
escroquerie
Indreo fa mitsikafona ny mpanao ratsy sy ny loto ao an-dohany..Maivana dia ten,a maivana ka nloan’ny dobo nilomanosana ..dia indreo izy ireo mitangorona , mifampikisinkisina..fa mitady hanafina ny faharatsiany..!
Diainona no anymba fantany hanafenana ny loto mameno ny lohany ,
?
Izy ireo izao nomitambatra manohana ireo nanongam-panjakana…,koa tsy misy lalam-kombana dia las bitsika hoe : » Nahoana moa no tsy rajoelina no tohanana !Tsy misy Fanjakana ,tsy misy lalà na !
Hampianai rajoelina , ary isika antoko vaovao ireto ve dia tsy hahasarika ny sain’ny Malagasy..KO IZAO NY PAIKA :
1-ny hat dia manosika ny fitoriana ,ny fitsarana ny Presdent RAVALOMANANA MARC..
2-raharinaivo ,izay niala tao amin’ny tim ,izay tsy misy mpitarika ita maso ,mandray ny fitondrana ny Tim!
IREO ZAVATRA ROA IREO DIA MAMPIAIKY NY MALAGASY FA EFA MIHOZONGOZONA NY FANJANA RAVALOMANANANMARC :
— IZY MOA VOAHELOKA MAFY TEO AMIN’NY FITSARANA
— NY ANTOKO PAOLITIKA TIM NATSANGANY LASAN’i raharinaivo..
— NY FANANANY EFA POTIKA RAHATEO..!
— NY MPITSARA TSY VALAHARA AZA DIA NANAIKY NANAO ITY FITSARANA SANDOLA ITY..,
Ho hitanareo fa ho maro ireo Malagasy na TIM na tsy TIM no hameno ny laharantsika…!
Ary amin’izay dia ho mora ny fanatotosana ny fametrahana ny tetezamitamikarakara ny fifidianana..!
NY MALAGASY VE ? IZAY MANAM-BOLA IHANY NO ARAHIN’IZY IREO …. »
Izay ary ny tahak’izay no tetika henjehin’ireto olon-dratsy mitsikafona eop an-dombo..!
Raha zohina tsara izany dia
—-hataon’izy ireo ny hanapotehina ny Filoha RAVALOMANANA MARC (tamin’ny 17-18 novembre 2006 aza efa nofofon’izy ireo ny ainy , iny 07 février 2009 iny anie dia ny hisambotra ary mety namono ny Filoha no tena kinan,drin’izy ireo é.., dsia izao moa dia » fomonohana azy ara-pailtika no kendrena tamin’io fitsarana sandoka io)
–ireo mpikambana TIM ,izay naman’ireo namadika (rajemison ,sylla syireo 15 sombavabahoaka lasa niaraka amin’i rajoelina ,dia tarihina haka ny tim ,haka ny fitondran ’ny Tim Madagzaskara..!
Dia mihevitra izy ireo fa mandeha ho azy izany tetika izany ,ary heveriny koa fa hanaraka azy ireo mora ny OLONA TIM NA TSY TIM MANOHANA NY FILOHA RAVALOMANANA MARC..!
HO ANTSIKA TSY MATY VONOINA :
NY TOLONA NO HAMAFISO NY FANENTANANA ARY NY HETSIKA HAFA DIA MANGININGININA !
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:

NA MATY VONOINA NA TSY MATY VONOINA NY TIM, matoa niala tao ireo olana sasany dia hitany fa misy tsy mety ao ary tsy mety aminy intsony!.Tadidio fa ny an’ireo mpanao politika ireo,saika izy mianakavy dia ny VOLA sy ny TOERANA ihany no masaka ao anaty lohan’ireo.Dikany ny politika GASY mihitsy no MARARY satria efa tandra vadi-koditra(efa zatra ny tany aloha,nomena4x4); ny fahatra manampy trotraka.Fehiny izay mpitondra nifandimby teo tsy nisy nijery ny vahoaka madinika, ny paosiny ihany no fantany.Tohizo ny tolona amin’izay rehetra tokony hatao…TSY lany andro hifandrirotra eto isika mianakavy.
tolona inona loatra izany 2 taona ts mety vita izany e!!tolon’omby,sa tolotrova ,ny antrantra tsy lavo avy koa ny hafa
Marina izany ry jacta, ity nandra radomelina ity ihany no tena olona mahay sy mahavonjy fa ny mpitondra taloha teo tsy misy ilana azy daholo. Vao roa taona fotsiny i nandra radomelina no nofidianareo prezida dia efa mandroso be ny toekarena malagasy. Hatao boîte de nuits i Antsonjobe. Tsy nisy nahavita an’izany raha tsy i nandra radomelina. Mba anjaranay indray no mandoro an’io raha sanatria ka vita io
izay ny maha olomboaozina anareo,ts misy hafa tsy hanimba ny hanana hiany ,ianareo dia ho mpandroka T mandrakizay
Mba misy fitaratra ve ao aminareo ao ry gamara â ?
Mba jereo tsara aloha ny endrika ; toa feno arona !
Aza dorana izany ry akamasoa â !
Tsy fomban’ny olona endry izany ! Asan’ny foza izany, toy ny mampandihy sokatry. I nadia-kristelle, kkv …. no hisantatr’azy !
Fomban’ireo foza ireo, ny mandihy tsy hafa-tavony !
Izao indray dia mihevitra ny ho any New York, hitady felaka any indray ! Tsy ampy azireo ny nahazo hoe SANKALITE !
Iray amin’ny vokatry ny faharetan’ny krizy politika eto Madagasikara ny fiantraikan’ny sazy mihatra amin’ny tontolo iainana, indrindra fa amin’ny ala voajanahary noho ny vola betsaka azo noho ny fitrandrahana tsy ara-dalà na ny andramena (bolabola). Ny fiasana miaraka eo amin’ny mpikatroka manampahaizana manokana momba ny fiarovana sy ny fitahirizana ny tontolo iainana sy ireo fikambanana mifofotra ho amin’ny mangarahara miady amin’ny kolikoly no nahafahana nanangom-baovao momba ity heloka bevava atao amin’ny tontolo iainana ity. Ny fanadihadiana nataon’ny sampan-draharaha mahaleo tena misahana ny tontolo iainana isan-karazany no nahafantarana fa mitentina $460.000 Amerikana ny andramena (bolabola) voatrandraka isan’andro. Voalazan’ny tatitra ihany koa fa eken’ny fitondram-panjakana eto Madagasikara ity fitrandrahana tsy ara-dalà na ny andramena ity noho ny fanomezany alalana ny fitaterana kontainera misy ny andramena. Nihoatra ny roa taona no nanatontosana ny fanadihadiana izay natomboka fony mbola ny teo aloha no nitantana ny firenena. Mbola vao amam-bolana kosa vao nalaza ny momba ity lohahevitra iray ity rehefa misy ny adihevitra politika, ny filazan’ny gazety sy haino aman-jery malagasy noho ny porofo tsy azo lavina navoakan’ny sampan-draharaha voatonona etsy ambony.
Ny anay ho doranay satria misy moara miafina ao sy ody bibiolona afenin’i nandra radomelina. Tsy tadidinareo angaha ny tabataba-ndr’i jacta mianakavy fa manompo osy sy mitazona ody i Ravalomanana.
Hodoranay mihitsy tsy hahitana ny trace-n’i nandra radomelina na dia izay WC kely atsangany eo miaraka amin’ny injet, sahala amin’ny nanaovany ny tiko.
salut kintana! angaha i se leo an’ny Dada ?toa ts mitolona eto intsony
MAHAIZA MANARARAOTRA DAHOLO ! TSY AVAHANA !
J’ai un ami qui est arrivé de très loin et il a besoin d’un lieu où s’heberger.
Ainsi, je lui ai suggéré ta maison.
Je te demande de le recevoir et de l’aimer :
Son nom est Jésus Christ.
Maintenant dis à voix basse :
« Tu peux entrer, j’ai besoin de toi, nettoie mon coeur avec ton sang et bénis ma famille ».
Envoies cette invitation à tes contacts.
Jesus Christ a dit :
« Si tu me nies entre les hommes, je te nierai devant mon père ».
nivavaka i zanak’i Dad
Tady hivoaka ny vala(magro) ny omby,tsy nahazo ronono tany amin’iDADA! tsy mahavita inoninona hono dia asainy mivoaka tao »hanao inona dia ho aiza »?hijerijery tanana!
NA TIM NA TSY TIM DIA HO MARO NY HANATEVINA NY TOLONA. IZAY NO FANIRIAN’NY REHETRA ARY SAMIA MANAO NY TANDRIFINY ANY @ TOERANA MISY ANTSIKA TSIRAIRAY AVY ANY.
akoho ts nagneno karaninjay lanin’ny Kary
Ary aza adino fa rehefa mivoaka ny vala izy dia maty izay mifanena aminy , miomana fa tsy ela an!Mora izahay sady tsy taitra fa ho fongorana hatrany amin’ny farany ho voatondraka ranom-panafody mahafaty foza vetivety, tsy nivoaka izy tsy nahazo reconnaissance i foza be, ary raha mivoaka izy dia ho ecraser total ny foza, mahandrasa sy mialykirisitely an! Enga anie tsy ho tapaka lalandra amin’ny fiandrasana izay hanjo anareo ianareo fa manjary tsy afaka ampandihiziny sy haboridaniny le johell any amin’ny boaty, ih, ih!
# Fred a dit :
le Vendredi 3 septembre 2010 Ã 16 h 37 min
MAHAIZA MANARARAOTRA DAHOLO ! TSY AVAHANA !
J’ai un ami qui est arrivé de très loin et il a besoin d’un lieu où s’heberger.
Ainsi, je lui ai suggéré ta maison.
Je te demande de le recevoir et de l’aimer :
Son nom est Jésus Christ.
Maintenant dis à voix basse :
« Tu peux entrer, j’ai besoin de toi, nettoie mon coeur avec ton sang et bénis ma famille ».
Envoies cette invitation à tes contacts.
Jesus Christ a dit :
« Si tu me nies entre les hommes, je te nierai devant mon père ».