Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Velezo ny vy dieny mafana !
  2. Mafana !
  3. Midingin-drambo ny foza !
  4. Velezo ny vy dieny mafana, fa ny valala…
  5. Raharaha 07 febroary halefa any amin’ny TPI !

37 Comments

  • dadazaka dit :

    Tena izy mihitsy ireny, fa tsy sinema fotsiny, mifampilelaka iray trano ao ireo!!!

  • Ziry Onésime dit :

    Efa tsapa hatramin’ny ela anie ny fihestik’ireo foza orana ireo; miara-mihinana ny manta sy ny masaka, ….mba tsy ilazàna hoe hohanina hatramin’ny tsy fihinana aza rehefa mibaiko ny lehibe kely ati-doha: TSY MAINTSY MANARAKA NY SISA!

  • denise dit :

    Rajoelina ihany ny anay e! 95%’ny malagasy no manohana azy ankehitriny ka mahazo mandry ivohon’ny vato izahay!

  • slim dit :

    o ra denise a!fa in ny anao oa no miertrertr?mb misy saina fa manala barak ny gasy enao

  • tity dit :

    marina les ne la ko

  • tonton dit :

    zao mints no tena hahitana n maha foza azy e!

  • Faucon de Dago dit :

    Denizy ‘ty moa olo-lefaka!!! Mba omeo kely ny document fa nisy fifidianana an-dratgv teto mada ka nahazoany 95%. Raha tsy voavalinao io dia miala tsiny aminao ra-denizy fa olo-lefaka ianao ary tsara aminao maka ny zotra mandeha any amin’ny kilometatra 18.
    Tsy gasy io ry Slim fa avy any kômoro, mpivarotra mosikiky vita amin’ny foza ao Mahajanga ao.

  • gbd dit :

    Ô ry kala denise-nadia â !
    mba ampanaovy musculation kely kaloha ity sarim-bavinareo ity !
    Il ferait des clients chez les travestis de Bangkok le D.J. ou fureur chez les transexuels du cabaret « CHEZ MICHOU  » ou chez  » MADAME ARTHUR « …
    Madagascar a besoin d(un Homme ou d’une femme solide intellectuellement et physiquement (de surcroit sans épilepsie : ANDRO-BE !)

  • Vaokely dit :

    Tena afabaraka le joelina tsy asin’olona sira na kely aza. Zany tokoa refa DJ no mba qualité nefa te président
    Mifitra à hazo tsy omby vody

  • Vaokely dit :

    Mafy miintsy ny asan’i Denizikely io
    Raha ny iray amintsika no opain’olona maro eto isakin’ny miseho dia mino aho fa tsy miverina intsony nefa izy dia tsy miontsina akory.
    Efa notapenan’i le mpinono maloto ny masony, ny vavany, ny sainy sy ny vavoniny. Simba saina. Mampanahelo ka tokony havotana re oul ô !
    Mpiray tanindrazana iany izy ary hoy ny Razana hoe : ny adalan’ny tena tafiandamba fa ny adalan’ny olona iomehezana.
    Ampio re izy Andriananahary mba hisinda ny hadalany o !!!!!!!!

  • Vaokely dit :

    Tokony havoaka demonia hiantsoana mpametratanana. Tena manotika ny foko mijery ny ondry very lalana amin’ny maha olon’andriamaninitra ny tenako

  • GBD dit :

    vaokely â
    Losifera ange dia anjely nivadika devoly tsy manjary é !
    tsy misy tokony ampanotika ny fo ny olona marina….

  • Ragena dit :

    Ndry, ry vaokely a
    Nga mety havoaka demonia ny devoly misy tandroka ? Efa lavabe lotra ny tandrokany ka sarotra be, tsy mety ntsony fa de miandry ny hafatesany sisa ntsika handeanany any amn’ny afobe hataon’ny losofera masikita ny tenany, ny tandrokany ndray hataony haingo-trano……… !!!!!!

  • Vaokely dit :

    Kou ho lasa milliardaire zany Losifera hanokatra resto : spécialité Masikiky à la HAT, cuit au feu de bois DE ROZY
    hihi

  • Babyfoot dit :

    Freddy,
    Merci pour cette information tragique.
    Pourquoi ne pas nous servir de tous les diapo depuis plus d’un an pour alerter le tribunal international de droit de l’homme ?

  • GBD dit :

    freddy
    lorsque j’avais adressé courrier à diverses personalités , concernant le gouvernement putschiste ert l’état de dictature à Mada ,
    j’avais notamment reçu courrier de soutien de député oeuvrant au sein des affaires étrangères en charge des dossiers africains
    Amnesty international prend aussi en charge notre préoccupation
    De t’envoie leurs coordonnés

    Je te demande de LEUR ENVOYER directement cet article qui les secouera surement
    MERCI

  • Manoela dit :

    GBD

    Aza mitady lavitzra fa tsy fantaní GBD angaha fa rehefa hariva ny andro ary rehefa alina fa manao défilé eo amoron´Ambohitsirohitra mahazo midina mankany @ banque BOA ( bank of Africa) antaninarenina ireo Travesties.

    ka ry zareo anie io ANDRY DJ io, mpandehandeha oeo rehefa alina

    Ka rehefa izy mijorojoro eny tsy mahazo kil dia nanao revin-gadra hoe  » RAHA MBA IZAHO MILLIARDAIRE MANAKARENA MANAM-BOLABE 2

    teo no nihitartra ny sainy sady nitsiriritra an´i DADAMALALA, sy nialona azy dia natsoina ireo troupe FAT ORY HAVA-MANANA rehetra ,handao hanongam-panjakana fa te ho milliardaires aho.

    tena marina fa niara natory tq Ratsirahonana izy fa i ratsirahonana manko efa clients Viagra ,tsy mety velona intsony anefa ny motera hely ka nivarina t@ Andry Travestis d Ambohitsirohitra dia izao niara niasa izao.

    Izao ilay lazaina hoe ,miara-miasa dia miara-matory.

  • Manoela dit :

    Denise manam-poza a dit :

    Vodin-dRadomelina ihany ny anay e! 95% ny gay sy makorela ary ny jiolahim-boto sy ny criminelle rehetra manohana azy

  • Manoela dit :

    raha tsapanareo efa lany Morse ry nadia ,denise ,kristelle.

    Ny eo ihany no averim-berina matahotra ny ho tapa-doha raha ttsy mandoka hoe Andry ihany ny anay e!
    bla! bla! bla!

    NBado isany ka izany no mba hay SsSSSSSSSSSSSSSHHHHHHH lala sy Noro.

    Mandoto rano eto foana ny asanay.

    Fa tsy hainy fa matinómpa ny razany sy ny tenany.

    Efa kely saina dia izay no alehany.

  • Manoela dit :

    Faucon de dago

    FANAMARIHANA

    Efa olo lefaka i denise fa tsy hoe toa olo-lefaka, f´angaha tsy hainao ?

    aza miala tsiny koa raha manoratra aminazy fa olona efa very zo sy maty hasina eto ireo,
    misy namana kristelle ,nadia, acado ,sadic, ranaina , izay foza eto mitovy jiaby

    Ireo no atao hoe dame Pipi ,efa natao batisa t@ pipi sy efa nampisotroina Pipi no efa nampandroina t@ pipi.

    olona mana+kasina tahaka ano faucon de dago aza milefitra na manaja ireo fa fady sy voarara .

    sao hifindran´ny habokan´ireo voky pipi isany ireo ianao.

    raha ohatra ka mahay manompa ianao dia ompay raha tsy mahay ianao dia ,aza manaja zareo.

  • Ragena dit :

    Faucon de Dago
    FANAMPIANA kely ny tenin’i Manoela :
    Aza miala tsiny Rams rehefa manoratra am’ireo Foza ireo
    Aza milefika imason’ny mpanongampanjakana, Dahalo, mangalatra boa derozy Rams fa fady
    Amiany Antembaoaka (Mananjary) de tena FADY ny manaja olo tsy tiamaboaka.
    Atao Amboa Razana
    Ananganana AkondroMainty
    Tsy anaterana afo refa tsy manana
    Tsy vangiana refa marary
    Tsy lanjaina refa maty fa taritina toy ny Amboa

  • GBD dit :

    toutes clé Ragena an ???
    sady mahay poésie…MDR

  • Ragena dit :

    Salut GBD
    Tena mila olo maranitra toa anao ny Tanindrazana, tsy tantin’ny FOZA mahimbo minsty ianao
    Zà kou Tary zakak’i gasikara, toutes clé dans toute l’Ile
    Mi se complete tsika

  • GBD dit :

    coucou Ragena
    santionany ireny aky â !
    mbola lava ny lalana , tsy mampatahotra ny « marathonniennes » MDR !
    FREDDY
    j’aimerai enregistrer cet article , étant un peu nulle en la matière , j’avais obtenu un « gif » que je n’arrive plus à ouvrir
    S.O.S.
    merci

  • GBD dit :

    Freddy
    très important
    as tu penser diffuser auprès du représentant de l’U.E. chargé des affaires africaines ???
    un Anglais que GTT connait bien je crois …
    je n’ai plus souvenir de son nom.

  • Babyfoot dit :

    Coucou GBD,
    Naty zaho !
    Tapaka tsianay !

  • GBD dit :

    hou la vilaine ,
    on écrit : as tu pensé !!!et non pense »R »…
    dans le feu de l’action marathonienne du clavier !!! hi hi hi!Héé ry Baby
    Dia mba finaritra mahita ny zanak’i Clinton manambady « normal » , samy milliardaire « normal » ,
    samy nitaraiky tany camp d’ados démocrates ireto tanora…
    un peu de bonheur dans ce monde pourri ne nuit pas …..
    tsara alahady é !
    lasa nivavaka moa i dame pipi ?

  • Freddy dit :

    Hello ! Baby-GBD !

    Keske vous vous marrez bien toutes les 2 ! C’est super !
    Pour le « gif », ne t’inquiete pas je saurais le faire une fois l’ »essentiel » reçu , donc pas de souci !
    Pour le courrier à envoyer, ce sera fait , promis !
    Le plus inquietant, c’est que nous n’aurons JAMAIS DES nouvelles du TEMOIN, MENACé de MORT, par la HAT CRIMINELLE (FIS)BIEN SUR.

  • Freddy dit :

    CE QUE TU POURRAIS FAIRE :
    Faire COPIER – COLLER sur WORD ou FRONT PAGE.
    En principe tu devrais pouvoir en faire ce que tu veux : Imprimer, ou le transformer en JPEG. Il me semble que sur Front Page, tu peux le convertir en JPEG, si je ne me trompe.

  • GBD dit :

    coucou freddy
    j’ai réussi à mettre la main sur le blog indiqué et j’ai transmis à une copine …qui transmettra etc
    les ruisseaux font les grandes rivières.
    manafintoanahy ireto reporters sans frontières : il ne leur faut que du SENSATIONNEL ===> il faut les NOURRIR !
    Chers amis légalistes innondez de TOUTES VOS INFOS :
    => amnesty international
    => reporters sans frontières
    => journal LIBERATION
    Tsy mihetsika ry zalahy raha tsy vokisana…

  • Mbola dit :

    Coucou GBD !
    J’adore les Actions ! En fait le role de Denise-Kristelle est la diversion.
    Je serais pour que tout le monde ignore ce qu’elle pourrait PROVOQUER ici en ecrivant.
    Ignorons la ! Laissons la ecrire, mais QUE PERSONNE NE REPONDE A SES INTERVENTIONS !
    Sinon, nous passerons notre temps, plus à l’invectiver, que de parler de ce qui nous interesse !
    Ceci dit, cela n’est que suggestion !
    Si nous sommes tous d’accord, alors essayer de repondre à mon propos : signe que vous levez la main en signe d’approbation à ma proposition !

  • Mbola dit :

    GBD a dit :
    « lorsque j’avais adressé courrier à diverses personalités , concernant le gouvernement putschiste ert l’état de dictature à Mada ,
    j’avais notamment reçu courrier de soutien de député oeuvrant au sein des affaires étrangères en charge des dossiers africains
    Amnesty international prend aussi en charge notre préoccupation »
    Je repondrais :
    Il me semble que si tout le monde essaie d’ecrire à TOUS LES Parlementaires francais, et Europeens qui sont venus constater les « effets HAT » à Madagascar, en envoyant ce genre de preuves, ce serait l’ideal.
    Je lance ainsi un appel à : ALIDERA AR-ZIRY ONESIME- Babyfoot- Anja – Manoela – Faucon de Dago – Ragena – Rabaradaka – Ragena – Manjaka Vahoaka- ………..etc ainsi que leurs connaissances personnelles,
    dans le sens decrit ci dessus !

  • GBD dit :

    Mbola
    je te comprends et il est vrai que l’on occupe bêtement le site à répondre à cette tsikovoka…
    mais parfois la tentation est grande d’écraser …les « punaises »
    (izao tena tsy tia kongona ratsy !)
    MDR

  • Babyfoot dit :

    Mbola,
    Très bonne idée !
    Tout est en train de se mettre en place petit à petit et sera fait, ensemble ou séparément.
    Mais la patience est de mise !

  • Manoela dit :

    Mbola

    merci pour ta proposition.

    Fomba fiady iray izany hoe tsy tohizsns izay lazain´ireto Foza mpandoto ano, fa marina ny an´i GBD.

    Tena olona adala anie ireto Foza tahak Denise-Kristelle,ranaina….

    Izaho olona tsy tia manompa izany fa tena notsapaiko zareo fa teny tsy misy afa-tsy izay no mahalefy azy eto. na izany aza mbola miseho ho tsy tohina ihany.

    Ka avelao hanao fa mifampitady eto fa firy @ ireo vahoaka izay mijaly izao mo no mba afaka mamaky vaovao s mahalala ny marina eto @ internet fa dia vahoaka voafahana-dalitra sy tsy mahalala ny marina intsony fa lany andro mitady ny androany sy ampitso .
    ka na tsy afaka mitolona mivantana any dago aza isika dia mba manao izay vintantsika eto ,mba ho fanavotana ny firenentsika.

    Ary mba aiza ilay denise tsy mipoitra eto intson.Sa nanova pseudo?

  • hevitra dit :

    nalaelo tokoa mants nareo t@ nahalasa ny dada tampoka .tsy homeko tsiny anef nareo satria mety tsara noho izaho ny fiainanareo.tsy aleo v mb hitovy ny saranga e! @zay tsy misy tsony ny manita-kevitr, koa maninona rah mifanamp io aloha ny fitondrana misy eo de mba ekeo fa rehefa tonga ny any aoriana any tsy maintsy miala eo indray io e!!!!!!! zay ange le politikan’ny gasy e! toerana hifandimbiasana io! ka aza maka areti_po @zany « mody miady reo fa avy eo mfandray tanana ihany »

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site