Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Antsirabe, l Hotel des Thermes ferme
  2. Antsirabe, fabriquer des sandales
  3. Antsirabe, ny sarety, ny filoha Ravalomanana!
  4. Very lalana ilay lamasinina hoe TGV ?
  5. Mbola ho avy ny maraina

12 Comments

  • HoAiza dit :

    - mahakasika ny tananan’Antsirabe: jereo ny journal GAZETIKO, fa robain’andian-jiolahy mbamin-dry Masera ao Antsirabe ao.
    - ho antsika eto Dago: aoka ho fantatry ny tsirairay fa misy huile de cuisine / menaka fanendasana somary miloko MENA amidy eny @ épicerie (miataka ny toerana feno mponina). Mora dia mora hono ny litatra. Tsy izany ve ny huile non raffinée nangalarina tao amin’ny usine TIKO?

    Izao zany dia handeha hanome POZINA ny olona manerana ny district 119 indray?
    ==> misaotra anareo ao @ antoko « Madagasikara Firaisankina » manitatra ny biraonareo any ananonanona rehetra any.
    Dia aza adino ny any Fianarantsoa, tsy an’i Pety mpanendaka Masera velively io tanàna io, fa be légalista…
    Tsara ilay hira, rythme folk ê!

  • Freddy dit :

    Misaotra amin’ilay folk e ! Tena favy, ny Mpihira tsy latsaka izany ! mais quel serieux aky a !
    Quand je pense que j’ai et je porte le pseudo de Mbola…….:)

  • bainakely dit :

    Ity chef de région-nareo ao Bira ity no tena mahalasa saina ahy : olona nigadra ange izy io no notendrena ho chef de région e ! Ireny ny olon’ny TGV, sady tsy alehany no mpangalatra

  • mpitolona dit :

    Mpangalatra daolo reo am fitondrana amzao fotoana zao reo e! aoka ho fantatsika fa:
    Hajo : nahazo ny marché fanarenana ny kolejy protestanta lehibe iray eny androhibe analamahitsy tamin’ny andron’ny Filoha Ravalomanana no nahazoany ny marché (5 milliards), dia mandehana anie mba jereo kely eny an-toerana ny zavabitan’ilay 5 milliard e! mampalahelo ary tena mahonena mintsy. Dia fantatry ny Filoha izany avy eo dia nodakàny avy eo dia izy io nivadika sy manohana ny foza io. Aleo lazaina ny marina e!Izany no tena spécialitén’ity hajo ity MPANGALATRA, ary jereo tsara fa izy daholo zao no miandraikitra ny resa-bola rehetra. Ny famarotana ny force oneII hono, ny vy soalala, ny bois de rose….. OMBOY, OMBOY

  • betsirebaka dit :

    Mbola version HAT

    Misy adala manantsaina
    ao amin’ny HAT ao
    tsy manaiky ambakaina
    na akamany aza ianao,
    alainy amin’ny coup d’ etat
    ny fitondrana ao TANA

    lasa indray RAJOELINA
    LASA INDRAY Rajoelina
    hitady vola,
    any lafrantsa,

    maro ny olona adala ao amin’ny HAT ao
    betsaka koa olona hendry aoamin’ny trois mouvances
    dia mifangaroharo
    lasa crise tsy mety vita

    misy zavatra hafahafa
    ao amin’ny tsenasabotsy
    dia Rajoelina NO ANTSOINA
    Hiarahana milalao,
    ka lasa adala daholo
    ny ao amin’ny HAT iray manontolo

  • denise dit :

    Tena lany resaka ry zalahy GTT ka ny video no atao be dia be ankehitriny! Sady miady an-trano koa ry zalahy e! Efa misy karazana GTT telo zao ary efa misy faniefany te hisaraka koa any zao! Dia resy tokoa ry zalahy ireo an!

  • Babyfoot dit :

    Nadia LALA sy NORO oà fa aza manimba kôzy !

  • GBD dit :

    freddy
    je n’arrive pas à te contacter…

  • Freddy dit :

    Et voilà ! Tout se passe bien !
    Mampite- handray gitara mihisty marina an ! Fa avo feo be ilay Mpihira an ! Rehefa manao Concert mba lazao ny namana e !
    Aza mandefa hira fotsiny, fa mba manorata moa r’izareo a !

  • Freddy dit :

    Hitanao ?! amin’ny 2 premiers accords ? Manao Mi ianao dia ilay faharoa raha somary hetsehinao ny index (ingaina sy apetraka fotsiny) dia mahazo ilay variation de son kely ianao !

  • GBD dit :

    freddy
    mihydy oa ni mail-nao!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site