Mitana ny sain’ny maro ny toe-draharaha pôlitika eto Dago. Manao sesilany ny tsy filaminana sy ny fitokonana.
Ny FIGN
Eo aloha ny fitakiana sy ny fampitandremana nataon’ny FIGN momba ilay raharaham-bola 500 tapitrisa ariary izay hevitra nentina nanohanana ny fitakiana fotsiny fa fanesorana ny Jeneraly Bruno Razafindrakoto amin’ny sezany no tena tanjon’ny FIGN. Antony, hoy ihany ny FIGN, dia noho ny COMGN namadika ireo olony manodidina ny 700 niara-niady mafy tamin’ny fotoan-tsarotra. Teo ihany koa, araka ny fanamarihan’ny FIGN ihany, dia noho ny Jeneraly Bruno Razafindrakoto nisora-tena ho mpitarika ny tolona, tamin’ny fotoan’androny nefa olon-kafa no tokony ho teo. Any amin’ny FAT izany ny baolina. Eo am-piandrasana izay ho fivoaran’ny raharaha dia nametraka fitaovam-piadiana mahery vaika toy ny tanky , ny eny amin’ny Toby Ratsimandrava, taorian’ny feo nandeha fa mety ho eny Andrefan’Ambohijanahary ny FIGN.
Ny Oniversite
Eo am-piandrasana izay mety hiseho ihany, mandrangaranga fitokonana ny eny amin’ny oniversiten’Antananarivo : ankilany ny mpampianatra mitaky ny fandoavana ny tambin-karamany, andaniny ny mpianatra mitaky ny hampiakarana ny vatsim-pianarany. Anisan’izany fitakiana izany ny hamoahana faran’izay haingana ny vatsim-pianarana miampy ny fisondrotana satria efa tsy mifanaraka amin’ny vanim-potoana ankehitriny intsony ny vola azon’izy ireo. Ny fiainana rahateo miha miakatra. Mangataka ny hanomezana tambim-pikarohana Ar 200 000 ihany koa ireto mpianatra. Eo ihany koa ny hanombohana haingana ny trano hipetrahan’ny mpianatra izay anisan’ny olana fototra sedraina rehefa tonga eto Antananarivo. Tsy izay ihany anefa ny fangatahan’izy ireo fa eo ihany koa ny hanamboarana karatra manokana ho azy ireo ahafahana miditra amin’ny trano famakiam-boky, taxi be sy ny cyber izay tena ilaina tokoa. Ny tena mampanahy ny maro dia ny hiverenan’ny hetsika tamin’ny 1972 izay niatomboka tamin’ny fitokonan’ny mpianatra.
Eny amin’ny orinasa
Eny amin’ireo orinasa afaka haba indray, mitranga ny disadisa : na eo amin’ny zo sy karama tsy voahaja na eo amin’ny mety ho fahaverezana asa noho ny fikatonan’ny orinasa. Tsy milamina ny tany, fa ataon’ny mpandraharaha fika hanesorana ny mpiasa fotsiny ny fahatapahan’ny Agoa, tezitra ny mpiasa, tsy mahita vahaolana ny mpitondra Fat, miziriziry amin’ny tsy fahaiza-mitantana, sy ny fanaovana ramatahora, ny barofo ny vahoaka.
Dia miandry e! « Rafotsy be very laona ny vahoaka ka miandry izay higadonana ».
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:






Matoa mihetsika ny Mpiantra dia efa milaza izany fa tena akaiky ny lera !
Amporisihana mihitsy izy ireo hanana heri-po hiotra izao fahoriana mahazo azy sy ny Ray aman-dreniny izao.
Ny zavatra mba tokony ho heverina koa, dia ny mikasika ny Securité ho an’ireo mpianatra mipetraka eny amin’ny Oniversite.
TOROHEVITRA ho an’ireo Mpianatra :
Tandremo ry Ankizy VAVY, fa be ny Mpanararaotra amin’ny fahatsoranareo. Rehfa azony ny « ilainy », dia eo vao gaga ianao fa adi-poko no betsaka. Mampalahelo ny miteny izany, anefa ZAVA MISY.
Ho an’ny marivo salosana dia hoe manao adi-poko indray aho, anefa tsy izany mihitsy, fa betsaka ny tsy vanona, na merina na tsia.
Tsorina araka ny zava misy ny resaka, ka miala tsiny sao misy tohina amin’izany.
Teny Ivato : Tena niasa be mihitsy ireo TGV-HAT.
Ny Tompon’andraikitra Ratsirahonana no manome baiko ny Mpamono olona.
_http://www.madagascar-tribune.com/IMG/jpg/dsc_0013.jpg
_http://www.madagascar-tribune.com/IMG/jpg/dsc_0011.jpg
_http://www.madagascar-tribune.com/IMG/jpg/dsc_0029-2.jpg
_http://www.madagascar-tribune.com/IMG/jpg/dsc_0071.jpg
_http://www.madagascar-tribune.com/local/cache-vignettes/L149xH100/dsc_0075-
_http://www.madagascar-tribune.com/IMG/jpg/dsc_0029-2.jpg
TENA TSY MILAMINA MIHITSY NY TANANA E !
ANTSIRABE
Andian-jiolahy manao «cagoule» mena mampihorohoro
Nanomboka tamin’ny fiandohan’ny herinandro lasa iny, vao mainka mirongatra ny halatra sy vaky trano etc Antsirabe. Andian-jiolahy mitondra basy, manao sarotava miloko mena sy mitondra basy mahery vaika no voalaza fa manao izany. Mihorohoro ny mponina eo anatrehan’izany ary efa raikitra mihitsy aza ny andrimasom-pokonolona. Tsy mandeha irery anefa ry zareo amin’izany fa miaraka amin’ny polisy izay mitondra fitaovam-piadiana. Araka ny loharanom-baovao, tsy mifidy halaina ireo jiolahy fa izay hitany ao amin’ny trano robainy dia entiny avokoa na dia vola 500 ariary aza. Tsy vitan’izany fa hailiny koa ireny alika kely « chien de salon» ireny. Ny vaovao ihany no nahafantarana fa ireo vahiny manambady teratany malagasy no tena lasibatra matetika. Manao andiany ireo mpandroba ireo. Mahatratra hatrany amin’ny 20 lahy any ho any ny isany rehefa mamaky trano izy ireo. Tsy mihambahamba koa ry zalahy mampiasa ny basy eny aminy eny. Volana maromaro izay no nandrenesana ny asan-jiolahy tete Antsirabe. Tsy andro tsy alina fa miseho hatrany izany. Tsy ny trano na fivarotana misy vola ihany no vangian’ireny olon-dratsy ireny fa izay sendra tandrifiny eo dia asiany avokoa. Toerana maromaro no tena ahitana vaky trano saika isan’andro: Ambohimahazo, Antsimotsena, Ambohijafy Talata, Vatofotsy ary Mahazoarivo. Efa maro ihany izay jiolahy tratran’ny mpitandro filaminana izay nefa toa vao mail<a mirongatra ihany ny fandrobana.
« Cagoule ». Fa amin'ireny jiolahy manao « cagoule» ireny, mandeha koa ny resaka amin'izao fotoana izao fa toa hoe samy hafa avokoa ny lokon'izy ireny amin'ny faritra hampiasanan'ny mpandroba azy. Ny mena izany, any Antsirabe, ny mainty aty andrenivohitra. Asa izay loko any amin'ny faritra hafa. Resaka mandeha ihany anefa izany fa izay tena fahamarinany tsy fantatra intsony eo anoloan'ny fitongatry ny asan-jiolahy.
Mazava be ny antony ry Odile a:
- Noana ny vahoaka iray izay
- Faharoa ny mpitandro ny filaminana mitazam potsiny satria ny FIS Lilison sy Charle mihintsy ary ni lehiben’ny Mpandroba
- farany @ izao fotoana izao ny tratra aza afaka foana rehefa tonga eny @ fitsarana fa be loatra ny Kolikoly sy ny akamakama.
Jereo le vendrana eo ambany io ! Tsy aleo ve mikaotikaoty sipa, toy izay mihaino ny fandehan’ny resak’i Domelina ?
Ireny ve ray olona no mitondra ny Firenena ? Ary itony ati dahymatory fotsiny itony ? Ireny indrindra no tena maivava miseho ho hendry nefa jiolahimboto.
Tao amin’ny TOPMADA
avy amin’i BE-SORONGOLA
APPEL A TOUS LES PATRIOTES MALAGASY ET A TOUS LES HOMMES EPRIS DE LIBERTE
UNE JOURNEE POUR UN DEVOIR SACRE
Le samedi 13 mars 2010 de 14h à 17h, la diaspora malagasy et leurs amis vous invitent à se joindre à eux à Paris – Place de la Nation pour une manifestation unitaire.
Ensemble nous allons montrer:
- notre indignation sur le coup d’état survenu à Madagascar.
- Notre colère sur le maintien des putschistes à la tête de l’état.
- Notre mécontentement sur le silence des médias français sur la vraie situation à Madagascar.
- Notre désir de rétablir une vrai démocratie et le retour de l’état de droit.
- Et notre soutien à l’application des accords de Maputo et Addis-Abeba seule issue possible pour une paix durable.
Plus nous serons nombreux, plus nos voix iront loin.
« Ny mitabe tsy lanin’ny mamba » L’union fait la force
» Ny hery tsy mahaleo ny fanahy » L’esprit triomphe de la force
Collectif des patriotes malagasy / GTT
Ny zavatra iraisan’ity tany tsy milamina ity dia resaka vola daholo. Ny mpitondra sandoka no niaingan’ny ohatra dia nanaraka ny besinimaro.
- Mitaky ny vola 500 tapitrisa ny FIGN. Tolona inona moa ity noresahina eto ity ary mpitari-tolona tamin’inona ity jeneraly tadiavina haongana ? Ny volan’olona nampiasaina, rehefa avy eo nivadihana izy fa tsy narovana akory ny tany sy ny fanjakana. Lasa nanampy ireto mpanongam-panjakana indray no natao. Tsy ny toy izao ve no atao hoe maty eritreritra ?
- Mitaky ny ampitomboana ny vatsim-pianarana ny mpianatry ny oniversite. Rariny izany satria ny fiainana misondro-bidy andro aman’alina. Ary misy dikany inona izany eo anatrehan’ny volabe kirakirain’ny FAT, jereo fotsiny ity tranobe vitan-dramatoa Rasesily. Tsy aleo ve mba hanasoavana ireto taranaka mba miezaka ny hisondrotra sy hitsinjovana ny hoaviny ?
- Hay ery ny naniraka olona hanapotika ireo orinasa isa-karazany ary ny niafarany dia nikatona ny AGOA. Mba inona izao no fitsinjovana ireo tsy an’asa ireo.
Ny vola alaina atsy hanapenana ny eroa, farany tsy voatampina intsony dia fampanantenana poak’aty sisa no hatao.
Tsy aleo ve miala dieny tsy mbola misy maratra.
Fred
dommage , j’ai des engagements vers Angers ce week end là . J’aurais participé volontiers .
Sinon j’aimerais bien que tu pointes ton nez, même si tu ne reste pas ,ainsi que les copains légalistes qui agissent depuis le début sur topmada , au restaurant La Charette , vers Vavin , adresse nomeny KM (qui y sera j’espère !):
la samedi 22 en soirée . Cela nous permettra de nous passer nos coordonnés et communiquer directement plus facilement .
Je crois fermement à la force du travail en réseau (internet ou portable) comme le font les RESISTANTS CHINOIS ET IRANIENS
Efa ela iozay tsy mampilalina ny Firenena izay ary mithy sy mihombo izany tsy filaminana izany..!
Tsy hoe ny finiavana ,ny fitiavana filaminana no tsy misy .
Tsia !Mitady filamina ny Vahoaka ,ary miandry ny vokatr’ireo ezaky ny Firaisam-pirenena ,izay ny GIC no soloteanany ,miaraka ami’ny Vondrona afrikanina sy ny SADC ,ny Firenena Mikambana ,sns, sns !
Maro mifanasy ireo fihaonana ataon-drozo mba itadiavana vaha olana ,fa mifanena ami’ny bodongeron’ireo mpanongam-panjakana izany..!
Ny fiala
tohiny…
..Maro mifanasy ireo fihaonana ataon-drozo mba itadiavana vaha olana ,fa mifanena ami’ny bodongeron’ireo mpanongam-panjakana izany..!
Ny fialana nenina farany izay tokony natao androany 08.03.2010 niaraka tamin’ny Conseil de la Paix et de la sécurité ao anatin’ny Vondrona Afrikanina dia nofoanana fa tsy namaly i rajoelina fa tsy hanatrika io fivoriana io !
Fialana nenina farany ,hoy aho ,alohan’ny handraisan’ny Groupe de Contact International( solontenan’ny Firaisam-pirenena )ny didy manasazy ireo nanogam-panjakana teto amin’ny Firenena !
Sazy efa vonona io ,ary tsy misyhampiana na hanesorana ,ary tsy hihemotra intsiony ny GIC ,araka ny fanantitanteran-drizareo..!
Dia iny indray ireo » spécialistes » nympamoha varavarana midanadana fa nanoratra any amin’ny GIC sy any amin’ny ambassades etsy sy eroa izay tsy misahana ity raharaha ity satria efa eo am-pelatana’ireo solontenany dia ny GIC..!
Toa deraina ary ,toa ny maha
Ny sazy izay hampirina dia mikendry ny mpanongam-panjakana mba hisainan’izy ireo fa ireo sazy ireo dia HANIDY TANTERAKA NY FIFANDRAISANA AMIN’NY FIRENEN-KAFA SY IREO VONDRONA IRAISAM-PIRENENA ARY KOA IREO MPAMPISAMBOTRA VOLA IRAISAM-IRENENA (BM ,FMI..)!
Ary noho izany ireto sazy dia MIANJADY AMIN’NY MALAGASY IZAY TSY NANAO NA INONA NAINONA NAHATONGA IZAO KIRIZY IZAO..!
Io sazy izay mety hiantefa amin’ny Vahoaja io no mahamaika ny GIC hametraka ny tetezamita iraisana sy tsy manavaka alohan’ny 16 mars 2010..!
Inona no tokony hataontsika Malagasy miandry izany ?
Misy fotoana nomen’ny Filoha RAVALOMANANA MARC Antsika anio ,rehefa avymifampidinika amin’ny Filohan’ny MALAWI izay Filoha vaovaon’ny Vondrona AFrikanina ,nandimby an’i khadafi..!
Miandry izayho lazain’ny Filoha RAVALOMANANA MARC Isika Rehetra ..
GBD>>>
Pour ce RV-Restau, a mon tour d’etre désolé, je serais aux USA pour 2 mois.C’aurait été avec plaisir, que dis je :Grand plaisir ! Mais comme je l’avais annoncé, je ferais tout pour te laisser mes coordonnées quelque part et tu sauras comment ;o).
Sinon, j’ai ecrit plus haut que :GBD-HoAiza-Verohanitra-Baby’s-A.L.T.M.I.A(=Arivolahy….) peuvent avoir de la part de Anja mes coordonnées, s’il le veut bien.
Sinon Bonne Journée et
PASSEZ TOUTES, UNE TRES BONNE JOURNEE DE LA FEMME: pas de menage, pas de repassage, pas de popote, mais calins et resto, plutot…..Resto d’abord et……de gros calins après MDR.
Aaaaah les femmes
Pour ma part, j’espere lire des Sanctions CIBLEES, envers LES RESPONSABLES DES TUERIES, VOLS ET VIOLS, autrement dit, les hauts reponsables de la HAT !Et plus particulierement Radomelina et Ratsirahonana.
OK Fred
vaoray ny afatra !
raha tiana hilamina ny tanana dia fongorina mihintsy ireo dahalo ambony latabatra miseho mahay ireo .AIZA ve ka ny mana a ny marina sy ny mandeha @fahamarinana gadraina fa ny mpngalatra sy ny mpisoloky ary ny mpamono olona harovana ; vao tsy ela t@22=02 teo nisy vehivavy mpisoloky tany antanimalady efa vola be500000000fmg no lasany dia nitory ny tompom-bola hay moa ny vadin’ity vehivavy ity havan’ilay rangahy expresident senataire no ex president hccdia natsoin’io rangahy io ny ny mpitsara tany antoerana hoe avohay io vehivavy io dia manaiky koa ilay mpitsara norlmal raha tsy milamina ny tanana satsia ireo zatra manatsotra tanana dia manao ny ataony foana satria misy mpiaro
Vaovao mba henoko anio:
Tsy milamina hono ny any Dago ry zareo a!
Marary hono i Domelina izao ( miady saina mafy angamba) dia mety hatolotra ny miaramila indray ny fitondrana.
Asa aloha izay tena marina fa tompon’andraikitra iray eo @ tafika any dago mo nilaza io tamiko.
mba mila fanadihadiana kely zahay myDago a.
Ny tafika anefa misaritraka be ihany izao.
GBD, KM, HA, BF, Verohanitra:
Comment peut on avoir vos coordonnees, j’attends tjrs le msg via MyDago.
Tsy milamina ny tanana, ny mpanakorontana no mahazo tombony amin’izao sy ny frantsay ahafahany manomana ny teti-dratsiny.
Tsy vitan’ny samy malagasy intsony ity resaka politika ity…efa vizana ny gasy liam-pivoarana sy manaiky ny filaminana sy ara-dalana dia alefaso ny sazy ary aleo ny miaramila any ivelany (tsy ny frantsay) mba ihantoka ny fananan’ny olona sy ny fandriam-pahalemana.
Atsangano faingana isaky ny fokotany ny komity miaro ny convention Addis sy Maputo, antsangano ny fiarovantena isam-pokotany mba hanoherana ireo manao herisetra mpanao cagoule…
Mahereza ry Arivolahy Tsy Maty Indray Andro fa ny tananao no simbain’ny TGViste satria ianao ihany no mahatohitra ny tsy rariny.
Mila mihetsika koa ny any @ faritany satria raha maty Antananarivo dia ho faty koa izy.
Fort possible ry Mao satria izay manjo azy na ataony no lazainy fa mahazo ny ankilany, donc tena marary ilay domelina raha tsy izay ve efa nipingapinga teny Ivato? Dia mody ilay Mialy no aseho eran’io eran’io? Samia mivavaka mafy fa hain’Andriamanitra ny zavatra rehetra e!
A.L.T.M.I.A>>>>
Io ambony io ny valin’ny fanontanianao !
Mba nisy fanontaniana napetrako izay hoe :
- Comment sensibiliser nos freres et Soeurs en Province, car ils ne sont pas aussi au courant que ceux qui sont à Antananarivo de la Vie Politico-economique et sociale ?
-Que doit on faire pour ceux qui n’ont pas les moyens de communiquer sur Internet ?
-Que doit on faire pour mieux informer les Provinces ?
Bien sur il y a les journaux, amis ceux ci arrivent avec un retard non negligeable en Province.
Les Stations Radio ne PEUVENT diffuseR QUE LES INTOX de la HAT.
Bien sur il y a les journaux, amis ceux ci arrivent avec un retard non negligeable en Province.
LIRE : »Mais » et non « amis »….merci
FRED>
Ny olana aine dia io efa voalazanao io e, ny gazety tara loatra vao tonga any @ faritany. manaraka izay vitsy ny mahay mamaky teny sy manoratra hany ka mora ambakaina lava izao @ vary zaraina ny amidy mora.
Ny hany Lalan-tokana azo hizorana dia ny Radio, tokany atao izay hahatonga ny radio legaliste hahaenika an’i Dago ao anatin’ny fototana haingana indrindra, sao voasasa sy domelin’ny Intox ny FATy mantsy ka tsy ahalala biby afa tsy sahona rehefa avy eo.
ka le probleme dia izao ny RNM
ka le problème angé dia izao e: ny RNM SY TVM iany no mahazo any dia nefa dia mamafy laingy ireo @zao fotona izao
Arivolahy
j’attends un peu , après avoir vu samedi soir de la Pentecote les amis qui peuvent venir à « LA CHARETTE ».
il est bon de fortifier et organiser notre réseau.
Il m’arrive de penser à GTT , mais du fond de ma province : il ne m’est pas facile de savoir qui est qui ? GTT ou pseudo GTT ??????????
Il est surement plus efficace de ne pas ép
Arivolahy
j’attends un peu , après avoir vu samedi soir de la Pentecote les amis qui peuvent venir à « LA CHARETTE ».
il est bon de fortifier et organiser notre réseau.
Il m’arrive de penser à GTT , mais du fond de ma province : il ne m’est pas facile de savoir qui est qui ? GTT ou pseudo GTT ??????????
Il est surement plus efficace de ne pas éparpiller les énergies…
sachant qu’il m’horripilerait d’avoir affaire à des « chercheurs de chaise « …
Je préfèrerait adhérer à une ONG malgache.
je préfèrerai »S », pardon…
Raha mba azoko atao ve GBD ny manome conseil anao :
Tandremo fa maro dia maro ireo ONG idiran’ny frantsay noho ny fitadiavana fanampiana na BUDGET DE FONCTIONNEMENT, na fond d’action
Ary rehefa ao r’izareo, dia izy no MITONDRA -IZY NO MANJAKA- ary hainy ny mapiady ny samy malagasy, ary hainy koa ny mapiasa ny malagasy, fa izy mibaiko sy mandeha mihaona amin’ny Mpitondra fanjakana roa mahazo voninahitra: gasy sy vazaha. Izany hoe executant foana ianao, ary interet ho an’ny
FRANCOPHONIE – FRANCE – FRANTSAY HATRANY NO HITONDR0NY NY BAOLINA;
Anontanio kely ny DR Celestin anie e !
Fred
fantatro tsara fa ny ONG bizenessy dia betsaka..
ary hekeko koa fa io ireny ONG tssitsska ireny dia betra « espion » infiltrés…
Izany ny antony ny nampiako hoe ONG MALGACHE fa tsy tsotsska….
Ny gasy ve dia tsy afaka manampy ny mpiraitanindrazana ?
Tena hiriko ny réseau miasa aminy izany , sady fomba koa ho antsika manantona ny mpiraitanindrazana ( opérations de proximité) , na dia fotoana kely isan’taona (chacun alternativement ) .
izany no taviko hahafantatra izay mahazoto mba hiresaka , fa tsy hijanona resaka.
Le Colonel de la gendarmerie FIGN Zafera, promu au grade de Général par Sankalité a demissionné. Ce, suite à une menace du Ministre de la Défense HAT Rakotonandrasana Noël!
Ils évoquent des mots tels bombardement (d’un camp vers l’autre)…
Wait and see!
HoAiza
le french cancan se déclenche ?
Y ceci deja : Ramaroson a. est en France. Pr Consulter DDratsiraka toujours ?
- Mailo re Ramùalagasy fa mety HITSOAKA i Lavanify a !
- Hametraka ny Cancan marina ny frantsay !Fa efa mndondona ny SANCTIONS.
Fa ny hitako olana dia ireto Filohan’ny Mouvances 3 : Nankaiza daholo ?
Momba ny ONG, dia iarahantsika mahita tsara, ary afaka mifampiresaka isika rehefa afaka mifanoratra, fa raha ny tenako manokana dia vonona hanao araka izay azo atao avy amin’ny experiences kely hananako.
Momba ny tolona dia, TSY MAINTSY no ataontsika anarany . TSY MAINTSY TAFITA na inona hidona na inona.
Raha manaraka tsara ny tantara isika izao dia tena mangina tanteraka i Lavanify fa tsy mahita ambara, ho entina @ sangany sisa dia izay tiandry Tsirahonana atao eo. Ny miaramila sy ny zandary tsy mivaha ny olana aleo hifampitifitra ao fa izay no ilain’ny frantsay, todian’ny ataony leri raha ny fijeriko azy.
Ny tolona tsy misy miala zany tsika e sa akory?
Momba ilay ONG dia ataovy tsara ny sivana fa hevitra tsara io ry GBD a, ny hany ambarako dia hoe ataovy mazava tsara ny Tanjona tiana hahatongavana ary koa hoatry ny tsy dia mety intsony amiko ilay fijery hoe manome fotsiny fa ilay fomban’ny Sinoa no tokony hatao « raha tianao hihinana trondro ilay olona da omeo fintana » tsy aiko raha mazava aminareo ny tiako hahatongavana.
Mahereza dia bonne nuit daholo e.
Tokony ho atao malaza izao :
Voila ce qu’il faudrait faire revenir pour tous prisonniers !
Qu’ils fassent les routes comme les Dalton’s, et gardés par des soldats sous conytroles STRICTES;
TSY AZO ATAO INTSONY ny migadra ny prisonniers fotsiny, FA TSY MAINTSY MANAO LALANA mandra-pahavitan’ny saziny.
Izany no hampiova ny toe-tsain’ny Mpangalatra sy ny Mpamono olona.
Mandany ny volam-bahoaka fotsiny ny higadrà na azy, sady mikomy.
Izany no fitondrà na vazaha nahahendry ny mpanao ratsy, sy ny Tanora maditra, ary ny MPANAO POLITIKA TIA VOLA SY MAMITAKA tsy vanona.
GBD a, amboaro tsara aloha ny resaka sao dia ny mpam’s no tonga ao à Charette misandoka hoe legalistes !!!
Tsy mety ve raha mifampiresaka (via Mydago) aloha isika alohan’ny hihaonana ?
Toa i Fred no nanamposaka io hevitra io. Verifier na aloha ny anaran’ny participants à l’aide de son adresse e-mail fa tsy hotmail na live.
Nisy mail izay tokony ho efa voarain’i GBD sy A.L.T.MI.A ary KM sy HoAiza, ka asa fa toa tsy namaly ianareo HONO. Ny olana fotsiny dia angamba i Bab’s (alias Babyfoot) sy Mao sy Verohanitra tsy nahazo io mail io.
Ny clé dia izao :
- Se presenter au Resto bien avant.
- Dire au proprio qu’il y a quelqu’un qui va venir demander mon email, mais il faut qu’il dise « un mot de passe » que je vous donne pour qu’il puisse avoir mon email.
- Si le demandeur n’a pas le bon « mot de passe » laissé au proprio du resto, c’est qu’il y a un bleme.
Ex :
Je laisse mon email au proprio et je lui dis qu’il faut que la personne qui veut cet email dise « UN MOT DE PASSE(que je laisserais sur le papier de mon email) »
Si le demandeur ne donne pas le bon « MOT DE PASSE » que j’ai donné au proprio de l’hotel, alors il y a probleme.
Qu’est ce que vous en pensez ?
Izay mihevitra ny ho any, na mihevitra tsy ho afaka ny ho any dia :
AZAFADY indrindra mba valio raha mety io proposition io.Misaotra e !
Ouh la la ! encore moi !!! désolé !!!
Ilay mail tokony ho voarain’i GBD, KM, ary HoAiza sy A.L.T.M.I.A, dia avy amin’i My Dago justement. Ary efa miandry ny valiny fotsiny r’izareo. Asa i Anja raha nahita ilay izy na tsia.
Raha tsia moa, dia mba MIANGAVY AN-TANAN-DROA an’i MyDago mba handefa ilay projet indray.
Je sais bien que Mydago n’a pas que cela a faire mais, je leur supplie de le faire ! Merci infiniment MyDago.
Fred
Fred, GBD,
Iza i Anja ary ahoana no anoratana aminy azafady fa taratara kely izaho tsy naharaka ny resakareo.
Mila contact koa mantsy i I.T.M.I.A.
Baby â
aleo miandry resaka avy aminy KM sy FRed…
ny mety dia mifankahita aminy 22 ami ariva angamba…
OK GBD, message reçu
Bjr !
Par RESPECT vis a vis de Mydago et la personne que GBD semble connaitre, je ne peux me permettre de donner ici l’adresse a laquelle vous devriez ecrire :GBD-Verohanitra-HoAiza – Bab’s –A.L.T.M.I.A et KM. l’adresse est pourtant marquée sur le site du forum Mydago ! Pardonnez moi, mais JE VAIS LEUR ECRIRE TOUT de SUITE de ce post pour leur dire.Et je vous mets au courant des que…
J’espere qu’ils ne m’en voudront pas, et pourvu surtout qu’ils lisent ce post ! Il NE FAUT PAS QUE L’ON ATTENDE jusqu’à MAI, pour pouvoir nous contacter.
Et voilà ! dès que , je vous mets au courant les amis ! Il faut compter aussi sur le fait, que MyDago ferme ce jour et rouvre demain vendredi.
GARDONS PATIENCE SVP ! KM et Fred !
Si d’ici la semaine prochaine, il ne se passe rien, je vous fournirais l’adresse a laquelle, tt le monde pourra m’ecrire, mais….avec conditionds de securité. ;o)
OK Fred
bon WE
BAB’S
mety misy foza ho avy…mais j’en ai rien à F…….
On saura les identifier , on a quelques techniques de détection sociologique et humaine…
Ne t’inquiète pas : personnellement je n’ai pas peur d’en faire mon affaire !
Qu’ils viennent s’ils ne craignent pas le ridicule !
PFFFFFFFFFFFF
GBD-BAB’S >>>>
Hello ! TRES BONNE NOUVELLE !!!
Voilà , tout est en bonne voie : C’EST SUR, SUR, SUR !!! Personne ne pourra usurper le pseudo de qui que ce soit ! ET NOUS POURRONS NOUS CONTACTER SANS PROBLEME.
Merci a qui ??? Mais MyDago Bien sur !!! ;o)
Des gens super bien !!!Et un des nôtres déjà aussi…. peut etre ? ;o) Nous le saurons.
Voila ! Bonne Journée a tous et à toutes !
LA LUTTA CONTINUA !!!!
GBD>>>
DON’T HURRY ! BE HAPPY !!!
Les enervements sont mauvais conseillers.
COOL ! COOL! Y en a plus du tout pour longtemps, d’apres ce que j’ai compris. Il n’y aura pas de Foza quand nous allons nous restaurer, nous rencontrer, tu peux etre sure !.
Youpiiiiiiiii !!!
Patience et longueur de temps?…Cette longueur de temps est super raccourcie!
« COUCOU MYDAGO »
Fred
efa vita ny réservation…
OK GBD
Parmi les Foza ho avy : Tsipoy kely déguisée en mère Thérèsa, faut s’y attendre mais on s’en tape On saura déchiffrer les hiéroglyphes. On appliquera aussi la méthode Cauet !
Personnellement, je ne me fais aucun souci, on mettra les choses au point quelques jours seulement avant le 22 pour ne pas donner l’occasion aux Foza de s’organiser et d’installer leur piège.
Bon WE jiaby
Calme et Discretion GBD ! T’es une fonceuse ma parole !ou plutot une Défonceuse MDR !
Nous verrons tt ça tranquillement, pour ne pas indiquer des pseudos!!!T’inquietes pas !
BE HAPPY !!! I’m in serenity in my mind !!!Et je saurais etre reconnaissant a qui de droit !….Ou plutot NOUS SERONS…
ilay tsipoy…?????????
… diffice de la plaindre : elle a choisi son camp.
FRED
merci pour les clips : DISCOURS D’INTERET EDIFIANT !!!
M.D.R.
DCR
concernant ces sanctions : la HAT ne peut que gamberger ,
en effet une des premièrs empêchements est LA SORTIE DU TERRITOIRE MALGACHE…
Comme pour les dirigeants putschistes de la BIRMANIE :
==> LES AUTRES ETATS MEMBRES DE LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE N’ AURONT PLUS LE DROIT D’ACCUEILLIR NOS PUTSCHISTES .
Ils ne peuvent plus sortir du territoire malgache…ils peuvent aller à Kerguelen , chez les manchots BRRRRRRRRRRRR!
Rien que pour Andry dont les enfants sont en France , chez mamie…
=> ou il les rapatrie à MADA , ce qui serait outrecuidant pour lui
=> ou il FICHE LE CAMP DEFINITIVEMENT EN FRANCE , sa VRAIE PATRIE , envers qui il a allégeance totale .
VIVE MADAGASCAR QUI VEUT RESTER LIBRE
GBD, C’est ce que tu dis là convient au peuple. Une seule saction suffit. Le reste… on verra plus tard.
POUR CEUX CAPABLES DE FAIRE UNE EDITO EN ANGLAIS, je leur propose d’en faire :
UNE POUR LES JOURNALISTES
ET UNE POUR LE PUBLIC sur le site suivant , car la presse francaise fait fi de la crise a Madagascar !
_http://www.ap.org/FOI/public.html
Merci mille fois pour Madagascar !