Commentaires sur : Nouveau forum sur MyDago.com

Par : GTT Philippines
Ary ilay forum rireto toa tsy hita eto intsony sao dia mba misy afaka manome info azafady.  Ito no hitako tao @ mode de recherche

Misaotra mialoha oooooooooo

Par : kristelle
beurk

Par : mangotraka
ho itatsika eo ny adin’i andry radomelina, raha tafavoakany ihany ity sazy milatsaka ity na ahoana, mino aho fa modiany domelina tsy hita io ny any amposiny efa feno, raha tsy ny bitro tsy voasazy hoatr’izao isika ry vahoaka izay tia tanindrazana a!

Par : GBD
rectif : élection bidon

Par : GBD
Lafourmi

comme toi je souhaite la NON  PARTICIPATION à des élections organisées par cette HAT.

Il s’agira d’élections complètement tronquées d’avance , comme au Gabon , comme en Afghanistan…de sorte que le dictateur en place se  « fassde une virginité légale  » .

Election bidob , piège à cons .

Par : mangotraka
betsaka ny miteniteny foana, mandraisa ajara fa aza faly mifosa eo foana e!

Par : beby Randriamanantena
hoa’ny Dr CELESTIN Robin

Tena marina ny hevitrao, inona moa no mampatahotra tsy anonona ny anarana tena izy raha tena hevitra hahasoa ny mitovy fijery no dinihana sy hilana valiny mahafa-po mba hisiany ny fampandrosoana sy hanjakany fahamarinana marina, nefa moa tsy anomezan-tsiny izay mahita fa mahasoa ny pseudo mba hafahany milaza ny ao am-pony, tsy mampisaraka ny mitovy fijery io  sa ahoana

Par : Dr CELESTIN Robin
Hahazo ny lalan-tsara hoa any amin’ny MAZAVA SY NY FAHAMARINANA Isika tsy ho ela , koa izao fisian’ity fomba entina misera ity dia tena ilaina..

Ary ho tsara sy hanova ny adi-hevitra raha toa ka MITONONA NY ANARANY IREO MPISERA.:izany no antoka fa azo antoka ilay mpisera ,izany no fanomezan-toky ny mpisera rehetra fa tompon’andraikitra (responsable )ilay mpisera mitonona anarana..!

Ahoana moa no hiresahana , eo amin’ny fiainana ,amin’ny olona misarona tava..?

Tsy filana vanona izany fa fitakiana mba

HO HAZAVA ( TRANSPARENT )SY TSOTRA NY ADI-HEVITRA

IZAY HIFANTOKA AMIN’NY FAMPANDROPSOANA NY FIRENENA SY AMIN’NY FANATSARANA HAINGANA NY FARIM-PIAINAN’NY MALAGASY  !

TOKONY HIJORO SY HIARO NY HEVINY MAZAVA TSARA ARY AMIN’NY FANONONANA NY ANARANY MAZAVA TSARA KOA !

Anisan’ny hiarovantsika ny FAHAMARINANA SY NY FAMONGORANA NY HAFETSIFETSENA : miovaova pseudo izay entina manova hevitra ,hevitra izay mifanohitra amin’ny hevitra nosoniavina tamin’ny pseudo hafa ,koa tsy mendrika ary tsy azo antoka ny hevitra aroso satria miovaova toa ny pseudo..Misy fika sy kilaolao ary tsy fanajana ny loha hevitra dinihina izany..!

Raha mitonona anarana ny mpisera dia  hieritreritra fa manoratra ary tsy ho sahy hiteniteny foana izy fa voatery na mangina na miady hevitra amin’ny saina tony..sy mandalà ny fahamarinana sy ny fifanajana !

Par : Fred
Mme RAMAHEFARISOA SABINE>>>>

Mba azonao hazavaina aminay ve ny momna an’i RAMAHEFARISOA Basile , azafady Tompoko ?!!!

Par : GBD
A.T.M.I.A.

mba jereo ny afatro any lourençoMarquès

Par : NARY
Mahagaga  fa  isika  Malagasy  aty  Andafiriaka  dia tsy  misy  firaisan-kina   , samy maka  ho azy   daholo  , tsy  misy  miraharaha   ny  firenenana niaviana tandrizana , Malagasy  foana  n’aiza n’aiza tany haleha  nefa ???

Par : a ka tsy izany va?
raha mibebaka marina i ravalomanana ka tsy manota intsony dia tafaverina eo izy. Fa an’Andriamanitra ny vahoaka malagasy, ka izay mmahasoa an’i Madagasikara dia tsy hisy hatohitra Azy Andriamanitra tompoiny raha tena miankina aminy.

Par : Arivolahy Tsy Maty Indray Andro
MyDago:

Tena hanova ny mot de passe ko efa azo fa sarotra taddidiana. Mba atorohy lalana @ fanaovana izany, misaotra mialoha

Par : Arivolahy Tsy Maty Indray Andro
Merci MyDago et en route vers le nouveau forum.

Par : HoAiza
Merci à Mydago: pour ses multiples travaux d’informer et de communication.

J’avoue que durant cette crise, Topmada et tous les bloggeurs qui y font partie, surtout votre site font partie de ceux qui nous ont soutenu  moralement durant cette crise.

ps: ce serait sympa s’il y avait « répondre » dans ce forum libre…  Mais puisque vous l’avez enlevé d’ici même, c’est que vous avez vos raisons!

LONGUE VIE A MYDAGO!