Rakotr’olona Antsonjobe tamin’ny Fotoam-pivavahana notarihan’ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana io tolak’andro io.Tsapa fa mangetaheta « fahamarinana ny vahoaka Malagasy ». Mazava ny hafatra nampitaina :

  • « Atsaharo ny lainga sy fitaka ary lolompo, ny fihatsarambelatsihy, ny fialonana, ny fialonana, ny fanaratsiana rehetra fa izany no tsy hankasitrahan’Andriamanitra »
  • « Mijoroa ka tohero amin’ny herinao rehetra ny « tsy fahamarinana »
  • Izahay mpitondra fivavahana dia tena miaiky volana, eo anatrehan’Andriamanitra mihitsy fa tena tsy misy fahafahana eto ary niharan’izany izahay.Diso fanantenana sy malahelo tanteraka manoloana ny olona mikipy manoloana ireto « olo-mahantra marobe » sy ireo hirotsaka tsy fidiny ho anisan’ny olo-mahantra. »Aza matahotra ianareo, mijanona, fa ho hitanareo ny famonjen’i Jehovah izay ataony ho anareo anio »(Eks.14/13)

Nasian’ireto mpitondra fivavahana tsindrom-paingotra ihany koa ny mikasika ny TVM sy ny RNM, » tsy fahamarinana ny tsy famelana anay hilaza ny marina » hoy ny mpitandriny Andriamorasata Roger.Rehefa nirava moa ny fotoam-pivavahana dia nahitana andiana miaramila 2 kamion sy fiara 4*4 iray nihaodihaody teny an-toerana.



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Hetsiky ny mpitondra fivavahana communique
  2. Mouvement des animateurs religieux
  3. Antsonjombe – Andriamanitra ô, avereno ny dadanay !
  4. Aiza miresaka amin’i Chataigner ry mpitondra fivavahana an!
  5. Antsahamanitra, sabotsy 9 janv 2010

13 Comments

  • Verohanitra dit :

    Ilaina ny vavaka. Moa ny fiadiana mahery vaika haharesy ny Herin’Andriamanitra sy ny sitrapony ? Aelezo aty amin’ny faritany ny hetsiky ny Mpitondra fivavahana fa mba mangetaheta izany izahay.

  • Babyfoot dit :

    Coucou Véro,

    Davida sy Goliata no ady eo.

    Tsy misy mifendro fiadiana mahery vaika izany re sé a !

  • Mao dit :

    Miarahaba antsika rehetra e!
    Mampientam ppo sy mampahery ny mahita ny vahoaka malagasy tsy kivy manoloana izao ady sarotra izao.
    Mampahery sy manentana antsika jiaby e, alao hery fa aina ity hoy ny fitenenana malagasy.

  • GrandDidier dit :

    Dia mbola hanao resan-tovovavy maditra fotsiny aminy ve ry KM, anefa toa efa GOAIK’ANTITRA be ilay izy.
    >> Article paru dans Tribune.com « Ramtane Lamamra évoque les sanctions »
    - 13 mars 15:10, par nadia_chris
    Basile, Rabri,Rakoto 09, salut les gars !!! dit moi qui vous menace, est je nike sa race !!!de la part de Nadia chris.a+…..

    - 13 mars 16:16, par rakoto09
    Merci nadia_chris…Pour le moment ça va mais si tu es en France autour du 27 mars prochain, passes à Toulouse et j’invite tout le monde surtout notre grand chef Basile Ramahefarisoa.
    - 13 mars 18:22, par Basile RAMAHEFARISOA
    rakoto09
    Pour le samedi 27 mars 2010,j’ai peur de ne pas pouvoir me rendre à TOULOUSE ou « assister à votre réunion-amicale ».
    J’ai quelque chose de prévu à partir du Vendredi 26 mars 2010 (14H30).
    Si c’est possible de m’éclipser de quelques heures le samedi 27 mars 2010,je tâcherai de faire un petit tour à TOULOUSE (Orly-Toulouse AR).
    Cordialement
    Basile RAMAHEFARISOA
    - 14 mars 03:18, par nadia_chris
    rakoto09 !!!c’est vraiment dommage,par-contre je serait a Mada la semaine prochaine via Paris,peut être on auras l’occasion de se voir a Tana a+…..
    - 13 mars 15:21, par nadia_chris
    Rabri !! efa lany lainga ry zalahy, dia mody ataony teny angilisy ndray,ary mitandrema fa tsy hoela dia ho tonga koa Ra pipelette Dalida dit perroquet Rasoa Bois de Boulogne la cousine de Bois de Roses…..
    - 13 mars 15:37, par nadia_chris
    réveille-toi jeunes Malagasy !!!nanenky nanao sonia ianareo fa hiara hiasa aminy HAT,nefa notsatohina antsy avy ao andambosina ny HAT aminy fanoratana taratasy misy sonia n’izy telo dia nalefa any a COPENHAGUE, ko tsy aleo miara miasa aminy alika toy zay hiara miasa amin’olona manao lelan’omby,sady any ambodiny no any ambavany,ny alika mantsy kely lela ka ny lelany tsy tonga any ambodiny…

    - 14 mars 04:08, par nadia_chris
    pour omby gasy !!!malahelo ianao fa rava ny affaire nataonao taminy fitondra ny R8manana,de toute façon 4fois4 lazay nao zany ange efa nisy letsy ela na taminy fitondra ny Ratsiraka,raha pomba any R8 ianao,ka mbola tia nao hiverina ho filoha izy ??mora hiany no tokony hatao nareo,ary averimberiko matetika ny fitenenana hoe avorio ny Malagasy erany Madagasikara hilahatra eny andalana,ary raha manaraka areo ny vahoaka, izay ianareo vao manankery,fa raha tsisy mpanaraka kosa,dia ataovy ny fifidianana fa aza isiana resaka bla !bla : lava zao….
    >>POUR SE TERMINER PAR CECI :

    - 14 mars 04:56, par Basile RAMAHEFARISOA
    bleriot95
    Dites-moi vos griefs contre la France .Point barre
    Total sa est une société anonyme française qui cherche des partenaires dans le monde entier.Reste à chaque partenaire de « TOTAL » de défendre sa part de « gâteau ».Point barre
    Basile RAMAHEFARISOA

  • mino dit :

    TANNDREMO MIPARITAKA NY DEVOLY
    MISAOTRA ANDRIAMANITRA FA TSY MANARY ANAY IANAO
    NY MINO TSY MAINTSY MANDRESY

  • beby Randriamanantena dit :

    Misaotra an’Andriamanitra isika fa tanteraka soa mantsara ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana, »Ny Marina tsy maintsy mandresy »aoka isika mpandala ny ara-dalana hahay hanavaka ny tsiparifary sy ny vary, alao hery ny fampiarana izay lalana tena izy araka ny sitrapon’Andriamanitra hahatafavoaka antsika amin’izao crise izao, ho Azy Irery Ny Voninahitra

  • Faniry dit :

    MAHEREZA DAHOLO FA TSY MAINTSY MANDRESY NY FAHAMARINANA E!
    MASINA NY TANINDRAZANA KA TSY KILALAO NY FIAINAMPIARENENA,

  • Zanak'i dada dit :

    Faly aho, Faly, ary tena faly, tsy misy toa izany ny hafaliako tamin’ny asabotsy iny. eny fa na ny anareo kou aza angamba. nahafinaritra eh! de mahereza daholo fa Andriamanitra tsy mandao, de tsy mandao anao, fa ianao zay manihasiha, sy ………..

  • Verohanitra dit :

    Coucou Bab’s !
    Tsy misy mifendro amin’ny fitaovam-piadiana aky a ! Ry zareo aza efa jeunes recrues izany no alefany hanenjika ny 3 mouvances.
    Fa efa tafahoatra loatra ny insécurité misy eto amin’ny firenena. Taxi-brousse efa manao caravanes 4 mbola voasakana sy voandeka ihany ny mpandeha rehetra. Ho tapaka tanteraka ny fifiandraisana isaky ny faritra raha izao no mitohy. Ny isan’alina na atoandro dia tsy miafina intsony ny jiolahy manendaka.
    Tsy hita ho tantaraina ny fahantran’ny vahoaka. Raha tratra mangala-katsaka 4 na 5 ianao dia tsy misy te-hahalala eo fa ny hanoanana no mahatonga izany fa tonga dia daroka hila hanapitra aina, izay vao entina any amin’ny polisy. Ny mpangalatra milliarda amin’izany mivalapatra ery.
    Mivavaka no hany fanafody anankinana ny fiainam-pirenena amin’Andriamanitra. Matoky fa tsy misy tsy azo hatao ho an’izay mino.
    Bizz a+

  • GBD dit :

    Vero
    maizina be ny fijerena any izany fomban’ ndalo izany…
    hoatry hoe western ?????????????

  • Verohanitra dit :

    Coucou GBD !
    Tena filma western horera be no mitranga aty. Torabato aloha no mandeha voalohany manakana ny taxi brousse avy eo mipoitra avy any ny jiolahy mitondra kalach. Tonga dia manao « haut la main » daholo ny ao anaty fiara ary dia manao ny asany ny jiolahy. Gros titre tamin’ny gazety androany maraina : « mpitondra ambony ao Fianarantsoa no mahatonga ny fanakanana taxi-brousse sy ny kidnapping ». Aza miomehy akia fa loza be a ! Hoatran’ilay diligence tany Far-West ni-attaqué-n’i Dalton.
    Sempotra ny vahoaka. Ny mitady ny hohanina efa manahirana mbola ampian’ny tsy fandriampalemana ihany koa. Ny andrimasom-pokonolona miambina amin’ny alina tsy mahazo mitsoka sifflet sady tanam-polo satria manana sifflet koa ireo jiolahy. Ny jiolahy enjehina sady manao cagoule mena na mainty no mitondra basy.
    Izay indrindra no niforonan’ny KMS (KOMITY MIARO NY SATAN’NY MAPUTO), miainga isam-pokontany manerana ny nosy manontolo. Ny tanjona dia ny hanonganana ny FAT. Raha ohatra hono ka manaiky hanaraka ny satan’i Maputo i andry rajolena dia tsy maninona na mijanona ho filohan’ny tetezamita ihany. Raha izaho manokana aloha dia tena leo an’io tovolahy io… Izao Rasarla be nampidirina any amin’ny secteur minier. Hanao inona any angaha ?

  • Babyfoot dit :

    Coucou Véro GBD etc.,
    Juste un petit mot avant de partir
    Io dahalo manakana taxi brousse sy voitures legères io dia niseho tamin’ny andron’i Ratsiraka, talohan’ny nialanay tamin’ny 1990.
    Tapahandr’i zareo ny hazo dia antsivalany @ lalana handrobany ny mpandeha, avy eo dia mivoaka avy etsy antsisin-tosy ry zalahy @ Kalach fa tsy antsy na famaky. Kisendrasendra sa noho i Ratsiraka niverina ?

  • GBD dit :

    tena sarotra sy lalina ny lalan-kombana……….
    Je souhaite du plaisir et beaucoup de courage au patriote qui devra remetttre le pays en route , à commencer par l’ordre minimal :
    QUE DIRE DES DEFIS ????
    =>de la sécurité
    =>de l’éducation
    =>de la santé
    =>des INFRASTRUCTURES
    =>de la PAUVRETE
    insolubles sans:
    => retour à l’Etat de Droit
    => respect des institutions : dans le cadre d’une SEPARATION ABSOLUE DES POUVOIRS (présidentiel , législatif , juridictionnel )
    avant de penser développement
    Installer développement et instiller en même temps esprit démocratique = travail de titan à Madagascar, bien que l’un ne va pas sans l’autre..
    Mais à coeur vaillant , rien d’impossible.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Previous Post
«

Switch to our mobile site