Ela ela tsy nahitana hetsika fidinana an-dalam-be toy ny androany, nanatitra taratasy tamin’ny filoha Chissano tokoa mantsy ireo vehivavy mpandala ny ara-dalana.Niala tao amin’ny Magro Behoririka , nihazo an’ Analakely, Anosy ary tonga teo amin’ny Hotely Carlton. Teny an-dalana dia nisy ny fifampiraharahana natao tamin’ny mpitandro ny filaminana ary sia nahazo nizotra soamantsara ihany ny rehetra.
.
Rehefa tonga teo amin’ny Carlton dia solontena telo avy amin’ireo mpitolona ihany no nahazo niditra ary dia noraisin’ny mpiara-miasa akaiky tamin’i Chissano ilay taratasy ary nampanantena fa hampita izany any amin’ny ingahy Chissano. Taorian’izay dia nirava tsy nisy « lakrimozena » ny rehetra.
.
Ndeha hoentinay an-tsary izany rehetra izany !
.
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:



























Une democratie en marche ?!!!Meme une manifestation de FEMMES LEGALISTES est sous surveillance militaire car ce sont des Gendarmes qui prennent l’operation anti-democratique en mains.
Bravo les Parlematires francais qui n’ont pas remarqué ceci et qui plus est, sont repartis OPTIMISTES sur la suite de la sortie de crise.
Miarahaba ny vehivavy légalistes hany mbola sahy maneho ny heviny!Aza mihemotra mihitsy, izahay aty amin’ny province tsy afa-mihetsika.
Faly tokoa maita ny herintsainy vehivavy legaliste, Mijoro sy Sahy.
Mideranyherim-ponareo aho aloha Ianareo vehivavy no tena mahatsapa ny fangirifiriana mianjady amin’ny tokatrano malagasy tsirairay na eo aza ny vady mikaroka asa sy sakafo andro aman’alina.
Raha azoko atao dia izao no mba faniriako :
MITAMABARA HO VONDRONA IRAY – MIRAISA HINA DAHOLO MIARAKA AMIN’NY VEHIVAVY REHETRA ERAN’I MADAGASIKARA !
Dradradrao eran’i Madagasikara ny fisaratsarahana tsy havità na na inona na inona ataon’ireo antoko miforona etsy sy eroa ireo.
Ampianaro ireo Antoko ireo fa ny FIRAISAN-KINA ny rehetra no tanjona entina hiadiana.
Ny tena ilaina izany dia mifampita teny any amin’ny Provinces rehetra, fa ilaina ny fiarahana, FIRAISAN-KINA, fa raha izao ataon’ny Lehilahy manorona antoko maro izao, tsy hahavita inona akory.
Raha mahavita mamorona izany FIARAHA-MIENTANA izany ianareo dia mino aho fa hahavita zavatra betsaka noho izay noheverina fa hahavita azy izay.
Mamerina ny fiderana tanteraka anareo !
misaotra ireo rahavavy legalista rehetra !
anjaran-tsika mihetsika
rehefa lehilahy no mihetsika , na dia volo-maso fontsiny aza ,
dia vao-tandroka kalachnikov , na vaogadra ireto jiolay tsy manjary ny HAT ireto…
TSY MAINTSY MAHARESY NY TOLONA
MIARA6MIVONDRONA
NA ELA…
NA AIGANA…
dia mazotoa intsika rehetrs
tsy matahotra manao MADITY mandra faty ny HAT.
Hiaraha-fantatra fa ny opposition dia vao-gadra aminy tsy antony , aminy governementa diktatoriola.
Aty ampita hilaina « participation » henjana sy mafonja, hanampy ny namana any Dago , izay vaofatotra momba ny vaovao internationale sy ekonomika , vokisany radio VIVA sy Madagate propagande isan’andro.
LAINGA , LAINGA , LAINGA !
Misaotra anareo vhv legliste nanao ireny rehetra ireny , mahereza daholo ianareo , tena mety ny natonareo satria nahavita dinagana tokoa ianareo ny aminy hanavotana ny firenena , dia tena marina tokoa ny voalazany baiboly manao hoe homeo vhv hendry aho hanorenako firenena vanona , koa aoka isika hahery , hitondra amim-bavaka ny firenentsika ho an’izay olona tsy afaka manao izany mivantana noho ny fahalavirany toerna MAHEREZA DAHOLO E
Courage foana ry vehivavy legalista o,
Ianareo no tena andry ny tolona eto Madagsikara ! isan’andro efa ho 18 volana izao !
Homba anareo ny Tompo !
Misaotra ANTSIKA VAHIVAVY manohana an’i Président Marc Ravalomanana sy ny fifanarahana niaraha-nosoniavin’ny antoko EFATRA tany Maputo-Addis-Pretoria, ary koa nanambara ny fahasahiranana mahazo ny tokatrano tsirairay amin’izao fotoana izao.
Mahazo aina ery itony Frantay LANY MOFO any aminy, mihazakazaka mankaty an-tanindrazantsika: eo anilan’ilay toerana iasako dia efa misy 2 (roa) nanomboka 2009 manokatra restaurant/cabaret + fivarotan-javatra tsy ilain’ny menasofina, ny havako sy gasy mpiray tanindrazana amiko maro an’isa anefa very asa, mivelona mitsipozipozy, mitrongy vao homana!
rehetra, nanambara ny fahasahiranana mahazo ny tsirairay ao an-tokatrano ao!
Hitanao koa ve ry Ho Aiza ? feno denise kely sy nadia kely eny Analakely faly ery midoladola miaraka amina vazaha be taona no izy sady hita fa ilay tsy mahazaka any aminy ireny.
toa borizano daholo no vehivavy lagaliste izany
zora, HoAiza,
Ka izany lazainareo izany ange no nanohanan’i Nadia an’i TGV e !
Hamarotra ny zandriny sy ny nièces-ny eny Isotry @ ireo vazaha sola, anti-dahy Chômeurs en fin de droit, naloan’i Sarko no antony iadian’i mama raDeny eto @ ity forum ity.
« Tsy amelanay hoy i raDeny » zany hoe ny tanjony dia hanafatra ny chômeurs lany mofo, sola loha, goaika antitra rehetra hidoladolan’izy mianakavy.
Marina ny resahinareo ry Zora sy Babyfoot.
Nandritra izay fotoana 2009 nankaty izay, tokony efa hatraiza ny orin’asa (entreprise) malagasy maro (ankoatry ny zone franche créateurs d’emploi, efa niroborobo be daholo ny asan-tanana malagasy – artisanat, na koa usines manufacturières, tsy nitazam-potsiny ny an’ny hafa no feno fahoriana toa izao ny malagasy…
Hoy Kristelle : « toa borizano daholo no vehivavy lagaliste izany »
Misy maharatsy azy angaha ? Sa tsy mahazo mihetsika raha tsy te hiala amin’ny fahabadoana ny hafa ?
Sa kosa nisy nandrara azy ireo tsy hiara mivondrona.
Io fahadondronana hanporisihan’ny vazaha io ihany no tena fototry ny fahaverezan’ny Dago.
Efa nilaza teto aho, fa tsy mba manavakavaka fihaviana, fa aleo hazava ny resaka : Ny « borizano » no tsy azon’ny vazaha ho rebirebena amin’izany INTSONY, fa ireo any amorontsiraka no tena handairan’ny fanavakavahana.
Any na ny hanabadiana borizano aza indraindray(mazana mantsy e) dia entina hampisehoana hoe : jereo fa azonay ihany !
Raha olona misaina sy milaza fa manana fahamarinana dia MIHAIKY an’izany !
nY BORIZANO NO TSARA FANAHY LOATRA KA FETSEN’IREO tsy matahotody amin’ny hoe fanavakavahana foana !
Na borizano ianao r’i Vehivay na tsia, tongava maro manohana ny marina sy miady amin’ireo foza ireo.
Ny borizano efa nanadino sy tsy misaina izany fanavakavahana izany hatry ny ela, fa ianareo foana no fitahin’ny vazaha amin’ny reska tsara lahatra.
Ca ne demande pas plus d’une minute pour se rappeler qu’à Toamasina – ainsi que dans d’autres villes, des femmes légalistes existent!
T’en fais pas Freddy :
- généreuse en TOUT genre de provocations l’énergumène est
- vulgaire elle demeurera!
Ho Haiza et Freddy
En persiflant « borizano » , Nadia ne cherche une fois de plus à exciter les opposititions tribales ante-diluviennes , comme les ratsirakistes dont ellze fit partie à Tamatave:
1)Nadia merina valovotaka est une borizano
2)Ratsiraka dont le père était d’origine marina(andevo) et non betsimisaraka est également borizano
Il n’y a rien de pire que ces FAUX COTIERS, ces borizano qui se renient , pour attiser la zizanie.
Ayant gra
Ho Haiza et Freddy
En persiflant « borizano » , Nadia ne cherche une fois de plus à exciter les opposititions tribales ante-diluviennes , comme les ratsirakistes dont ellze fit partie à Tamatave:
1)Nadia merina valovotaka est une borizano
2)Ratsiraka dont le père était d’origine marina(andevo) et non betsimisaraka est également borizano
Il n’y a rien de pire que ces FAUX COTIERS, ces borizano qui se renient , pour attiser la zizanie.
Ayant grandi à Tamatave , je connais très bien la mentalité du pays : mes amis , vrais cotiers , n’ont rien à voir avec Nadia , qui a la mentalité d’un Moîse Rakoto , autre merina valivotaka d’Ambatondrazaka , ratsirakiste acharné jusqu’à présent .
Des USURPATEURS D’IDENTITE OPPORTUNISTES !
hi hi hi mampimeh reto borizanon’i le8 reto
Ratsiraka et Nadia = BORIZANO very tadi-paotra !!!
Io ary le nolazaiko
Efa arivariva voatavokely vao tonga fa mbola nitady kil na natory antoandro fa reraka be mi sort la nuit