Té ho olon-dehibe Rajoelina kanefa…
.
Nafana ny kabary tetsy amin’ny kianjan’ny Magro ny Sabotsy lasa teo, nahitana solontenan’ireo ireo mpitarika ny ankolafy telo moa izany. I Fetison Rakoto Andianiriana dia nahitsy mihitsy nilaza fa : « Mijoro ho raiamandreny i Andry Rajoelina, té ho olon-dehibe izy kanefa ny mampihavana ny malagasy aza tsy hainy, f’angaha moa izy mihevitra fa ny nakany fahefana teo dia ara-dalana ? »
.
Nivonto orona ny tao Vontovorona !
.

Magro 28/08/2010
Raha nanao tatitra tamin’ireo vahoaka vory marobe izy mikasika ilay dinika teny Vontovorona dia hoy izy : « Nanana ny rariny sy hitsiny ny ankolafy matoa nivoaka tamin’ny Alakamisy teo, hay fitadiavan-tseza no tadiavina teny Vontovorona fa tsy ny famahana ny krizy mianjady amintsika Malagasy izao. Tsy eken’ny ankolafy telo raha fitiavan-tseza toy izany no hitadiavana vahaolana. »
« Diso ny filazana fa ny fifidianana ihany no ivoahana amin’ny krizy satria : ny filoha Ratsiraka dia voafidy ara-dalana kanefa naongantsika vahoaka Malagasy, toy izany koa ny filoha Zafy Albert, voafidim-bahoaka tsy nisy hosoka kanefa nahongantsika ihany koa, ny filoha Ravalomanana voafidy ara-dalana sady mamim-bahoaka kanefa mbola nahongantsika indray koa ».
.

Magro 28/08/2010
Manoloana ny feo ahely fa vato misaka ny ankolafy telo dia nanambara i Fetison fa « Tsy sakana velively ny ankolafy telo, zavatra telo fotsiny no nangatahanay hoy izy dia ny :
.
- Fahatoniana eo amin’ny firenena , avoahay ny gadra politika sy ireo mpanao gazety.
- Ireo mpanao politika maro be , nisy vao tamin’ny herin’andro no niforona dia nilaza fa tsy maintsy manatrika ny adihevitra hamahana ny krizy, hoy izahay ankolafy telo, ianareo aza antoko politika vao niforona omaly, tsy mbola nisedra fifidianana akory aza nidongy sy niady varotra ny hitady ny vahaolana maika fa ny filoha Ravalomanana sy filoha Ratsiraka any ivelany any? avelao hiverina ireo filoha ireo.
- Nangataka izahay ny hanajanonana ny fitsarana ilay raharaha 07 febroary, kanefa dia nofitahina izahay, nolazaina fa nanome baiko i Vital (PM Fat) hanajanonana ny fitsarana kanefa indrisy fa porofo mitohoka amin’ny tendany, tsy mahatana ny teny nomeny ireo milaza ho mpitondra ireo satria mbola notohizany ihany ilay fitsarana.
Voaporofo izao hoy i Fetison fa ny fitsarana eto dia tsy to teny, ary tsy manana ny lanjany na eto an-toerana na eo anivon’nysehatra iraisam-pirenena.
.
hafatry ny raiamandreny telo lahy !
.

Magro 28/08/2010
Farany dia nampita hafatra izy, « Rehefa nifampiresaka ireo filoha telo lahy dia nilaza fa tsy hamonjy ny fifampiraharahana hitadiavana vahaolana intsony raha tsy milamina ny fifandaminana ifampitondrana izany. Isika tsy hiverina hifampidinika intsony raha tsy efa mipetraka ny fepetra hahazoantsika antoka fa ho tanterahina izay rehetra vita sonia eo, ary azo ampiharina eo no eo. »
.
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:



Ny an’i R8 mianakavy ny hivoaka ny efitrano ihany no masaka ao anaty lohany(eny amin’ny FITSARANA ka hatreny VONTOVORONA).Ny antony raha tsy eo iDADA tsy mahavita inona na inona,manakiana fotsiny fa tsisy vahaolana. Izao dia hoe tsy hidinika intsony? tsy misy miraharaha an’izany matoria ao an-trano mandrak’izay fa ho tonga iDADA!.
Ny anao ra jacta ny fahatahorana sy tsy fitiavana an’i DADA no betsaka ah! nefa na tianao na tsy tianao dia tsy maintsy tafaverina i DADA ary Izy ihany no mbola ho safidian’ny vahoaka Malagasy satria mahavita azy.
jacta,
DADA sy ny vahoaka ao antranony iany dia mahatapina ny lalankalehan’i Domelina : 18 mois tsy nahazo reconnaissance.
Ianareo HAT movovo, mivenjivenjy etsy ero fa ehe !
Any antranony DADA mitazona ny Laklé dia fanina ny TGVendrana sy ny mpanohana azy hihihi !!!
dada a! dada a! modia amizay oe fa mitomany ny ankizy!! apijalian’ny zoky !! kamboko aza mody zany fa mapikorotana vahoaka eo indray ty aza efa tsy hitan’ny FAT ze anaovana azy kô aleo mba ho tena olom-baovao indray no ho eo olona bola sy be politika ôtran’ireo izay rehetra nitondra teo aloha sy ny mpitondra FATY izay mampijaly vahoaka! tetezamita fohy nefa iniana alavaina hatrany !!tena TGVenrana tokoa!!!
MATAHOTRA NY FIVERENAN-DRAVALO ETO IREO Ë.
MASAHIA MANDAINGA IZAY TSY HILAZA FA:
- no déclencher haingana io raharaha io hanetsemana ny fitakiana teny @ Magro ny fiverenan’i Dada eto an-tanindrazana, fotoana talohan’ny 26Juin teo?!
.
HAFATRA HO AN’IREO « ABSENT » ETO AN-TOERANA: bordel sy atmosphère sauvageon no fond de théatre nolalaovin’ireo « JUGES de la Partie HAT » tao amin’ny tranon’ny tribunal Anosy faram-paran’iny herinandro iny.
.
Kanefa anie rey oln : Anisan’ny point iray tsy tokony ho adino ny resaka « IMPARTIALITE » eo amin’ny jugement, fa indrindra point matetika amafisin’ny Communauté Internationale ê!
marina daholo izany r zalah fa sahala ny an ny zokinareo r zalah a! na iza naiz tong eo ts maints manatanterak fa leilah lebe nanao sonia! eny fa na dia mb manana nfirehankvtr sy fijer poltik fjermpiarahmonin toy ny olon rehetr iany aza! samia ho velonaina ho tahianAtra fa hita eo iany ny tena ahatafavoaka an igasikara: dia mbol manatrik eo iany ny zokinareo amizay dia ts hovaovaina tsony ref mandeh! zay
dada malalao!
razana ianao fa tsy olona
raha tahiny ianao ka miverina
tsy anisan’ireo fokonolona
iza kay no mihira anio?mbola mety hahita io cd anio ve za?mirary tontolo andro ho an’i zanak’i dada
mba hoe hanao reconciliation nationale hono nefa ny fampihorohona fanagadrana mandeha ihany…. ary ahona ilay mandat d’arret intl!!!! tena vendrana!!!!
i dada ve zany vendrana izany?non tsy vendrana iny fa tia tena kely ka izao lasa nitsoaka izao
Misy dikany inona moa izay fitsaran sandoka sy mpitondra sandoka… Ianareo koa no te hivaky loha amin’izany. Ny pendaison-nny fat-n’alika no diniho ny hanaovana azy fa efa antomotra ny fotoana
t tao tsy dia mahagaga laotra anie ilay vaovao e, tsy efa impiry izahay isika no nahita toejavatra tahaka izao ataony ry faty reo . Izay no lojikany.
IO mitovy aminy gaz lacrymogne ihany, rehefa be laotra tsy mampataotra intsony , efa zatra
Ary inona moa no andaniana andro miano ireto mmpanaonao politika: olona 1 = parti politika 1. Voretra firesaka, mahamenatra.
Ny vahoaka no mifidy ny olona tiany hitondra azy. Aoka io hipetraka tsara.
tsy mataitra an’i Dada sy ny zananay le didim-pitsarana.Efa matahotra ny foza satria tsis pointuran’Dada raha @fifidianana ! en+ mathotr’ireo fa raha mlamina ny tany de hotsaraina ny nandoro ny RNM,ny asa fandrobana,ny bois de roses ,ny nanao kitoza ololna ,sy ny nitarika olona teny @faritra mena (le mpamporisika)
sady ireo ko ange na hilatsaka hofdina sefo-pokotany ,na sefom-pianakaviana aza tsis hifidy
indrindra fa le be vava be teny Ambohidratrimo t@ presidentielle 2006 hoe ,ronono hono no ain’iDADA fa ny azy Là là na ny valin’ny fifidinana nefa t@io DADA= 85% ,SAKABE=4,05% iony tsy levon’ny vavaoniny ka nahatonga az nanaonao foana de namidy ny téle sy radio fa banky ,de n-tady hevtra namitahana an-Tananarivo t@ alalan’ny fifidianana ben-tanana (amzao tsy 63% tsony ny an’reo fa 0,63% aleo angé ho avy eo ny fifidianana e!!!!
aza mano vavan’ny pivarodronono e! tsy misy dikany koa tsy asaina mody i dada?asaivo mody i dada na izao dia izao rehefa ts misy dikany fa manina azy iMerikasinina
Miarahaba anareo indray
-
Aza mety rebirebin’ireo tapa-doha ireo ianareo.
Tsy misy tokony iresahana na handaniantsika andro amin’ity resaka procès BIDON ity.
-
1) NY MAMO INDRAY NO MIANTSO POLISY !
2) NY MPANGALATRA INDRAY NO MILAZA FA TOMPON’NY ENTANA NANGALARINY !
3) SOKINA NANANI-BATO KA TAPI-DALANKALEHA !
-
Mirediredy sisa mandrapahatapitry ny ainy, « ho faty iany ve tsy handrovo-tsihy » hoy ny Taolo e !
mikorontana i M/car satria matahoatra an’i Dada daholo ny foza,fa iza nefa no nifidy ny fat ????? Anontanio tsara Ingahy Rasolojaona Mamy Ray aman-dreny najoro fa izao no teniny » ie izy aloha dia lany e »!!!! satria nanontian’ny Pasteur-nay hoe fa maninona no tsy avela mody Ravalomanana sa atahoranareo ho lany ?? dia izay no valiny
Tena marina izany Ra belts
-
Ataony daholo izao sy izao fa « tsy lasa » hoy ny jiolahimboto e !
Ils sont toujours à la case départ dia LASA ADALA no niafarany. Mba te hifaninana amin’i Président Ravalomanana fa tsy tonga eo amin’ny chevilles-ny akory ity mpampandihy. Lozabe !
Izao ry zalah a!. Efa impiry moa zao Rajoelina no namoaka didim-pitsarana ho an’i Dada fa tsy nisy nanatanteraka mihintsy ny rehetra. Hatr@ fampisamborana azy any ivelany aza ve tsy efa nataony fa tsy nisy nanaraka ny baikony mihintsy ny iraisam-pirenena. Rehefa kelikely eo minoa fotsiny iany fa Rajoelina mihintsy no mety hiharan’io didim-pitsarana io ao aoriana kely ao. Ary izao ry Krizy Taila a! raha hoe mamy ny vahoaka sy sahy hiatrika ny fitsaram-bahoaka ny foza oranareo dia asaivo esoriny ny fefy hazo mameno ny zaridaina rehetra eo @ Kianjan’ny 13 May fa marikoriko mihintsy ny mandalo eo? Tena hita mihintsy fa mifezaka be amin’ny dadanay Rajoelina kanefa miseho milay ery. Ny anay aloha dia aleo mihintsy olona hafa mihintsy ny mitondra io tetezamita raha mbola tsy tafaverina i Dada @ izao fotoana izao, fa Rajoelina efa 2 taona latsaka izay no teo tsy misy zava-bitany fa ny atidoha poakatiny foana no hitondrany ny firenena sy hanapotehina azy. Ho an’izay mbola hidinika dia ataovy izay hanoloana io filohan’ny FATn’alika io fa mijaly ny vahoaka.
Clap clap clap à mes amis légalistes:
les souris qui dansent
et aux singes de continuer de réciter!
Oadray ry Hary a !
Olona DJ ve dia heverinao hahavita n’inon’inona ? Mampandihy sy mampisotro zava-mahamamo iany no hainy. Noheveriny fa piste de danse ny tanindrazana ka avy eo vao kepoka !! ‘ty vao t.. hoy izy nefa tara loatra. Fallait y penser avant !
Mihomehy footsiny aho, fa misy miseho azy ho tena raitra be ny Mpitsikera, tsy sahy mitonona ho faly RAHA voasazy sy TSY MIVERINA NY sem RAVALOMANANA;
aOKA TSY HOLAZAINA aloha NY PSEUDO ENTINY, FA MAHALALA TENA EO IHANY IZY .
Fa ireto mba misy vaovao roa azo hitokisana, ary mifanohitra amin’ny zavatra nolazain’io olona io .
_http://www.google.com/hostednews/afp/article/ALeqM5gSXYiafd4av-fmCZZZZ0qUZ3UWfw
Io ny iray ary ny faharoa dia ity :
_http://njnb.wordpress.com/2010/08/30/sans-les-gants-et-bientot-sans-les-dents/
Misaotra an’i Njnb aloha e ! Tsy miteniteny foana, ary mitondra porofo amin’ny zavatra lazainy. Tsy misitrika koa milaza ny marina.
tsy miteniteny foana fa manonofy
kkv+B+ dondrona etc…
Manonofy atoandro be an !
Vitao alou ny Lala sy Noro vô manao procès procès dans la cours de recré. OK ?
Ent attendant, fais en sorte que Raminoun ait de quoi boire !!!!!!!!
Maniry ny hiverenan’i SEM M.RAVALOMANANA anie ianao r’i Kristelle fa fantatro e !
Ny vava no tsy miloaka.
Mahita fa tsy lasa alavitra ilay Dondrona sady miteniteny foana no manonao foana : Tsy misy ilà na azy e !
Raha mbola tsy mahatsapa izany dia mino amin’izay aho fa isany koa ianao !
En tout cas, je n’aimerais pas etre à la place du Kouch(dehors)ner. Le PS va gagner, osera t il rester dans le PS ou rester definitivement avec l’Extreme droite pour l’esclavagisation des noirs après celle des Roms ?
Son nom sera synonime de l’esclavagisation(selon son terme) de l’Afrique et…..DES NOIRS.
Pour les africains, ce sera l’homme qui fera perdre la Gauche en France !
iza indray no iriako ho vonoiny?olona nandatsa dra Malagasy mitovy amiko ve dia hanana fo mitepo azy aho?sanatria anie izany
Tsy olana loatra na mitepo na tsymitepo fo ho azy ianao, fa ny olana dia ny olona mety domboin’ny Frantsay. Omena tapany dia mandoa erany. Ohatrinona izany izao no azonao tamin’ny Mpanjanaka ? TGV efa nahazo ny azy, ary ianao ?
Ary ny malagasy domboin’ny HAT, tarihin’i TGV… matin’ny hanoanana, mba nahazo ny azy ve ? Sa avela ho faty any izay ho faty, fa ny firinga mihevitra no tohanana hampitombo 4×4 ?
Natambatro ny soratra nataon’i kristelle teto fa hita mibaribary fa tsy fitiavana an-Ra8 no tena votoatiny … asa angaha nisy zavatra nanjo azy mafy t@ fiainany – kofona t@ yaourt sa kenda t@ fromazy … Ny sisan’izay dia tsy misy resaka azo raisina na hoe vokatry ny fieritreretana fa dia fanaratsina ihany raha vao resaka Ra8.
kristelle a! efa mazava ny tianao lazaina. Tsy vendrana izahay na hoe tsy mahay mamaky teny : Ra8 daholo no nahatonga ny zavatra tsy mety rehetra ao Madagasikara, aleho ho maty any afrika atsimo izy. Tsy tsotra kokoa ve manoratra izay indray mandeha dia vita !
Manomboka mankaleho mantsy satria mandany ny andro sy mibahan-toerana etoana fotsiny.
Raha izaho ianao dia tonga dia ataovy fotsiny hoe : Ra8 no antony dia ampy.
non piaray tanindraza amiko iny ! sanatria aladian’ny lela hanozina azy ho faty ,ny famonoany olona aza hibebahako azy mba hemeala azy Andriamanitra izay fantany ka tonony isanandro,tsy manampahavalo ny tenako
misy fotoana aho aloha @ maha olombelona ahy tsy te hanana fo mitempo ho azy raha ny 7- 02 2009 no mitamberina nefa ny soratra masina milaza hoe reseo amin’ny soa ny ratsy dia mivavaka ho azy aho,tsy afeniko aloha fa tohina ny foko izay aty Antany lavitra no maita ny Piray Tanindrazana amiko nataony vono moka tsy zakako ,ary anisany nanosika ahy itolona ho an’ny Tanindrazako na dia tsy any aza aho satria tsy mendrika mpamono olona ny Taninay
Ny domelina, dia ho domelina eny foana !
Tssssssssssssssssssss !!!!!!
Rediredy folo taonina ny an’ity gamara ty ! Mbola tsy ampy an-tena ve izao fahoriana mianjady amin’ny malagasy izao ry foza kely â ?
Nandatsahin’i domelina inona mihintsy ‘ty ?
_http://www.madanight.com/edito/390.html
madanight ? J’apprecie pas trop ! Désolé.
Ary Kintana ary toa manao fialan’ny Jiosy ?!! Sa…
Izahay efa nivory. Misy planina sa ahoana ny tohiny ?
Tsy misy fanomezan-tsiny akory e !
izao no vitany TGV sy ny forongony ary ny foza sy ny mpanao politika ah! ary ny tafika sy ny vahiny mpanararaotra sns….
_http://fr.globalvoicesonline.org/2010/08/22/42340/
Mba mahaiza mandalina ho’ah ity saina fa aza dé mapiseo ny fabadoana e!
Mba fatatrareo zay mino ity fitsarà na hafahafa ity ve fa tsisy lalà na mitsy naiza naiza milaza fa azon’ny fitsarana tsotra atao ny mitsara chef d’Etat mbola reconnu eran-tany!!!
Tsotra sady mivandravandra ny tetikadin’ny putschistes e : Nataony aloha izay fomba retra tokony nandrodanana ny fahavalony ka refa tsy nahomby t@ io tateraka ilery dé ny tribonaly indray no nataon’ilery fitaovana!!…Dé lalaoviny @sentiment koa ny vahôka @ oe « maty ireo tsy manatsiny! ». Aza mba doma e! – Tanà na tsotra aza leretsy asiana piambina ka raha misy mananika dé tsy maintsy manao ny asany ireo ka lapa ve leroa no ho tafihana dé mba inona no nataonareo ra teo @ toeran’ny miaramila niandry ny lapa ianareo!!?? Ary izao koa e : na @ fomba ahôna na inona dé tsy mbola misy idiran’io fitsarà na io koa e, manana ny tribonaliny ange ny armée e! Ra sanatria ka nisy fadisoandreo dé ny tribonaly miaramila no tokony manapaka.Tsy lasa mitsy ity fanjakana midrikina @tsy rariny ity e!
Ndrôôôôô ! Lasa nisalotra ny akanjofotsin’i Mère Thérèsa i KKV nony injay notsindronin’ny FrankRR. Tena mivà marina leroa ity sipan’i Ramino ity. Izay zà vao tena niaiky !! Ni pô-tsakotra !!!!!
Hoy Papanay izay : « Aza miady @ adala fa ifindran’ny hadalà ny » !!!
ZAPEO fotsiny dia vita ny baolina !!!!!!!
Zapena de vita : Match NUL ny bôle !
DADANAY tsy manatsiny eh!
_http://french.irib.ir/info/afrique/item/100838-lex-president-malgache-exile-rejette-sa-condamnation
Nitono tena toy ny papelika i Lava ninifffff nanao io procès bidon io. Nandoto tena toy ny lambodia nihosimpotaka.
Zay vao tena bye bye ny aminy ! Tsy avotra intsony !
i Kintana efa nanaraka an’ny Raharinaivo,itan’ny fred hiany i dadabe fa sarotahotra