.
Jereo koa ity : Meloka ve ireo miaramila niambina ny Lapa ?
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:
.
Jereo koa ity : Meloka ve ireo miaramila niambina ny Lapa ?
Related posts:
Ireto misy Tompon’antoka hitako
_http://www.lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&view=article&id=5678:didier-ratsiraka-indesirable-en-france-&catid=41:politique&Itemid=55
Deba no tompon’antoka voalohany
Ny faharoa eto ambany .
Ny faharoa dia jereo ny hoe « GADRAIKO INGAHY » eto hoe iza ?
Itony Kolonely itony avy aiza ? Dia azonao tsara ny tiako ambara.
_http://jentilisa.blaogy.com/category/122/179
Fa indro kely anie Jentilisa a !
MARESAKA AVY ETO angamba no tena izy…fa tsy dia hoe MAHARESAKA VETO.
Aza omena tsiny e ! MAHEREZA !
Ka izao no vokany rehefa tsy miheritreritra sy tsy misaina ,izao mijaly sy mahantra tsy manankohanina ,mbola aiza ny hanaovany anareo,ka mahazaka ny onjany rehefa mijery an’ilay sary aho dia hoy aho hoe haleo ho faty ao daholo fa zavatra notadiaviny ny gasy kely saina hoatrany alika tsipazana taolana .Raha maheno ahy enao Atoa filoha Ravalomanana,dia aza miverina any Mada intsony fa haleo hifamono ao izy miainakavy,efa nahavita be enao fa ireo vahoaka no efa gaigy tsy mahamenatra an’ireo ny hamono anao ka aoka enao hitandrina tsara.
ny meloka dia i TGV sy ny forongony izay efa namolavola ny tetika sns…..i andry TGV mivady sy dolin ary monja roandefo sy i zanaky randremanjato Richard sy ny taranany sy ny forongony TGV foza sns…….ny tafika koa ary ao anatiny Charle sy lily izay tafika nanafika any taninarenina sy ambotsirohitra dia anisany koa ary ny nanampozina ny rano nosotroiny vahoka sns…..t@ io andro io ….zany no meloka synamono ny vahoka nitondra azy handromba sy nanimba ny tanana nantananarivo sy nandoro ny trano sy ny radio….
viva nakatona fotsiny fa nandika lala i TGV hotrany chirile t@ androny deba @ izao fotoana izao no dorany ny RADIO mpanjakana ary nompotimpotehiny ny akamaroany radio sy tele ao M/CAR dia izy no manjaka ary tsy mahazo manao expression libre ny mpanao gazety sy ny vahoka fa raha vao milaza ny marina dia migadra na ny mpanao politika aza e!
afatsiny halatra sy ny fandrobana firenena vitany TGV sy ny forongony ary ny tafika sy ny mpanao politika sy ny foza e!
izao no zavabitany TGV sy ny forongony ary ny tafika sy ny foza e!
_http://www.madanight.com/edito/390.html
tony koa ny nakany TGV tahaka!
_http://www.lepost.fr/article/2009/05/09/1528847_pour-ne-pas-oublier-madagascar-s-o-s-genocide-et-crimes-contre-l-humanite.html
dia faly ery ny foza fa nafaty olona sns…..
DADANAY tsy manatsiny eh!
_http://french.irib.ir/info/afrique/item/100838-lex-president-malgache-exile-rejette-sa-condamnation
DADA’IALAHY no tompon’antoka fa iza indray! ireny efa nivoaka ireny ny sazy nahazo azy.NY FITSARANA indray no lazaina fa tsy MAHEFA(tsisy dikany). TONGAVA raha nanao ny marina!.
ianareo no tomponantoka itany izao tontolo izao e!
TGVsy ny forongony ary ny foza sy ny tafika e!
_http://www.lepost.fr/article/2009/05/09/1528847_pour-ne-pas-oublier-madagascar-s-o-s-genocide-et-crimes-contre-l-humanite.html
jacta a dit :
le Mardi 31 août 2010 à 22 h 33 min
DADA’IALAHY no tompon’antoka fa iza indray! ireny efa nivoaka ireny ny sazy nahazo azy.NY FITSARANA indray no lazaina fa tsy MAHEFA(tsisy dikany). TONGAVA raha nanao ny marina
enao io moa dia mihvitra oe nanao ny tsy rariny daholo ny olona migadra ireo? Ny fitsarana eto amintsika d voavidim-bola ka manaotao foana daholo.Na nanao ny marina aza ianao refa tapin’ny vola ny mpitsara dia hitanao eo ny vokany.Mpitsara v aminao ts tokony hahalala oe ny miaramila am-perinasa zany tribunal militaire no mitsara azy fa tsy tribunal tsotra, nefa d mbola notsaraina ihany ireo miaramila. Ary raha mahakasika enquete, mpitsara ve aminao de tsy tokony hahalala fa samy manana part de responsabilité ny rehetra amin’io, koa nahoana Rajoelina sy ,ny ekipany tsy misy notsaraina nefa tompon’antoka tam fitondrana ny olona teny ambotsirohitra izay lapam-panjakana voasokajy ho faritra mena. Koa nahoana no tsy voatohitohina ry zareo.Zay no ataoko fa mitanila ny fitsarana satria voavidy vola ary sarotra azy ireo ny hampiantso an Rajoelina sao tapa-tenda. Koa samia mandinika fa aza enti-po fotsiny miteny fa ny saina no tokony hiasa. Isika malagasy mantsy matetika olon’ny fo zay ihany, mora malahelo de izay no mi-guidé ny fanapaha-kevitra raisintsika fa tsy ampisainana.Marina fa mampalahelo daholo ireny olona maty be dia be na tam 26 janv na tam 7 fév fa raha tena mandinika tsar, misy foana ny tompon’antoka voalohany. Ary raha mahatadidy ianareo, raha natao interview Atoa Organes tam resaka ambohijatovo dia nilaza izy tamin’izany fa raha misy ny olona mandrindra ny tolona aton’ny antoko iray dia tompon’antoka voalohany ny mpitarika aloha. Sa valable hoan’ny mpanohitra fotsiny io teniny io. Zay no ataoko hoe ny fahamarinana efa tsy manjaka intsony na amin’ny zavatra faran’izay kely indrindra aza maika moa aminjavatra goavana.
Apetraho daholo izay fanontaniana tokony hipetraka toy ny hoe Iza no namory vahoaka? Iza no nitarika ho eny ambotsirohitra ary hanao inona marina? nahoana ny miaramila no niaro ny lapa?
Aza mamaky loha @ io jactabe/kkv io ianreo fa olo mipika io. Mpirenireny teny Anakely io no nokaramain’i dj
Ny adala iany manko no azo adalaina, tambazana rongony indray misitona
Saina no miasa eto fa tsy ny FO matoa tsy manompa olana. Ny fitsarana voavidy vola tsy fantatro ary izaho tsy nahita(fisaka ny rariny!),ary olom-belona ireo mpitsara ireo.Raha tsy asiana(foanana) ny mpitsara dia inona no hitranga?,satria tsy mety ny ataony!.Amiko raha izay ny olana ataovy mazava ny « FAHALEOVAN-TENAN’NY MPITSARA » dia vita ny tantara.
jacta mpirenireny teny @ avenue de l’indépendance nahazo contrat CCD de mibitaka be. Niakatra be mantsy vidin’ny môly ka tsy arany tsony ka zara aza raha mahita sintonina
Aiza ianareo no misaina eo ry jacta an! Ampidiro fotsiny ireo misily manandrina vehivavy ireo dia ho hita eo izay tena tiany vahoaka, misaina amin’ny pety sy voninahitsy sy ny hafa? Mba menatra fa tena mirediredy
Jacta ange tsy afa tsy
i Nadia/Rakrisy/vahoaka etsetra
izany hoe ilay dame pipi , na makosa mpitsilompilompy abody pôtô eny tsaralalana…
MARINA RY DOUDOU FA NA ANTANANARIVO AZA NANENINA MAFY nifidy io tgvendrana io fa akory hatao é!noheverina fa mba hanao ZAVATRA KA hehehe,tany paris ny olona nangalarany vola hoe hanaovany lapan’ny tanana ANTtananarivo kanjo inona noteo nataony ampaosy dia avy eo indray ny olona rehetra nasainy nanome anaran hoe ianareo no manampy hanamboatra ny lapan’Antananarivo indray no mbola nohendrikendrehiny hoe jereo ty ny lsitry ny olona manohana ahy any andafy?mazava ho azy a@maha jiolahy azy DIA NATAONY AMPAOSY DAOLO NY VOLA SADY NETINY NANOGANANA fanjakana io ,FAIKANY IZANY RAHA OLONA !!!
Bako â
Tananarivo nifidy Rajoelina dia vaobadon’ i DEBA !!!!
Ilay DJ tsy manana atidoa afa tsy hihinana farany izay mafy , satria fantany fa tsy afaka hijanona « eo izy
Fa avy eo koa : enga anie ka dorany fokonolona daholo ny fanany ireto foza ireto, tsinjovy ny adressiny an y ampita na la Réunion…
Lainga lainga fa tena toetrana Makôsa mihintsy ny toetran’i KKV/jactatata/shhhhhhhlipy.
Tena le mpitolona antsena, mpanongobolo, mpanompa sy mpandrora olona ireny mihintsy. Marina e !
i dada ve manana diplaoma Docteur macosa?