Hotel Colbert

Hotel Colbert

Ankolafy Ravalomanana : nidinika tamin’i Chissano !

Mandritra izao fitsidihan’ny mpanelanelana iraisam-pirenena eto Dago izao dia maro ny fandaharam-potoany.
.
Nihaona tamin’ireo ankolafy telo ny filoha Joachim Chissano ny maraina ny Sabotsy 24 Jolay 2010. Ny ankolafy Ravalomanana no nihaona taminy voalohany tao amin’ny Hôtel Colbert. Tao ihany koa ny ankolafy Ratsiraka notarihan’ i Pr Ange Andrianarisoa, ny ankolafy Zafy Albert notarihan »i Rakotovahiny Emmanuel, ary ny ankolafy Ravalomanana notarihan’i Fetison Rakoto Andrianiriana.
.
Tamin’ny resaka fohy nifanaovana tamin’ny mpanao gazety no nilazany fa : « ny zavatra nodinihana tao dia ny hikatsaham-bahaolana amin’ny olana mahazo ny firenena, ny hampivadiana ny ezaka efa vita teo aloha sy ny hanohizanana ny asa iarahana amin’ny fiombonan’ny « societé civilé » izay vita sonia omaly. Samy mbola tsy nisy nanome valin-teny hatreto izahay hoy Fetison fa mbola hifampidinika aloha .
.
Mikasika ny « dinika santatra » dia nazava ny nambarany : « tsy handray anjara izahay satria tsy niarahan’ireo fiarahamonim-pirenena mitambatra izany » raha tena manana « bonne fois » ireo nikarakara teo aloha dia tokony hanemotra ny daty notondroiny aloha hoy ihany ingahy Fetison Rakoto Andrianiriana.
.
Ny tsikaritra dia tsy hita tao mihitsy ny ankolafy Rajoelina, na dia mifanao atsimo sy avaratra amin’ny Ambohitsirohitra aza ny toerana nihaonana, voaporofo araka izany fa i Andry Rajoelina sy ny forongony no tsy té hamaha ny olana fa miziriziry tsy amin’antony toy ny rambon’ondry!

Hotel Colbert

Hotel Colbert

Hotel Colbert

Hotel Colbert

Hotel Colbert

Hotel Colbert

Hotel Colbert

Hotel Colbert

Hotel Colbert

Hotel Colbert

Hotel Colbert

Hotel Colbert

Hotel Colbert

Hotel Colbert

Hotel Colbert

Hotel Colbert

Hotel Colbert

Hotel Colbert

Hotel Colbert*

Hotel Colbert*

Hotel Colbert

Hotel Colbert



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Raymond Ranjeva, manolo-tena hamaha olana !
  2. Parlemanta teo aloha, nanolotra vahaolana !
  3. Tsy ny FAT no vaha-olana
  4. Fandaniana andro ny an’ny ankolafy Rajoelina
  5. Echange de lettres entre Ravalo, Fetison et Chissano

20 Comments

  • gbd dit :

    PFFFFFFFFFFFFFf
    comme le TPI et autres
    ronds de jambe!
    Madagascar n’est pas leur priorité , nous n’avons pas un million de morts…

  • ELAS dit :

    gbd,

    j’ai déjà dit ça, puis maintenant et comme les autres fois, pendant que le mouvance foza continue à faire le miziriziry, M. Chissano fait sa petite tournée, il ne perdra pas un gramme et il ne sortira pas un sou de ses poches.
    Un grand merci aux vehivavy légalistes
    mais où étaient les étudiants ? et les autres ?

  • gbd dit :

    elas
    l’avenir LIBRE ne saurait venir que du Malgache lui même ,
    mais :
    - déterminé
    - patriote
    - nationaliste
    - conscient qu’une lutte ne se fait pas la fleur aux dents…
    - jamais la démocratie ne se donne : il faut aller la chercher, dans la violence s’il le faut.
    Il nous FAUDRA PAYER LE PRIX DU COURAGE
    MAIS SURTOUT :
    ==> DANS LE CADRE D’UN FRONT UNI de la résistance.
    Il faut « bouter » tous ces partis opportunistes qui se lèvent par ci par là pour le  » BIZNA  »
    Gouverner c’est SERVIR et non chercher à « SE  » servir…comme ces Ramaroson, Ramaromisa, Rajoelina, Rajaonarivelo , Ratsirahonana , etc.

  • Freddy dit :

    Tena marina ny anao r’i GBD !
    Mba manàna humilité kely r’i Antoko vaovao isany a ! ary mianara izany antsoina à gauche à droite izany hoe :D EMOCRATIE !
    Izaho akory tsy miambo hoe tena mahay izany fa amin’ny fiheverako dia manomboka amin’ny FIARAHANA MIDINIKA, sy MIZARA HEVITRA « mamokatra » no fahitako azy !
    Tsara ny Tolona ataon’i Ravonison Ambroise, fa ny tsiny dia efa nohazavaiko ihany, amin’ny fahitako azy !

  • mamagouma dit :

    zà hoà mahita fa tena tsy zakan’ny zanak’i dada ny nampianjera ny dadandrizareo dia tsy mahita zavatra mandé mihintsy rizareo na dia feno sy mitobaka(morabe) eran’ny tsena aza ny entana ilaina andavan’andro fa dia ny manakiana foana!!! nefa angé ka tsy hisy hanatitra vola hoandrizareo ao @ magro ao akory fa tsy aleo ve mitady zavatra hatao toy izay mitaninandro fotsiny ao!! sady efa 3mouvences hono dia mbola tsy mahafeno magro kely io!! jereo ny firohotry ny vahoaka rehefa misy zavatra karakarain’ny HAT f’aza mody tsy mahita nareo ary succès foana!!
    jereo ny hotel de ville, vita tsara mmihintsy sy ny sisa tsy voatanisa ne fa aza 19mois isika zao tsy nisy fanampiana avy any ivelany mandeha tsara lavitra nohon’ny t@ andron’ny dada ny fiainana fa zay tsy miasa ihany no tsy mihinana @ zao. matoa tsy mahazaka vahoaka ianareo dia afapo @ fitondràna ny vahoaka ary tsy resy lahatra @ hevitrareo fa mipétraha tsara any aloha fa an’Président Rajoelina aloa zao ny fitondràna!!

  • GBD dit :

    Mamagouma
    ton qualificatif de « zanak’i dada » vient de Pierre Tsiranana.
    Il suffit de naitre pour ce brave Pierre , naitre du fils spirituel de Gallieni qu’était son père Philibert Tsiranana , de la fratrie adoptée également : Léon M’Ba, Shengor, Houphouet Boigny, Bokassa …la « french connection »…
    Vous y ajouterez RAJOUEL , cinquante ans après ?
    BRAVO
    BRAVISSIMO
    Hit parade de la C.n..rie…

  • GBD dit :

    Mamagouma = Nadia=Danise de radio viva…

  • zora dit :

    Ié vita tokoa manko ny hotel de ville an ! ary ireto planches mbola tsy noesorina, tsy misy andehanana, manimba ny hendrikiny tanana, androany alarobia 28 juillet 2010 dia mbola tsy mahita izay vita ao ny mpandalo.

  • GBD dit :

    efa ela be ny Mairie de Paris no nanome subvention ho any hotel de ville…
    le « sarimbavy » n’y est pour rien , il est bien obligé de finir cet ouvra

  • GBD dit :

    efa ela be ny Mairie de Paris no nanome subvention ho any hotel de ville…
    le « sarimbavy » n’y est pour rien , il est bien obligé de finir cet ouvrage ou rendre le fric:
    non?

  • Ragena dit :

    Mamaguoma = kil n’i nadia noentiny tany antranony nasainy nanoratra satria tsy mahay phrases lava be otran’io izy
    Dame pipi sy Lala sy Noro kou

  • Manoela dit :

    Mamagouma hoe , Ajojo mavoranjo avy aiza koa io,

    sao dia ranaina ,nadia, kristelel sy denise miala ompa eto indray io manova pseudo, dia mamagouma anarana vendranbe no entina eto.

    presidentm-Body, president jiolahy ,president mpamono olona ANDRY Radomelina

    hay va re ka antsoina hoe president koa ny mpanongam+panjakana, Ha! ha! ha!
    tsy raka mihitsy hoa ity habadoan´ireto Lala sy Noro ireto e! Marina.

    Diso mahay loatra aho ka tsy arako ilay habadoana.

    mamagouma moa ity mandeha @ lohany ny tongony ambony mihantona, ny masony poaka, mason-kanety no entiny mijery ny hotel de ville vita, ny zava-bitaníreti FAT matory ao q atrano manga Anosikely.

    mamagouma izany no atao ho Olona mitondra maso kanety na mason´omby.

    hafakely ny fomba fijeriny plus ilay fahizan azo q ilay diplaoma FAT , LALA sy NORO ihany.
    Mitovy zareo jiaby, iska zanak´i dada diso mahay loatra ka mila mieritereritra tahak ny tany @ jardin d´enfants izay vao mahatakatra ny habadoana FOZATAY

  • Ragena dit :

    Manoela
    I kala denizy tsy ao fa mbola miandry kil rahariva hasainy manoratra eto.
    Jereo anie fa raha vo arivariva ny andro dia iny denizy kely loha fa mitranga e

  • kristelle dit :

    ireto tena olona adala

  • Ragena dit :

    Touché !
    Tena mahay maminany mintsy zà zany klé

  • Manoela dit :

    Tena marina mihitsy ragena,

    I denise belagaly anie hono ka 50 ariary dia efa mibata azy,
    Ry kristelle rehefa mandalo ,tonga dia mitamponórona ny kil aloha fa maofona ny laokasira ,

    Misy raha La terre !

  • Manoela dit :

    mamagouma ve Ajojo very salak sa tara sambo e!

  • Manoela dit :

    A TOUS MES aMIS SUR fORUM MYDAGO GBD; bABYFOOT ::::

    eFA ARAKAREO VE ITY

    Madagascar, l’enfer du décor » Sale Temps pour la Planète
    _www.youtube.com
    Rendez-vous mardi 3 août 2010 à 20h35 sur France 5 (documentaire de 52 min en HD)

  • GBD dit :

    Merci manoela
    je ne manquerai pas

  • Ragena dit :

    OK Manoela
    Nde ho jerena kely ze alefan’ity France 5 ty na marina na lainga toy ny teo alou
    .
    Mamagouma = Mpitarika Posy eo Isotry
    Mbo netinety ny tsena de nahazaka an’i Krisy

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site