Related posts:
Ilay tgv sy ray amandreny mijoro aloha 2 en 1 ihany ,manao cinéma fa tsy mahavaha ny olana miitsy ,mitady seza fotsiny ,efa vita malgacho-malgache io fivoahana @crise io hatry ny elabe fa ireto faty ireto no tsy te hanao fa zarany aza mitarazoka hipetrahany ela eo @fitondrana nagalarina ,ny fapiharana ny sazy no tokony imasoana fa mandany andro @dinika lava tsisy farany ty ,iza moa no mahazo tombotsoa @izao fitarazoana @famahana ny krizy izao??? ARY IZA NO POTIKA SY MIJALY??? Mba meteza ianareo mpanohana ny ara-dalà na ,ireny efa hoe hisy sazy individuelle dia adalain’dry tgv hoe andao hidinika nefa zavatra efa vitany no hodinihana ida hatra@izao mbola eo foana ary ty aho eto fa na afaka 2,3 taona isika dia eto foana ,enareo 3 mouvances raha hiandry an’i maputo tsy hanao ry zareo faty ,fa ilay sazy imasoana dia mianjera ho azy io fitondrana gaboraraka io. Jereo ange raha vao mitady ho avy ny sazy dia iny haigna ry zareo no mody managataka dinika fa @izeao aloha ripaka ny ala,ny Malagasy mitsimpona fako ,fa ny volabe azo @bois de rose efa any ampaosin’nyy mpangalatra na vahiny io na MALAGASY vity an’isa ,dia hatra@izay ve tsy hitanareo hoe lalaoviny ianareo , aiza ilay sazy tany @COMMUNAUTé européenne ireny ,tokony tsy vnavela hatory!
toa izahay foana no tenenin’i Bako, fa anga moa ianao tsy miditra anaty « mele » mihitsy?
Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *
Nom *
Adresse de contact *
Commentaire
Prévenez moi de tous les nouveaux commentaires par email.
Prévenez moi de tous les nouveaux articles par email.
Switch to our mobile site
Ilay tgv sy ray amandreny mijoro aloha 2 en 1 ihany ,manao cinéma fa tsy mahavaha ny olana miitsy ,mitady seza fotsiny ,efa vita malgacho-malgache io fivoahana @crise io hatry ny elabe fa ireto faty ireto no tsy te hanao fa zarany aza mitarazoka hipetrahany ela eo @fitondrana nagalarina ,ny fapiharana ny sazy no tokony imasoana fa mandany andro @dinika lava tsisy farany ty ,iza moa no mahazo tombotsoa @izao fitarazoana @famahana ny krizy izao??? ARY IZA NO POTIKA SY MIJALY???
Mba meteza ianareo mpanohana ny ara-dalà na ,ireny efa hoe hisy sazy individuelle dia adalain’dry tgv hoe andao hidinika nefa zavatra efa vitany no hodinihana ida hatra@izao mbola eo foana ary ty aho eto fa na afaka 2,3 taona isika dia eto foana ,enareo 3 mouvances raha hiandry an’i maputo tsy hanao ry zareo faty ,fa ilay sazy imasoana dia mianjera ho azy io fitondrana gaboraraka io.
Jereo ange raha vao mitady ho avy ny sazy dia iny haigna ry zareo no mody managataka dinika fa @izeao aloha ripaka ny ala,ny Malagasy mitsimpona fako ,fa ny volabe azo @bois de rose efa any ampaosin’nyy mpangalatra na vahiny io na MALAGASY vity an’isa ,dia hatra@izay ve tsy hitanareo hoe lalaoviny ianareo , aiza ilay sazy tany @COMMUNAUTé européenne ireny ,tokony tsy vnavela hatory!
toa izahay foana no tenenin’i Bako, fa anga moa ianao tsy miditra anaty « mele » mihitsy?