE RAHA TSY AVELA HIVORY ENY ANKALAMANJANA NY AMPAHAN’NY VAHOAKA SA NY MPANARAKA NY FOZA IHANY NO OLOM-PIRENENA?
- RARINY VE RAHA MISY MANGALATRA NY BOIS DE ROSE NEFA TSY MISY TRATRA MIHITSY HATR@ IZAO?
- SNS TSY HO VOATANISA.
hi hi hi hi asa iza izao no voaheloka mandrapahafaty?ny mpanongam-panjakana t@ 2002 ka tsy mety nanao fiodinana faha 2 ary nanagadra miaramila hhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhha lakalako o!
Deba
Ce mercredi 25 aout ,
L’ONU déplorant la destruction massive de nos forêts , pour exportation frauduleuse et massive de BOIS DE ROSE,
======> a déclaré Madagascar » PAYS EN PERIL »
après un débat houleux…
La tête basse la France n’a même pas osé utiliser son DROIT DE VETO !!!!!!!!!
Salut ry Pitroka a ! (KKV)
Tsy hitako zay hatahoranao mody ry DADA efa hita anie ny sondage fa 91% ny malagasy dia homba anao daholo e (aleo hifampitady eo marina e)
Sao dia manonofy ny andro koa ririnina aty amin’ny tanana, efa nilaozan’iDADA fa « minoa fotsiny eo ».MAGRO tohizana isan’andro!.
Nisontona tapaka rouleau ndray le jactapatati
Tsy maintsy tafaverina eo i dada f’aza matahotra é!n’iza2 MATAHOTRA AZY toy ry kriso telo sa kisoa kely matahotra andra8 azy fa mila midina andalambe aloha manala io jiolahy kely fingotra io dia mila raofina daolo koa ny basy omendreo faty ireo jiolahy ohatra azy hangalarany any @olona manankarena efa tapitra ringana mantsy ny bois de rose dia mangalatra any antranonolona sisa no hataondry foza !!!
TSISY AFA TSY IZAY ETO HALATRA SY VONOAN’olona ary HOROHORO raha mbola io jiolahy io no MItomany prezida mitambasy eo !!!