
Navire militaire Océan Indien
Ity misy lahatsoratra voarainay omaly alarobia 10 martsa alina, mba entinay eto aminao.
Nahazo alerte avy any @ ministry ny fiarovana ny camp misy ireo blindés sy tanky any Arivonimamo fa ho tafihan’ny FIGN ny eny Iavoloha sy Ambotsirohitra, fomba atao fotsiny io mba ahafahana mampiakatra ireo tanky ho ao Tana, tanjona dia hoentina hanafihana ny FIGN eny Fort Duschene ireo Tanky ireo. Ny FIS miaraka @ milisy dia hanafika eny Fort-Duschene. Contre-stratégie an’izay koa dia efa en etat d’alerte ny RFI eny Ivato mba hanampy ny FIGN.
Ny miaramila pro-legaliste mandà ny herisetra dia tokony handresy lahatra ny rehetra tsy ho latsaka ao anatin’ny vovon’ny frantsay. Tsisy dikany ho an’ny frantsay na firy na firy ny Gasy ho faty eo, tanjona tokana arahiny dia ny ahafahan’ny tafika frantsay miditra ao Mcar, pretexte daholo ny rehetra. Mila mailo daholo ny rehetra fa tetika maizina no ao ambadika ao. Raha tafiditra ao ny tafika frantsay dia tsy hiala intsony ao Mcar fa dia ho lasa zana-tany indray i Mcar. Ho lasan’ny frantsay daholo ireo harena an-kibon’ny tanintsika.
Ireo legionaires sy mercenaires frantsay ao La Réunion sy Djibouti dia efa en etat d’alerte koa ary efa vonona ny ho avy any Mcar, miisa 500 izy ireo ary ny 100 aminy dia dangereux ary efa fampiasan’ny frantsay hatrin’ela tany Afrika, nanampy ny mpanonga-panjakana, ary namono ireo mpitondra tsy te ho ampiasain’ny frantsay.
Nandefa avions de reconnaissance hisidina matetika an’i Mcar ny frantsay.
D’ici à 48 heures dia ho avy Mcar amin’ny sambokely ireo legionaires sy mercenaires sasany. Olona 250 eo manerana ny nosy no mi-coordonné io plan io
Ny farany ary tena zava-dehibe dia hosamborin’i FIS ilay jeneraly Zafera mba handrangitana ny FIGN ka tokony hitandrina tsara i general Zafera sy ny FIGN.
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:

Asandrato ny vavaka fa Mahery io Andriamanitra io e!
Fa tena tsapako fa marina mihiintsy ilay hoe : tafalatsaka amin’ny vovon’ny frantsay raha vao misy ny fifamonoana eo .
Efa tena mangidihidy mafy mihintsy ny tongotr’i Sarko hankany Madagasikara fa mbola tsy sahy e!
Eo aho dia mampatsiahy fa ho toa niseho tany Rwanda ny velapandrikan-dry Sarko. Tsy afamiala amizany ny Frantsay. Tafiditra tao Rwanda volana maromaro alohan’ny ny fifamonoana nisy teo amin’ny foko 2 misy ao antoerana ny miaramila Frantsay dia nanomboka nifamono amizay ny Tutsi sy ny Hutu. Mitandrema isika fa ny Frantsay dia ny mampiady ny karazampoko no talentany ka asakasakatsika samy gasy ho tafiditra ao anatin’io fandrika io. AOKA ISIKA HITANDRINA FA EFA TENA KKELY SISA DIA HITOVY AMIN’I RWANDA RAHA VAO TAFIDITRA AO IZAO FRANTSAY IZAO LEGIONNAIRES IZAO. mety ho faly ny
tohiny: mety ho faly ny mpanohana an’iTGV rehefa tonga ny LEGIONNAIRES fa ireny dia tsy hitsisy amy gasy na iza na iza fa dia mba mieritrereta ihany izay mankasitraka ny fahatongavanizao mercenaires Faranta–y izao.
zany izy rwanda isika Madagascar tsy hitovy velively mihintsy izany e! iza mou ny faly hahatongavan’ny Miramila vahiny teto iza no ngataka izany ?Sadika e! tongava ahy manantsaina hiany ianareo fa ny basy tsy mahalala Tim ity na tzv BRAVO rehefa tonga saina
mba maripototra ve io resaka avokanareo io Mydago?tandremo fa betsaka izay resaka nolazainareo teto izay nefa tsy maripototra ka sao anahirana antsika
@ firy mou andro aina ikatonanareo ity?sa mandrangitra ianareo avy eo mikatona
avelao ho zanatany any,faleovantena faleovantena eo,i Dadabe ny dadabe nintantara fa t@izany aza mbola niadana noho izao fitondran;ny Ravalo izao aleo hiverina any aminizay tsy mivenjivenjy andafy aty intsony
Tsy hisy mihintsy izany ady izany, mbola tsy nahita ady hatramin’izay nahaterahany ny tafika gasy ary vahoaka tsy mitondra tanam-polo no sahiny hifanatrehana fa raha basy samy basy dia tsy hisy mihintsy izany. Reny kiboben’i Zafera ireny ve hoy nareo no hoentiny mitari-tafika, tahaka izany koa ilay Bruno. Vola io, nanomboka hatramin’ny 9 mars iny dia tsy hitsahatra hitaky vola amin’ny fanjakana ny tafika nandray anjara. Jereo tsara fa efa nilaza ny tokony hijerena ireo Jiolahy niaraka taminy i Charles teny Soanierana. Tsy hisy ny fifampitifirana satria eo aloha ny tahotry ny ho faty, raha mahay ange ireo miaramila sy zandary ireo efa ela no rava ny asan-jiolahy nefa inona no zava-misy eto amin’izao? Moa tsy eo ambany mason’ny polisy sy ny Zandary ny Jiolahy no manao ny asany ary tsy alina intsony fa atoadrobe nanahary. Tadidio tsara ilay tenin’i Vital hoe hamaha ny olana izy fa miandry fotoana, ny tiany ho lazaina dia hoe « HITADY NY FOMBA HAHAFAHANA MAKA VOLA AO AMIN’NY KITAPO-BOLAM-PANJAKANA IZY ARY HOMENA IZAY ANJARA TANDRIFY AZY IRETO FIGN MAHERIN’NY 700 LAHY IRETO » IO NO VAHAOLANA HOMEN’I VITAL ARY NY VAHOAKA MALAGASY MPANDOA HETRA NO HIZAKA NY VOKANY SATRIA TSY HOE 1FRANC AKORY IZANY FA MIHOATRAN’NY MILLIARD MAROMARO.
mawola
Si j’ étais TGV et la HAT, pour éviter de tomber dans le ridicule aux yeux de leurs propres compatriotes et aux yeux de la Communauté Internationale je n’ userais pas de tels subterfuges
Faire monter encore une fois – après les 15 et 16 mars pour l’opération Ambohitsorohitra et Iavoloha pour prendre d’ assaut ces deux Palais présidentiels où ils avaient pensé surprendre le Président Marc Ravalomanana – je cesserai de faire monter les Blindés BRDM d’ Arivonimamo.
Si leur but était d’ attaquer le camp du FIGN qui n’a de « Fort » que de nom ( Duchesne ), un seul obus surtout si les militaires du Capsat et du FIS visent mal – c fort possible avec des bleus qui n’ ont fait ni l’ Aphganistan ni le Liban – c’ est tout un quartier qui va exploser pour leur connerie.
On connait l’ art de la HAT dans les demonstrations de force inutile, mais attaquer le Fort Duschesne avec des Blindés BRDM – bons pour les parades du 26 juin – c’ est vraiment de la poudre aux yeux
rakrisy
mividy ny lohany , fa matahotra ny masony……..
Rakotoson
vo-tangena no fantatry ny ntaolo….
maniry any Diégo , betsaka !
Marina tokoa ity voalaza ity:
« Tsisy dikany ho an’ny frantsay na firy na firy ny Gasy ho faty eo, »
Betsaka ny tarehin-javatra hahatsapà na izany eo @ fifandraisana amin-dry zareo ireo monina eto an-toerana, na tany aloha na ankehitriny.
Raha misy fitohizany ny zavatra voalaza ao anaty io lahatsoratra eo ambony io , dia aoka mba hadika amin’ny teny frantsay (sy anglisy ihany koa) haingana!
SOS GTT
POUVEZ VOUS ALERTER « REPORTERS SANS FRONTIERE » à PARIS ou le CANARD ENCHAINE , la seule presse qui donne encore des cauchemars à ce gouvernement sarkozien ????
Tsy hanafihana an’iza na iza ireo blindés, fa fatahorana, entina hiaro an’i sankalité !! Matahotra mafy satria ho tonga ny sazy !! Anisan’ny banderoles amin’ny sabotsy, ary ho atao maro, ny FANDRARANA NY TAFIKA FRANTSAY, TSY HITSABATSABAKA AMIN’NY RAHARAHAN’NY MALAGASY !
RAHA MIHIDITRA ANY NY SADEC, NA NY CASQUES BLEUES, TSY MILA FRANTSAY AO ANATINY !
kou tsy ndana mody ianao,iza kou ny iditra amin’ny pataloha tery
vavan’ny Kintana ity mihintsy no tena mahasosotra
lazain’ny Frantsy talakatsaka voanjibory nefa mbola io opiany ao antranony,mbola eto no mipetraka mawola
efa mandeha tsy moramora anie ny harena ankibon’ny tany e!aza variana fa vao nanomboka io tetezamita io d’efa io no niazakazahandreo voalohany ;sady izany anie ny mission ampanaovina an’ tgv io e!
Cette semaie toutes désinformations ,toutes les intxications psychlogiques sont de mise et nombreux sont ceux qui versent de l’huile sur le feu..éteint !
l’invasion de Mcar ar les français constitue une vriae intoxication pour faire peur ou pour endormir es Malgaches ,qui vnt croire que leur sort est scellé et qu’iln’ y a plus rien à envisager ,car les français seront là ?
Al’époque actuelle , envahir un pays s’avère difficile et même ompossible ,ne serait-ce qu’avoir , à étudier les réactions des PAYS EN RELATION DIPLOMATIQUE AVEC LA REPUBLIQUE DE M.CAR..!
nOUS NE SOMMES ISOL2S …ET LES FRAN9AIS NE JOUISSENT D’AUCUNE LIBERTE POUR ENVAHIR UN AUTRE PAYS : LA FRANCE A DES DEVOIR ET DES RESPONSABILITES INTERNATIONAUX ,NOTENT LE RESPECT DE LA CHARTE DES NATONS UNIES !
Et c’est la raison pour laquelle je dis et je redis que l’invasion de M.car par les français n’est que pure intoxication d’irresponsables qui font de fausses analyses inutiles…!
En plus , je ne vois pas comment les USA ,dont des éléments de la Marine américaine autour d’un porte-avion ,il y a quinze jours ,ont ont fait un grand tour dans l’Océan Indien et ont rejoint le
port de DJIBOUTI…!
Je reste convaincu que le problème de M.car ,dont la recherche de solution est prise en charge par la Communauté internationale ,représntée par le GIC n’est pas un simple problème madécasso-malgache ,mais constitue bien un problème de géopolitique que les USA entendent bien participer à son réglement…!
Les Américains tiennent à ce que ce problème malgache puisse être traité par la négociation ,sur laquelle ils veulent bien peser !
Du calme les compatriotes.
Rien de tout ça n’est ni OFFICIEL, ni prouvé, ni confirmé. .
et d’UN, et de 2,
Je vous invite a lire tout ce qu’il y a ici :
_http://collectif-gtt.org/category/defaut/plus/en-direct-madagascar
pour vous rendre un peu plus serein.
Soyez attentifs et attentives a vos mails…..LES « AMIS ». A bon entendeur…..salut !!!
Bonne nuit à tous et a toutes.
Hihihihi!Mampalahelo hoy aho ireto malemy ireto e!Mivavaka sy manantena ny amerikanina indray izany sisa?Tsy mendrika hitondra firenena ny olona malemy ohatra an’i Ravalomanana sy ianareo mpanohana azy.
Ny vono vorona ifanaovan’ireto miaramila sy zandary dia mitory ny fisarantsarahan’izy ireo ,mitory ny tsy fisian’ny firaisana ao amin’izy ireo ary manambara fa smy vonona izy ireo hampiseho fa
-nisy tokoa ireo niaraka tamin’ny mpanongam-panjakana
-ary teo ireo mitonona o « légalistes » nefa tsy nihetsika na kely fotsiny aza nampiseho tamin’ny Vahoaka ny fahavononan’izy ireo hiaro ny Vahoaka..
IIzao tonga ny fotoana hitsanganan’ny Tetezamita Iraisana sy tsy manavaka..dia mitady izay fomba rehetra mampiavaka azy ireo zandary sy miaramila :misy sekoseko ,fisehoana baoby…,, mampidera sandry..sns.., sns..!
Hisy ny sazy izay hiantefa amin’ireo tsy valahara nnandray vola vidin’ny fandraisana anjara tamin’ny fanongam-panjakana..!
Tsy mandrny saina ary manenjika ny eritreritra ,ary mipetraka ny fanontaniana amin’izy ireo manao hoe :
« Na nanampy na tsy nanampy ny mpanongam-panjakana Isika dia tsy nanaja ny teny nomentsika Isika ,koa tsy niharo ny Vahoaka no tsy niaro koa ny fanan’izy ireo !Nefa ireo Vahoaka ireo no mandoha hetra handohavana ny karamantsika..!
Koa miaramila sy zandary manompo an’iza moa Isika ? Zandary sy miaramila niasa ,miasa ho an’iza Isika nandritry izay taona lasa izay ? «
DCR
je partage entièrement ton analyse.
Nous ne vivons plus les grandes aventures coloniales du 19° siècle.
SARVOGNON DE BRAZZA C’EST FINI !!
Que du cinoche…à l’image de celui que les Français ont à la tête.
Raha malina aza aleo mifehy hazo tokana!
Par ailleurs dans la recherche mondiale de ressources : les Français ne sont pas seuls.
Les autres nations ne laisseront pas leur part.
L’OMC existe
L’ONU existe
C’est aux Malgaches de savoir négocier en tout et sur tout : DONNANT DONNANT.
Les gesticulations n’engagent que ceux qui y croient.
driiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii mampime i Mydago
Rakrissy â
La bible rapporte de Jésus » heureux les simples d’esprit » c’est gentil n’est ce pas ?
« heureuse » tu es………..
bonne nuit mydago et bon W.E.
efa ela no nisy ny tetika mitovitovy @ io voalaza tao @ Mydago io, rehefa tsy nety ny adi-poko dia adi-pivavahana, raha mbola tsy mety io dia ny miaramila na zandary na ny polisy no asaina mifamono, rehefa avy dia lazaina fa hi-évacué ireo manana nationalité francaise ny tafika frantsay. Asa raha tadidinareo t@ 2009 raha mbola nanao manifestation ry TGV, natao otage ny mpianatry ny lycée francais eny Ambatobe. Ireny dia efa tao anatin’ny plan. Toy izany koa ny fanapotehina ny entreprise francaise, sns…. Ny mahafaly dia mailo ny Pro-Ra8 ka tsy mety enti-po ka manaraka an-jambany izany.
Amiko dia fampitandremana sy fanairana antsika io vaovao io, ary na i General Zafera sy ny FIGN aza tao @ resaka nataony t@ mpanao gazety aza dia efa nampatsiahy an’io hoe: mmitandrema fa ny fidiran’ny tafika vahiny no tetiky ny hafa.
Henoy ity nolazain-dry zareo ity _http://collectif-gtt.org/content/09032010-fign-manao-menaces-guerre-ny-minisitry-ny-fiarovam-pirenena-fate-audios
Ny miaramila gasy ange tsy mahay miady fa vola ihany no fantatr’ireo Malagasy mpiray tanindrazana aminy ihany no sahiny vonoina fa vao mahita vazaha na sénégaly ireo dia ohatra ny escargot miaramila mbola tsy niady afa tsy nanao vono moka ny Malagasy ihany tsy hoe afrikana bno nanafika teto na sinoa nanafika teto fa Malagasy mitady ny rariny mitady fifidianana référundum no nilahatra niaraka tamin’ny tanampolo teto nefa dia lance roquette ,tafondro,fitaovana mahery vaika no nmpihorohoroana ny vahoaka dia sahy hilaza ve fa tsy kanosa izany
Ka io ilay nolazaiko hoe dia hifankahita eto daholo e,ho foana ny TGV,ho Foana ny Ravalomanana
« VIVE LA FRANCE » , »VIVE LE RISORISO » » LE PILLAGE DES BIENS DES MALGACHES » VIVE LA FAMINE » « VIVE LE SAMY MANDEHA SAMY MITADY » « NY FANDOAVANA IMPOT FA MANJARY TSY MISY HIADANAN’I MIALY RAJOELINA » VIVE CHARLES ET LYLLY LOHA LAHARANA HIARO NY TAFIKA MALAGASY REHEFA TONGA NY MIARAMILA VAZAHA HANAFIKA AZY « …./
NY TANJONA BIENVENU MADAGASCAR COMME SOMALIE;
VIVE LA FRANCE?VIVE HITLER KELY§TGV MANTSY E§
Mba efa no dinihinareo tsara ve ireo miaramila telo na efatra ,manao casques , mampidera ireto fiadiana eny aminy ,maka bahana ,ohatry ny dia « olona mifono vy na biby masiaka » no eo anoloana.Paozy izany..maka sary tokoa.., mibotsina !
Fa na izany aza dia inona o dikan’irent sehoseho ireny ? Hampitahotra an’iza ary hitifitra an’iza ?
Raha hesorina aminy ny akanjo ,ny casque sy ny fiadiana dia …ireny ireo miaramila ireo no moforo-drambo ,manara-drindrina , miafina ..!
Dia iny no pschiit !
Tsy mahay miady ny miaramila malagasy ! Tsy fantatro satria mbola tsy niady izy ireo ,na dia nisy andiany aza nandray anjara tamin’ny casques bleus tany Soudana..!
Manao sarion’ady izy miaraka tamli’ny frantsay ..!
Ary aza adino fa « manana andraikitra ny Fanjakana Malagasy aop amin’ny SADEC sy ny UA noho ny accords d’assistance militaite mlamatotra Antsika amin’ny SADEC sy noho ny maha mpikambana Antsika ao amin’ny UA ,ka noho izany dia tokony hanana « niveau » ilaina amin’izany ireo miaramila ireo !
Ilay izy TSY MAHAY MIADY mihintsy anie Dr Celes no tena mampatahotr’ê: ny civils eny antsefatsefany izao dia ho victimes, manarak’izany ny balles saiky ho perdu(e)s ny ankamaroany miatefa any ivelan’ny cible ihany koa!
Nanao ahoana moa no nanjo ilay bouquinière tery Ambohijatovo?
Sao dia hifangaro ny resaka !
Iza moa no TENA FAHAVALON’NY MPONINA MALAGASY amin’izao fotoana izao ?
TSY IREO MPANONGANA, ARY IREO MPIARO AZY VE ?? NY MPIARO, DIA NY MIARAMILA !!
KA TSY HO BALLES PERDUES INTSONY NO HILAZAN’AZY AMIN’IZAY FOTOANA IZAY, SATRIA « CIBLES-NDRY ZAREO » IHANY KOA NY VAHOAKA MALAGASY !!
RAHA HIARO NY VAHOAKA RY ZAREO, DIA NY MANALA AN’IREO MPANONGANA IREO NO TOKONY ATAONY VOALOHANY !
Autrement, HoAiza ! Bouquiniste ! Bizy !!
Aongany any io TGV io ohatra ny nanongananay ny fitondran-dravalomanana,na tiany na tsy tiany tsy maintsy efa misy miketriketrike any ambadika fa tsy misy mahalala fa io HT io mandalo io satria mbola mandamina fa ny tena fifidianana fange tsy maintsy hisy na ho ela na ho aingana fa tsy afak hoe eo foana io fa dieny izao sorohina io,
Pasteur Maihol no solon’io jerevo ange!!!
Avy aiza ary izany fofona izany ? Fofon-dranomasina ! krist’assez !
MDR !
mawola mawola,mawola
TRATRA INDRAY I GAMARA KELY !!!!
Eto aho vao homehy: bouquiniste tokoa ry KM!
Tandremo an !!
Sasser la nature et ELLE, revient aux galons !
MDR ? non non non !
Tsy fanao ny mijery arona an-tava ! Ny eny amin’i nadia-krisy ihany no avela eo, satria reviny be izany ! Sa hoana moa ry kristelle ? Kirema kiraro mainty mihintsy aza !!
HITA AMIN’IZAO FA RY CHARLES SY NY FORONGONY DIA TSY MAHAVITA NA INONA NA INONA.
Ny dahalo aty aminay tsy hita izay anaovany Mpitandro ny filaminana »? » azy. Miantso vonjy ianao tsy tonga ny Mpitandro ny filaminana »? » raha tsy 1ora aty aorinany dahalo. Asa aloha izay mahatonga izany? Ny fitaovana hoentin’ireo dahalo toa mitovy ny hoentin’ny Mpitandro ny filaminana »? »
Avy aiza ireny Basy ireny e?
Ny olona mikatsaka ny marina; ny ara-dalana indray no toa itondrana fitaovana mahery vaika sady tonga alohan’ny fotoana ivoriana ny mpitandro ny filaminana »? ».
Hita miharihary amin’izao koa fa ny vola no tena mibahan-toerana ao amin’ny Mpitandro ny Filaminana « ? »
MISAOTRA SEFO
Fa atao inona indray hono « Mers » fa anga tsy hoe MAHAVITA TENA NY MALAGASY
Ai moa Foza orana koh!
DCR â
miaramila potaka ny antsika … tia labiera afangaro djama raha tqsy mahita whisky…
kanefa araky ny fantatro dia ny gasy tena tia « arts martiaux »…
ny miaramila koa ve ?
fa ny stratégie izany dia vita farany taminy ireny nanao Saint cyr taloha ireny , na hoatry Deba malaza.
Misy mbola azo antokisana ve ?: mazotoa tompoko !
Ny miaramilantsika dia mahay « mibokona » aminy izay mahatanjaka hiany…
Fa iza kô ary iry mandrevy an’i Maihol iry?
Izy iny anie hono miseho mahavita mampitoe-jaza ny vehivavy momba (stérile) ry nanini…
Scenario peu crédible, quoique, il faille s’attendre à tout.
Quant à nos généraux ,sans avoir mené de guerres> manque d’entrainement notoire.
Les légalistes qui ont vu les scènes se sont bien marrés. Dans les camions militaires qui suivent les légalistes partout ils vont, comme leurs ombres, on ne voit pas curieusement ces « planqués » ,mais de petits jeunes maigres, faméliques, de nouvelles recrues, semble -t-il.
le spectacle souvent répété d’un petit jeune ne sachant comment tirer , faire sortir le gaz est navrant. Malgré ces moments d’intenses émotions où il faut savoir fuire, du bon côté, on a quand même pu jouir du spectacle de la fumée nocive revenant comme un boomerang sur le lanceur. les larmes n’étaient pas seulement du côté des légalistes. HIHIHI
Mampalahelo le tafika Malagasy, anarana sisa
Raha toa ka miaramila tsy misy antony ireo nahoana no dia matahotra be toa izao ianareo?hihihihi
Manapa-tsinay ireto kanosa zanak’i dadany ireto.
Fantatra izao fa tsy misy « sanction » araka izay nantenaina akory.Dia inona sisa no atao?Sady tsy mahazo mankeo amin’ny magro no tsy nahazo rariny tany amin’ny gic
hihihihi
eto ny mivazavaza isanandro kou inona mou ny atao ny?tolona e! tolona e! mampalahelo
dada zao no asiana crema kiraro amin’izay ,itovy ny Afriquen tsara
SSSSSSSSSSSSSSSSSSSSHHHHHHHHHHHHHHHHHH
O’Rakrisyadiana ô ! Mahavidy ny ainareo ve ny volanareo ? Firy milliards euros na Dollards moa ilay izy ?
I Michael JAKSON aza tsy nahavidy ny ainy ! Nefa aza ny volany azony tamin’ny hatsembohan’ny tavany. Ary ny anareo avy aiza ilay vola ???
Mba eritsereto ny vava avoaka nge hifoterany zay vao hoa maty aho ranenybe hoa ny kilonganareo any afara RATEZAVE
i dada zao no tokony itenena hoe ny vola tsy mahavidy iana ary ny Voninahitra ety Antany dia zavapoana ,ka tsy ny Voninahitra no amonoana olona fa very eny @ Afobe no sesitany no tsy haiko,inona ny Vavako?
Raha misy ny afobe, dia i gamara no miarak’amin-dry sarla voalohany ! Iza no be sekoseko ? Iza no niteny hoe : « Entre nous, je ne serai pas plus nul que Ravalomanana » ? Kanefa inona no mba vita izao ?
Saim-poza ! A vomir ! Beurk ! Izany no izy ry gamara, princesse des foza !
Mi Kri ri ri ri sahala @ Sôbakaka !
beurk
ity Kintana ity anie ka vehivavy e! aiza misy lehilahy anao toa io?
Fa ahoana ? Ary i ndzy inona akia ? MDR akia aho amin’ny adalan-dzy !
Ny miaramila TGV ireo dia mpamosavy malemy ka ny ao an-trano ihany no…
Mba te ahita an’i Krisy vs Nadia FOZA io ho aho izaho fantatra aloha fa ny fisainany pokaty e fa FOZA ohatran’ny ahoana re?
Mampalahelo ny zavatra mety hiseho fa rariny koa anefa raha miseho satria mijaly ny rehetra, ohatran’ny baolina abotsina io ka indray andro any tsy maintsy mipoka.
Ny mahazendana hatrany sady manorisory dia ireto frantsay mitsabatsabaka izay sady mpitari-bato vilambava ka…
Efa ho avy ny andron’ny mpanongana, Atra tsy andriny andrin’ny vahoaka vahoaka foana.
Manakory ry akama ? Aza taitra ianareo, fa rahampitso ihany ireo dia efa hahita ny anjarany ê !!
Tokony mba alain’ny gasy tahaka ny grika ! Nijaly tamin’ny andron’ny kôlônely, any ka mahay miray hina amin’izao fotoana izao. Mitsiriritra mahita an-dry zareo manao grève générale !
Aza dia maika hijery an’i gamara, fa tonga dia mitsaoka ianareo raha mahita an’io gnain io ! Kôzy anie izany ry ngama ê !
MDR !!
Nga Rakrisy hono lasa lelahy indray ry Kintana ? Nanao siririgia plash anga tamin’ny vola azo fa leo be ny mipololotra Ploume Ploume isakin’ny hivoaka !
e! ndehana matory,bonne nuit
Dia tsy haiko aloha, fa ny zavatra tsapako, dia manahy mafy ny sazy, ho azon-dry zareo ny mpanongana ê ! Izany no mahatonga azy midegany, sy mamorona izao pseudo rehetra izao !! Izy aloha dia miasa mafy ê ! Fa asa raha mba mahazo vola ihany izy io ?
Ploum Ploum efa lany, ka salimar iodé sisa !
HoAiza ,
Toa ny miara
Ny ipetrahan’ny tahotra ankehitriny dia i Tgv sy ny tariny, ny tahotra ny sazy, ny tahotra ny vahoaka Malagasy noho ireo ratsy maro nataony
Miarahaba antsika rehetra eto indray:
1 . Tsy afaka miditra eto ny frantsay satria zone membre ny SADC Madagascar, ary tsy UEMOA otran’ cote d’ivoire na koa base aero navale comme djibouti na koa membre zone CFA comme centre afrique sy ny hafa ary koa tsy DOM TOM otran’ la réunion et Mayotte, ary tsy ny frantsay irery no manana intérêt eto fa US, Afrique du Sud, Ny sinoa, ny Allemand, ny Italien, noho izany tsy maintsy miera @ ireo izy vao afaka manao intervention unilaterale eto surtout @ ny membre ny conseil de sécu ny ONU ( US,Russie,Chine,GB) sy ny GIC.
2 tsara ry zareo raha miady antrano ary tokony hamporisihina mihintsy hiady antrano satria samy mpanogam panjakana ireo
.
3 ny remarque dia izao: isaky ny hisy korontana eto na fihetsehana ka mety hanongana ny fozaorana pro , dia mipoitra tampoka ny analyse toy itony milaza fa hiditra eto ny frantsay raha toa ka misy ny korontana, kanefa fika be entina hampitahorana ny olona tsy hietsika fotsiny io mba hipetrahan’ny foza eo @ fanjakana fahizay. Ex: efa nipoitra io karazana analyse io t@ 26 janv teo, efa nipoitra io tsaho io t@ 2002 nanonganana an’deba, efa nipoitra io tsaho io t@ andry vao naka fahefana ka hoe hovonoi’ratsiraka et consort de ra8 no accusena, mipoitra foana io tsaho io rehefa misy événement hitranga ka manelingelina ny pro frantsay , ho avy izao ny sanction ciblée de mipoitra indray io tsaho io,
Aza mino an’io fa HAT ihany no manely io resaka io hiarovana ny sezany!
Ireto zandary sy miaramila ihany no samy mifampitahotra eo nefa malaza tsy hihinana hoatran’ny vilian-tsahona. Ny vahoaka mihorohoro isan’andro amin’ny afitsoky ny dahalo mitondra fiadiana mahery vaika, izy mianakavy samy milamina tsara ao amin’ny Fort Duschene sy ny Toby Ratsimandrava.
Maninona izao raha mandeha mivoaka manampy ireo andrimasom-pokonolona miambina isan’alina nefa tanam-polo ? Ny ampitso efa lasa ny jiolahy vao tonga ny mpitandro filaminana.
14 no matin’ny cyclone Hubert, efa mahatratra 12.300 ny isan’ny traboina indrindra any Mananjary. Nahoana raha mba mivoaka ny camps manampy an’ireo tsy mana-kialofana toy ny ataon’ny tafika rehetra any ivelany manampy ny vahoaka ianjadian’ny todra-drano, horohoron-tany fa tsy ilaozana mifanao ramatahora amin’ny vola efa nanjavona eo ?
Enag anie ka hijanona ho intox ny votoantin’ity lahatsoratra ity fa tena ho angano raha sanatria mitranga. Efa izao ve ny fahoriana sy ny tsy fahandriam-pahalemana iainana isan’andro dia mbola ho ampian’ny feom-basy sy tafondro indray.
Tsy aleo ve ny tra- boina no vonjena aloha
Comment se fait il que la presse malagasy ne parle pas de ce bateau français de la société delmas qui a été forcé de revenir sur Madagascar par les forces navales américaines alors qu’il transporte des containers de bois de rose et ce bateau est toujours bloqué dans le nord est depuis octobre de l’année dernière et ce n’est que la partie visible de l’iceberg. Pourquoi ne pas le dire alors que l’information est sur google: en pianotant « bateau delmas Lea bois de rose » vous y êtes. Quel triste dirigeants de ce pays…quels seront les arguments de la France dans cette affaire? pur hazard ? coincidence de calendrier ? quoi donc, en tout les cas l’ambassadeur de france nous dit quelques mots sur cet « incident ». N’oublions pas aussi que le ministre français de la coopération est patron d’une des plus grosses sociétés de fabrications de bateaux de luxe en europe et utilise « of course » du bois précieux..bizarre..bizarre.
A méditer tout ça.
INTOX ! ne vous laissez pas manipuler,la France n a le moindre droit d intervenir comme force de pacification ni d interposition à Mcar comme c était le cas en Cote d ivoire,Mcar n a plus d accord de protection militaire avec la France.S il y a trouble, cela reste un plan d évacuation des ressortissants étrangers.FINI,BASTA LES MPANELY TSAHO
Averiko ny noteneniko tetsy ambony
. Tsy afaka miditra eto ny frantsay satria zone membre ny SADC Madagascar, ary tsy UEMOA otran’ cote d’ivoire na koa base aero navale comme djibouti na koa membre zone CFA comme centre afrique sy ny hafa ary koa tsy DOM TOM otran’ la réunion et Mayotte, ary tsy ny frantsay irery no manana intérêt eto fa US, Afrique du Sud, Ny sinoa, ny Allemand, ny Italien, noho izany tsy maintsy miera @ ireo izy vao afaka manao intervention unilaterale eto surtout @ ny membre ny conseil de sécu ny ONU ( US,Russie,Chine,GB) sy ny GIC.
2 tsara ry zareo raha miady antrano ary tokony hamporisihina mihintsy hiady antrano satria samy mpanogam panjakana ireo
.
3 ny remarque dia izao: isaky ny hisy korontana eto na fihetsehana ka mety hanongana ny fozaorana pro , dia mipoitra tampoka ny analyse toy itony milaza fa hiditra eto ny frantsay raha toa ka misy ny korontana, kanefa fika be entina hampitahorana ny olona tsy hietsika fotsiny io mba hipetrahan’ny foza eo @ fanjakana fahizay. Ex: efa nipoitra io karazana analyse io t@ 26 janv teo, efa nipoitra io tsaho io t@ 2002 nanonganana an’deba, efa nipoitra io tsaho io t@ andry vao naka fahefana ka hoe hovonoi’ratsiraka et consort de ra8 no accusena, mipoitra foana io tsaho io rehefa misy événement hitranga ka manelingelina ny pro frantsay , ho avy izao ny sanction ciblée de mipoitra indray io tsaho io,
Aza mino an’io fa HAT ihany no manely io resaka io hiarovana ny sezany!
Mankatelina tanteraka ny voalazanao ry Iarivolahy. Atao biby fampitahorana ny vahoaka fotsiny ny frantsay etpataty etpatata ! Tokony ho ao andohan’ny vahoaka fa raha miditra eto Mada ny tafika frantsay quelques soient leurs excuses dia azo tsorina fa manafika ny gasy izy.
Nisy feo taloha heno fa hoe hiaro ny ressortissants frantsay hono no hahatongavan’ny miaramilany. Tsy mitombona izany ary tsy azony hatao. Raha matahotra ny ain’ny tera-taniny izy dia Evacuation no tokony hataony fa ny ankoatr’izany dia wawawa fotsiny, fandrebirebena ataon’ny Hat ka aoka tsy ho voarebireby ny vahoaka fa handalina hatrany izay miseho.
Mba todiho kely ny zava-nisy tany Côte d’Ivoire. Nataon’ny GBAGBO afa-pofona ry zareo. Inona ny tohiny ?
Marina daholo ny voalazanareo. Ary i Gamara kely tokony tsy handihy-tsy-afa-tavony fa hieritreritra vao miteny. Hozy i Ny Ala hoe nataon’ni Gbagbo afam-pofona ry neny kely, vata-paty 3 na miaramila no noenti-nody.
Todiho koa ny tany Viet, nodimaina daholo ny Amerikana sy nenikely. Firy ny aina nafoiny tamin’izany ?
Davida sy Goliata no ady eo !
Verohanitra – Iarivolahy >>>
Marina ve tena biby fampitahorana FOTSINY ny Frantsay ?!
Ary ahoan ny hevitrareo amin’izao manaraka izao ?
RATSIRAKA + RAJAONARIVELO + DOMELINA + FRANTSAY ???
Mampisaina o ?!
Raha i RAJAONARIVELO NO AMPIAN’NY FRANTSAY SY RATSIRAKA ….ARA-BOLA, ho fidiana ho prezida ?
Angamba mitovy amùin’ny Domelina + Frantsay ihany sa tsia ????
Zavatra TENA METY MISEHO IO,
satria i Domelina sy Ratsiraka sy Zafy efa tsy lasa INTSONY.
MaRO KOKOA NY MANAMBONINAHITRA(?) NOHON’NY MIARAMILA TSOTRA ETO AMINTSIKA.
RARINY VE IZANY ARY MISY ILANA AN’IREO KAMO BE TENDA SY MPANONGAM.PANJAKANA IREO VE?
« Sarotsa ny miala amin’ny raha tià ny » hoy ny any atsimo izay.
Ary izay ho avy eo, n’iza n’iza dia : « Manaova Ravalo raha Favy », hoy ny hira natolotr’i RAARY. Point barre !
Mampalahelo ny toetsain’ny Malagasy mangetaheta vola sy fahefana amin’izao na Tanindrana io (Ratsiraka, Pierrot…) na Merina (ilay Rajoelina kely tsy manampahaizana) na ireo taranaka PADESM (taranaky Zafy, Ratsiraka, reo mpamadika tanindrazana t@ tolona 1947 ka niray tsikombakomba t@ La Frantsa) fa dia olon’ny la Frantsa tanteraka ka manipuler mba ahafan’ity faranany mamahatra eto, tandremo fa ny Merina dia tsy tian’ny La Frantsa hatramin’izay ary ampiadiany @ Tanindrana, ary manao izay vitany ny Frantsay hanapotehina ny Merina (ny Merina sy sy sakaizany), faly izy ireo amin’izai fotoana izao satria tsy misy afatsy ao Antananarivo sisa no mihetsika na dia Madagasikara aza no voageja.
Mila ahetsika ireo any Anindrana amin’izao
Manontany an’ireo Gamara TGViste ato aho @ Forum aho, inona no tombotsoanareo amin’izao zavatra ratsy ataon’ny namanareo manongampanjakana izao, ohatran’ny zaza mitsinjaka fotsiny ianareo, mba omeo ny hevitrao ahafahana miala @ Krizy satria fantatrao fa mianjady @ fianakavianao izao krizy izao fa aza dia tsy tia legaliste sy ny Pro Ra8 fotsiny amin’izao.
Ka izao anie e ! Ireo gamara ireo dia voakarama, voatapin’ny vola ny masony ka jamba tanteraka.
Ny @ firazanana indray dia ny merina sy ny Antandroy mpivaky rà sy iray iany(merina atimo sy merina avaratsy) la preuve…!
Betsileo sy Antaisaka mpisoman-drazana etc… etc… On peut constater cela dans chaque manif (satro-bory Antanala. Ao Tanà jiaby ny représentants ny régions satria ao no misy caméras sy journalistes.
Raha ilaina ny fihetsika any @ regions dia mino aho fa ireo solotenan’ny anindrany ireo dia afaka hitarika ny olony raha ilaina izany.
mawola! indeso Antananarivonareo aho ny Manif tianareo atao
Dia mbola hanao resan-tovovavy maditra fotsiny aminy ve ry KM, anefa toa efa GOAIK’ANTITRA be ilay izy.
>> Article paru dans Tribune.com « Ramtane Lamamra évoque les sanctions »
- 13 mars 15:10, par nadia_chris
Basile, Rabri,Rakoto 09, salut les gars !!! dit moi qui vous menace, est je nike sa race !!!de la part de Nadia chris.a+…..
- 13 mars 16:16, par rakoto09
Merci nadia_chris…Pour le moment ça va mais si tu es en France autour du 27 mars prochain, passes à Toulouse et j’invite tout le monde surtout notre grand chef Basile Ramahefarisoa.
- 13 mars 18:22, par Basile RAMAHEFARISOA
rakoto09
Pour le samedi 27 mars 2010,j’ai peur de ne pas pouvoir me rendre à TOULOUSE ou « assister à votre réunion-amicale ».
J’ai quelque chose de prévu à partir du Vendredi 26 mars 2010 (14H30).
Si c’est possible de m’éclipser de quelques heures le samedi 27 mars 2010,je tâcherai de faire un petit tour à TOULOUSE (Orly-Toulouse AR).
Cordialement
Basile RAMAHEFARISOA
- 14 mars 03:18, par nadia_chris
rakoto09 !!!c’est vraiment dommage,par-contre je serait a Mada la semaine prochaine via Paris,peut être on auras l’occasion de se voir a Tana a+…..
- 13 mars 15:21, par nadia_chris
Rabri !! efa lany lainga ry zalahy, dia mody ataony teny angilisy ndray,ary mitandrema fa tsy hoela dia ho tonga koa Ra pipelette Dalida dit perroquet Rasoa Bois de Boulogne la cousine de Bois de Roses…..
- 13 mars 15:37, par nadia_chris
réveille-toi jeunes Malagasy !!!nanenky nanao sonia ianareo fa hiara hiasa aminy HAT,nefa notsatohina antsy avy ao andambosina ny HAT aminy fanoratana taratasy misy sonia n’izy telo dia nalefa any a COPENHAGUE, ko tsy aleo miara miasa aminy alika toy zay hiara miasa amin’olona manao lelan’omby,sady any ambodiny no any ambavany,ny alika mantsy kely lela ka ny lelany tsy tonga any ambodiny…
- 14 mars 04:08, par nadia_chris
pour omby gasy !!!malahelo ianao fa rava ny affaire nataonao taminy fitondra ny R8manana,de toute façon 4fois4 lazay nao zany ange efa nisy letsy ela na taminy fitondra ny Ratsiraka,raha pomba any R8 ianao,ka mbola tia nao hiverina ho filoha izy ??mora hiany no tokony hatao nareo,ary averimberiko matetika ny fitenenana hoe avorio ny Malagasy erany Madagasikara hilahatra eny andalana,ary raha manaraka areo ny vahoaka, izay ianareo vao manankery,fa raha tsisy mpanaraka kosa,dia ataovy ny fifidianana fa aza isiana resaka bla !bla : lava zao….
>>POUR SE TERMINER PAR CECI :
- 14 mars 04:56, par Basile RAMAHEFARISOA
bleriot95
Dites-moi vos griefs contre la France .Point barre
Total sa est une société anonyme française qui cherche des partenaires dans le monde entier.Reste à chaque partenaire de « TOTAL » de défendre sa part de « gâteau ».Point barre
Basile RAMAHEFARISOA
MOMBA NY GENERAL ZAFERA ( Cf Lahatsoratra ) :
Aza afangaro ny zavatra. Ny général Zafera dia tena ilay ataon’ny miaramila hoe « SLE » na Sait Lire et Ecrire. Tonga Jeneraly fotsiny amin’izao ireny. Ireny ilay mahay misolelaka : pro-HAT ary tsy mankasitraka ny fitakian’ny FIGN momba ny vola, nefa mitaky ny hialan’ny Général Bruno. Tombon-tsoa , tombon-tsoa : mody miala dia miverina. Tsy menatra akory mitondra ny galon de Général ( na dia nomem-potsiny aza), tsy manana hazon-damosina, tsy manana parole, tsy manana sens de l’honneur fa mirefarefa amin’ny tany. Tadidiko ny tenin’ilay Officier Supérieur ( dans les années 60 ) nilaza tamin’Ingahy Tsiranana fa tsy ilaina ny hanokafana Académie Militaire eto Mada, fa ho lasa porte-galon fotsiny izany, hoy izy. Tsy nanaiky Tsiranana fa natsangana ny ACMIL. Inona tokoa : Tsaranazy, Zafera, Ra-Sarla de Capsat sy lé Lilyson mbamin-dry Coutiti sy ny forongony no mba nivoaka tao.
BASILE RAMAHEFARISOA :
Ce grand imbécile est de retour sur les forums. Il est comme ça, point barre. Je me demande ce qu’il fout en France. C’est l’archétype du gars atteint d’une maladie qualifiée de » syndrome anthropologique du colonisé « . Il n’arrive pas encore à comprendre le rôle exact de la France dans la géopolitique actuelle, dans la reconduction sous de nouvelles formes des Accords de coopération, la nécessité de raviver les conflits en Afrique ( cf. les actions déjà entreprises par la France depuis Jacques Foccart, en passant par celles de l’ancien SDECE et de l’actuelle DGSE, …), …etc…etc…
Franchement Basile, vous resterez toujours le pauvre petit immigré du type « Y a bon Banania ! ». Point barre.
tiens le revenant pompeux de topmade: BASILE VOYONS !