Jesosy reharehako

30 août 2010



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. JESOSY MAMONJY TAO AMBANJA-Nitafihin’ny mpino avy tamin’ny toera-kafa
  2. Vidéo tirs à balles réelles

11 Comments

  • volaniaina dit :

    misaotra tompo oh!
    fa lehibe ny asanao, manazava ny sainy izao tontolo izao ka nahita fa tsy manatsiny DADANAY! misaotra A/TRA Oh!ilay RAY tsitoha ,ilay vohalohany no sady farany misaotra JEHOVAH! A/TRA RAYamene!

    misaotra jesosy zoky be fitia oh! amen!

    _http://french.irib.ir/info/afrique/item/100838-lex-president-malgache-exile-rejette-sa-condamnation

  • volaniaina dit :

    faly aho manana any jehova ilay RAY be fitia sy jesosy kristy fa izy no miharo anay malagasy ary handry @ haimaintso aho ary tsy hanajava mahory amen!

  • kristelle dit :

    Andriamanitra antsoina anefa dia mpamono olona sy mpanambany tsy mitovy hevitra,ireny piatsara velatsihy ireny dia ho faizin’Andriamanitra ary voakapoka

  • GBD dit :

    aza manompa Andriamanitra ry dame pipi vendrana â !

  • jacta dit :

    « Izay tsy mahavitany mampiseho ny heviny dia lasa miteny ratsy ». Nefa ny zanak’iDADA eto dia manompa sy miteny ratsy no hainy sy mba talentany. Atony tsy misy ati-doha entina miady hevitra,asa inona no tena ao anaty lohany?I DADA ihany no andrasana amin’izao rehetra izao,tsy mahagaga izany amin’izao zava-misy izao…

  • mamisoa dit :

    O ra jacta an! Dada iny ary tena dadany, fa iza indray no tokony andrasanay? Ny anareo ny fitsarana tsy ho ela, matoa mihitsoka ianareo dia tsy mahavita azy ny dj nareo, ampandihizo vao mampandihy, ny anareo ny gros bras, ny frantsay, ry nrohanta ry cemgam, le noely le chares, rasmus, asterix, savony vava, ry jodasy mianakavy, dray ilay sisan’olona e! Ny anay DADA? DADA, DADA! Aza mitonantonana aty anaty ny tanananay aty fa ny anareo tsy hidiranay, tsy ilainay ny maneho ny hevitray aminareo fa izahay tsy midinika amin’ny mpangalatra, koa inona no hitonantonananareo aty? Miala fa manamaimbo tanana! mba jereo ange 13mai e! maimbo maimbo ohatranareo e!

  • volaniaina dit :

    _http://69.90.162.60/~o101925/images/Condamnation.jpg
    IREO NO LEHIBE ANAREO TOMPOINAREO OH!

  • volaniaina dit :

    oh! ry GBD ah!
    ny devoly sy ny satana tsy mataty ny hanononana ny anaran’-A/TRA! fa tonga dia kivy ry kiva
    KK+B eh!

  • rakotojaona dit :

    Ramatoa sy Andriamatoa isany,

    Manoratra eto ny tenako @ maha olontsotra ahy, ary koa nohon’ny maha zanakam-pielezana, maha zanakin’ny antokom-pihira « HOSANA » amin’ny endriny rehetra.
    Iangaviana isika mba tsy hampiasa ity hira « jesosy Reharehako » ho amin’ny resaka na firehana politika izay mitarika fifandirana sy fifanaratsiana amitsika samy isika.
    Ny hira dia atao mba hampihavana ny mpiaradia ny Tompo, natao koa mba hampirindra miaraka ny feontsika mba hanandratana ilay Avo. Atambaro ary ny herintsika, ny talentantsika.
    Ampahendrena, misaotra tompoko.
    membre sy zanaky ny mpamoronkira

  • olontsotra_ dit :

    Nampianatra antsika hifankatia ANDRIAMANITRA fa tsy nampianatra antsika hifankahala. Tian’ ANDRIAMANITRA daholo isika rehetra. Mahereza mivavaka sy mampihatra ny fampianarana nomen’i JESOSY KRISTY Tompontsika eo amin’ny fiainantsika isan’andro. Tena Mpanavotra antsika tokoa izy ho an’izay mino sy vonona ny handray azy.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site