Veloma ry Iarivo !

25 juillet 2010
joelina à la plage

joelina à la plage

Maneno ny anjomara fanairana !
.
Herinandrom-baovao iny herinandro lasa iny. Nanakarena mihitsy e! ny azo amintinana azy dia mbola tsy milamina ny tany, mikatsaka ny famahana ny olana daholo ny rehetra : ny olom-pirenena tsirairay, ny antoko politika, ny fikambanana samihafa, ny fiarahamonim-pirenena, ny antokom-pivavahana isan-karazany, hatramin’ny vahiny avy any ivelany aza no tonga eto amintsika hamaha ny olan’ny samy Malagasy.
.
Ny FAT kosa tsy miraika fa toa mieritreritra fa milamina ny tany, mbola « maka rivotra any Mahajanga ». Mba mamonjy ny tora-pasiky Boina e! Ilaozana Iarivo fa efa mandry ny tanana e! Hoy ny hiran’i Railovy hoe : « Veloma ry Iarivo, Iarivo mamy ny fo, veloma mandram-pihaona tsy hanadino anao Rajoelina matilo ! »
.
Adinona anefa ny tantara, « ny rano mandry tsy hafantarana ny isan’ny voay ao anatiny » an ! Sao mba ho taitra ny olona tsy mba taitra ko taitra irery vao mamaky takotra e?
.
« Mandry ivohon’ny vato mihitsy » ry zareo amin’ny fanohanan’ny « Tafika » sy ny « Frantsay » azy. Firy amin’ny Malagasy moa no mba manana fahefa-mividy mamonjy tora-pasika miala sasatra izany? firy isan-jaton’ny Malagasy no very asa sy tsy manankohanina amin’izao krizy izao, zary miraviravy tanana. Firy amin’ny zaza Malagasy no tsy afaka mamonjy sekoly intsony? firy isan-jaton’ny Malagasy no mba mahazo fitsaboana ara-dalana ? Koa maninona raha vahana aloha ny « olana sy krizy » vao mba « mitsangatsangana » e ! Tsy fantatry Rajoelina ny fahorian’ny Malagasy !



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Mifohaza ry Malagasy, sa valalabemandry ?
  2. Rajoelina, vita ny fety, miverina ny krizy !
  3. Vive la mariée !
  4. TGV, TGV, TGV !
  5. Fetin’ny 26 jona, Fozaorana no nameno ny kianja

61 Comments

  • ELAS dit :

    Quel SNOBIIIIIISME !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
    Au diable

  • volaniaina dit :

    Enganie ho lasany onja ao Mahajanga ao na voany ambalamaty any eh!

  • bako dit :

    F’angaha tsy hoe voan’ny androbe moa izy io toa nahita izay izaho tao @site gtt izay ,aza manao ratsy ihany oa fa halambahoaka!!!

  • HoAiza dit :

    Raha tsy noho itony:
    « … fanohanan’ny « Tafika » sy ny « Frantsay » …
    Dia aza mifanena irery @ olona,
    bandy skil, kaozatina, …
    fa tonga dia voabata voatsipy voatototra any anaty rano maloto!

  • Ralezka dit :

    Efa Vehivavy,Reny,Anabavy,ankizy madinika no maneho ny heviny dia mbola KALACH ihany no atao mijoalajoala eran’ny làlana . Mahamenatra !

  • gbd dit :

    mpandrevy Dallas sy « Gala » ireto anabavy sy rahalahy i Amelka ireto…
    de vrais banlieusards arrivistes et m’as tu vu , qui ne sont pas à leur place…
    DEHORS !
    on crève de honte pour Madagascar …

  • Sodofafana dit :

    Tsy misy hamakian’i radomelina loha sy ireo fat namany ireo ny fahorian’ny Malagasy:
    - ANGALATRA ANIE NO MAHA EO AZY EH
    - MANARARAOM-PAHEFANA (satria tsy hahazo zany fahefana izany raha tsy io fanoganam-papanjakana io)
    - MILALAO VOLA MALOTO MBA HIVIDIANANA OLONA AMIN’IO DINIKA SANTATRA TSY MANJARY IO
    - HIVAROTRA NY MADAGASCAR SY NY MALAGASY 20 TAPITRISA AMIN’NY VAHINY FRANTSAY, KARANA, SINOA ARABO,SNS.
    - MAMPIASA IREO MILISY MBA HAMORETANA NY MALAGASY.
    Mampalahelo…!

  • HATFanjakan'ny baroa dit :

    Mbola ho avy eo, misy fetrany ny zava drehetra, ndao rangahy tonga d anaovana action a, tsy ampy antsika vahoaka ireo miaramila kely milices tsy misy dikany irao fa ny mamno vahoaka no talentan dry zareo fa tsy misy saina. Dieny mbola mafana ny vy d velesina fa sao d trop tard eo tsika rht.

  • GBD dit :

    Doux Jésus
    je n’avais pas remarqué le « lamba mena  » à l’épaule.3..
    pour moi il aurait fallu un drap de bain , pour cacher le salaka de « madame Arthur » ou le string pour la pupuce……

  • Babyfoot dit :

    Lambamena ? Au cas où… ?

  • Babyfoot dit :

    Mianatra an’i Obama tany Hawaï !!! Nefa noho ny havendranana dia tsy mahalala fa Maillot de bain no entina eny @ plage fa tsy chemise fotsy hi hi hi !

  • GBD dit :

    Obama,va à la plage en maillot de bain .
    Obama rend visite aux sinistrés du pétrole en jean ,avecv ses enfants en plus de sa femme , sans avoir besoin de se draper du drapeau américain , sans « statson » de cow boy (comme DEBA l’élégant ??? hi hi hi )
    et oui…
    ===> un singe en culotte,
    ===> reste un singe en culotte sur cette plage abandonnée de Mada…

  • Babyfoot dit :

    Mody mi snob eny @ plage miakanjo nefa ny tena marina dia manafina ny tôlana anaty akanjo fa menatr’olona ny fahiazana hatramin’ny mars 2009.
    Raha manao maillot ireo dia na ny mpiambina azy aza mandositra fa matahotra. Squelettes mandehandeha sisa noho ny adi-tsaina mikiky.
    Ny vola azo @ tsy rariny hono hivoaka @ makarakara ka izany no mikiky azy andro aman’alina mampahia be azy mianakavy io.

  • kristelle dit :

    mialona indray i Baby maita ny olona kely tsaratsara?misy tsara hoatra ny kely ve?bonne nuit ianao fa tsssssssssssss
    ny solafa ny beranjo kely mahasosotra

  • kristelle dit :

    tena aza mba be fialonana tahaka anareo hiany woa

  • Ragena dit :

    Vao aiza no hahazo an’elà isany ry le fat n’alika
    Tsy tanin’elà isany irery i Madagasikara ka itavanan’elà isany. Raha tsy adala ny razambe ka hamela an’elà isany maimaimpoana. Andraso ny valin-kitsaka fa tsy maintsy ho avy. Tonga dia miomana ry kala denisy hiverina eny Isotry ambany Pôtô !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

  • kristelle dit :

    haaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa!ka tsy i dadanareo lazaina izany?tsy adala ny razambe koa manaiky hiverenan’ny mpamono olona

  • Babyfoot dit :

    Oadray ! Krisy rey olona ô !
    Nanao auto-stop avy tany Grenoble ?
    Sa anisan’ny expulsés Tsiganes dia nody ?

  • Ragena dit :

    Fa angaha Dadanay nanao Kodeta no lazaina fa namono olona ?
    Tena mivà le makosa fa tapoa-peta !!!!!!!!!!!!!!!!!
    Tany ambany Pôtô n’Isotsy taloha, zara raha nisokatra ny vava, izao anefa mba mahazo tsky py dia mizihitra toy ny alika nahazo tolana

  • Vaokely dit :

    Efa mitourne io makosa io satria miady saina fa matahotra tsy ho lafo eny Isotry intsony fa ny taona mandroso rehefa voaongana ny Dahalo.

  • kristelle dit :

    ie i dadanao mihintsy no nampianatra ny kodeta! dadanao no nampianatra namaly ny zavatra nosoniaviny tany DAKARA,ie i Dadanao no nanao sesitany sy nanagadra olona voloany teto,valin’ny fingika fingaka

  • kristelle dit :

    aleo hialana eto fa tena efa mitapy ragena tony

  • kristelle dit :

    isotry angaha fividianan’ny Iabanareo laokasira ?
    efa mba mampiasa rano ve anareo ao sa mbola gazety?

  • GBD dit :

    mihetsika ny alkôla ny makosa ,
    reran-tsaina i dame pipi , ka mila miverina manao pôtô eny isotry , na tsaralalana…

  • GBD dit :

    ôiiiii!
    qui va jalouser un singe en culotte !
    les bono-bonos de la HAT ???

  • Babyfoot dit :

    Mietsika marina ny alkôla n’i Nadia satria licenciée tany Grenobla. May ta@ rotaka ny toilettes nanaovany Dame Pipi !!!
    Nialokaloka tany @ Roms nefa avy eo indray expulsée hi hi hi !

  • Ragena dit :

    Io fa vaky nandositra le CP2

  • voatavo kely dit :

    beurkkkkkkkkkkkkkkk

  • Manoela dit :

    KRISTELLE laokasiran´AMBOA FIHINANAO;IANAO MIFITRA @ TSILOKAKAZO;

    Anao mpanaraka poteau mivarotra iny laokasiranao tsy misasa iny tsy mety lafo fa lelafin´Amboa sisa,

    Aza manakaiky an´io Kristelle maimbo laokasira io ianareo fa ny ny dessous anaovany fripperien´ilay makorel´isitry namany tsy misasa raha tsy ena @ ranon´Andavamaba

  • Manoela dit :

    Iny Andry domelina iny mbola hisatroka ny slipn´i Kristelle laokasira sy Denise be amany ,be lamaody loatra ka tsy maintsy mapiseho extravagance ,hisatroka ny slip ireto makossany eto q forum indray ny haingo @ manaraka ,jereo ange e!

  • GBD dit :

    beurrrk ?????????
    vaotavo kely indray ve ny pseudo i kala Nadia/kristelle/ranaina ???
    TENA NGÔMA any Kintanamanandrambo ity makosâ ity !
    Jejo jejo ery nentsoiny Kintana hoe :
    => Vaotavokely…
    kanefa ve tsy vaotavo-mota ny tena dikany ??
    MPM laotra…
    n’deha manao dodo
    couchée ilay « kiva »

  • Manoela dit :

    CBD a!

    Voatavokelin´ireo anti-dahy ao q FAT e, Daola,na kilalaon´i ratsirahonana, sy ramakavelo ,
    <samy manao selection ao daholo hatramin´i Rolland ratsiraka sy alain ramaroson, samy mijijy voatavokely,
    Izy mianaky samy mihinana voatavokely raha tsy izany ve ny voatavokely tsy hinbaredaka eto @ Forum

    Beuuuuuuuuuuuuuuuurrrrkkkkkkkkkkkk, hita mihitsy @ io fomba fanao beuurk io fa zanatany frantsay mandrapahafatiny
    Andevo de generation en generation

    Aminay ny manao hoe Beurrrrrrrrrk ,dia olona mandoa Rá .

    voky rá ilay dracula voatavokely io ka sasatra manao hoe Beurrrrrk!

  • Manoela dit :

    Efa nilaz aho teto fa i Denise, nadia ,Kristelle, ranaina, tsy hanaraka poteau Isotry intsony fa ato Au poteau etsy @ 13 Mai,

    haboridana, dia ampisatroina lohan´alika, dia asiana marik´omby @ Vy mahamay ny tratrany sy ny andriny miaraka @ Foza mianakavy dia Ampivoriana vahoaka manerana ny nosy asaina tonga eo dia vay eo ka samy mandaroka izay te handaroka azy

    Izay maty atao Momie hapetraka ao @ ilay Musee nationale ato fitadiavam+bola. Mba hamenoina ny volam-bahoaka laniny.

  • Manoela dit :

    K comme Kristelle
    K comme Kiva

    K comme karana

  • Babyfoot dit :

    Naty voatavohely Manoela eh !
    Lefaka, mangidy fa lasagna i Kintana !

  • Ragena dit :

    V comme voatavokely
    M comme Makôsa Magididy
    Z comme zanad’Isotry
    LN comme Lala sy Noro
    Etc. etc.

  • Manoela dit :

    ragena a°

    hainareo moa ilay fitenin-tanindrana hoe : manam-poza ilay viavy iny

    Io Izany ilay ato hoe: mangidy

    laokasira mangidy koa ilay voatavokely

    Any @ Andry domelina sy ny FAt rehtra manal ny malailay aminy ,

    ny manam-poza manko mitady mapanla ny mangidy

  • Manoela dit :

    Aiza moa zareo foza izao tsy mipotra ,lany morse angaha.

    GBD, babyfoot, ragena, avelao hano eto ihany fa ahintsantsika, miseho ho tsy laitran´ny bala nefa tsy mankambo efa voaoampa hatrq razany sy ny atiny fa tsy mahalala menatra.
    aleo hano fa tatazanay sy hanalany eto .
    i andry sy ny Fat any matory ambony volana bois de roses sy volan karana.Sy volam-bahoak nagalarina

  • Ragena dit :

    Manoela a Lasa natory le foza kely fa hifoha maraina rapitso. Dame pipi ny antoandro de manao Pôtô ny hariva
    Viavy manam-poza,
    Mangidy,
    Maimbo laoka sira

  • Ragena dit :

    Ary toa tsy miseho ny voatavokely ?
    So manao la sièste fa reraka be omaly alina ?

  • volaniaina dit :

    tena lasa aloha i kristelle nosarahiny sadika eh! dia samy misary adala eto izy sy denise sy ny forongony eh!

  • kristelle dit :

    hi hi hi hi hi fa inona ono nizavatra vita ato @ forum?tena mitapy ireto za Kristelle aloha malahelo an’ny Kintana fa tsy hoe izany fa i Voatavo kely no tsy haiko? sao ary iny tary iny mba mpitandrina tao Ambohimangakely?vao maty iny tsy teto tsony izy

  • GBD dit :

    Kristelle/Nadia
    que c’est dur à supporter un amour deçu !!!
    Ô ra kintana? hou hou?
    où es tu?
    que fais tu ?
    MDR…

  • Ragena dit :

    Avis de recherche :
    .
    Homme beau gosse,
    Prénom : Kintana,
    Age : 30 ans
    .
    Iangaviana izay mahita azy mba hampandré aingana dia aingana ny Mydago fa marary fo mafy i Voatavokely ka sô de maty tapoka.
    .
    Merci de votre coopération

  • Manoela dit :

    Izaho nahita an´i Kintana androany,
    nahazaka sipa manjabe sy tsara bika be no madio be manitra ranomanitra Lancôme, sipa manam-pahaizanabe sy manana savoir vivre,

    hauteur ,1m72 eo ho eo, 55kg tour de poitrine 85C
    tean sipa tsy misy pentina sy ho kihanina,
    Fa manja izany raha sipa fa tsy gidro ,sy fozaorana tahaka an´i Kristtelle

    Tena narian´i Kintana ikala Kristelle fa maimbo laokasira no lala sy Noro.
    ny endriak endrika kalanoro.

    sady sipa mpanara-drindrina eny Isotry atao fanariana ny maloto ry kristelle dia dakana.

    mamangy ny fahoriana ra- Kristelle, ny mi-kil ihany no mety aminao fa tsy misy bandy hitazona ano ela eo fa iano dia ho maimbo laokasira mandrakizay satria toa efa lo koa ilay fikabe

    Hi! Hi! HI!

    Veloma Ry kristelle ho i Kintana a ny bandy efa nahazaka

    tou

  • GBD dit :

    hihi
    sao dia manano « confusion mentale » i vaotavokely…
    sao dia i Sadic ilay karana be kibo,ilay be volondranjo , parfumé ylang ylang sy curry (beurk) no tena tediavany…
    mila mandrevy any « la plazy  » izy mitsama , mihinana maskita …
    tafandry mandry ry tsipoy/ranaina/dame pipi â !

  • Babyfoot dit :

    Manoela et GBD,
    .
    Tena voadaka ambava fo zany i Kristelle
    Ndriiiiiiiiiiiiiiy !!!
    Lany fotsiny ny karama azo nanaovana Dame pipi, nividianana Ploum Ploum nandoloana an’i Kintana nefa tokony nividianana GALIA ho an’i Marc kely.
    Ntsôôô !!!
    mahereza aky Nadia a !
    Mbola ho avy ny maraina e !

  • kristelle dit :

    i marc efa miteny fa hahita ianareo eto

  • GBD dit :

    efa miteny sahady angaha i marc grondin , ilay foza kely metisy tain-kiringy ?

  • patsalahy dit :

    ILAZANA IZAY MAHITA AN »I RANARY NA ANTSOINA @
    ANARANA HOE KINTANA MANANDRAMBO
    50 aNS ,FOTsy fihodirana mipetraka ao AMPASANIMALO
    fa mila azy ny gtt ao Beruit

  • kristelle dit :

    efa mibadabada

  • Manoela dit :

    Mibadaba ny vavan´ny laokasiranao fa te hi Kil tahaka ny fanaonao

  • Manoela dit :

    Kristelle laokasira

    Mibadabada ambony mibadabada ambany

    ny ambony mantsim-bavy tsy rakotrana colgatte iray camion.
    ny ambany mantsina laokasira tsy rakotra na Ploum ploum iray citerne.

    mantsina ivelany ka hatrany anatiny.

    Anao io kristelle tsy efa Lô va ??? Pourriture de dame pipi

  • Ragena dit :

    Mbo mahantanty iany ny Kil mividy azy kou legône a !

  • Manoela dit :

    raha mba mahita kil leitsy Ragena .
    mba maro ihany ny concurentes ka misy embaras de choix ny marché .
    Izy aloha Ragena dia mody tsy laitran´ny balan´ny ompa , fa avelao hano ihany.
    i denise toa KO ! voamafy anha tsy heno sa miafina ambadikíreo pseudo foza eto ireo.

  • Manoela dit :

    Laokasira tsy isika namorona fa izy nanonon-tena

    sday mihizingizina eto ihany tahaka ny fanaon´ny be n´ny Foza ihany fa tena objectifn´i kristelle sao handalo indray ny com´te kitana mana-drambo fa tsy hainy angaha fa isakin´ny 76ans ny cométe iray no mandalo,
    raha tsy efa bebe mihozongozona i kristelle @ izany
    dia efa ilay lasa Momie anty musee miaraka q fozaorana rehetra efa tapaka lohany

    hi! Hi! Hi!

  • Manoela dit :

    Aleo aho handeha fa rahampitso ny bomba manaraka.

  • LM dit :

    Sady provocante,
    ary ny olona milaza ny sasany mivantana ho jaloux no tena « JALOUSE TENA RA KRISTELLE »!
    Rehefa tsy ampy ny vady, mandehana any @ site matrimoniale,
    io koa i Mydago andefaso soratra mitokana hanao recherche
    tsy eto ngongomam-body eto, ohatran’ireny MPAMSOSAVY voan’ny mal d’amour ireny!

  • Ny Ala dit :

    Salut aby ny Akolita rehetra.
    Tena revena koa ny adin-droky Ra Manoela, zany ka tena malagasy an !
    Dia vona mahasaky mi degany hiany ve Rakrisy na dia efa voaviravira ?
    Raha mahazendana !

  • kristelle dit :

    ireto tena 0lona mivadik’atidoha
    akory ny Ala,inona ro vaovao salama va ny Kilonga agnala ao?tsa mba hasiako sira ny rediredin’ny kamboty mamo ireto,tsa ny betsileo mora mamo fa ny toaka ro mahery,veloma aby ary moa

  • Ny Ala dit :

    Ah !
    Manahoana agnao Rakrisy ? Hitan’ny mason-doky ny fiaiananay aty Atsimo, mamboly, magnetsa ny kilonga apela fa tsa manao Pôtô, Damepipi na midoladola amin’ny Vazaha sola loha.
    « Ndeko lany vorogna ny tany, Agnay tsa hitono Gàgà » tahaka androky !!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site