Ampamoka momba ny bois de rose !
Tao anatin’ny valandresaka nataon’ny filohan’ny FAT omaly, dia maro ny zavatra tsikaritra noresahiny : fanadiovan-tena tsotra izao ireny hoy ny maro. « Madio tsy misy tomika Rajoelina » na ny resaka fitantanam-panjakana, ny fanagadrana mpanao gazety, ny resaka kolikoly sy ny bois de rose, sy halatra volam-panjakna tsy voa-tanisa, ny fahalatsahan’ny firenena anaty kizo lalina izay ny fanonganam-panjakana nataony no fototr’izao rehetra izao. Dia sahy milaza ho madio tanana tokoa ve Rajoelina ?
Mampandry adrisa !
Mievitra ny vahoaka no valala adrisa Rajoelina. Izy no nimpingampinga nisora-tena ho « lohany », ho « raiamandrenin’ny vahoaka », nahoana no ahilina any amin’ny hafa ny heloka rehetra ? Tompon’andraikitra voalohany amin’ny tsy fetezan’ny zavatra rehetra eto Rajoelina. Toy ny nanenjehiny ny filoha Ravalomanana tamin’ny fotoan’androny, izay nampangainy ho tompon’antoka tamin’ny tsy fetezana rehetra. Nahoana no miala bala izy ankehitriny ? Fa iza no nanendry ny tompon’andraikitra isan-tsokajiny eto amin’ny firenena, tsy izy ihany ? Efa ho ritra ve ny « paiso an-kady » ny « bois de rose » eto Dago vao mody manao sinema hoe samborina izay tratra ? Naninona hatramin’izay tsy niteny ireny izy ? « Tsy afa-bela » na « madio tanana » amin’izany raha tena tompon’andraikitra marina eto amin’ny firenena.
.
Andrasa araka izany ny fivoahan’ny lisitra lava be amin’ity fanondranana « andramena » an-tsokosoko ity. Ary inoana fa ny anaran’ny FAT no maro anisa ao ! Hitondra aina vao hoan’ny mpanohitra indray iny ady hevitra iny. Ny mpanohitra izay efa nandrangaranga ampamoaka sy « grand dossier » mahakasika ity bolabola ity.
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:


Ka ilay ingahy io ange manao pampers dia tahaka ny hoe tsy manao maloto. Koa aoka esorina ilay pampers dia ho hitan’ny be sy ny maro fa tena maimbo tsy azo hakekezina io rangahy io.
Mialona indray ry GTT satria hita porofo, ary azo tsapain-tanana fa Filoha mahay mitondra i Andry Rajoelina, sady mamim-bahoaka rahateo moa izy. Tena Filoha hendry sy matotra Rajoelina, ka na ny valiteny nomeny aza dia hita fa valintenin’olona nandalina sy lalintsaina. Tsy zakan-dry GTT sy ny forongon-dRavalo izany ka mialona mafy izy ireo!
Hoy ny fitenin-dr’izalahy taloha hoe :
)
« Tay be ilay TGV » ka…… », hita ny fahamarinan’izany izao !
Ha ! Ha ! Ha ! Mifampidera ny samy fozaorana, sa ahoana Radenise ? Raha ireny no atao hoe « filoha mahay, mamim-bahoaka, matotra, lalina, …sns », de e e e, aleo mangina satria ny notion-n’ny atao hoe : mahay, mamim-bahoaka, lalintsaina, sns mihitsy no tsy mitovy !!! Io de arakaraky ny hoe iza no mitsara. Raha olona tsy ampy solaitra sy tsy mahataka-davitra sy naïf no mitsara, dia izany tokoa ny valin-teny, sa ahoana ? Fa raha olona manana diploma ambony, maharaka tsara ny fika sy lainga ary ny fandehan’ny fitantanam-panjakana, dia mampa-te hiteny hoe : « Filoham-pirenena notsimponana avy t’aiza koa ary ireny sady tsy mahay na inona na inona ireny, satria miseho azy ho kalaza lahy amin’ny lainga, fa na dia ny mandainga aza tsy hainy.
Ireto misy fanontaniana mba tiako valin’i Denise : 1. Miaramila ny PM. Ny PHAT dia lehiben’ny tafika. Ny mibata ny bois de rose any anaty ala any miaramila. Hita amin’ny gazety rehetra izany. Raha tena Filoha mahay sy mahafehy ny fahefana eo ampela-tanany io filohanareo io, ahoana no tsy voafehiny io resabe momba io Bois de rose io, sa izy ireo mihitsy no tena ao ambadik’io resaka maloto io ?
2. Raha tena mahay sy lalintsaina tokoa izy, maninona no mitabataba ambony tafo-trano fotsiny hoe : »avoay ny anaran’izay ao ambadik’io affaire-na bois de rose io » fa tsy tonga dia manome baiko ny BIANCO, ny MINJUS, sy ny rafitra mahefa rehetra izy hanome ny anarana sy hisambotra avy hatrany ny mpanota rehetra ? Tsy takatrin’ny sainy ve izany sa tsy hainy ny mampiasa ny fahefana eo ampelatanany sa bolongan’olona eo amin’ny eo ambony seza eo fotsiny ny anao fa tsy manana fahefana na kely aza, fa ny hafa ny mitondra azy amin’ny vatan’orony ?
Mbola misy fanontaniana hafa maro, fa aleo izay aloha sao tsy zakanao fa lalina loatra !!!
efa mitapy ilay denise!
firenena erany izao tontolo izao aza efa leo ny laingany TGV fa raha vao miditra hiteny izy sy ny forongony dia mivoka ny varavarana ny olona fa koditra @ laiga be any TGV ! ha!ha!ha!!!
Ataony ity TGV ity fa tsy misy mahita daholy ny ataony sns….. fa na anadio tena hotrany volamena aza meloka mandramaty eo anatrehany izao tontolo izao !
iTGV aloha tsy hampadroso any dago fa angalatra ameno posy eh! ratsizany ve! ny zanany ao frantsa ….ny vola efa miondrana fotsiny any @ bany suisses sns….
ny hampahantra ny tanjony izy sy ny cocorico mets les pieds dans la merde fa very vola nilalaovana bousse ny frantsay dia TGV no terroriste nirahiny renikely malala sy Ratsy iraka hangalatra ny harenany gasy hany ka mahantra ny malagasy i dago moa cocorage sns……fotsiny TGV .
Mazotoa ianao Ranaivo manokatra ny sain’ny dondrona, mana-pi no mety mifoka bozaka tsy ferana…
_http://www.madatimes.com/index.php?option=com_content&task=view&id=3160&Itemid=25
Filoha taiza moa i Radomelina , iza no nifidy azy ho filoha , olom-bitsy sy ireo miaramila ary koa ireo miara-misaosy aminy no manonona azy ho filoha
Ary mamim-bahoaka ahoana koa izany , izahay aloha mba anisan’ny vahoaka fa tsy hitako izany mamim-bahoaka izany e, ompa aza no mahazo azy satria tsy misy dikany amin’olona ny fiainana noho laikely io,
Mahay mitondra hono , mitondra inona firenenna efa any ankady , farany gisitra , ka izany ve no mahay?
Aza mba jamba ihany ray olona ka tsy mahalala manavaka ny tsara sy ny ratsy a, efa hita fa mainty ka lazaina fa fotsy , olona kentrina
Lalin-tsaina hono , lalintsaina ka aiza zay mba diploma azo dia aleo hihomehezana fotsiny e, dia holazaiko anao FA RAHA ZAY RADOMELINAO DIA NY LOHANY SY NY FIPETRAHANY NO MITOVY , SAMY MIHINANA FA TSY MAHAY MAMPITOMBO , TENY GASY IZANY KA TSY MILA HAZAVAINA ,
Valin’ny fanontaniana hoe : Iza no nifidy an’i Domelina ?
(
- i Charles Andrianasoavina sy Ndrianarijaona ary Lylison kaaaaa !
Indrisy !
Mampahatsiahy an’i Litakely ilay fanontaniana hoe : »Madio tànana ve i Domelina ? »
Mba fanontanioana tokony hipetraka ve izany ? sa Fampiresahana ?
maramila maramila hoy ilay ZAZA BODO
iza no nifidy ZAZA BODO MIBODO mbola BADA LELA ?
le trou ?
Radenise makorela io miteniteny tahaka ny lohatapaka hita fa efa tapaka ny loahm-poza.
Mba fanontaniana adala koa izany.Fa maninona raha tsy ny momba an’i Ravalomanana aloha no resahina?Madio tanana ve izy tamin’ireny kaotenera nanjavona tampoka avy any toamasina feno bois de rose ireny?
Ny Filohan´I denise Dondrona dia JIOLAHIM-Boto dans tous les Sens,
izay koa no maha jiolahim-bacy anao denise
Hono hoy aho denise, fa ohatrinona tq volan´ny sipromad na injet na bois de rose na vola avy tq france 80.000€ kay no mba anjara azonao io ,no tena maty mandoka io Tres Grand Voyou io ianao ,
sa vidim-boanjo no mba azonao dia tena io ilay Sherrif film westren-nao
mba valio io raha mafy be ianao io fa aza be vava eto q Nert fa efa hompanay mbola tsy laitran´ny bala fa mitay ity ompa sy ozona rehetra ity,
Ozona fa hanody ny ranomasom-bahoaka sy olona matinareo Foza io ianao ao antiy ry Denise.
Ô ry havana Faucon de Dago, Freddy, Ranaivo , Volaniaina, Honena, Manoela sy ny namana aman-tsakaiza vahoaka malagasy rehetra ô :
Indro mba misy ilay fitenenana hoe : » Ny apondra hono tsy maintsy mibarareoka foana . » ê !
Izay koa no nanondròana azy hirediredy eto, karàma io !!!
Ka inona moa no hantenaintsika amin’izay fitondràna « Jiolahim-boto » hoy
ny Pr Raymond Ranjeva ?
TSY NY FIDOKAFAN’OLONA;
TSY NY FANAMPENAMBAVA;
TSY NY RAMATAHORA;
TSY NY FANAOVANA ANKILA-BAO NY MPIRAY TANINDRAZANA SY FANOMEZAM-BAHANA IREO KARANA VAZAHA AN-TARATASY NANAMPY T@ FANONGANAM-PANJAKANA;
NO HILAZANA FA MAHAY NY MPITONDRA.
ARY AOKA TSY MAIVAN-DOHA VALIO HOE IZA NO MIFEHY NY TEOKARANA ETO MADAGASIKARA ?
SECTEURS CLES : VAZAHA + KARANA VAZAHA AN-TARATASY.
RESAKA VAROTRA : KARANA VAZAHA AN-TARATASY.
IZANY HOE TSY MISY GASY VENDRANA AFAKA MIFEHY IREO ETO FA POTEHINA IZAY MISEHO MILAY.
SATRIA VAHOAKA DONDRONA NY GASY ARAKA NY FIHEVITR’IZY IREO KA TSY MILA OMENA SEHATRA ETO.
VIVE LES KARANA VAZAHA AN-TARATASY SY NY VAZAHA ARY IREO MPANOME VAHANA AZY !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!??????????????????????????
VARIANA ERY ISIKA AMIN’IZAO FIKAONANDOHAM-PIRENENA IZAO. NEFA ISIKA AZA TSY MAHAZO SEHATRA ETO AKORY. BE NY RAMORAMANANA ETO NEFA NY VAHOAKA NA NY SAKAFO ARAPAKA AZA PROBLEME.TOA SAHALA AMIN’NY MANOFY ISIKA, VOAREBIREBY, VOAFITAKA, VOAMBAKA, NY FAHANTRANA IHANY NO ANJARANTSIKA VENDRANA ETO???????????????????????????????
Ny tena manahirana amin’ireto 3 mouvances ireto momba ny resaka bolabola ity dia efa ela tamin’ny taona 2009 i SEM Président Zafy Albert noho hoe hanao ampamoka an’io resaka io kanefa hatramin’izao mbola tsy mivoaka foana ilay lisitra ê. Sao dia hatao fampitahorana fontsiny ka hangalanareo vola any amin’ireo FAT -nalika ireo aza io resaka ampamoaka io .Avohay re Tompoko fa efa ny teny iny ny filohan’ny FAT,ary dia misaotra anareo mialoha
Jereo fotsiny anie ny masony, mifitirika mena be, io no milaza fa mpandainga tsy avotra intsony ity domelina kely
« Aza matahotra fa minoa fotsiny ihany » Tsy ho ela dia hivoaka ny marina momba ny bois de rose. Tsy ny ankolafy telo ihany no hamoaka izany fa izao ntontolo izao, sa tsy izany ry shhhhh, ry dénise…!
OH ry GTTAY isany ah
mbola tsy leo andra8montana ihany ve nareo sa very fihinana ka mirediredy e!
Avereno ra 8, avereno tiko, avereno ny toeranay, avereno ny fihinananay….
avereno, avereno, avereno,…
ny olona mandroso, mandroso, mandroso…
Oh ranaina ah ! dia tena mandroso tokoa ve zao ise ? sao dia mihemotra no tian’ise ho lazaina ? fa tsy hain’ise ny milaza azy. Mba diniho anie ny manodidina an’ise ? eny na ny fiainan’ise io mihitsy aza ! Ny olona toa an’ise izao no mora ambakaina sy mora fitahina sady tena tsy mahataka-davitra, Tsy hiteny aho hoe tery saina ise sao dia tsy takatr’ise akory ny tiako ho lazaina! Tsy takatr’ise akory ny hevitry ny hoe mitaky ny fiverenan’ny Filoha Ra8 eto Mada ? Nidikan’izany r’ise dia hoe : FAMERENANA NY ZO AMAN-KASIN’NY MALAGASY ARY ISE AN’ISAN’IZANY – IZAY NOVIRAVIRAIN’NY OLONA TSY VOAFIDIM-BAHOAKA AKORY NEFA MISORA-TENA HO MPITONDRA. Sao dia tsy fantatr’ise fa noverezin-jo anie Ise amin’izao fotoana izao eh ! Vokany = FAHANTRANA – VERY ASA – VIDIM-PIAINANA MIAKATRA – TANANA MALOTO – 4 MI MITOMBO ISA – VAKY TRANO – MPIVAROTRA AMORON-DALANA TSY VOAFEHY – SARAN-DALANA MIAKATRA – RISORISO SY KOLIKOLY – FAKANA ANKERINY NY FANANAM-BAHOAKA – FAMENOANA PAOSY SY FANANGONAN-KARENA ho an’ny HAT io sns … Raha mbola tsy leo an’izao fitondrana izao ise dia tena mihevera tena fa mety ho tsy salama saina ihany ise ! koa mandinihy tena. Izaho izao ary r’ise tena manana ny ampy ary afaka mivelona tsara mahatsapa fa tsy mety izao fiainana izao, raha mitazana ny zava-misy sy ny fahantran’ny olona, fa tsy hitakoizay vahaolana afatsy ny famerenana ny ara-dalana sy ny zo aman-kasin’ny olona Mpifidy ihany ! Izay ihany no vahaolana hitako (averina ny zo aman-kasin’ny mpifidy fa tsy hitsakitsahana toy izao)
ranaina milaza fa ny olona MANDROSO,
mandroso daholo tokoa aloha na ho any ankady ary, na hodina amin’ny rindrina koa rehefa tsy mahay mijery ny lalan-kombana.
Mbola mibada lela sy te hinono io lekely io aloha toy ny zaza maina-mandeha dia mandroso marina fa saingy midaboka rehefa very ny équilibre.
Au diable
Sodofafana ô : Izahay aty tsy matahotra ê, mino fotsiny ihany ; fa izao, mba atero eto aingana re raha vao mahazo vaovao mikasika io « bois de rose » io ianao â ! Misaotra fa tena manorisory tanteraka anie ny
mandre ny fandripahan-dry tsy mataho-tody ny tanindrazantsika ê !
Manaraka izany Ranaina ô : Tena tsy leo an-dRa8 ny vahoaka malagasy ary tena very fihinana izy hatramin’izay nisian’ny mpanongam-panjakàna izay: very ny asa , very ny fandriam-pahalemana ,very ny filaminana ao an-tokatranon’ny mpianakavy ; tena very fihinanana satria zara raha mahita ho harapaka , be ny olona no mandry fotsy , »tsy maha-tsindry tsihy » hoy ny fiteny ,very ny tanjaka, ny hery, avy eo marary tsy mahatohitra ny aretina ,ny vola tsy ampy na tsy misy hividianana fanafody; farany tena reraka dia maty na tsy tokony ho faty aza . Ankaotr’izany rehetra izany dia ao ny halatra, ny vono olona sy ny fijaliana maro samihafa ; ianao angamba Ranaina mihaina ao anatin’ny tany feno « ronono, sy tantely » ka tsy mahita velively ny fahoriana mihajady amin’ny vahoaka izany, ka azafady na ho tezitra amin’ ireo vahoaka ireo aza ianao ,dia ny hiverenan’ny
Filoha voafidim-bahoaka ara-dalàna SEM RAVALOMANANA Marc ihany no miraikitra ao an-dohany . Izany Ra8 izany ,vao jarena dia hita fa Prezidà .
Omaly dia nanao filazana ny avy ao amin’ny fiadidina ny CUA mikasika ny hoe « famerenana ny fanarahan-dalana eto Tana » sy ny fampianarana ny olana hanara-dalàna (fanesorana ny mpivarotra amoron-dalana io) dia lasa ihany ny saina ka te hiteny hoe : 1) iza tokoa moa no nampianatra ny olona tsy hanara-dalana ? – Tsy ny FAT ve ? – 2) Dia ny fanenjehana ny Mpavarotra ve no vahaolana ? – sao dia ny famerenana ny asan’ny olona very asa no izy fa tsy ny fanenjehana azy ! 3)Ambara ankehitriny fa madi-doha ny Mpivarotra ka mila hampiharina ny lalàna – Izaho kosa anefa mahita fa hendry lavitra noho ny Mpitondra ankehitriny ny olona satria mbola tsy nitaky iray vilia tany amin-dry Zareo misora-tena ho Mpitondra izay tomponan’andraikitry ny fampahantrana ny olona ankehitriny, fa mbola mikaroka hevitra ivelomany fa tsy hanonganam-panjakana toy ny nataon-dry zareo teo ! Ka tsy hendry ve ny vahoaka amin’izany sa mbola tsy hitan-dry zareo tokoa ny vahoaka rehefa hampihatra ny ditrany ?!
Ka na inona anie na inona ompa ataonareo GTT sy forngon’i Valomanana an’i Andry kely mahavita azy dia tsy hampiova ninoninona izany e! Efa anay ny fahefana, ary tena fahefana avo entina hampandroso ny firenena, ka tsy avelanay io!
O RY DENISE A . ENTINAREO ANY ANKADY NY FIRENENA , TSISY IZANY AVO IZANY , RAHA NISY IZANY TSY EFA AIZA NY FIDINGINY RAMBONY
IZAO NOHATAO HOE FIRENENA MIREFAREFA AMINY TANY , TSY MIREFAREFA AKORY AZA FA EFA MITDIKAFONA AMIN Y TANY , INDRISY MANTSY RY TANIKO ITY HANAOVANY RADOMELINA ANAO , NEFA MBOLA NIHAMBO HOE LASA LAVITRA HONO
ANAREO TOKOA NY FAHEFANA KA NY EO AMBILIANAREO NO FANTATRAREO , ANGAMBA MIHAINA AO ANATY PARADISA IANAO KA TSY MAHALALA NY HIRIFIRIN’NY OLONA AN ANDRIAMANITRA TSY HARITRAREO ANEFA ANDRINAY IHANY , KA NY VAVAKAY NO HASANDRATRAY MAFY MBA HIJEREN’ANDRIAMANITRA MANOKANA ANY MADAGASIKARA
Miarahaba antsika rehetra, kely loha enao Denise, enao milaza fa tsy avelanareo io, normal be raha tsy ho avelanareo satria miditra be ny volanareo @ fangalarana sy ny famoahana antsokosoko ny bois de rose sns… izay tsy voatanisa @ heloka be vava ataon i Andry kely araka ny teninao sy ny forongony, adinonao nananmpy an lé Andry kely hoe: loha d lasa Andry kely loha,mety aminao zany?? Na mety na tsia efa izay lé izy e. Tsy hifamalay @ olona kely loha izay, ary olona misaina fa tsy mitovy aminareo, mazava. Mampalahelo ny Malagasy @ anaovanareo ny Tanindrazana, mbola ho avy ilay andro, ny zvt atomboka misy farany dhl, zay ataovy ao anatin’ny lohanao,ka ny tiako tenenina amin izany d ny hoe aza manantena ny hijanona ela eo, fa rhf tonga ny fotoana d vita ny aminareo e, tandremo sao d mivadika pataloha fa ianareo forongon i Andry mantsy mamadika pataloha zay ihany. Manam potoana dhl ny zava drehetra zay hampidirina ao anatin io lohakelinao io.
Jereo fa voky fangalarana i Andry Rajoelina ka lasa matavy mivoraka @ lé sary, mbola ho lasa dhl ireo fa mi profiteva tsara aloha.
Ny mampalahelo eto amintsika, dia ny fahaizan’ny mpitondra mandainga sy mamitaka vahoaka mba hanafenana ny halatra sy fanararaotam-pahefana atao. Ny mpitondra rehetra nifandilby, na iza na iza, dia nitovy daholo.
Raha Ravalomanana manokana no tenenina, dia tokony tsara ny fitondrany, raha ny fiketriky ny sainy sy fahaizany nitady vola nampandrosoana an’i Madagasikara. Fa izao, be loha loatra sy tsy mahay voky, dia nararaotin’ireto tsy vanona mianakavy ireto.
Fa dinihonareo ange ny fiampangana rehetra natao an’i Ravalomanana e, betsaka no mopoapoaka amin’ny fitenenana, fa tsy mitombona akory rehefa lalinina. Ary, hitabe koa fa tena fialonana sy anoanana no nanonganana an’i Ravalomanana. Satria izay rehetra nanenjehana azy rehetra no nataon’ireo TGVendrana. Izany hoe, ny contraire-n’ny zavatra notakiny mihitsy no nataon’ireo. Raiso tsirairay ireny fitakina ireny, dia jereo ny zava-misy. Ireto tsy vanona no tena « experts » amin’ny asan-devoly isan-karazany. Ary izay no tena mampitombina ny voalazan’i Denise. Tena mahay ireo raha aratsiana no jerena. « Demokrasia tena izy », « Fahalalahan’ny aino aman-jery », « fahalalahan’ny fanaovana politika sy fanoherana », « fiarovana ny tombotsoam-bahoaka », « kianjan’ny demokrasia », « fahadiovan’ny fitantanana ny raharaham-panjakana », … sns. Tsy ireo no nanenjehana an’i Ravalo ? Mba jereo ange hoe aiza ho aiza ny fampiharana an’ireo e ! « Lavitra ny afo ny kitay. Contraire-n’ireo no misy. Ireo HAT ireo no tena fahavalom-pirenena mpamitaka vahoaka sy mpambotry ny firenena !
Izao koa, ny mpitondra rehetra nifandimby teo, mba nahavita manda iray, 7 taona amin’ny ankapobeny, vao nisy ny fanoherana sy fanonganana. Fa ireto fozaorana ireto, mbola tsy tonga teo amin’ny fitondrana akory dia efa nisy ny fanoherana matanjaka. Ny tsy fisian’ny hetsika an-dalambe tato ato dia tsy avy amin’ny fankatoavan’ny vahoaka io fanjakan’ny alika io, fa noho ny heri-pamoretana. Fa ny misaina rehetra efa mandoa an’io. Ny adala sy kely loha ihany no mbola misisika manohana. Hita amin’izany fa tsy izy ireo vendrana ao amin’ny fitondrana ireo, FA TENA HENATRA GOAVANA HO AN’NY TANTARAN’NY MADAGASIKARA.
Any aoriana any, hipetraka ny fanontaniana : « iza tamin’ny mpitondra malagasy no tsy nahay n’inon’inona indrindra sady mpangalatra sy mpandainga gaigilahy no tsy nanaja ny sonia nataony no fanta-daza teo amin’ny sehatra iraisam-pirenena hoe « président sans qualité » ? : valiny : fanjakan’i Radomelina !!!
Fantatrareo moa ny tena dikan’ilay hoe « Président sans qualité » ? Mba miangavy aho ny mba samy hitanisatsika izay manan-kevitra ny tena dikan’izany.
Mandra-pihaona daholo !
ranaina
Very fihinana hoy ianao, marina izany ranaina ah! nefa ny tsy fantatrao dia izao: NY FIHINANANAO, NY FIHANANAN’NY ZANAKAO, NY FIHINANAN’NY MALAGASY REHETRA DIA VERY. VERY AIZA???? VERY ANY LAFRANTSA ANY, VERY ANY AMIN’NY KARANA ANY ,VERY ANY AMIN’NY ARABO ANY……
Mba misaina kely ranaina ah…!
sodofanana
ne donne pas d’importance à ceette ranaina…
… qui n’est rien d’autre que Nadia, Vahaoaka, denise etc.
… camùéléonisée
… sous pseudos multiples
… elle est « mandatée » pour s’infiltrer sur les sites légalistes
… SALARIEE de RADIO VIVA pour verser son venin,
qui jusqu’ice ne casse pas trois pattes à un c anard.
Une ringarde qui a besoin d’exister et de croire en ce qu’on lui dit de raconter (propagande de la HAT )
caméléon : tanala ^é !
tony sahady no mahazo ny foza eh!
jereo ao @ gazety basy vava oh!
Sareraka : may ny ranona « radiateur »?
Mila mitandrina ny tsirairay amin’ny loza mety hitranga araka ity vaovao « heno » tao Anosikely ity dia main’ny ranona « radiateur »n’ny fiarakodiany ihany ny tarehin’ity mpanankato sady mpikambana ao amin’ny HAT ity.
Volaniaina
araky n-y resaka « cocotte minute » io é
Tsy maintsy mipaoka na ela na aingana
cette HAT , comme nous le disons :
» FAIT COCORICO , LES PIEDS DANS LA MERDE ! »
hi,hi,hi
ranaina/Denise anie ry Volaniaina ka Dame Pipi CDD à mi temps e ! Izany no iasany eto, pour arrondir ses fins de mois. Niveau CP2 ka tsy mahatakatra izay lazaina eto fa phrase 1 na 2 iany no hainy soratana
teny ratsy nianarany teny Tsaralalana no averiny eto
DENISE VENDRANA
TENA EFA DOMELINA TENA FA EFA NISOTRO NY PIPI andry rajoelina sy commandant randrianasoavina charles.
VITA BATISA T@ PIPI KA MIVAREDAKA VOADOMELINA NEFA I MILAY IHANY NO MAHAZO NY TOMBONY IANAO LANY NIHINANA NY ANÍ ANDRY FOTSINY DIA NANARIANY NY MALOTONY
VIVE RAVALOMANANA MAHERY NOTRE MESSIE QUI NOUS A FAIT SORTIR DANY LE MERDE DE RATSIRAKA ET NOUS SOUHAITONS ENCORE SON RETOUR POUR REPRENDRE SON POUVOIR ET POUR NOUS SAUVER ENCORE UNE FOIS :
DIEU EST AVEC TOI MON PRESIDENT RAVALOMANANA
LE DIABLE EST AVEC LES FAT ;ANDRY DOMELINA ;DENISE ET TOUS LES FOZA SUR MYDAGO FFORUM
VOKIN´NY PIPI SY TAY ARY OMPA I TENA RY DENISE SIPAN´I RANAINA ETO
mAKO EO @ SULLY MOA KOA HA! HA! HA! HA!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Manoela,
Parfaitement parfait !!! hi hi hi !
Tapaka ny tsinaiko aky a !
Oka kosa ry kala a, quoi que… Ity vavan’i Joelina toa pozin’ny mpinono… !
Volaniaina, ity misy vao2 hafa mikasika an’i Sareraka, izay artista mpifoka rongony, nanentana ny teny @ 13 Mai (navoakan’ny La Gazette t@ iry heninandro lasa), sady membre ao @ HAT:
- namoaka/forcer les portes du prison, lehilahy voaheloka higadra mandrapahafatiny tany am-ponja, na dia efa tsy nenken’ny lehiben’ny fonja aza ny fangatahany!!
Ahoana indray ‘ty ra-tgv miseho azy ho ray aman-dreny ity ra-denizy a! Tsara raha asiana MALOKILA 9 dia ra-tgv no atao vadin’i denizy ary ra-denizy amin’ny maha-vady azy dia manolo ny tatitain’ny ra-tgv marikoriko
Aoka aloha fa ra-denizy mbola mitaiza an’i TGV tsy ampy taona, tsy ampy Zo. Mbola soloana akanjo, mila atoro azy daôlo ny tenues rehetra hoe hafa ny entina @ plage, hafa ny anaovana koferantsy de presy etc…
Mbola ho ela be vao ho Majeur (politiquement parlant) ary ezaka be no mbola miandry an’i ra mama Denizy.
babyfoot
marina tokoa izany satria toa ilay lobaka fotsy nentiny tany à plage iany no nanaovany itsy ambony devant ny micro. Tena vendrana marina na le vadiny na kala Denise Hssss !
Makandoho na ny mijery ny tavavan’ity ilay dj aza !
Dia efa mitampona inona loatra re olona ny maso sy atidohan’ireo mbola miaroaro an’io e ?
Sa, tampohonkanina zatra tsy nifitra erinandro ka manao ohatran’ny a… lahy mahita fotsimbary ????
andry kely, andry kely : andry kely loha angamba dia ekeko.
Ny olona mankadoho sy marikoriko iany ange no mety atao marionety manongam-panjakàna sy mivarotra ny tanindrazany e !
Ny olona hendry, mihaja, tia ny tanindrazany tsy hanaiky ho rebireben’ny renimalala na oviana na oviana.
Ireo fa manomboka marary fo ry GTT sy ry forongon-dRavalo!
Antony iray mahatonga an-dRajoelina hifikitra amin’io sezany io ny afera bois de rose satria ny ray aman-dreniny sy ny havany akaiky dia concerné ao ary fantany fa higadra ireo raha vao miala eo Rajoelina
» Didy maso mandihy io , ka ny hava-mijery no menatr’olona » ;izao ve « Mr le Président » no akanjo mba fantatrao fa mendrika ho eo anilan’io sainam-pirenena malagasy mamirapiratra io ?
Sa notairin’ny mpanao gazety maika tao am-pandriana ianao ka tsy nanana fotoana hiakanjoana ara-dalàna intsony ? Azafady re fa na dia ny olona tia anao aza angamba dia tsy te-hijery anao akory ê! Kivy ny vahoaka ê ! Asa indray izao izay ho lazain’izao tontolo izao momba izao fisehoanao sehatra an-tsary izao .
Mody tsy marary fo ra denise cox eto nefa efa voaompa hatramin´ny razany sy ny mahaolona azy mihitsy hita fa biby olony tahaka i Andry domelina vadiny,
Mbola aiza ny ahazo an- tena eto ra-denise Pipi, voakarama vidim-boanjo miaro ny fozatay ,fa ny anay eto fahamarinana ka sy fijoroana miaro ny gasy antapotrisany mijaly sy fadiranovana noho ny antaon´ny mpanongam-panjakana sy mpanagalatra harem-pirenena sy volambahoaka FAT sy tsy manaiky ny DJ Nul hitondra ny firenena.
Ra-denise fille de pute ou fils de pute amboa razana o!
Manoela
il faut tenir prêts les ciseaux et les rasoirs pour tondre les femmes traitresses à leur patrie
du, goudron et des plumes poue les hommes…
MASINA NY TANIN-DRAZANA
Hita mihitsy fa ALIKA VERY ZO SY VERY SAINA tena ra-denise hany ka ny farafaikan´alika sy arovana atao presida Tres grand Voyou andry vendrana radamelina tsy Nirina
GBD
Jái une grande tondeuse de gazon chez moi
Mais vaut mieux commander des maintenant un guillotine pourquoi pas ?
NB
Io col akanjon´i Domelina io anie ka Col officier midika fa ny dictateur rehetra saika miakanjo io col officier ireo ,Mao, kim il sung ,TGvendrana,
Fa toa akanjo fripperie azo t@ ireo Karana, sy Arabo anie ity izy.
Hita fa fripperie-na karana i Andry Domelina .
Fa izy koa toa natahotra an´i Chissano ka nitsoaka any mahajanga ,naninona aza ianareo any mahajanga tsy nanatono ireny Foza ireny natao MOSAKIKY miaraka @ sakay ???
Dia Lamba samboady malagasy fitondra andro fety ity no entina eny q plage sa nagalarina ny an´i Ramakavelo Desivendrana ???
Fa tsy sahy manao maillot de Bain i Andry domelina fa sao hitan´olona fa toa ny voanny leitchi ny azy sa tsy izany moa ry Denise ilay finonoanao ???
Manoela
c’est SUREMENT BIEN MIEUX
je me fais volontaire pour capturer leurs fantomes malsains après !
RADENIZY
Raha mbola sahy mivareraka eto ity vav mpisotro ny tsy fisotro dia mbola handefasako ny bomba farany mafaika i tena fa tsy mahalala afatsy ny FOZATAY
Fa raha raha mba mandoka ny PRESIDENT SEM Marc RAVALOMANANA filoha Mahery lanim-bahoaka sy Zanak´Andriamanitra voatondro hanavotra ny Malagasy ianao Radenizy
Dia tonga dia omeko Prix Nobel de La Paix, izay limité eto @ net ihany anefa .
Si non » VA AU DIABLE » Tu meriteras l´ENFER.
Ton president est LUCIFFFFFFFERRRRRRRRRRRRR.
MAYYYYYYYYYY MAYYYYYYYYYYY MAYYYYYYYYYYY!
GBD
Je serai avec toi avec mon equipe » Les Vrais VAHOAKA MALAGASY qui sont 17 Millions environ actuellemnts qui sont pris en Otage par les Foza et consorts. .
Et qui ont voté pour SEM Le President Ravalomanana et qui voteront encore pour Lui au prochain élection.
jE vAIS OUVRIR UN MUSÉE POUR EXPOSER LES TÊTES DES fat; ANDRY dOMELINA ET FAMILLE ; AINSI QUE LES TÊTE DE DENISE ;RANAINA; SADIC ; ET TOUS LES CREPUSCULES DE FOZA DANS CE FORUM:
gtt DENISE TARY TAFITA TQ HERIM-PO SY FAHADIOVANA FA IANAO dENISE MPANAO RATSY CRIMINELLE NÉE NO FILAZA AZY
aTA MIALONA NY TARY TAFITA ANY IVELANY FA NY ANAO AZA TSY FANTANAO NY HO AVINAO FA EFA HITA FA HO TAPA-DFOHA ;KA IZAO DIA EFA MANO FIMENOMENON-DOHA TAPAKA SAHADY :
nY MPOMBA NY sem rAVALOMANANA SY NY gtt TSY HARAY FO NA OVIANA NA OVIANA; FA MIARAKA Q ANDRIAMNITRA IREO MANANA FIADANAM-PO MANDRAKIZAY:
IZAY MIARAKA AMIN´NY aNJELY DIA ANJELY;
iZAY MIARAKA @ AMBOADIA TAHAKA NY dj aNDRY dOMELINA DIA TENA aMBOADIA VENDRANA DAHOLO FA IZY VELONA @ VOLANA BOIS DE ROSE NY VADINY MANONDRANA SOKATRA ANY IVELANY FA IANAREO HO FATINÁMBOADIA EO TAHAKA AN´I rA COMMANDANT MANONONDRO-TENA cHARLES SY LYLISSON EFA MIFEZAKA NY HO AVY @ IZAO FOTOANA IZAO TSY MATORY INZTSONY Q ALINA FA MANANINTANINA NY LOZABE SY NY TODY AHAZO :
DENIZY
Aza hampandrosoanareo @ alahelom-bahoaka sy ram-bahoaka very ny firenenay aleo ianareo tsy manao ,sao hampitondra ozona ny madagasikara Tiako ,
f´angaha izay mpagalatra fitondrana sy olony satana lavatandroka rehetra dia milaza fa hampandroso aní madagasikara.
Tena poa-mao mihitsy tsy mahita ny fijaliana sy fahantrany ny gasy noho ny ataonareo
Eny e! Azonareo nyfahefany Satana sy ny fanjakan´ny Bibidia .
Miteniteny foana tean ry mpianatra maternelle niala .
Tsy zakan´ny atidohan´i Denizy io anie ny boky Lala Sy Noro ,vao nanomboka nianatra ny hoe Lala sy Nroro ,io LOLO ,nary.
Teo dia namerina basy radenizy fa tsy hanohy hiantra intsony fa aleo alina ny diploma » Lala Sy Noro »
mba manao fanitarana radenizy fa efa mitombo ny taona
ka tsy Lala sy Noro intsony no hainy fa niampy hoe
» FOZA », FAT, Andry domelina , TGV
Io izany ilay karazan Doctorat q fahaizan´i Denizy .
tsy afak mihoatra q io intsony ny fahalalany fa raha tsy izany mipoaka ny atidohany.
Fa na hipoaka ny atidohanao na tsia denizy sy ny foza mianakavy miaraka aminy
izahay dia efa hanapaka ny lohanareo ho atao ao @ Musee mba ho zahana hatao fitadiavam-bola , mba atao fahazahoama-bola @ tourisme hanarenana ny volam-bahoaka nohaninareo mianakavy
Momie Andry TGV, Momie camille Vital, Momie Roindefo, momie, FAT rehtra, Momie Fozaty, momie Fozaorana, momie zana-poza, Momie TGV rehtra , Momie mpanongam-panjakana rehetra, Momie Ra charles sy omie ra Lylisson , Momie ireo ory hava-manana rehetra tsy hadino ny Momie ratsirahonana sy rolland ratsiraka,
Momie ireo le plus Criminel de madagscar .
Momie denise asian couronne rofia fa nahavitabe teto @ forum My dago @ fahaizana mandrobo AMBOADIA tahaka azy
I ranaina sy adic anaovana Momie ny tendany mihantona q lefona.
.Ny misee dia ato ao q ilay fonena´ny sasany ao ambatobe ihany e!
Musee speciale FAT et FozAORANA ho an´ny taranaka fara aman-dimby io an!
hipetraka ny tanatara misy diffusion Video ireo Film rehetra depuis 7 Fev 2009 ka hatrq izao, financement par Total Elf, bolloré, gouvernement sarkozy, sous parrainnage de » BERNARD Couchenre sy sarkozy »
radidy deba nanao mausolee ho an´ireo narapany rehetra isika hanao musee ho an´ireo FAT ,Fozam-panongam-panjakana rehetra .
Rajoelina: OK
Valomanana: KO
Denise/nadia/etsetra = couchée !
à la niche !
Iza mahatsiaro ny tenyn’i PH. Tsiranana hoe :
» TSAK TSAK !!! »
momba ny famonoina mpiraitanindrazana ?
ko i Radoma ange! mety convertie ny katolika sy renimala eh!
izao indray convertie ny musulmane kou…..
ho lasa musulman ity zaza doto TGV ity an!
mitandrema ry vahoka sao covertie ny karana sy ny arabo isika vahoka eh!
poka marina ny cocote minute ka mivoka daholo ny toetrany TGV sy ny forongony ….ao ny mitomany ranomasomboay ,ao ny miteny fa efa mpanakarena aho hoy racharle ka tokony izy @ izay ho no filoha fa izy no nametraka any TGV teo no sady miady koa moa izy sy lily mivady, ry cegame mariaga limogine,ry mialy kely moa na dia efa manao doko roa aza ny volo tsy mataty musuque maneno fa mitsinjaka ihany miaraka @ foza namany ampelaka makorelina ireo t@26 juin 50 taona ny fakalazana ny tosimbotanana ny firenena sy ny tanana mihosindrahany FAT mitotorebika ny première dame de bandy an!……
ry foza @ izany manao afera,mangalampinana t@ firenena ilay kary feno nofokena ny tanany ary ny lelany mbola milelamolotra sns…..avieo rehefa feno mpaosy dia milaza anjely tsy manatsiny daholo fa victime dadanay Ravalomanana daholy ha!ha!ha!…..loza zany re olona eh!
Volaniaina
sache que : les Gabonais Bongo(père et fils ) étaient catholiques .
Ils se sont « convertis à l’islamisme » pour mieux fricoter avec les Arabes du Golfe , les princes du PETROLE.
= => avant d’adopter le prénom islamisé « ALI » , Bongo s’appelait « ALAIN » lorsqu’il était catholique !!!
Araky ny fitadiavana « SOSY » io na « BIZNA »
« qui vivra verra « ,
raha tsy tonga aloha ny ROTAKA ê !
loza ity ry GBD ah!
manaraka ny tantara sy manotany vaovao any dago fa tena marikoriko ny vaovao any fa dia ankininy vahoka malagasy @ A/TRA moa…..
i TGV aloha ho lasa musulman eh!asa izay ho anarany @ izany kou…..sa Ibrahim ou Mohamed, abdali sns…….sady ny bizina ho ataony koa aloha teorriste eh! dia hivadiany indray cocorico mets les pieds dans la merde ah! ho fay tsara @ izay kou……fitiavambola daholy io no sady mahazo manambady 4 i TGV ……sns….bizina be ny arabo h@ zavamadomelina ,fitaovampiasina ,halatra sns…..
tena ratsy fiafara ity TGV sy ny forongony ity sy ny foza ah!
mampihomehy be ilay sary aloha fa ohatra ilay bébé cadum miandry nono.
Tsy nihaino izay voalazan’io lekely io aho aloha fa toy ny mazatra efa fantatra fa ny fomba fiteny fa sady tsy mendrika sy tsy mihaja, ny hevitra mivaingana tsy misy.
Au diable
Volaniaina
hilaina hamafisina izany vaovao izany raha marina…
Araky izay hiarahn-fantatra dia kenda i Rajoelina , mila vola mafy dia mafy…
Ny « robinet » frantsay tsy misy intsony…
Ny bois de rose tsy maniry hoatry ny kididim-borona…
Rajoelina sy ny akamany dia mijirijiry fontsiny ho any BIZNA ,
koa raha manao « convertion » mosilimo iuzy dia tsy mahagaga laotra
koa raha manao « convertion » mosilimo izy dia tsy mahagaga laotra…
==> fahazarany MPIVAROTENA REHETRA IO
Fidel Castro , avocat très bourgeois , laché par les Américains , s’était converti bien aussi communisme par nécessité , et conviction après..
KANEFA KOSA
ataoko teny tsotsska fananina…
Si la convertion à l’islam de Rajoelina est avéré ,
Madagascar court le RISQUE d’être un foyer pour terroristes internationaux islamistes…
Et là , le pays se transformera en Afghanistan n° 2.
**Foyer de violences et de massacres au quotidien.
attention :
la violence sera des deux cotés !
ils ne seront pas seuls sur la place !
Ka hatao ahoana re fa efa ho lasa MOMIE ka mandrovon-tsihy sisa e !
Itodihany daolo izay azony isangoritana fa mafy ny ataky satria i Kadafi pote n’i Dada hi hi hi !
I Ben Laden tsy hiraharaha ny mpiambo, taimbodina, mpinono biberô ha ha ha !
hihi hi hi iabanareo zao no tsy misy isangoritana
i sikno efa nilaza fa Radidy no fantany talohan’ny Ravoleur ka tsy ho vita izany fa dia isak’izay malahelo an’i Dada ianareo dia mandehana Africa tsy mila visa fa lazaina @ zuma azy
à la niche ! le » kiva ! «
ity gasy be ity no mpiovaova Anarana koa za no mba endrikendrehana! mbetika baby bentika maevanilla koa za no endrikendrehana
kiva ataonao ro mazava asivanao agnamalao,agnatero an’i Ravalo agny
Anao efa mpihina-Kiva kristelle nataonao brochette ,miaraka nohaninao niaraka t@ Dj Andry tany @ disco
Ianareo Fozatay io,Ory hava-manana mialona ny Dadany be vola sy mahry gasy mahery .
Vive SEM Presiedent voafidim-bahoaka RAVALOMANANA Marc.
Tapahan-d oha ny Foza mianakavy ,
Betsaka mihitsy ireto sale pute FOzatay eto tahaka denise,kristelle, nadia
Mbola tsy menatra efa hita fa
Ny Foza mpamono olona ,mpangalatra, nahatsiaro ny hiran´i Mahaleo aho ,hoe
minisitra ,Tany antsekoly izaho no gisitra ,matetika faran´ny lisitra ny faniriako anefa ho tonga minisitra.
Izany no zava-misy ankehitriny.
ny mpanohana an’i dada dia jilolahimbavy sy jiolahindahy daholo,fa maninona kay?
ity ny hira atolotra any foza sy ny TGV sy ny forongony ary ny tafika sy ny naimany eh!
milay ny hira ah! ho anareo eh!
_http://www.youtube.com/watch?v=yP_K55tArRc
OADRAY !!!
tena manapa-tsinay ilay hira ry Volaniaina â !!!
Mety mifanentana mihintsy aminy ny fihetsik’i kala Nadia/Ranaina/Kristelle…indrindra « KIVA » kely ny Rajouelle…
ilay hippo dia Sarla Be ve ????
Tena mendrika Palmadoro mihintsy ilay nandefa ny hira e ! Bravo, bravo !
Nadia/randria/kalanaina/Krisy a chopé la diarrhée, takapa ny hani-matsiro, tsy fahitany hatrizay niainany ka mila vokona, mandrovotsihy, manala ny aretiny eto.
Dadanay efa milliardaire vao président fa tsy tanavo niaka-bohitra toy i DJ sy ny Faty rehetra tapoha-peta ka manitsa-tay !
Pauvre Nadia,
Tsy arak’ndry ny cause !
(Mbetika Baby, mbetika Manoela) hi hi hi !
Ny olona manan-tsaina dia mahay manavaka e ! I sé tena mitono tena bé ! Niveau CP2 marina !!!
omeko azy ny sationany sainy ho hitany kou…..tsy mety mino ny HAT hoe ratsy anie ireo rehetra ireo sy i TGV !!!!
misaotra ry GBD sy ny namany ah! raha nihomehy nareo fa atao fanalana reo sisa mandrampihalany eh!
mampalahelo ahy i zanak’i dada ireto
Ho an’i Denise sy ireo mitovy hevitra aminy,
Raha nanongana an’i Ravalomanana ianareo, dia nisy foto-kevitra nazava tsara : tsy manaiky ny jadona, ny ampihi-mamba eo amin’ny harena eto Madagasikara, famarotana tanindrazana amin’ny vahiny, tsy fisin’ny fahalalahana eo amin’ny fanaovana fanoherana politika sy eo amin’ny haino aman-jerim-panjaka, …sns…sns. Foto-kevitra izay mitombona tokoa ary iderako anareo sur le plan theorique. Raha mamerina izay rehetra nanenjehana an’i Ravalomanana ry Andry sy ny forongony miaraka aminy, ary azo porofona aza fa grave lavitra noho ny vitan’i Ravalomanana no vitan’i Andry, mba tiako azavainareo amiko hoe, amin’ny anarana ny foto-kevitra inona no anohananareo an’i Andry ? Sa fanohanana bontolo fotsiny amin’izao ? Raha izany no aminareo no atao hoe « manao politika », tsy mahagaga raha milentika ny firenena fa tsy mandroso mihitsy satria olona « soabakaka » mora taritina amin’ny lamboridy ohatra anareo ireo no tena fitaovana politikan’ireo mpitondra mpambotry ny firenena. Raha tsy mety mandroso i Madagasikara, dia satria sarotra ny fampiharana ny tena atao hoe « demokrasia » raha mbola manjaka ny DONDRONA azo ampiasain’ny mpanao politika tsy vanona fitaovana entina anonganana mpitondra mitondra eo mba hahafahan’izy IREO mamoky tena sady manitsaka ny « vahoaka » izay nataony fitaovana nahazoany seza ! MAROMAROA NY OHATRA AN’I DENISE IZAY MANOMPO NY FITONDRANA MISY NA DIA EFA HITA FA TAY AZA, FA AZO ANTOKA FA HANJAKA ETO AMINTSIKA NY ATAO HOE : « PAUVRETE HUMAINE DURABLE » !!!
be no halavabe ny orony amin’ity resaka lainga lava ity, maninona marina ary tsy lava ny oron’ny olona mandainga amin’izay mba tsy fanan-dalitra intsony ny vahoaka e ,
Ranaivo,
Olona tsy afaka misaina i Denise/Kristelle/nadia/Ranaina/Acado fa jamban’ny tôlana toy ny biby ompiana.
Tsy hahazo fanazavana aminy ianao hafatsy ny :
OK, KO, Beurk, mawala.
Izany ihany no nampianarin’i Domelina azy.
HA! HA!
pinochio IZANY NY fOZA RY BETSIREBAKA
TENA MARINA TOKOA FA I ANDRY dOMELINA EFA MIHALAVA FOANA NY NIFINY E1
dENISE SY FORONGONY RANAIVO
iREO ILAY HOE
ORY HAVA-MANANA
Naray nahita an´i SEM Ravalomanana dia naongana hay izao mameno-paosy te hitovy aminy . Ary mano tsy fano sy mandrovi-tsihy daholo fa te hanakarena tahak azy, nefa ny president ravlomanana efa ela no nana ary efa taloha lavitra ny maha-president azy fa ireto ory hav-manana mianakvy maono,mangaltra volam-bahoaka ,mivarotra tanindrazana, maivarotra bois de rose sy harem-pirenena rehtra izay azo hamidy sy haondrana
Ry Foza mory hava-mana mianakavy
tsy mahlala afatsy ny mots jiolahy i kristellen´Amboa eto satria ny filohan´ny Foza tohanany JIOLAHIM-BOTO 500% mihitsy.
Dia i kristelle,nadia, denise ilay makorelim-bavy dame pipi de TGV jiolahy isany.
denise= pipi
andry= kaka
mba fozaorana ihany ahy fa tena mampalahelo ahy koa ty Radenise nareo ty san a! ny ahy mako dia tsoriko hoe : inona no itiavanao ani tgv ? dia izao avy :
1)ts mbol nis prezida sa napandoro antananarivo ary namono olona maro (26 janvie 2009) ra ts i tgv vendrana
2)ts mbol nis presida sahy mandainga sy mamitaka ra tsy ioooo
kristelle, denise sy iza ko le ray teo ?
aza mifamaly amireo nareo rey olona fa olona marary saina reo a!! mandrangitra anreo fotsiny reo . olona tsy misy ilana azy fa mrediredy otran’ny foza orana . tena biby mitourne tenisany . mikambana angambany ny lohany sy ny vodiny de miteniteny fona . ten mihinana kiva mitsy
Foza anaty harona, tapi-dalan-kaleha, tsy mahazo reconnaissance, fanampiana ka ny Président Ravalomanana no ankalahainy nefa il n’y est pour rien nge ry Dame pipi e !
Vakio aloha ny Lala sy Noro fa so de mba hampisinda ny habadoana
efa tonga ve iDadanareo?
SALAMA TSARRA DAHOLO ISIKA RY NAMANA SY TAPAKA!NY tena mahagaga ahy,toa mideradera ny fitondrana FRANTSAY @ IRETO FIRENENA MATANJAKA L EFADELAFANY FA HANAO AN’IZAY HAMONGORANA NY TERRORISTES!tena mampiomehy!IZANY TOKOA KA TOETRA’MBAZAHA!IZA NO FIRENENA HAFA,NO TSY MAHALALA FA MPIATSARA-velatsihy IO FITONDRANA IO! »IREO TERRORISTES MALAGASY(HAT ARY NY FORONGONY)AZA, TOHANANY! »"KOA AIZA AVELA POTEhin’IRETO HAT SY FRANTSAY ARY KARANA(toy ny sipromad)IZAY TENA IREO NO TERRORISTES NY TANINDRAZAN’TSIKA RY MALAGASY
NY TSY TIA TANINDRAZANA SY NY VAHOAKA MITOVY AMINY,TOY NDRY DENISE SY NY TARINY IZAY PINONO MITOVY @ NY NONONY IHANY SY IZAY NONONY ANY PARIS ANY,DIA EFA ARAK’IZANY è!HO MOMIE AVOKOA!TADIDIO RY MALAGASY, »FA IZAY TANY LALOVAN’I KOUCHNER ATY AFRICA,dia POTIKA SY RIMBONA AVOKOA,ARY NY VAHOAKA MIFAMONO! »koa tsy aleo ve ireo HAT SY NY FORONGONY KELY IREO NO AMBOARINA DIAN’IZAO,ALOHAN’NY HAMETRAHAN’NY KOUCHNER SY NY TARINY AZY!MAILO ISIKA RY NAMANA SY TAPAKA!
V comme voatavo-trandraka
N comme ngôma (an’iza moa ?)
M comme Mangididy
Henri
izhao koa dia efa nahatsikaritra fa i Bernard Kouchenere iny no tena fositra, sady izy no specialiste no mitany ny dossier afrique.
Mody nanao lehibena medecin sany fontiere izy tany Rwanda nefa namatsy vola hanantanterahana ny genocide,
I sarkozy moa mitady te hahazo prix nobel de la paix alohany hialany president sady te hanana tantara malaza tsara mipetraka eraan´izao tontolo izao.
nilaza i sakozatra fa hajanona @ izay ilay franceafricain, fa i Kouchenere tena nihizingizina tsy nanaiky izany fa tsy maintsy tazmina ny franceafricain.
Nisara-bady i kouchener dia ny maitresse izao ilay chef redactrice France 24 ,fa tena station TV mpandainga raindahiny koa
tongasoa eto koa aloha i Henri, enga anie ho maro anisa foan isika
fa hatonontsika tsy misy lavenona mipetraka intsony ireto foza vitsy anisa mandoto rano eto q forum.
tsy misy discussion mivelatra fa faly ny mampivalana ny hira eto foana.
ka izaho manoele dia tsy hano discussion aloha no tena ataokao eto fa hanatono ny Fozatay eto @ forum.
hatraiza ny ambom-po ireto foza ary hanadio ny atidohany.
Sy ny lohan´izy ireo vita batisa tq pipin´i Cdt charles sy andry Domelina.
Arabaina ny tary Henri
Tsy mifezaka n’iza n’iza isika
Na i Kouche nera na i Saraka Ozy
Madagascar appartient aux Malagasy
Zay iany no kôzy
Ny sisa dia Fanofisana petrole sy fialonana ny Président Ravalomanana ary fangalarana ampahibe maso fotsiny
Tsy tahotra tsy enatra
Ragena
mbola betsaka ny azo handikana io Voatavokely io
V come voan´aodin´ny FAT
O omby vavy
A anatihazo Isotry no fijorony
T tain´alika ny atidohany
A Alikavay
V vendrana
O Ozona miandry azy
K kaka
E
L kely comme kely atidoha
Y
Ilay hoe manroso ange ry zalahy samy manana ny azy e!
Ahoana moa ny fomba fandroson’ny foza orana?
iza ony izany voatavo kely izany? vadin’ny Dadanareo vaovao ve?hay ve mba misy aAnarana toy izany any Afrique e!
kristelle=Nadia=vaotavokely
N’goma any Kintana
Mbola N’goma foana any Ravalomanana koa ve ??OADRAY !
maty n’goma i foza jely
efa reraka mihintsy nitatritra taminy Kintana hoe
1m60
50 kg
poitrine A 80 ???
hoatry ny akama ambody POTO ………..
hi hi hi hi midika inona izany?izay tsy mifankahita eto ve?mawola
Mivoka ny makosa fa alina ny andro
Ary aiza i mamguoma, le pitarika posy omaly alina ry krisy voatavokely ?
Voatavokely ry kristelle vadin´ny papanao niteraka anao, fa ianao mody fanina, ianareo mianakavy ihany io .
Foza manambady foza izay aloha no zava-misy eto.
Fozaorana mianakavy
raha dinihiko eto @ Forum hita aloha fa manaiky @ maha-fozatay azy mihitsy ry denise,kristelle,nadia.
O ry Volaniaina a! Io ra-TGV io ve dia mba hahafady kisoa. Ny musulman ange be fady e! Hatahoraka hanota fady ao io foza io.
Mampalahelo ahy ny rafozam-bavin’ilay ingahy io. Ho an’izay efa nahita an’io ramatoa io, dia tena ramatoa manja be mihitsy izy saingy voan’ny cancer. Tokony hampieritreritra an-dra-TGV izany toe-javatra izany.
manahoana ny hetsika ataon’ny vehivavy lagaliste ,efa nirodana ve i Rajoeli?
salama aby,mila mijoro isika mpandala ny ara-dalana anafoana izao fanjakana foza izao,
jereo anie itony vavany foza ao @ commentaire eh!
ao @ ga
_http://www.basyvava.com/2010/08/03/nokaravasian-ny-frantsay-ny-fat/
zao ny vavany foza eh! koa ahona moa no tsy hivadika musulmane sns……tampodalakaleha kou…..
koa tsy hoany @ tany arabo hisitrika any na inona idona sy hitranga eh!
HO ANAREO RETRA MOMBA AN DRAVALO SY RANDRY JOELINA . IANAREO FOANA NO MARARY FO SY MIAKATRAFO @ ADILAHY POLITIKA.MARINA ARY TSY AZO LAVINA FA NITONDRA FIVOARANA TOA NY REHETRA TEO @ FITONDRANA INGAHY RA8 TSY LAVINA IZANY SAINGY TSY LAVINA IHANY KOA FA NISY IHANY KOA NY FANAPARAMPAHEFANA NATAONY T@ MONOPOLISATION NY ZAVATRA RETRA TETO @ FIRENENA(HUILERIE,FARINE, VARY , ….)Affaire DAEWOO SNS IZAY NA DE TEO AZA NY TSARA VITANY DE TSY NISY DIKANY KOSA TEO ANOLOAN IREO FANAMPARAMPAHEFANA VITANY ARY NA IZY AZA NIAIKY NY FAHADISOANY AOKA HIARAHANTSIKA RETRA MIAIKY IZANY SAINGY EFA MEDECIN APRES LA MORT SATRIA NETY NY NANAOVAN INGAHY KELY RAHANDRY JOELINA AZY NAHASAHI NANDRAY ANDRAIKITRA NITARIKA NY VAHOAKA AZA ADINO FA TSY VITSY AN ISA IREO OLONA VOASARIK I ANDRY SAINGY SAINGY SAINGY DISO FANANTENANA FANINDROANY INDRAY KOA IRETO VAHOAKA SATRIA RAHA NOMENA FAHEFANA KELY ITY FARANY DE NY NANARADAVAHANA NO NATAONY KA NANAO NY NAMENO NY PAOSINY T@ AFFAIRE MALOTO (BOIS DE ROSE) NO NATAONY NAHITA FAFINY SY TSIRONY IZY KA NAMIKOTRA SAINGY FANTANY FA ITY TRAIKEFANY DJ IZAY BA FAHAIZANY ANANANY ANIE KA TSY HO LASA AIZA DE ALEONY DIENY IZAO SATRIA FANJAKAN NY BAROA DE NOARARAOTINY AFFAIRE DAEWOO BIS IO AFFAIRE WISCO @ SINOA IO KOA INONA FA TSY MITOVY IHANY NY MPIVARO DRONONO SY NY DJ SAHALA TAY VODY HARONA HOY NY FITENENANA KA NY BA TIAKO HANAIRANA ANTSIKA RETRA MPOMBA AN DRANONA SY RANONA . APETRAHO @ TENANAO NY FANONTANIANAO OE: AIZA HO AIZA MOA IANAO IO RAHA OHARINA @ OLONA TOHANANAO NY FARIPIAINANAO ? NY ANKOHONANAO ? NY FIANAKAVIANAO? TADIDIO OLONA SAMY MANANA NY ATAONY AVOKOA NA I RA8 NA I ANDRY ARY IANAO ?????? BA INONA NO ANANANAO ? ORINASA VE ANANANAO SA EFA TONGA PANEFOEFO IANAO ? DINIHO RAHA MISY MPANDRAHARAHA MANDANY NY ANDRONY ETO HIFAMALY SY HIFANASA VANGY ETO ? TSETSATSETRA TSY ARITRA NY AHY SATRIA SENDRA BA NANDALO NY MASOKO NY FORUM DE NIOMEHY AHO NO NANAPANKEVITRA HANAITRA NY NAMAKO SY NY HAVAKO RETRA OE ISIKA RETRA IZAO NO TOKONY MILA TONGA SAINA FA ATAON NY OLONA TOHATRA FIANKARANA HAMENOANY NY PAOSINY SY HANATEVENANY NY HAREMBENY IZAY EFA ANANANY DE IANAO NO MARARY FO RAHA MISY MANASA VANGY MANANGANA FAHAVALO AN I DENISE SY RANAINA SY POMBA AN I RAVALO ETO FA RY ZAREO MITAZANA . POROFO IRAY ITY HANAIRAKO ANAREO REHETRA DE SAMIA TONGA SAINA . IZA MOA NO FAHAVALON I RAVALO SY NY VAHOAKA TETO DAGO TSY I RATSIRAKA SY I ZAFY ????? NEFA NOHO NY TEO @ FITONDRANA IZY NAHOANA IZY NO NIRAY LATABATRA @ I RATSIRAKA SY I ZAFY INDRAY NIRAY SAINA @ OLONA VERY FIHINANA?????? DE BOLA TSY TONGA SAINA IHANY VE NAREO @ ZANY ??????DE MIHEVITRA VE IANAREO FA RAHA MIALA EO I RADOMELINA DE TSY HIFAMPIRESAKA INTSONY IZY RAVALO JE CROIS PAS OLONA NIRAY VILIA NIHINANA IZAO . KA IZAO NO LAZAIKO RY VAHOAKA ETO @ FORUM TSY NY FANOHANANA AN DRANONA SY RANONA NO VAHAOLANA ETO FA KOSA NY FANDINIHANA OE IZAY HITONDRA ETO @ ITY FIRENENA ETO ITY NO TOKONY HO DINIHINA OE AHOANA NO HAMEHEZANA NY MPITONDRA @ MANARAKA EO ?????? AVERIKO OE SATRIA NY VAHOAKA NO NIFIDY IZAY TIANY HO LOHANY DE TOKONY HANAIKY NY HO FEHEZIN NY VAHOAKA IZY IZAY NO TENA OE DEMOKRASIA TSY TOKONY HILINGILINGY HITONDRA IZAY HO AVY EO RAHA TSY MAHAFENO NY FEPETRA TAKIAN NY VAHOAKA OHATRA @ ZANY TSY TOKONY HIALA ANDAHARANA TOA NATAON DRA8 TEO NY MPITONDRA RAHA TOA KA TOJO ZAVAMANAHIRANA FA KOSA HITADY VAHAOLANA HANAMAIVANANA NY FAHORIAMBAHOAKA IZAY TAKIANY FA MATOA IREO MITARAINA DE MISY TSY METY IZANY FA TSY VAHA OLANA NY MITSAOKA ANDAHARANA IZAY ALOA DE LESOKA LEHIBE DRAVALO MARINA NA DE OE HIATRA @ AINA AZA DE IZAY NO ANTONY NIFIDIANANAO AN IO TOERANA IO FA TSY HOE REFA MAFY DE MANIPY BAOLINA NON .TADIDIO EFA DEUXIEME GENERATION IZAO NO NAHAZOANTSIKA NY FITONDRANA 50 ANS IZAY JEREO NY FANDROSOANA NISY ZERO RAHA VAO SENDRA BA MIVOATRA KELY DE IZAY DE RAVA INDRAY , MARINA OLONA MANANA NY VICE NY NA NY MPITONDRA FA AMIKO DE REFA FEHEZINY VAHOAKA IZY FA TSY IZY NO MAMEHY NY VAHOAKA DE MANDROSO ITY GASIKARA ITY @ FANANTANTERAHANY NY PROGRAMME ASANY IZAY NAMPANANTENAINY NY VAHOAKA . TSY VAHA OLAN AN TSIKA MINTSY ARY IZAY NO HITAKO FA LESONA AN I GASIKARA ITY NY MIOVAOVA² PITONDRA SATRIA HEVERO TOA ANAO IHANY ISAMBATAN OLONA IO OE NIOVA ASA IANAO TSY MAINTSY BOLA MIFANKAHAZATRA AN LE ASA ALOA IZAY VAO METY MANDE IE PERIODE ESSAI ALOA KA HATR@ ZAO DE TSY NISY NAHAVITA NY CONTRAT A DUREE INDETERMINE (CDI) NY PRESIDENT TEO FA VAO VITA NY ESSAI DE ESSAI NON CONCLU APRES BILAN KA NOHO IZANY RY VAHOAKA DINIHO NY TENY FA IZAY NO TKONY HIARAHA MANDINIKA ETO FA TSY OE RANONA IZAO RANONA IZAO LANY ANDRO IANAO NO MARARY FO MIAKATRA TOSI DRA HITAKO MINTSY AZA DE FANATIQUE LOATRA FA NA NY ZANAKA AZA ANIE HONO KA RAHA MANAIKY NONO AHIFIKIN NI RENINY MAZAVA ANGAMBA IZAY KOA DE MANANTENA AHO FA HO AZON I RETRA NY HAFATRO . ZA PANDRAHARAHA MANANA NY FIAINAKO AHO ARY NY FIAINAN NY FIANAKAVIAKO MILAMINA SAINGY NY SAINA NO TSY METY SATRIA MISY MPIRAY TANINDRAZANA AMIKO MIJALY NOHO NY HETRAKETRAKY NY HAFA DE NOHO IREO OLONA MPIFANDRAFY NOHO NY ANTONY ATAON OLONA ROA(RA8&ANDRY) IREO BA MIHEVERA RE TOMPOKO LAHY SY TOMPOKO VAVY HAJAINA ISANY HOVAO NY FIJERY FA EFA LASA NY ANDRO OK BYE MERCI
IANAREO MANORATRA ETO @ FORUM VE MBA MISAINA ALOHANY HITENENANA SAO DIA EFA MPIANI-KAZO NA MPITSINDRONA NA MPISITONA NY ZAVA-MAHADOMRLINA DAHOLO KA BE VAVA ERY NEFA TSY SAHY MANDEFA MIVANTANA ANY AMIN’IZAY OLONA TIANAREO HO TENENINA. NY SASANY TOA TSY MAHAY TENY GASY MAZAVA FA TSY FANTATRA HOE OLONA GASY VE NO MANORATRA SA METIS KA MATOA MAHAY MITSIKERA IANAREO DIA MAHITA HEVITRA TSARA HOENTINA MANDRESY LAHATRA HAMPANDEHA TSARA NY FIRENENA SY HAMPANDROSO .AZA MITSIKERA RAHA TSY MANANA SOSO-KEVITRA SY MANANA ATI-DOHA SALAMA
I MANOELINA IZANY DIA MIREDIREDY ERY RAHA ITANAO FA DISO RY SARKO SY BERNARD SAMY ETO FRANCE NO MIPETRAKA KA NAHOANA NO TSY HALEFA MIVANTANA ANY AMIN’IREO OLONA IREO NY TSIKERANAO ????? TSY HO FANTATR’IREO IZAY TENY MALAGASY FA ATAOVY MIVANTANA HO AZY RAHA SAHY IANAREO KA TSY FORUM NO HATAO FA HATAOVY « lettre à recommndée avec avis de réception » MBA HOHENOINA TSARA @ VAOVAO TV TF1 NA FRANCE 2 HOE TONGA TSARA ANY NY HAFATRAREO E.
O Ramahiratra-Tongasaina an: Aza miakatr’afo ê, araky ny voalazanao ery ambony ‘tsinjovy ny tosi-drà-nao’ an!
FA INONA KAY NO ATAO HOE « FORUM »?
TONGASAINA : Nga tsy « enregistrer » n’i Quai d’Orsay ndray ze voalaza eto ?
Tapage be fotsiny kay ?
Houuuuuuuu !!!!!!!!!!!
maty daholo angaha ny zanak’osy?
tena mpandrevy osy ity kristelle/miravo/nadia/kristelle ity!!!!!!!
miara mtrosona aminy osy angamba ilay marc Grondun ????
efa maniry ve ny ho-tongotra mainty be ????????
ampidramina sécateur ve ?????????
Mampihomehy ahy daholo ianareo rehetra manoratra fa iza aminareo moa no tsy mandainga e. Nateraka handainga sy hangalatra ny olombelona. Ka raha ianao moa no mahazo toerana dia milaza ve ianao fa tsy ho tia tena ? adino daholo ny eny ambany tanana. koa aza mitsara mba tsy ho tsaraina fa tsy ho zakanao rehefa tonga ny andro farany, fa ho hitanao izany hoe tsy afaka miteny sy mamaly.