Fandinika !

8 juillet 2010
Mahaleo

Mahaleo

Tolona ampilaminana « pacifique » no nosafidian’ny « legaliste » hatrany ampiandohana  hitondrana ity tolona ity. Aiza ho aiza ny fandehan’ny tolona ankehitriny ? Samy mametram-panontaniana izany daholo ny mpinamana rehetra. Fijery hafa mihitsy anefa ity tonon-kiran’ny tarika Mahaleo ity « Ampindramo hadalana, Hiarovako ’ty taniko ».

Ary ny anao tahaka ny ahoana ny endriky ny fitiavan-tanindrazana ao anatinao ?
.

Ampindramo herintsaina
Hiarovako ’ty taniko
Izay tena tiako sady mamiko
Raha toa izany ka ilaina

Fa mihabe ireo sorisory
Mampanahy mampahory
Tsy hahitana andro mirana
Na mba tanjona hifikirana

Ampindramo haditrana
Hiaretako ’ty ngidy
Fa mafy ady mafy adidy
Manahy sy mintaintaina

Fa mihamaro ireo ankaso
Manditsoka ny fo sy maso
Aoka izay ny andraso andraso
Izay tena resaka alefaso

Ampindramo fa averiko
Hajaiko tsara sady ateriko
Rehefa olona afaka aho
Rehefa mba tafita aho

Aza be ankasoparana
Na dia nahavita fianarana
Ambinina tafita ambony
Ambony rahona irony

Ampindramo hadalana
Hiarovako ’ty taniko
Izay tena tiako sady mamiko
Raha toa izany ka ilaina …



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Ny Diako
  2. Ny fiverenan’ny Filoha Ravalomanana
  3. Mitohy ny tolona
  4. Madiva ny fandresena nefa te hiditra ny devoly !
  5. Toko be telo fakan-tahaka

27 Comments

  • akamasoa dit :

    Am-pilaminana ihany na dia efa ho tapaka aza ny tenda.
    Am-pilaminana ihany na dia efa anaovan’ny frantay maloto aza ny loha
    Am-pilaminana ihany na dia ny hoavin’ny taranaka aza no voahosihosy

  • Dario Moreno dit :

    Evidement quand on est pas A MADAGASCAR on FRIME !!!!!!!!!!!!!!!!

  • rak-tra dit :

    Tena marina ny anao ry akamasoa a! sady ireo TARIKA MAHALEO IREO KOA ANIE KA FOZA e! Toa an’isan’ny nampijaly sy nandatsa izay légalistes naratra sy nitady fitsaboana tao @ urgence HJRA nandritra ireny tolona sy t@ 20/05/2010 teo anie indrindra ilay Dr Dadah (mahaleo), dia jereo koa ny nataon’i Bekoto, Fafah moa efa hita nibaribary ny zavatra nataony fa izy no mpanentana an-kira niaraka t@ ny fozatay teny @ 13 Mai sy teny Anosy t@ fotoan’andro nankan’izy ireo ny ministères e! aoka tsy ho hadinon-tsika rehetra izany fa dia samy ho tsarain’ny tantara eto ary misy olona sahy hijoro vavolombelona t@ nataon’io Dr Dadah io t@ izy ireo tao @ hopitaly HJRA e!

  • akamasoa dit :

    Rehefa avy ompain-dry Fafah sy Bekoto ary ny Foza dia tonga ihany manatrika ny fety ataon’izy ireo.
    Ampilaminana tokoa ny vahoaka be tsy hita isaina no tonga nanatrika ny fetim-poza.

  • Babyfoot dit :

    Ah !!!!!!!
    Dieu merci, Drack-Moreno n’est pas encore parti en Grèce. Ouf !!!
    Je l’maginais allongé, sur son sac à dos par terre, à Roissy, en attendant la fin de grève générale en Grèce !

  • acado dit :

    si a mada aussi bien qu’ en france , vous pouvez re
    ntrer chez vous , je n’ ai c’ est pas, pourquoi ?
    êtes -vous là aujourd’ hui, casse mèrde, sales tête.

  • GBD dit :

    acado
    arrête de nous faire MDR avec ton « piti nèg’re… »
    le lieu de vie est obssessionnelle pour toi…malheureuse d’être mariée avec un vazaha reraka , mivenjovenjo any an dafy ? mirediredy tsy rariny aminy RADIO VIVA sisa ve ?
    Nadia : tintin au Congo

  • acado dit :

    JE GAGNE BIEN MA VIE EN FRANCE? AUSSI BIEN A MADA L’ argent que je gagne , ce à mada que je profite alors ce pas bien ça , ferme ta guelle , branleur , ?

  • GBD dit :

    dario
    puisque tu tiens à faire partie de showbiz,
    tu dois bien connaitre ce chanteur brésilien , vivant en France,
    ==> et qui , nonobstant , était ministre de la culture du gouvernement brésilien ?
    Rien de nouveau en ce bas monde.

  • GBD dit :

    tintin au Congo ou à Barikadimy?

  • acado dit :

    fa misy inona idray ao Barikadimy?

  • GBD dit :

    grande école ndry ry nadia a !

  • DR CELESTIN Robin dit :

    Ny adala na ny hendry tsy hahay hampindrana adalana.!
    Inona ny adalana ?
    Fitondran-tenana olona very saina ,tsy manarikaitsony ny lojika !

    Inona no azo hatao amin’ny adalana ?
    Hirahira tokoa izany ! Nefa hirahira tsy mitondrasoa fianatsa ,tsy manosika ny olona « HINDRANA FAHENDRENY 3 ?SAHALAHALA AMIN4NY HIRAN4 aTOA ratsimbazafy . « IZAHAY REHETRA ANANAKO ,…DIA TSY NINDRAMIKO ,NOMENAO AHY ! »

    Raha toa moa ka hahavitan-javatsoa ny adalana ,dia mbola miandry atrizao izay tsara ho entin’ireto adala naka ny fahefana eto Madagasikara..!

    Hirahira tokoa ! Nefa na izany aza…

  • acado dit :

    GBD? TE SALE FILS DE PUTE.

  • Bemafohy dit :

    Mampalahelo ihany ny zava-mitranga misy eo amin’ny artista amin’izao fotoana izao.Tamin’ny 26 juin dia na ry poopy,ry zay, ry njakatiana sy ny hafa koa dia nanao fampisehoana daholo fa tsy nitokona.Ny lafy tsarany izay zavatra izay dia amin’izay vitsy angamba no nandeha nijery ireo manan-talenta vahiny nantsoin’ny HAT ka mety nahafaty antoka azy.Tsara ho marihina fa ny zava-kanto dia endriky ny kolon-tsaina misy eo amin’ny tany iray ka tokony ho andry azo iankinan’ny vahoaka maro an’isa eo amin’io tany io.

  • GBD dit :

    HiHiHi
    tu signes ainsi que Acado= Nadia
    Tintin au Congo et grande école à Barikadimy.

  • GBD dit :

    Kasak efa lany andro ! lany vidy any aminy…

  • denise dit :

    Aza atao fitaovana hanohanana ny hevitra mandamoka anananareo iny tarika Mahaleo e! Efa resy sy KO tokoa manko ianareo ankehitriny! Na ny SADEC aza dia efa mba miha tonga saina satria tspany fa hay famahanan-dalitra no nataon-dRavalo azy ireo hatramin’izay!

  • GBD dit :

    Denise/Nadia/Acado
    miasa ao aminy RADIO VIVA ianao,
    mihino aho fa anisany actionnaire vaventy ao aminy radio viva i RATSIRAKA
    Ny fomba amelezanao an’i Ravalomanana dia mahagaga laotra…
    ==> ilay « devoly be en chef » Ratsiraka tao avela miala maina lalandava :
    MAHAGAGA Ô ?
    ony oha tsy i Ratsiraka ve no tena PATRON i RADIO VIVA ?
    lazao ny marina…

  • denise dit :

    Mba mahagaga indray ianareo GTT mamely an-dRatsiraka! Moa ve ilay io tsy namanareo ao amin’ny trois mouvances? Ireo fa miady an-trano lehiretsy a!

  • GBD dit :

    denise/ndia
    mazava atramin’izao fa i Ratsiraka no tena pata i Radio Viva
    aza mody adala eo…

  • hazo avo dit :

    Mpakafy lohalaharana an’i Mahaleo aho, nolaniako t@ fankafizana io tarika io ny hatanorako, malahelo tanteraka aho ankehitriny ary tsy te hierika mainty andry zalahy, ary ny hirany dia tsy hiloaka ny vavako intsony, ary hanafarako ny taranako tsy hiteny akory izany anarana tarika mahaleo izany.

  • zora dit :

    Efa manao retour d’âge daholo koa ry zalahy ireo, 60 taona eo daholo izao na mahery anefa jereo anie ireto sipa kely mampideradera, miara-mihira aminy e .

    Hira tsy misy mélodie mazava, tsy mahay solfège na solfa ny mpamorona, petaka be ny feon-kira, kabary mody atao hira.

    Raha insomniaque tompoko dia mandehana miaino mahaleo.

  • spéctateur dit :

    acado : Tu gagnes bien ta vie en France ?
    Dame PIPI ???
    Car avec ton écriture, euh… !!

  • acado dit :

    sotroinao ny ranonamaniko;

  • GBD dit :

    dame pipi,
    ton langage(post 25) décrit bien que  » tu baignes » dedans !!!

  • Alidera A.R. dit :

    Ireo izany ry zalahy mpanangana ny trano mangamanga eto amin’ny tany nolokoina menamena?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site