
Désobéissance Civile
LA DESOBEISSANCE CIVILE !
FIDRIKINANA TSY MANAIKY MANAO ASA TSY MIFANARAKA NY ARA – DALANA SY MIFANOHITRA AMIN ’ NY FIERITRERETANA NY SATAN ’NY ASA ATAO AMIN NY FAHAMARINANA SY NY FAHAMASINANA
NA INONA NA INONA ANDRAIKITRAO EO AMIN ’ NY FANAOVANA NY ASA -PANJAKANA (mpitsara ,mpanozon-doha , paolisy ,zandary ,miaramila..na olon-tsotra ) DIA MANA FAHAFAHANA IANO MANDA ,TSY MANAIOKY HANANTANERAKA NY BAIKON ’ SASA TSY MIFANARAKA AMIN’NY ERITRERITRAO RY MIFANOHITRA AMIN’NY FAHALANAO NY NY ARA-DALANA ,NY RARINY SY NY NY HITSINY MIKASIKA NY ASANAO !
Mbola mahahagaga Anao ve ny fika sy ny hevi-dratsy nokotrehan-drajoelina sy ny ireo miaraka aminy ?
Mbola misy mihevitra fa ny tombon-soan’ny Vahoka no nasika ireo jiolahy ireo nanongana ny Fanjakana ?
Ary iza Amintsika no mba nahatsikaritra fa nisy eritreritra toa ny singam-bola fotsiny aza mikasika izay mahasoa ,mahatsra ny fari-piainanan ’ ny Maagasy ?
Ny ita sy tsapa dia ny fanapotehina isan’andro io fari-piainana io..ary etsy an-daniny ny fitomboan’ny harenan’ireo jiolahy ireo tao anatin’izay fotoana fohy nifandimbiasany teo amin’ny fitantanana ny fangalarana ny Firenena !
Ankehitriny i rajoelina sy ny forongony dia voakenda ary mihazakazaka ao ambany frafra mba handositra ny fanenjehana ,ary dia mitohy manaonao foana
-ny famoriana teny IVATO antoko paolitikarera-bao ,mbola tsy misoka-maso ,mbola tsy mahy mandeha.,tsy mahay manorara..fa npetraa amony seza mba hanabe n isan ’ ireo ivory..!
Ny akamaroa n’ireo mpivory dia tsangan ’lona.entina handresena lahatra »ireo mpijery eto an-toerana sy any ivelany » fa manana ny lanjany ty jiolahy maivan-doha ity..!
Io jiolahy io no nobaikon’ny mpanjanaka mipeyraka eto M.kara (frantsay ,karana ,malagasy..) ary nnanaraka nytoro-hevitry ny diplomates frantsay am-perin’asa..!
Io olona foka io no nasaina nanapotika ny orin’asa teto ANTANANARIVO ,izay nahafoana ireo ppn ilay ny Vahoaka , nahatonga ny fanidiana ireo ozina nampiasa Malagasy marobe noho izany namphantra fianakaviana betsaka izay tsy nanana fidiram-bola intsony !
NY FRATNTSAY RAHA NIDITRA TAMIN’IZAO FANDEMENA NY FITONDRANA MALAGASY DIA NY TOMBOTSOANY NO TADIAVINY HATSARANAY , NY KARANA TOA IZANY KOA !
FA IRETO MALAGAY » NETY NIRAY TSIKOMBAZKOMBA » TAMIN ’ IZY IREO MBA NY TOMBONTSOAN 4 IZA NO NAHATSARAINY ? : nameno nypaosin ’ izy ireo ary NANAMPY IREO MPANJANAKA HANAMORA NY FANDROBANA NY FIRENENA MALAGASY..!
Dia ireo mpanamora ny fandrobana ireo no
– nandrava ny Fanjakana ary NAMAFA NY FAHEFANA TETO AMIN’NY FIRENENA
– NAMONO NY LALANA IZAY TSY MANANA NY LANJANY INTSONY
-no NANIMBA NY FANDRIAMPAHALEMANA..!
Dia nisambotra an-keriny , tsy nisy fanajana lalana , dia nmpiditra am-ponja ireo olona nosamborina ary tsy no tsaraina..
Eken ’ny Rehetra fa adala i rajoelina , fa miasa mangina manampy azy ny frantsay ..
FA IRETO MPIASA-PANJAKANA , MANDRAY KARAMA AVY AMIN’NY HETRAN ’ NY MALAGASY ,IREO FONSIONERA MALASY IREO ( paolisy ,zandary ,miaramila ,
mpitsara , mpanozon-doha ,greffiers..) DIA ADALA TOA AN-DRAJOELINA DAHAOLO KOA VE..!
NY TOMBOTSOAN ’ OIZA NO AROVAN ’ IZY IREO ?
DIA MIN’NY FAHARAVAN ’NY FITONDRANA SY NY TSY FISIAN ’NY FAHAFANA IZAO VE DIA IRETO MPITSARA SY MPANOZON-DOHA DIA SAHY MITSARA ,, SAHY MANASAZY , SAHY..MILAZA FA MAMPITRA NY LALANA IZY IREO ?
SAHY VE IZY IREO » HILAZA EO AM-PANONONANA NY DIDY FA AMIN ’ NY ANARAN ’ NY FIRENENA MALAGASY SY NY AMIN’NY FIANDRIANAN ’NY FIRENENA NO HAMOHAN ’NY DIDI-PITSARANA ?
RAHA TAFAVERINA TOKOA MOA NY ARA- DALANA ,DIA HO AIZA IREO MPITSARA IREO , AMIN’IZAO FOTOANA IZAO VE DIA SAHY HIJERY NY OLONA MIFANENA AMINY IZY IREO ? SAHY HIJERY NY ZANANY ,NY AFIKELINY IMASO IMASO E IZY IREO ARY HITENY : » INONA ARY NO HATAOKO ? IO NO ASAKO ! »
MPITSABO AHO..ARY MIHEZKA MBA TSY HISY HANEMBATSEMBANA NY FAHALALANA ENTIKO MITSABO !
TSY HANAIKY MIHINTSY AHO » HO FEHEZINA , HO BAIKONA HANAO FITSABOANA TSY EKEN’NY SAIKO SY NY FANAHIKO ARY MIFANOHITRA AMIN’NY FAHALALANA HAIKO ! »
HAVERIKO NY TENIKO ETSY AMBONY :HOY AHO HOE :
-NY FRANTSAY IZAY NITONDRA ITY FIRENENA ITY SY NITANTANA NY TOEKARENA ARY NANAO NY LALANA TETO NANDRITRY NY ZATO TAONA MAHERY DIA NANAO IZANY MBA HAHAOA SY HAHATSARA NY TOMBOTSOAN’NY FRANTSAY !
-IREO KARANA VAHINY (misy Malagasyizy ireo ) DIA NANAO TOA NY FRANTSAY
-FA NY MALAGASY ,TERA-TANY MALAGASY ,OLOM-PIRENENA (CITOYEN ) MALAGASY NY TOMBOTSOAN ’ IZA NO MBA NAROVANY TAMIN 4 NY TSIKOMBAKOMBA NATAON’IZY IREO NIARAKA AMIN ’ NY FRANTSAY ?
RY MALAGASY MPIRAY TANINDRAZANA ,
FANTANTSIKA REHETRA FA IO TSIKOMBAKOMBA IARAHAN ’NY MALAGASY SY NY FRANTSAY NO FOTOTRY NY KORONTANA ,IZY VOKATRY NY FAHASAHIRANANA NTERAK IO FANJANAHANA AMORAIN ’ IRETO MALAGASY TSY VALAHARA IREO..
TAONA 2010 ISIKA IZAO..LATSAKA AMBANY DIA AMBANY NY FARI-PIAINANTSIKA
NIAINAKO ,NIAINAN ’ IREO NIARA-NILALOLAO VOVOKA TAMIKO IZAO FAHORIANA IZAO TAMIN’NY TAONA 1951 (ENIN-TAONA TAO AORIAN ’NY 47 )!
IRAIKA AMBY FOLO , ROA AMBY FOLO TEO IZAHAY TAO AMIN’NY KARTIEN’ANKADIFOTSY ! TSY AFAKA NIANATRA IZAAY ,SATRIA TSY VOARAY TANY AMIN’NY SEKOLI-PANJAKANA ARY TSY NISY VOLA NIDIIRANA TANY AMIN’NY »ECOLES LIBRES »..!NAHARITRA ELA IZANY TSY FIANARANA IZANY ! NY TAONA NANDROSO..!FIRY IREO NAMAKO NO TSY NANOHY NIANATRA INTSONY !FIJALIAN-TSAINA IZAHAY MBOLA ZAZA ZANY !
NY LAHATR’ANDROIAMANITRA TSY TAKATRY NY SAINA..FA TSY ADINO IZANY FHORIANA IZANY
DIA IZAO MIVERINA IZANY TOE-JAVATRA IZANY 59 TAONA ATY AORIANA ! TSY NOHO NY FAHASAHIRANA ,FA NOHO NY HETRAKETRAKA ,FA NOHO NY TSY FITIAVANA ,NOHO NY FIALONANA ,NOHO NY FITIAVANA FAHEFANA DISO BE LOATRA ,KA NOHO NY RESY TAMIN’NY FIFIDIANANA TAMIN’NY 16 DECEMBRE 2001 VE I RATSIRAKA DIA TSY ANANAIKY HO RESY FA TSY MAINTSY NANAO VALY FATY ,TSY MAINTSY NANONGANA NY FILOHA RAVALOMANANA MARC ,IZAY NIFIDIAN 4NY MALAGASY INDROA NISESY ,ARY TSY NISY MPANOHITRA NAHARESY AZY.!
DIA NY FANONGANAM-PANJAKANA VE NO ANY MBA HERY SY HEVITRA NENTINA NAKANA NY FAHEFANA..!
RESAKA ANDREBIREBENA NY MALAGASY Y ANDRAIKITR’ I RAJOELINA TAMIN’IOFANONGANAM-PANJAKANA IO ! ZAZA TSY AFA TAI-BODY TOA IRENY VE DIA HAHATAKATRA IZANY FANONGANAM-PANJAKANA IZANY ?
NENTINA NANAMPENA-MASO NY MALAGASY TSY MANADIHADY IZANY..!
ARYIZAO DIA HAROSO NY »RECONCILIATION »!
RAHA MBOLA MIDITRA AMIN’IZANY FANDREBIREBENA IZANY ISIKA ,RY TSY SAHY MIJERY AKAIKY NY ZAVATRA NISEHO ARY TSY SAHY MANDRAY ANDRAIKTRA HANADIOVANA NY FIRENENA DIA HITOHY IZAO KORONTANA IZAO !
NY FILOHA RAVALOMANANA MARC TAMIN’NY FARAN’NY TAONA 2008 DIA NANAO VOLAVOLA-DALANA MIKASIKA Y FEPETRA MIKASIKA NY FANAOVANA PAOLITIKA ETO M.KARA!
IREO MPANOTRA TREMALAHY TSY NANATRIKA NY FIVORIANA NAMOLAVOLA IO LALANA IO ,IZAY VOAFIDIN ’NY ANTENIMIRA – PIRENENA..
IO LALANA IO SY NY MAP NO VATOLAHY NATSANGAN ’ NY FILOHA MALAGASY HO AN 4NY MALAGASYU !
NA INONA NA INONA FIKA SY HEVI-DRATSY HATAON ’ I RAJOELINA SY IREO OLONA MIAFINA AO AN-DAMOSINY ,NY ACCORDS VOASONIA TANY MAPUTO DIA MIARO NY MALAGSY SY NY FIANDRIANAM-PIRENENY ARY NY TOMBOTSOANY !
MALAGASY ISIKA NA OLON-TSOTRA NA FONKISOANERA SIVILY NA MIARAMILA KA TOKONY IZANY FIANDRIANAM-PIREBNENTSIKA SY NYTOMBOTSOANTSIKA NO IMATIMATESANTSIKA SY AROVANTSIKA REHETRA !
MIDRIKINA ISIKA ,TSY MANAIKY NY FAMOTENANA ANTSIKA..!IUZA NO HANAIKY IO DIDI-PITSARANA IO !
JEREO SY HALAHO TAHAKA NY ROTAKA ANY TULEAR !
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:

KA tsy misy hatahaorana an’io didimpitsArana io ange é! i Madagasikara tsy nahazo reconnaissance internationale ,tsisy VALEUR-NY fa inona no dia hirahina an’io ,hatao fiHOMEHEZANA IO SATRIA NULLE ET NON AVENUE !!!NY TAHOTRA ANDRA8 NO BETSaKA !!!TSY TIANY HIVERINA ETO MADAGASIKARa RA8 SATRIA BE MPANONTANY!
Tsy vao izao no nahenoana an’io ,le chien aboie la caravane passe,hihomehezana fa fitsrana’ny mpangalatra ,jiolahy ve no milaza hiitondra firenena be ty dia izao ny vokany halatra sy lainga sy fitsaran’ny baroa,izay olona vendrana ohatra azy no mino izay lazainy na ireo olona tsy mba mahazo vaovao fa hono2,HATaO FIHOMEHEZANA NY FITSARANA VEnDRANA OHATRA IZAO FA TSY HASIANA SIRA SADY TSISY VALEUR MBA TSY NATAONY AZA HOE /HOTAPAHINDOHA @fialonana sy ny FAHATAHORANY ANDRA8!!!raha azony novonoina dia nataony miintsy soa fa lasa any ampita aloha ra8 sinon tsy nahamenatra andreo ny namono azy toy ny nataony ta@RATSIMANADRAVA !!!
Tsy azo hamoraina intsony izao satria tena izao no atao hoe : DIFFAMATION PUBLIQUE.
Mety hanomboka ny DESOBEISSANCE CIVILE ! Ary mino aho fa efa manomboka aza ! Mihetsiketsika ny Miaramila mpinono sy miakatra grady amin’ny Fangalarana sy famonoana ary ny fisamborana amin’ny tsy antony.
Ireto Adzedà tsy manana diplaoma sy vendrana ataon’ny vazaha irakiraka.
Tsy azo hadinoina fa RATSIRAKA sy Pierrot no ao aorian’izao afo mirehitra izao.
Aoka hazava;rehefa namono ny vahoakany dia meloka(voaheloka ny dikany).Noho izany fitsarana eto amin’ny tanana iny, mihatra eto amin’ny tanana!.Teneno ny fitsarana hoe tsy misy dikany iny fitsarana iny!.Tsy misy dikany ny mpitory sy ny manana ny maty(71), satria ny AINA misy in-DROA?(vonoy fa tsy olana io fa izaho no DEBA?).Olombelona ireo mitovy daholo isika rehetra, Andriamanitra no mandidy ny AINA.
bravo jacta thanks