Inty no fanambarana voarainay avy amin’ny biraon’ny President Marc Ravalomanana. Atolotray ho anao mpamaky, sy ho an’ny Malagasy tsy vaky volo. Izy io dia misy amin’ny teny Anglisy, teny Malagasy ary teny Frantsay.
To the concerned people of Madagascar
Last week I was asked for my reaction to the illegal trial that sentenced me to hard labour for life.
The abuse of our legal system continues. Facts are of little importance to the illegal regime of Andry Rajoelina, and sadly the our once independent legal system has been corrupted.
For the past 18 months since the tragic events of 7th February, 2009, I have supported the proposal for an independent fact finding enquiry. I have asked for both the EU and SADC to conduct this enquiry but the regime of Rajoelina has prevented this enquiry.
Why ? Was it because the majority of those who died on 7th February, appear to have been shot from behind. Was it because the front of the Presidential Palace was pop-marked with bullet holes suggesting that the shots were fired from outside the Presidential compound – not from inside. Was it because I was not in the Presidential Palace at the time of the shootings?
For as long as this illegal regime remains clinging to power, the truth will remain hidden. The people of Madagascar need to be told the complete truth. When this happens, investment to rebuild our economy will flow. But until then – nothing.
Marc Ravalomanana.
.
Document original en Pdf : Letter of President Ravalomanana
.
Dikany amin’ny teny Malagasy nomen’i http://collectif-gtt.org an’i MyDago.com
.
Hoan’ny Vahoaka malagasy anaty tebiteby,
Tamin’ny herinandro lasa dia nanontaniana ny fietsem-poko momba ny fiapangà na tsy mari-pototra izay natao ahy.
Hita miharihary toa vay an-kandrina fa mitohy ankehitriny ny fanamparam-pahefà na eo amin’ny sehatry ny fitsarà na eto amin’ny Tanindrazantsika. Tsy misy dikany amin’ity fahefà na tsy ara-dalà na tantà nan’i Andry Rajoelina ity ny zavamisy sy nitranga, ary indrisy fa voahodina any amin’ny tsy ara-dalà na izany, ny tribonaly sy fitsarana eto amintsika amin’izao fotoana izao, raha nalalaka sy ara-dalà na tokoa izy tamin’ny fitondrana teo aloha.
Tao anatin’izay 18 volana lasa taorian’ireny raharaha mampalahelo ny 7 febroary 2009 ireny, dia tsy nitsahatra nanohana ny sosokevitra mangataka ny fanadihadiana mahaleotena hitadiavà na ny marina tamin’iny raharaha iny ny tenako. Nangataka tamin’ny vondron’ny firenena mikambana eoropeana sy ny SADEC aho hanao ny fanadihadiana mitambatra momba iny raharaha iny saingy nosakanan’ny fitondrà na tsy ara-dalà na tarihan’ingahy Rajoelina ankehitriny izany fanadihadiana mahaleotena izany.
Inona no antony handavà ny izany ? Noho ny fahità na ny ankamaroan’ireo namohy ny ainy tamin’ny 7 febroary iny voatifitra avy an-damosiny ve ? Sa noho ny fahità na fa ny rindrin’ny lapam-panjakana Ambohitsorohitra ahità na miharihary ireo diam-bala maro avy amin’ny tifitra avy any ivelan’ny vavahadin’ny lapa ? Sa kosa noho ny tenako izay tsy tao anaty lapam-panjakana tamin’ireny fitifirana ireny ?
Raha mbola mifikitra amin’io fitondrana tsy ara-dalana io ireo nandroba fahefà na ireo dia tsy ho hita ny marina. Manan-jo sy mila ampifantarina ny tena marina momba iny raharaha iny ny Vahoaka malagasy. Raha izay no tanteraka dia hiverina ny famatsiana avy any ivelany hamerina ny fampandrosoana ny toe-karena.
Marc Ravalomanana
.
Dikany amin’ny teny Frantsay nomen’i http://collectif-gtt.org an’i MyDago.com
.
Au peuple malgache plongé dans l’inquiétude,
La semaine dernière, on m’a demandé ma réaction après le jugement illégal qui m’a condamné aux travaux forcés à vie.
Les abus sur notre système judiciaire continuent. Les faits n’ont que peu d’importance aux yeux du régime illégal d’Andry Rajoelina, et malheureusement notre système judiciaire, autrefois indépendant, a été corrompu.
Au cours des 18 derniers mois depuis les événements tragiques du 7 février 2009, j’ai soutenu la proposition d’une enquête indépendante pour établir les faits. J’ai demandé à l’Union Européenne et à la SADC de mener conjointement cette enquête mais le régime de Rajoelina a empêché cette enquête.
Pourquoi ? Était-ce parce que la majorité de ceux qui ont péri le 7 février semblent avoir été victimes de tirs par derrière. Était-ce parce que la façade du Palais Présidentiel présente des traces de balles suggérant que les tirs venaient de l’extérieur de l’enceinte du Palais – et non de l’intérieur. Était-ce parce que je n’étais pas dans le Palais Présidentiel au moment des tirs ?
Tant que ce régime illégal continuera à s’accrocher au pouvoir, la vérité restera cachée. Le peuple malgache a besoin qu’on lui dise toute la vérité. Quand cela arrivera, les investissements reviendront reconstruire notre économie. Mais avant cela, rien ne se passera.
Marc Ravalomanana
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:
- Lettre ouverte à M.Ravalomanana, Président de la République de Madagascar
- Mahereza ianareo vahoaka, hoy Ravalomanana (30/08/2010)
- Madagascar sous la menace du colonel Richard Ravalomanana
- Président Ravalomanana appelle Magro ce 03/07/2010
- Eliminer pacifiquement Ravalomanana et toute velleite d independance de Madagascar


tonga rangahy dia darohy marina i TGV sy ny forongony fa mijaly ny vahoka ah!
ampidiro ny tafika ry DADA ah! fa tsy lasa intsony ny fisainany ireo fa miseho azy dadany nefa akoholay mbohitra daholy eh!
izao tontolo izao efa tsy henoiny ka inona intsony tsisy izay tsy fampitahorana atao @ fa eh!eh!eh!
tonga dia ajedaho @ izay ireo eh!
monsieur le Président
la réaction de la C.I.J. condamnant « la condamnation » de la HAT , vous concernant ,nous reconforte tous.
Le système judiciaire malgache actue n’est que l’émanation de ce GOUVERNEMENT ILLEGITIME , une justice simple dépositaire des putschistes ..
Toutes décisions de cette justice vous concernant (PRESIDENT ELU LEGALEMENT )
==> n’a aucune portée : NULLES ET NON AVENUES
==> aucune légitimité,
Tout juriste ne pouvait que le savoir depuis le début .
Nous souhaitons ardemment le retour de la légalité
et le départ SINE DIE de ce gouvernement hors la loi
Si l’armée de la SADC n’intervient pas…
…pourquoi ne pas étudier les déclarations de R. RANJEVA et la lettre de protestation des AMPANJAKA près de l’ambassade de France : ils soutiennent Ranjeva et demandent le départ de Rajoelina
*** Les élucubrations sont nombreuses.
*** On ne voit plus que manipulations et violences de la HAT et gesticulations à but personnel des autres, du moins en RESSENTI.
*** La crise dure depuis plus de 1 an et demi
LE PAYS EST A GENOU !
fa iza indray ity Ranjeva ry GBD!
tsimila any izany ny gasy fa anarana efa heno io ka aza mety anio isika kou….
Mazava ny tenin-dray-aman-dreny, tena raiamandreny, ary mamerina ny olana misy eto Madagasikara amin’ny toerany izay tsy niova hatramin’izay 18 volana mahery izay! Ny fiverenana amin’ny ara-dalà na ihany no hany là lana hahazoana mivoaka amin’ny kizo misy ny firenena ankehitriny.
Ka na inona na inona lamina tian-kapetraka, na manao ahoana na manao ahoana là lana tian-kizorana,na iza na iza mihevi-tena na heverina ho kalaza sy mahay hahavita azy,ny ara-dalà na irery ihany no sehatra hahazoana miasa am-pahombiazana. Indrindra moa raha hikaroka ny marina izany, na hampandroso ny firenena.
As if I heard they set free the Journalists of Radio Fahazavana!
Miarahaba anao president!tsy misy ambara fa dia mirary soa sy mapahery mandrakariva e,mahereza fa ny marina tsy mba maty.
veloma tompoko!
Hay ve mahay miteny ohatran’izany ihany ny filoha fa tsy mamoaka vava tsy heritreretina ohatany teny navaokany par téléphone tao amin’ny Magro tao aoriana ny fitsarana iny : laozana manendrikendrika olona fotsiny fa tsy nilaza izao zava-marina izao !
Misaotra filoha.
Misaotra ireo mpanolo-tsaina koa.
hii hi hi mampimeh ravalo,ka angaha i Ravalo tsy efa nifona na dia ts mivantana aza?ka angaha indray ts hoe nosakanana ts hiditra ny olona fa mety zavadoza,na ianao na ts ianao no namono dia efa fitsaran’AAndriamanitra hiainanao izao no porofo satria nitsoaka ianao,izy io anie ny an’i Rajoelina fitsaran’olombelona fa ny ambony no nitsara anao ka izao ts hahitanao an’i Merikasinina izao,mibebaha ianao fa ny ran’ombelona izay nalatsakao dia eo andamosina,na za Nadia koa aza mba hivavaka ho anao satria piray Tanindrazanaamiko ianao
That is true, the Journalists of Radio Fahazavana have been released from Jail.
-
[10 personnes mises en cause dans l’affaire du camp de la FIGN du 20 mai 2010 ont bénéficié de la liberté provisoire. Parmi elles, six personnes travaillant pour Radio Fahazavana, dont le journaliste Lôlo Ratsimba.
.
[Dans un communiqué signé par Fetison Rakoto Andrianirina, Ange Andrianarisoa et Emmanuel Rakotovahiny, les trois mouvances déclarent que l’approche malgacho-malgache nécessite la présence physique à Madagascar de Didier Ratsiraka et Marc Ravalomanana, et revendiquent que le Gouvernement et la HAT soient d’abord dissous. À leurs yeux, les accords d’Ivato constituent une décision unilatérale qui doit être considérée comme nulle et non avenue.
.
Dans une déclaration, Marc Ravalomanana affirme que la majorité des tués le 7 février semblent avoir été tirés dans le dos et que la façade du Palais présidentiel a été marquée avec des trous de balle ce qui suggère que les coups de feu ont été tirés depuis l’extérieur du camp présidentiel, et non de l’intérieur. Il affirme qu’« aussi longtemps que ce régime illégal restera accroché au pouvoir, la vérité restera cachée ».
.
Dans un communiqué, la CNOSC déclare que la tenue de la conférence nationale nécessite un climat apaisé et la présence de toutes les forces vives de la Nation (politiques, religieux, associations…). Elle souligne que des avancées ont été enregistrées à Vontovorona, et déclare qu’elle va entamer une nouvelle phase de médiation en tenant compte de la représentativité des forces politiques et en renforçant l’efficacité organisationnelle.
-
WE ASK RADIO FAHAZAVANA BE RE-OPENED!
Freedom of speech please!!
volaniaina
ity R.RAnjeva ity dia
agrégé de droit pub lic sy sciences politiques ,
lohan’ny faculté de droit tena Ankatso
dia avy eo niasa « juriste international ».
Atramin’izay dia ny compétence no nitondra azy , fa tsy ny politika
Tany Maputo anisany olona natolotry n-y prezida Ravalomanana izy…
Ta
volaniaina
ity Raymond RAnjeva ity dia :
=> agrégé de droit pub lic sy sciences politiques ,
=> lohan’ny faculté de droit tena Ankatso
dia avy eo niasa « juriste international ».
Jereo FACEBOOK.
Atramin’izay dia ny compétence no nitondra azy , fa tsy ny politika
Tany Maputo anisany olona natolotry n-y prezida Ravalomanana izy…
Izany ny antony atahorany FAT azy…
Matahotra fiveranany aradalana , avy eo koa fiverenany RAVALOMANANA ho mpitondra !
Anefa koa mety manelangelana TIM mitsinjo toerana , na prosteta miondrana ao aminy « guerre de religion » nafafy i Rajoelina,
satria tsy nety ny adim-poko nafafiny !
Tandremo manao « procès d’intention » satria ny anarany dia fantatry ny be sy ny maro…
avelao ny vahoka malagasy no hamatatra azy kou…satria toa reko ny anarany t@ tabataba 2009 iny mantsy…..efa eritaona sy 8 volana aho mantsy no teto manaradraraha ny any DAGO……
coucou Volaniaina
maro maro amintsika , nanaraka ny tolona atraminy vaolohany , atrany TOPMADA , mitohy koa aminy tananews.
Aza manahy ,fa indraindray mila fahazavana :
=> fa ny fo dia iray ihany (izany ny demokrasia)
=> mahery ny mpitolona
=> tsy maintsy midaboka ireto foza ,
enga anie tsy ho ela intsiny , efa lany boritra aminy « sanctions internationales »
mitsipaka etsy sy ero mitady vola…
Raha i Dada R avalomanana no nanolotra azy! ka ita moa fa mety dia tsy maninona satria fanarenana mpirenena haigana sy vonjy maika alohany fifidianana izany ary kou….
Akory tenenina fa aleo mangina………
Ny ran’olona nalatsaka i tgvorika sy kriso telle voavidy vola hanambara lainga dia hitanandriamanitra !
Fa naninona ny olona voatifitra no avy tany aorina fa naninona no voan’ny bala koa teny Ambohitsorohotra?fa avy aiza marina ny tir??? I za no nanome baiko ,hasaivo tsarain’n NY COUR INTERNATIONALE DE JUSTICE ry vendrana DIA HEVERINDRAKRISTELLE HO NIVEAU 4ème ohatran’i tgvendrana daolo ny GASY, hilamina ny tany sy hipoitra ny marina ,RABemananjara no nanome ny baiko hitiFItra sy Manorohanta maika hivaDika PALITAO ary tgvorika sy monja no nitondra ny TSY MANANTSINY HOTIFIRINA dia efa heverindreto tgvendrana ho vendrana ohatra azy daolo ny vahoaka tsy MAHAY MANDINIKA aza vendrana ihany oa fa mamono biby tsy mahafaty lava izao !!!
Ny FANAMBARANA nataon’iR8 dia hita fa fanambarana efa DISO TOERANA,biby idray izany no nitifitra an’ireo vahoaka ireo,na voatifitra aty aloha na voatifitra any arina! Ny hita-poko hita-pirenena dia natao TIFITRA VONO-MOKA ny vahoaka ary iza no nanome ny baiko i LEVALO. Aza ahodina ny resaka fa ny RA ny Malagasy MANAN-JINY(ny RA ny maty tsy verivery foana amin’izao).
Tena hita ry jacta fa mpiara-dia amin’i sankalite.
Fitsarana tsy izy no natao, ka na ny fanadihadiana aza tsy vita ara-ky ny tokony ho izy dia efa mamoaka didy tsy izy.
Henatra eo imason’izao tontolo izao ireny ary manamafy ny maha(tsy izy ity fitondrana mpangalatra ity.