Ho an’i kristelle
Ianao io ve mba mieritreritra ny anaranan’ny tanindrazanao hoe madagasikara. Mba manontanay anao fontsiny aho hoe, inona no fiheveranao an’io tanindrazana mamimanay io? Sao dia heverinao fa sarin-tany tsy misy fontony aza izy io ka ataonareo ohatranan’ny kilalao. Manan-taranaka ve ianao io? Aiza ny hiafaran’ny taranakao fa tsy any amin’ny tanindrazanao ve? Sa sao dia manambady frantsaynalika kosa aza ianao io e!tsy mahagaga aloha raha izany, nefa tsarovy tsara fa na ny lokon’ny tsinay maintinao io aza tsy mitovy amin’ny tsinay fontsin’ny vazaha mihintsy ho mandrakizay. Izay miaraka amin’ny hat mantsy dia milelaka ny maloton’ireo fotsy ireo. Mampalahelo be mihintsy ianareo fa ataon’ny vazaha mitrongy ami’ny tany mihintsy dia manaraka an’izany koa i andry rajoelina sy kristelle sy ny forongony e.
Mba misaina kely fa aza miteniteny foana fa tena mankadoa na ny mieritreritra anareo hat aza.
Tsy izao ihany ny andro iainana ry kristelle fa Ilay Nahary lolohavitsika antapondoha no handahatra ny zava-drehetra. Tohizo ihany ny ny fomba ratsinao fa tandremo anefa fa MISY FETRANY DAHOLO NY ZAVA-DREHETRA. Ohatran’ny ohabolan-tsika malagasy hoe NY AINA TSY MIFAMETRA, ka eritrereto tsara sy diniho io teny malagasy io.Raha ny fahanfatarako ny fisainanao dia fantatro fa tsy ho rarahinao akory izay lazaina momba anareo na inona na inona, izay no ambarako hoe tena sendra an’izay olona tsy misy fotony no milaza fa mitondra an’i Madagasikara. Mampahory ary tena mafy satria tena very daholo ny maha malagasy an’ny malagasy.
MIala teo rajoelina dia milamina ny tany é!tsy mahavita azy dia hapetraho ny basy dia miala!!!
Tsisy reconnaissance internationale ,tsisy vola ,halatra be vava sisa no hitazomany ny pouvoir,ny vahoka MANDRY ANDRIRAN ‘ANTSY hahita izay mpagalatra valo lahy no manafika @kalchnikov,mitondra fiara sy portable hangalatra ,TAIZA NO MBOLA NISY IZANY ,jiolahy no mitondra firenena @basy sy miaramila voakarama koa aiza no tsy HO IZAO NO HIAFARANA ,malahelo anao aho ry taniko!!!
raha mbola teo i Dada efa lafo ny tolambalon’ireo maty rehetra,efa lafo i Madagascar efa tsy nihinana letchi karaninjay
Kriso telo marary saina !
Ho an’i kristelle
Ianao io ve mba mieritreritra ny anaranan’ny tanindrazanao hoe madagasikara. Mba manontanay anao fontsiny aho hoe, inona no fiheveranao an’io tanindrazana mamimanay io? Sao dia heverinao fa sarin-tany tsy misy fontony aza izy io ka ataonareo ohatranan’ny kilalao. Manan-taranaka ve ianao io? Aiza ny hiafaran’ny taranakao fa tsy any amin’ny tanindrazanao ve? Sa sao dia manambady frantsaynalika kosa aza ianao io e!tsy mahagaga aloha raha izany, nefa tsarovy tsara fa na ny lokon’ny tsinay maintinao io aza tsy mitovy amin’ny tsinay fontsin’ny vazaha mihintsy ho mandrakizay. Izay miaraka amin’ny hat mantsy dia milelaka ny maloton’ireo fotsy ireo. Mampalahelo be mihintsy ianareo fa ataon’ny vazaha mitrongy ami’ny tany mihintsy dia manaraka an’izany koa i andry rajoelina sy kristelle sy ny forongony e.
Mba misaina kely fa aza miteniteny foana fa tena mankadoa na ny mieritreritra anareo hat aza.
Tsy izao ihany ny andro iainana ry kristelle fa Ilay Nahary lolohavitsika antapondoha no handahatra ny zava-drehetra. Tohizo ihany ny ny fomba ratsinao fa tandremo anefa fa MISY FETRANY DAHOLO NY ZAVA-DREHETRA. Ohatran’ny ohabolan-tsika malagasy hoe NY AINA TSY MIFAMETRA, ka eritrereto tsara sy diniho io teny malagasy io.Raha ny fahanfatarako ny fisainanao dia fantatro fa tsy ho rarahinao akory izay lazaina momba anareo na inona na inona, izay no ambarako hoe tena sendra an’izay olona tsy misy fotony no milaza fa mitondra an’i Madagasikara. Mampahory ary tena mafy satria tena very daholo ny maha malagasy an’ny malagasy.
Vive les membres du parti politique TEZA, fidèles à ses principes.
Le nom de leur notable leader et fondateur Mox Ramandimbilahatra revient à l’esprit, la PREMIERE personne ciblée et victime des actes de banditisme accomplis par ce gouvernement PUTSHISTE!
Sans oublier la brave et héroïque Mme Hanta Andriamandrato. A propos, savez-vous que cette machiavélique gouvernement putshiste HAT impute AUSSI (en sus) à son mari Ralitera la mort de la malheureuse bouquiniste et celle d’un policier durant le sakoroka à Anosy?!?!