Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Fanambaran’ny HMF Paska (video)
  2. Video, ny katolika tsy noraisin’i OMAR ! (15/05/2010)
  3. Partager Thiera Bruno
  4. Eliane, Charles, Lylison, Richard et les gendarmes
  5. Vidéo, Iza no misoloko 26 juin ?

6 Comments

  • Ziry Onésime dit :

    Izao ataon’i Andry RADOMELINA izao no atao hoe Cinéma hangalana fotsiny ny fon’ny vahoaka!… Adala izay mbola mino an’izao fihetsika izay « film » efa hita nandritry ny 18 volana izao!… Mampahonena!

  • Mao dit :

    Miarahaba e!
    mankasitraka mankatelina, voalaza teo fa ny zava dehibe aloha dia ny fampaherezana vao ny fanomezana. izany hoe hita taratra teto ny mampiavaka ny fomba fisainan’ny zanak’i Dada.
    mila mifanohana tahaka izao foana isika rehetra ary tsy misy atao zanak’Ikalahafa e.
    andriamanitra no hamaly fitia anareo.

  • Tsy Lainga dit :

    FA IZAO RY MAO NA INONA LAZAINAO NA INONA TENENINAO TSY MPITONDRA FAHEFANA TOKONY HEKENA NY MITONGILANA TOA IZAO ATAO N°I DOMELINA IZAO. FANTATRA IZANY FA FOUZA TOA ANY OMAR KOA NY ANGLIKANINA ARY TOA HOE BETSAKA NY TENY MAHAMASINA NO NANDORAN°NY OLONA IO FIANGONANA IO. NY AN°I DOAELINA MANTSY RAHA VAO TSY FJKM DIA TOHANANY. HO HITA EO NY TOHINY

  • Mao dit :

    Tsy Lainga.
    tsy izay teny mahamasina akory dia midika fa Foza.
    Anglikana aho ary tsy foza araka ny niheveranao azy.
    tahaka ny olona ao anatin’ny FJKM io inareo maninona I pasteur Tehindrazana FOZA i RAmino Foza fa tsy dorana ny fiangonany? mahalasa saina ahy izany rah ny zanak i Dada no lasa mpandoro fiangonana raha ataoko tsara ny analyse io fomba firesakao io.
    Mino aho anefa fa tetika nentina handotoana ny zanak i Dada iny raharaha iny. vakiana fotsiny, ny ao antsiko sy ny finoako dia hoe An’Andriamanitra ny famaliana ny olona nahavita iny eloka iny.
    Mankahery sy mirary soa ho antsika hitolona hatrany.

  • Bemafohy dit :

    O ry Mao!I TGV anie tsy miraharaha na foza ianao na tsia.Aminy rehefa nankeny mahamasina ianao dia mamaly ny antsony dia milaza aminy fa mankasitraka azy.Tokony miray hina foana rehefa tsy manohana an’i TGV.Ary i Ramino dia tsy manana fiangonana intsony.Soa ihany aza fa manala baraka fotsiny.Fa na izany na tsy izany aloha dia fady ny mandoro fiangonana ary tsy zanak’i Dada no de handoro fiangonana fa araky ny filazanao dia mety ho tetika fandotoana ny mpiaro ny ara-dalana iny.

  • GBD dit :

    Joyandet démissionne , étouffé par son scandale d’affrêtement , le coeur léger, de jet privé en Martinique( il y a des lignes quotidiennes d’Air France !)
    Dépense sans compter des DENIERS PUBLICS…
    La machine commence à gripper…
    …et avec le compte à rebours après :
    ==> pour ses parasites comme Rajoelina , aussi.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site