Dia lasa ihany ny saina hoe ahoana ihany ny hoavin’i Madagasikara. Toa mandrimandry manana aretina daholo isika mianakavy.
Diniho anie e!
- Nitokona ny mpitsabo, nahomby amin’ny ampahany izany satria nanaraka nanao fitokonana daholo ireo mpitsabo manerana ny Nosy kanefa toa nijanona ho fitakiana sendikaly fotsiny ihany izany.
- Nanao ny azy indray ny mpiasan’ny fahasalamana sy ireo mpandraharahan’ny fahasalamana ary ny Paramedicaux, toa nivalona tsy re tsaika ihany koa ny tohiny.
- Nanao ny azy indray ny Zandary, asa aloha fa raha ny fantatra dia tsy maintsy voavahan’ny mpanongam-panjakana haingana io olana io, vitany izany satria na ny Gal Zafera, lehiben’ny FIGN, aza efa niteny fa izy no nametraka an’i Andry Rajoelina teo ka tsy izy no hanaisotra azy.
- Dia izao indray ny mpianatra eny amin’ny anjery manontolo sy ny mpampianatra mpikaroka SECES mitady ny fampiakarana ny karama sy ny vatsim-pianarana sy ny tombontsoa.
- Ny mpiasam-panjakana moa toa « moana » tsy handrenesam-peo, faly mandray izay kely isam-bolana, « sotro ranon’akoho ka izay kely azo andrandraina e ! »
- Ny mpanao gazety indray izay lazaina ho hery faha efatra, variana mitady « felaka » eran’ny tanana fotsiny, izay mahavita manome vola be ihany no vohizina.
- Ny mpanao politika indray tsy mitsahatra miziriziry amin’ny hevi-disony, ny hevitra mipoapoaka etsy sy eroa fa raha ny paik’ady hoentina hanatanteraka tsy misy. »tsy matihanina »
- Ny Tafika Malagasy efa iaraha-mahalala fa jamban’ny volan’i Rajoelina.
Ady tombontsoa no betsaka fa raha izay ady hoan’ny Firenena tsy misy.
Sao dia mba nisy nanisy « fonoka » aza i Madagasikara e! Sa nisy « namosavy »? no sondrian-tory? resi-tory? be torimaso? daholo ny olon-drehetra indrindra ny valala be mandry.
Fanontaniana ihany izany fa anjarantsika ny mamaly azy ! « Na izany aza « ny omby indray mandry tsy indray mifoha », sanatria tsy ampitoviana amin’ny omby mifoha akory ireto :
- Ny Filoha Ravalomanana izay tsy mitsahatra mitolona sy miady amin’ny fanoherana ny mpanongam-panjakana, mahomby hatrany ny ady ara-diplomatika hataon’ny Filoha sy ny mpanara-dia azy.
- Ny (HMF) na ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana izay mbola hita mamelom-belona ny fanahy sy manaitra ny torimason’ny tsirairay.
- Ireo Malagasy any ivelany any ( Gasy tia Tanindrazana) izay tsy mitsahatra mitolona sy mamatsy ireo mpiara-belona aty an-tanindrazana na ara-kevitra na aram-pitaovana.
- Indrindra ireo mahery fo eo amin’ny Magro maneho hatrany ny fitakiana hamerenana ny ara-dalana sy mitolona hoan’ny firenena fa raha tsy izany dia andihizan’ny « mpam’s » mpanao ratsy eto ny tanana.
« Atsipy ny teny am-pon’ny mahalala, atsipy ny tady an-tandroky ny omby », atsipy ny voanjobory …
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:


APPEL A TOUS LES PATRIOTES MALAGASY ET A TOUS LES HOMMES ÉPRIS DE LIBERTÉ.
à Paris le Samedi 13 Mars 2010 de 14h00 à 17h00, à la Place de la Nation
Pour Madagascar, faisons une manifestation unitaire de tous les patriotes Malagasy pour faire savoir :
- Notre indignation sur le coup d’état survenu à Madagascar
- Notre colère sur le maintien des putschistes à la tête de l’Etat
- Notre mécontentement sur le silence des médias français sur la vraie situation à Madagascar
- Et notre soutien à l’application des accords de Maputo et d’Addis-Abeba seule issue possible pour une paix durable
Plus nous serons nombreux, plus nos voix iront loin pour la libération du peuple Malagasy, et pour le retour de l’Etat de Droit.
Au bout de chaque peur se trouve la liberté. Bravons-la pour que la paix règne à nouveau à Madagascar.
UNE JOURNÉE POUR UN DEVOIR SACRÉ, MONTRONS QUE NOUS SOMMES UN PEUPLE DIGNE, UNI ET FIER DE NOTRE PAYS.
Collectif des patriotes Malagasy
io indray dia efa nolazaina teto , t@ ireny resaka labiera ireny .Mety izao no vokany
Mariane = FOKA !
Aza misy taitra e! tena ho henjana ny raharaha fa izaho dia tsy mitsahatra ny mamerimberina hatrany hoe : LAZON’ADY ity . Tena lazon’ady henjana fa dia antsika ny safidy : hanaiky hanjakan’ny frantsay ka ho potika tahaka an’i Afrika sasany sa hanohitra hatramin’ny farany na ho inona takalony na ho inona mba hahazoana Fahafahana . Ny mahavelom-panantenana ahy dia izao raha reraka ny sasany mihetsika ny hafa ; mazava izany fa samy manana ilay hetahetam-pahafahana daholo ary amin’ny andro sy ny fotoana izay ampoizintsika akory no ho tonga ny Famonjena . Mahereza daholo ary raha sendra kivy aza avoaka eto aloha fa eto isika dia mifampahery sy mifanome vaovao hatrany . Dia kivy isika kanefa efa mba miady ho antsika anie Andriamanitra e! inona ireny nahazo an-dry renikely ireny ? Ireny no atao hoe loza ho avy ka tsy azon’iza n’iza sakanana . Mivavaha ary mahareta fa tsy maintsy mandresy isika e!
tsy misy fonoka izany ka ! zany ve mba finoanareo?i Dadanareo no nankaleo ny olona dia izay fa tsy marina izany fonoka.mosavy woru wora zany zay ry mydago
Mitovy hevitra amin’ny » fandresena tena izy » aho, aza malady kivy isika tena ady mila faharetana ity, ento no tena hafantarana fa olon’ny fisainana isika malagasy, ary aoka handinika tsara ny fisehoanzavatra rehetra, raha nandamoka io tolona io dia efa ela no niseho, tena lazon’ady ity ry mpiara mitolona hoamin’ny ara-dalana mahereza daholo ary aoka andray andraikitra amin’ny tandrifiny avy.
tsy fonoka na msavy fa miaina @andro farany isika izao ka tena mahary ny asan’ny devoly mila .firenena iray lehibe ao anatin’ny firenena miisa folo eto eropa ilay devoly miseho mpamaha olana eto an-tany ka ny milaza ho mpitondra antsika dia miara-miasa @izy io .dragona no miady @ntsika ka mila mahery sy matanjaka isika @herin’ny finoana mba handresena izany
Raha izao no fandehany, efa miomana ny Hitsaoka i Domelina fa matahotra SANCTIONS. Indrindra Sanctions avy amin’ny vahoaka ! Araho maso tsara ny aeroport ao NOSy BE, fa ao no varavarana handosirany.
Hitsôka ho aiza anefa i Domelina e ! Eo ampelatanan’ny vahoaka ny destin e !
Raha ny fiheverako ny fandehan-javatra dia volosan’ny mpiaraka aminy aloha i DJ ary ny maha ela azy eo @ toerany no vao maika hampijaly sy hampitondra faisana azy. Voavolo velona sahala amin’ny akoho no famaizan’Andriamanitra azy. Jereo ange ilay sary omaly, ny mpivory tsy te hahalala izay kabariny fa ny sôsy dia basta.
Efa very be mihintsy izany fisainana izany ka dia miteniteny foana sisa rehefa mandamoka daholo ny tetika.Mila fahaizana ny manongam-panjakana.Mila fahaizana ihany koa ny mitazona fanjakana.Ianareo sady tsy mahay mitazona fanjakana no tsy mahay manongana ka dia miandry izay gic sy hoe « sanctions » sisa fa tsy ampy hery tsy ampy saina tsy ampy fahaizana.Dia andraso eo ny rariny e!Miandrasa valim-bavaka.Miandrasa ny « sanctions » izay fantatra izao fa tsy hisy.Raha hisy aza dia zavatra kely tsy araka ny andrasanareo tsy mampihetsi-bolomaso akory ary hizotra hatrany ny lalan’i Rajoel sy ny frantsay satria maivana be ireo mpifanandrina azy.Rehefa tsy mahay sy kely hery dia izao sisa e!
tsy fonoka na mosavy fa ny vola no miasa dia mangina izay mahazo ny anjarany mba jereo anie ity e, hitako tao ambadika tao dia mba zaraiko aminareo rehetra eto indrindra fa i sssssshhh sy kristely, tsy ianareo no mahay manongana fa raha tsy nisy vola ianareo tsa nahavita azy.
45 millions dollars pour la tête de Ravalomanana
27-04-2009 à 01:00| Écrit par Tom C.
Rakotomavo M. Fidihasina l’atteste : « la tête de Marc Ravalomanana a été mise à prix. Pour 45 millions dollars. » Voir plus Rakotomavo M. Fidihasina l’atteste : « la tête de Marc Ravalomanana a été mise à prix. Pour 45 millions dollars. » Voir plus, d’après d’autres sources. Pour cet originaire d’Antsirabe, un Vakinà pur jus, installé depuis longtemps en France et actuellement fonctionnaire dans l’administration française, « le coup d’Etat du 17 mars a été possible grâce à des financements d’origines diverses mais surtout hexagonaux. » Il raconte alors par le menu la « première réunion » de Tgv avec une vingtaine de Malgaches au début du mois de janvier en banlieue parisienne chez un des dirigeants des Hetsika Diaspora. « Alors que son ultimatum au gouvernement pour l’ouverture de Viva n’expire que dans douze jours, il (Rajoelina Andry) évoque déjà l’arrivée de mercenaires, ses hommes à lui devant son auditoire », se rappelle Fidy. « Puis, il a révélé qu’il travaille pour cela en tandem avec Didier Ratsiraka qui a aussi débloqué la somme de 15 millions dollars pour réussir l’opération. » Autre souvenir de Rakotomavo Fidihasina : « pendant son discours, Tgv s’est assigné pour mission d’effacer toutes les traces de Marc Ravalomanana et de Tiko dans tout le pays. » « En outre, il a annoncé, toujours pendant la même rencontre, qu’Ambohijatovo sera baptisée Place de la Démocratie à son retour à Antananarivo et que les anciens dirigeants du pays installés en France pourront rentrer dès qu’il prendra les rênes. »
Confidences
De révélations en confidences, Fidy dévoile que « 30 autres millions dollars ont fait le voyage Paris- Antananarivo entre janvier et février. » « Le deuxième convoi de 15 millions d’euros –après le premier ayant transité directement des mains de Tgv- a été conduit par les ‘ministres’ issus de la diaspora rentrés au pays après leur nomination sur la Place du 13 mai vers mi- janvier et le troisième par les mêmes canaux entre janvier et février. » « Je crois savoir que le deuxième transfert a servi à payer les mercenaires et les casseurs », affirme-t-il. Ce qui donne au « total », exactement 45 millions dollars. S’agissant des casseurs, il évoque une autre façade de ce coup d’Etat. A savoir « l’implication des instructeurs étrangers et particulièrement français dans la formation et le mode opératoire des casseurs. » « Comme dans la crise des banlieues françaises, vous devez remarquer qu’ils opèrent par bandes de vingt ou trente meneurs. Ils ciblent des objectifs précis (Magro et Tiko), mettent le feu et puis s’en vont sans rien prendre en laissant aux autres le soin de tout casser et tout détruire. » Un travail méticuleux qui ne peut être l’œuvre d’amateurs ou de simples mpirotaka.
Epouvantail
Après divers recoupements, d’autres sources indiquent que « 75 millions dollars ont été investis dans ce coup d’Etat. » Pour autant, tout cet argent n’a pas pris la direction d’Antananarivo. Une grande partie a atterri dans divers comptes occidentaux et dans les paradis fiscaux trop asséchés par la crise financière. Il ne vient pas non plus d’un seul et unique donateur mais de plusieurs que de confidences à venir feront ressurgir au grand jour. En résumé, dès le début, il était évident que Tgv seul n’aurait pas réussi ce coup. S’il y est parvenu, c’est grâce à la conjonction de divers facteurs qui ont trouvé en lui un parfait épouvantail.
Tom C
Ka ny teninao hatramizay anie ry NadiaSSSSSHHRakrisy no tena maha zendana anay e ! Matanjaka be Radomelina sy Frantsay nefa aiza ‘ty reconnaissance ?????????? Efa nifarana ny taona, ity vaovao efa lasalasa iany koa nefa mbola tsisy foana.
AKOHO TSY NANENO TAHAKA IZAY LASAN’NY KARY E !
Aza faly mitanisa ny lasa fa raha misy atokona dia efa hitan’ny besinimaro.Miandry « sanctions » tsy hisy mandrakizay sisa no hery.Tsy aleo ve mitondra firenena na dia tsy misy « reconnaissance » toa izay misy izany kanefa atao sesin-tany? Iza no mandresy?Ny olona eo amin’ny fitondrana sa ny olona voan’ny fanonganam-panjakana?
Tsy ilain’ny Malagasy ny mpanongampanjakana toa an-dry Tgv.
Izao sava-dratsy mahazo ny Malagasy izao dia vokatr’io puntshn’i Tgv daholo.
Mafy tokoa ny mahazo ny MAlagasy ankehitriny
salut! MBA MBA VAKIO ANGE ITY E§
MIJOROA HO OLO-MARINA
« Ny Fahamarinana manandratra ny Firenena » Ohab 14/34a
Manokàna fotoana kely monja handinihan-tena hoe:
Marina ve izao zavatra hijoroako izao?
Marina eo anatrehan’Andriamanitra ve izao asa ataoko izao sa hevitra itompoako ihany noho izay heveriko fa tombotsoako?
1. Ny marina dia tsy hifanohitra mihintsy amin’ny didin’Andriamanitra hoe: “. . . Aza mamono olona, aza mangalatra, . . . “ (Deot 4/16-18) sady tena hahasoa ny mpiray tanindrazana amiko fa tsy ho ahy sy ny ankohonako na ireo mitovy hevitra amiko irery ihany.
2. Eo anatrehan’Andriamanitra dia meteza mba hanadino na dia iray minitra monja aza ny firehana politika na ny hevitrao manokana, dia miivavaha mangina ka ataovy tonom-bavaka ny hoe: “Tompo o! ampahirato ny masoko hahitako ny tena marina”
3. Tsarovy ny Tenin’Andriamanitra hoe: « Andriamanitra manohitra ny miavonavona, fa manome fahasoavana ho an’ny manetry tena » (1 Petera 5:5b) sady tsy ankasitrahany ny olona manamari-tena foana . « Lazaiko aminareo: . . . fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay rehetra manetry tena no hasandratra. » (Lioka 18: 9 -14 )
4. Safidy azo tanterahina izao ankehitriny izao ny hanao ny “ MARINA ” ary tena hahasoa ny asanao, ny ankohonanao, ny mpiara-belona aminao izany. Ny fisian’ny olo-marina tahaka anao dia ampy hamonjen’Andriamanitra sy hanarenana ny firenena « . . . Ary hoy Jehovah: Raha mahita dimam-polo marina ao an-tanàna Sodoma Aho, dia hamindrako fo ny tanàna rehetra noho ireny. . . » (Genesisy 18:16-33)
5. Io fanapahan-kevitrao io no vaha-olana ho an’ny firenentsika sady andrasana fatratra hamahana izao krizy izao sady hibanjinana ny ho avy rehetra dia ny : HIJOROANAO HO OLO-MARINA
6. Tsarovy fa tsy ankasitrahan’Andriamanitra ny mangina na tsy mijoro manoloana ny tsy fahamarinana misy eto amin’ny firenena « Koa izay mahalala hanao soa, nefa tsy manao, dia heloka ho azy izany. » (Jakoba 4:17)
7. Hanampy sy hivavaka ho anao izahay satria fantatray fa tsy mora akory ny manao izany fanapahan-kevitra izany ao anatin’izao krizy sy fifampiandaniana izao. Raha manapa-kevitra ho namanay HIARA-MIJORO amin’ny MARINA ianao dia ny MARINA ihany ilay ambaran’ny Soratra Masina hoe : « Ry olombelona, efa naseho anao izay tsara Sy izay ilain’i Jehovah aminao, Dia izao ihany: Ny hanao ny marina sy ny ho tia famindram-po Ary ny hanaraka an’Andriamanitrao amin’ny fanetren-tena » (Mika 6:8) dia ity ny adiresinay:
MATOKIA – MIJOROA – MAHEREZA
Aza matahotra fa ny MARINA tsy mba maty
NY HETSIKY NY MPITONDRA FIVAVAHANA
MISAOTRA NAMAKY H@ FARANY E!
Indro ataoko ato ny hafatry Mama Germaine .Mety efa maro no nahita an’io .
Haftry Mama Germaine:
Miarahaba antsika rehetra amin’ny
Anaran’i Jesosy Kristy, dia izaho sy ianao izay
Malagasy tian’Andriamanitra ka omeny izao
hafatra manaraka izao ho tohin’ny fanambarana
izay efa nomena antsika tany aloha.
Niarahantsika nahita sy niainana ny zavatra
niseho teto amin’ny firenentsika izay
nataon’Andriamanitra ho famaizana hahazoana
manarina ny zavatra tsy nety rehetra.
Na izany aza anefa dia tsy miova amin’ny
teniny ny Tompo fa te-hanao zava-baovao eto
amin’ny firenentsika Izy ka izao no nolazainy :
Ç Indro havaoziko ny zavatra rehetra È. Ary hoy
koa Izy : Soraty ; fa mahatoky sy mariny ireo
teny ireo È.
Tiany ho tonga ohatra ho an’ny firenena
rehetra eto amin’izao tontolo izao mihitsy aza
i Madagasikara izay nolazainy mazava fa
Ç Taranaka voafidy, fanjaka-pisorona, firenena
masina È (I Petera 2 : 9)
Ny Tenin’Andriamanitra izay nomeny manokana
ho antsika ao anatin’izao vanim-potoana
ankehitriny izao dia izay voasoratra ao amin’ny
Deoteronomia 30 :15-18, manao hoe : Indro
efa nataoko teo anolonao androany ny fiainana
sy ny soa ary ny fahafatesana sy ny loza,
tamin’ny nandidiako anao androany ho tia an’i
Jehovah Andriamanitrao ka handeha amin’ny
l.lany ary hitandrina ny didiny sy ny lal.ny ary
ny fitsipiny, mba ho velona ianao ka hihamaro,
ary mba hitahian’i Jehovah Andriamanitrao
anao any amin’ny tany izay efa hidiranao holovana.
Fa raha mivily kosa ny fonao, ka tsy
mihaino ianao, fa voataona hiankohoka eo anatrehan
‘izay andriamani-kafa sy hanompo azy,
dia lazaiko aminareo anio fa ho ringana tokoa
ianareo, ary tsy ho maro andro eo amin’ny tany
izay efa hidiranareo holovana, rehefa tafita an’i
Jordana ianareo È
Andriamanitra dia maniry fatratra ny hanasoa
antsika ka hanome fiainana fitahiana sesehena
ho an’ny firenentsika, araka ny voasoratra
ao amin’ny bokin’i Malakia 2 : 5a, hoe : Ny
fanekeko taminy dia fiainana sy fiadananaÉ È
Mahatoky Andriamanitra ka azo antoka ny fahatanterahan
‘izany raha manapa-kevitra sy misafidy
ny hizotra araka ny l.lany ny hanao ny
zavatra rehetra araka ny fitsipiny sy ny lal.ny
ary ny didiny isika Malagasy.
Koa dia manantena antsika mianakavy handray
ny andraikitra manandrify amintsika tsirairay
avy, amin’ny fankatoavana an’Andriamanitra
ho famonjena ity firenena malalantsika ity fa izao
no lazain’ny Tompo : Miantso ny lanitra sy ny
tany aho anio ho vavolombelona aminareo fa efa
nataoko teo anoloanao ny fiainana sy ny fahafatesana
ary ny fitahiana sy ny fanozonana ; koa
mifidiana ny fiainana mba ho velona ianao
sy ny taranakao » Deoteronomia 30 :19
HOY NY TOMPO : “ MILA MIFAMELA HELOKA
NY MALAGASY “
Ny hafatry ny Tompo ary dia ny hoe : mila
mifamela heloka ny Malagasy. Fa izao no
lazain’ny Tompo : Fa samy efa nanota izy rehetra
ka tsy manana ny voninahitra avy amin’
Andriamanitra È (Rom 3,23). Samy efa nanao
izay tsy nety isika rehetra izay iantefan’izao
hafatra izao ka tsy misy afaka hanamarintena
na hanana ny marina. Noho izany dia
mila fifamelan-keloka satria ny heloka tsy voavela
dia mahatonga antsika hozoin’ny ozona
maro samihafa sy itambesaran’izany ka mahatonga
ny fiainantsika tsy hahita fahombiazana.
HO AN’NY MPIVAVAKA : AOKA TSY HO DISO
FAHAVALO IANAO
Izao no lazain’ny Tompo amintsika
Malagasy mpivavaka ary tena hafatrafatra
manokana ho antsika tokoa : Fa isika tsy
mitolona amin’ny nofo aman-dr. fa amin’ny
fanapahana sy ny fanjakana ary ny mpanjakan
‘izao fahamaizinana izao, dia ny fanahy
ratsy izay eny amin’ny rivotra È (Efesiana 6:12).
Midika izany fa tsy olona mihitsy no fahavalontsika.
Koa aoka tsy ho diso fahavalo isika.
Raha diso fahavalo isika dia ho diso fandresena
koa. Ny fihantsiana sy ny fanaratsiana, ny fankahalana
sy ny fifampitsarana dia fiandaniana
tsotra izao amin’ny devoly izay tokony hiadiantsika
sy horesentsika. Tsy mba avy
amin’Andriamanitra ny fanao toy izany fa tena
asan’ny fanahy ratsy.
HO AN’NY MPITONDRA ANKEHITRINY SY NY
MPANAO POLITIKA
Dodona te hamela ny helotsika tanteraka
Andriamanitra ; kanefa dia hoy i Jesoa : Fa raha
mamela ny fahadisoan’ny olona ianareo dia mba
hamela ny anareo koa ny Rainareo Izay any andanitra.
Fa raha tsy mamela ny fahadisoan’ny
olona ianareo dia tsy hamela ny fahadisoanareo
ny Rainareo È (Matio 6 :14-15). Izao ary no
lazain’ny Tompo amin’ny Mpitondra rehetra :
mifamelà heloka.
Nambaran’ny Tompo fa ny fitondrana rehetra
nifandimby teto dia samy voatendrin’
Andriamanitra sy nomeny andraikitra hotanterahiny
avokoa (Romana 13:3-4). Mila mahafantatra
sy manaiky ny fetra izay nametrahan’
Andriamanitra azy avy anefa ny fahefana sy ny
fitondrana rehetra. Ny firenena Asyriana, ohatra,
dia nofidin’ Andriamanitra sy nomeny fahefana
na dia firenena jentilisa aza, ho fitaizana ny
vahoaka voafidiny ; kanjo nanao zavatra mihoatra
noho izay nanirahan’ Andriamanitra hataony
izy, ary feno avonavona, ka nanjary nirehitra
taminy indray koa ny fahatezaran’
Andriamanitra. Loza ny nanjo ny Asyriana, vokatr
‘izany (Isaia 10 :1-15 ; Nahoma 3 sns).
Nambaran’ny Tompo ary fa tapitra ny fepotoana
nomeny ny fitondrana misy ankehitriny
izao. Mila mitsahatra, ary izao no fotoana tokony
hanaovana izany, mba tsy hahatonga antsika
ho mpanohitra an’ Andriamanitra sy mpiady
amin’ Andriamanitra indray.
Ankehitriny izao dia efa tonga ny fotoana hidirana
sy hirosoan’ny firenena malagasy ho
amin’ny fiaraha-miasa vaovao sy dingana vaovao
manaraka indray mba hahatanteraka ny
Teny Fikasan’Andriamanitra.
HO AN’NY MIARAMILA : AZA MITOHATOA
FOANA FA TEFEO NY SABATRAO HO FANGADY
Mazava tokoa izay ambaran’ny Tompo ho
an’ny miaramila, raha nanontany izay tokony
hataony izy ireo, ao amin’ny Filazantsara. Izao
no lazain’ny Tompo aminareo miaramila : Aza
mitohatoha foana amin’olona, ary aza miampanga
lainga, ary mianina amin’ny karamanareo. È
(Lio 3 :14). Izany hoe aza manampatra ny hery
eo am-pelatananareo ho amin’ny tsy rariny, ka
hanao an-keriny amin’ny zavatr’olona na
amin’ny lainga. Tokony ho toky sy antoka ho
an’ny fiainany ny fahitan’ny vahoaka anareo fa
tsy hanjary ho tahotra sy horohoro ho azy.
Marina fa nisy fotoana navelan’
Andriamanitra hitranga teo aminareo izay nolazainy
hoe : Ary hifanipaka izy samy iray firenena,
dia samy ny namany avy sy ny akaiky azy
avy ; ny tovolahy hirehareha amin’ny anti-panahy,
ary ny tsy manan-daza amin’ny manandaza.
È (Isaia 3 :5)
Hoy anefa ny Tompo aminareo ankehitriny :
Ç Mila miverina amin’ny fanajana ny rafi-pifehezana
sy ny fanekena efa nataonareo ianareo dia
ny hoe : ho an’ny tanindrazana ».
Mifamel. heloka ianareo hoy ny Tompo ary
Ç Tefeo ny sabatrareo ho fangady È. Voalazan’ny
Tompo ao amin’ny Isaia 2,4 sy ny Mika 4,3
izany. Entina ilazana fa ny hery nomena ny
miaramila dia azo amboarina sy ov.na ho fitaovam-
pamokarana hahasoa sy hamelona ny
firenena. Izany no fototra sy lalana hanjakan’ny
fiadanana sy fihavanana eto amin’ny firenentsika,
ka hisian’ny fandriampahalemana azo
antoka. Teny mivantana avy amin’ny Tompo ho
anareo miaramila izany.
AOKA HIARA-MIASA SY HIFANOLO-TANANA
Rehefa mifamela heloka araka ny
baikon’Andriamanitra isika dia asainy miroso
ho amin’ny fiaraha-miasa sy fifanoloran-tanana,
mba hiaraka hanarina sy hitondra ny firenentsika
ho amin’ny fandriampahalemana sy filaminana
ary ho amin’ny teny fahafahana sy fandrosoana.
Tsy fotoanan’ny fanakianana sy fifampitsarana
intsony izao fa fotoanan’ny fifamelankeloka
sy fiombonana mba hamonjen’ny
Tompo ny firenena.
Izany rehetra izany anefa dia ilaina hampiharina
sy hatao ary tanterahina araka ny baiko
sy sitrapon’Andriamanitra irery ihany fa tsy ny
sitrapo aman-kajikajin’olombelona fotsiny.
KOA MIFIDIANA NY HANKATO SY HIARAKA
AMIN’ANDRIAMANITRA AMIN’NY ZAVATRA
REHETRA ATAO.
Eto am-pamaranana .ry dia ampahatsiahivina
antsika ny votoatin’ny hafatra izay
sitrapon’Andriamanitra ho antsika :
• Mifidiana ny hankato sy hiaraka
amin’Andriamanitra amin’ny zavatra
rehetra hatao
• Mifamelà heloka
• Maneke hiditra amin’ny fiaraha-miasa
vaovao ao anatin’ny fifankatiavana sy ny
firahalahiana.
Ny Tompo anie homba sy hitahy antsika
mianakavy.
« Kristy ho an’ i Madagasikara,
Madagasikara ho an’i Kristy »
Hoy Mama Germaine, izay nasain’ny
Tompo mitondra amintsika izany hafatra avy
aminy izany.
Ho an’Andriamanitra irery anie ny voninahitra
ary ho amintsika ny fiadanany.
HAFATRY NY TOMPO HO AN’NY MPIVAVAKA,
NY MPITONDRA ANKEHITRINY SY NY MPANAO POLITIKA,
NY MIARAMILA SY NY VAHOAKA MALAGASY
reto finonompoana ny zanak’i Dada ,mahonena fonoka ,mosavy e!
Hay ve gamara miaiky iany fa tsy hisy reconnaissance e !
FANJAKANA TSY MISY RECONNAISSANCE = FANJAKANA SANDOKA tsy misy valeur ny fa BASY no arangaranga.
Marina mihitsy ny resaka, mirangaranga ny basin’i HAT na eto na any antoerana. Izany no izy rehefa be noho vitsy
Kristelle a, aza dia minia mikipy eo amantrehan io zavatra voalaza eo ambony io, diniho tsara dia vakio ny hafatra voalaza ao, tsy milaza afatsy ny fifamelana io ary raha tena kristianina ianao dia tokony hanaiky izay fa tsy mitsara ivelany ny finoan’ny hafa.
Mankasitraka indrindra ry Kevoka sy Nanah a.
Dia mbola mazoto foana ianareo mampiasa ny tenin’Andriamanitra atao fonoka na famosaviana ny fanjakan’i Rajoel na dia hitanareo fa tsy mandaitra intsony aza izany?Mampalahelo rehefa malemy.Olon-dresy ianareo ka aza manantena fa hiverina ny seza very rehefa tsy mahay.Jereo ny fanjakan’i Rajoel fa vitany tsara ny mandamina ny fikomiana rehetra.Nahavita izany ve i Ravalomanana?hihihi voatery nilefa fa tsy nahay nitantana ny krizy dia mivavaka sy manantena sanctions sisa.Olon-dresy hoy aho!
Io efa nolazaiko hatry ny ela e,
Rehefa tonga any ambilaninao tokoa angamba ny crizy vao taitra ianao nefa @ izay efa tara loatra ,Aza ADINO FA I ANDRY ANGE KA VAZAHA TARATASY e,double jeux io ,vola ihany ny azy fa ianareo vahoaka tsy raharahiany akory ampiadiany ao daholo ,dia efa hiaraha mahita fa efa miady antrano isika rehetra io ary tsy misy hafa maina ary ny Malagasy tsy ohatra ny ao Afrika ka hoe andeha hitsoaka eo @ pays voisin fa na visa aza tsy homen’ny frantsay anreo akory nefa noho ny fitiavambolany no nahatonga izao ,ny gera dia hisy tokoa dia ohatra ny any Afganistan io vola be rehetra io hohanina aiza mbola hifampihinana sy hifamono satria ny mahantra tsy maintsyu hangalatra ary ny tsy manana handomba ny manana marina ny azy .
Tohano ihany Andry de toute façon efa manaonao foana izy io satria efa fantany ny zavatra miandry azy na t@ crizy nitondrandRantsiraka aza tsy toy izao ataon’i Andry izao.OLON§A TSY TIA NY TANINY IO FA TIA NY VOLANY FOTSINY;
Nina
tsy vazaha taratasy fontsiny…
misy « droit du sang » ao aminy code des nationalitézs frantsay : ary ny dadabe-ny dia tsotsska tao FIANARANTSOA
Ny reny ny métisy betsileo sy frantsay…
Ka afaka milaza azy frantsay araky izahy tiany izy (double nationalite et droit de REINTEGRATION raha nanao renonciation : izay tsy voporofo !
SSSSSHH
Maha vaha olona hoy izy anao ny FOZA nefa tsy mety vita ny olona misy ao @ zandary
Tsy toa hoe nilaza ombieny ombiany moa ny mpanongampanjakana niaraka @ Randrianarinjaona André hoe iray ny tafika?
ary tsy toa voasazy ireo mitokona ao @ FIGN fa ny mifanohitra amizay tampatambazana lava izao mba hilamina?
Mbola tsy mifarana anie ny crise e efa ho iray taona tsy hita izao reconnaissance nefa ny tena milaza ho mafy
Tsy hisy ahasakana ny fifidianana karakarain’iRajoel izay ataonareo sy fanirianareo.Rehefa vita ny fifidianana rehetra dia vita ny krizy.Raha mafy sy misy hery dia mahavita misakana izany fa tsy faly mitanisa fotsiny hoe tsy misy ny « reconnaissance ».Izany angaha hampiova zavatra?Izany angaha hamerina ny seza very?Ny « sanctions » izay tsy hisy ary raha hisy maivana dia maivana angaha hanala an’i Rajoel amin’ny sezany? Tokony mipetraka rehefa malemy fa mandany ny andron’ny malagasy fotsiny.Avelao i Andry hitondra fa voaporofo izao fa mahay mandamina izay mikomy izy tsy tahaka an’i Ravalomanana vao misy krizy kely dia nipitika.Izany ka kilalaon-jaza!
kA IO ANIE ILAY LAZAIKO ANAO RY SSSSSSSSSHH HOE MPANONGMPAJAKANA SY MIVAROTRA TANINDRAZANA I RAJOELINA SATRIA VITANY DAHOLO NY FITARITANA NY OLONA MAIVANDOHA HIARAKA AMINY SATRIA TSY AZONY ANGE NY VOLABE RAHA TSY EO INAREO MIARA6MANAKORONTANA AMINY MBA HANAPOTEHANA SY HANITSAKITSAHINA NY HASINAREO MBA AHAZOAN4NY ZAKAZAKAO HANJAKANA EARY IZAY NO MAHAZANAK’I LAFRANTSA AZY IO FOMBA ATAONY IO ANGE KA LESONA NASAIN’NY FRANTSAY HIANARANA TSARA ARY TENA NIANATRA LESONA MIHINTSY IZY E VAKIO NY TANTARA TAMINN’NY FANJANAHANTANY FA IO ATAON’iANDRY SY NY CAPSAT IO FA RAHA ATAONAO VE FA TSY MISY MIARAMILA MAPIOROHORO IREO VAHOAKA MITAKY NY ARADALANA IREO EFA TSY ELA VELONA TEO IO TGV IO
ARAKA NY TENINAO HOE TENA HAINY IO MANONGAMPAJAKANA IO EFA VOAPOROFONY ANGE IZANY ARY HIKOIZAN’IZAO TONTOLO IZAO MIHINTSY
rAHA SEZA VERY TSY MAMPANINONA IZANY TSY MISY HIRAHARAHIAND-R8 IO FA IANAREO NO MAMPALAHELO AZY IZY RAHA NIHINANA MBA NANAO ZAVATRA HO ANAREO ARY ITY TGV MBA INONA TOA TENA TSY MISY FAHAIZANA FA NY MBA HAMPIROBOROBOANY NY ORIN’ASANY KOA NO ATAONY DIA NY MAPIRINA NY VOLANY ANY AMPITANDRANOMASINA ARY TENA MIZIRIZIRY AMIN’NY TOERANY SATRIA MAMY LOATRA IZANY FITONDRANA MPILAISO IZANY SADY MBOLA TSY AFAPO KOA MOA RY ZAREO SATRIA MBOLA TSY BETSAKA NY AZO AN!AN!AN!EFA BETRSAKA IHANY FA NY VOLA NOMEN FRANTSAY AZY FOTSINY EFA FIRY MILIARA NY FANONDRANANA NY BOIS DE ROSE IARAHANY AMIN’RAINY IZAY JENERALY TOA MODY TSY ANDRENESA FEO NEFA MIBAIKO AZY AO ANDAMOSINA MI-gére NY FANDEAN’NY BESENESS NY REHETRA IREO MIARAMILA MANAMBONINAHITRA MPAMONO NY MPIRAY TANINDRAZANA AMINY MANO AFFAIRE BOIS DE ROSES DAHOLO HO HITANTSIKA EO NY TOHINY FA RAHA SAHINAO NY MILAZA FA MILAMINA SY MIRINDRA NY FIAIANANA AO MADAGASIKA DIA IANAO ANGAMBA ILAY NAMOSAVY SY NANOME FONOKA NY MPIRAY TANINDRAZANA ANAO TENA IANAO MIHINTSY E RESY LAHITRA IZAHAY
TALOANY NIALAKO TANY MADAGASIKARA DIA MBOLA NETY NY FIAINAN’NY OLONA NILAMINA NISY IZAY NILAINY NANDROSO NY TANANA NINITOMBO NY MPAMATSY VOLA NIVERY NANDALO MBA NITSIDIKA ILAY TANINDRAZANA MALALAKO SY NAMANGY VAHOAKA SAHIRANA AHO DIA NAMPATAHOTRA AHY NY TANANA NY FISAINANA LASA MAHANTRA NY OLONA ARY TENA NAHANTRA FA TENA HITA TARATRA KOSA ANEFA FA MIGALABONA DAHOLO NY MANONGAMPAJAKANA HIKOIZANA ARYU TENA MANATALENTA TENA OHATRA NY @ CINEMA ANGE NY HITONDRANY TGV NY TANANA IZY NO LEHIBEN’NY BANDY
FA NY TENA MAHAGAGA ANGE RY SSSSSSHHH FA TSY SAHIN’I ANDRY MIHINTSY NANAO REFERENDUM ARY TSY SAHINY NANAO FIFIDIANANA IZAY TIAN’NY VAHOAKA FA FIFIDIANANA HAFAKELY MIHINTSY IO TIANY HATAO IO IZANY HOE FIFIDIANANA MBA HAMETRAHANA AZY ARY TENA FANTSIHINA MIARAKA AMIN’NY SEZANY MIHINTSY NO TIANY HATAO TSY MANINONA ANEFA FA IO SEZA MAMINY IO MBOLA HIVADIKA SEZA ELECTRIKA JEREVO ANGE AO AORIANA KELY AO E?ARY IO FIFIDIANANA ATONY IO ANGE KA FIFIDIANANA MTSY MANANKERY E KILALAO SY FANDANIANANDRO IO KA NA HO VITA AZA MOA NY FIFIDIANANA TSY ZAVATRA HIOVA AO TOA IZAO IAINANAREO UIZAO IHANY AZA ADINO FA NY MALAGASY TSY MANAMBOLA FA VOLAN’NY VAZAHA DAHOLO NO MIASA AO AMPIASAINTSIKA AO ARY NY VOLA AMPIASAINAREO AO IO ANGE KA MBOLA VOLA VOKATRAN’NY ASA RAVALOMANANA KA REHEFA VITA NY FIFIDIANANA MBA MANDINIHA DIA LEFASO LAVITRA NY SAINA AZO ATAO TOKOA IO FA TSY MANAKERY TSY AZAHOANY NY RECONNAISSANCE MIHINTSY AKORY FA DIA MIJANONA HO MPANONGAMPANJAKANA IHANY NY ETIQUETTE HO ENTIN’MANDRAPIKY NY MASONY ARY ALEO ATAONY NY FIFIDIANANA FA NY VOLANAREO IHANY ANGE NO ANAOVANY AN’IO FA TSY MANINONA FA REHEFA VITA NY FIFIDIANANA DIA IANAO KOA IZANY LASA MINISTRA E! DIA ARABAINA IZANY IANAO FA TAFIDITRA MEMBRE AO @ MPANONGAMPANJAKANA AO MADAGASIKARA
Tsy hisy hahasakana ny fifidianana karakarainy Razoelina hoy ra SSSHH
Ka tsy efa volana mars moa isika izao tokony nanomboka @ zay ny fifidianan ka maninona no nahemotra ny volana Mai ary rehefa tonga ny volana mai dia ahemotra rahoviana?
Ny marimarina kokoa na hisy ny fifidianan na tsy hisy ny FAT manangombola mihamanakarena hasakasakareo izay manohana ny FAT na hahazo ny ambikely eo ambony latabatra
Fonoka ve sa mosavy ?
Isika kristianina sady tsy mino ny fonoka no tsy mino izany mosavy izany. Ny marina dia mbola ao foana ilay fitenin’ny vazaha hoe « Pays des moramora » i Madagasikara. Azo lazaina koa hoe « kamo be tenda » : Na dia ao aza ny fitiavan-tanindrazana dia misy hakamoana hihetsika ka mifampiandry hoe aleo aloha ho handeha i ranona vao mandeha isika e !
Kanefa raha ny fanontaniana napetrako ombieny ombieny etsy sy eroa dia : tofoka tanteraka an’io TGV io ny Malagasy – Na izy aza angamba efa tofoka amin’ny « tenany » saingy misy mamatotra azy ao : dia ilay tady natsipiny teny an-tandroky ny omby (vola natsipiny teny amin’ny miaramila.
Voafatotra izy satria ireo no nametraka azy teo amin’ny toerany ary indro i Cdt Charles toa manenina fa tokony ho izy hono no ho presidà !!???
Raharaha ity tompoko ô !
Ka raha tsy misy intsony ny vola atolotra tsy hototoin’ny omby eo va i TGV ?
Indrisy ! Na heverina fa toa voan’ny fonoka na mosavy aza ny Malagasy dia hisy andro iray hanehoany fa TSY MATORY VELIVELY IZY fa ao am-pony ny FITIAVAN-TANINDRAZANA !
Nisy mail izay tokony ho efa voarain’i GBD sy A.L.T.MI.A ary KM sy HoAiza, ka asa fa toa tsy namaly ianareo HONO. Ny olana fotsiny dia angamba i Bab’s (alias Babyfoot) sy Mao sy Verohanitra tsy nahazo io mail io.
Ny clé dia izao :
- Se presenter au Resto bien avant.
- Dire au proprio qu’il y a quelqu’un qui va venir demander mon email, mais il faut qu’il dise « un mot de passe » que je vous donne pour qu’il puisse avoir mon email.
- Si le demandeur n’a pas le bon « mot de passe » laissé au proprio du resto, c’est qu’il y a un bleme.
Ex :
Je laisse mon email au proprio et je lui dis qu’il faut que la personne qui veut cet email dise « UN MOT DE PASSE(que je laisserais sur le papier de mon email) »
Si le demandeur ne donne pas le bon « MOT DE PASSE » que j’ai donné au proprio de l’hotel, alors il y a probleme.
Qu’est ce que vous en pensez ?
mba mandiniha nareo eto @ ity Site ity!!!
LASA NY SAINA ! lasa aiza????
hadinonareo fa efa hatr@ andro ndravalondoza no efa kely karama ny mpiasam-panajakana.
Ny nataony BE KARAMA dia ny POLISY sy ireo MPIAMBINA GADRA…. hany ka olona tsotra Inspecteur no nitovy KARAMA mba tsy hilazako fa BE KARAMA nohon’ny DOKOTERA nianatra FITO TAONA teny @ Université. Nomen-daravalo KARAMA BE ireo, satria nataony FITAOVANA HISAMBOTRA SY HANAGADRA izay nanohitra na tsy nitovy HEVITRA taminy.
KOA AZA FOHY FISAINANA RY KELILOHA IRETO AH!!!
Izay mihevitra ny ho any, na mihevitra tsy ho afaka ny ho any dia :
AZAFADY indrindra mba valio raha mety io proposition io.Misaotra e !
Ouh la la ! encore moi !!! désolé !!!
Ilay mail tokony ho voarain’i GBD, KM, ary HoAiza sy A.L.T.M.I.A, dia avy amin’i My Dago justement. Ary efa miandry ny valiny fotsiny r’izareo. Asa i Anja raha nahita ilay izy na tsia.
Raha tsia moa, dia mba MIANGAVY AN-TANAN-DROA an’i MyDago mba handefa ilay projet indray.
Je sais bien que Mydago n’a pas que cela a faire mais, je leur supplie de le faire ! Merci infiniment MyDago.
Fred
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire
Mampalahelo fa na ny and-ry SSSSSHH sy ny forongony dia tsy mba izany voalazan’i Kevoka araka ny hafatr’i Mama Germaine izany no mibosesika ao an-dohany fa » Rajohelina +miaramila »
ihany no tiany hiadanana irery eto.
Apetrao eo amin’ny toerana mihàja sy sahàza azy ireo miaramila ireo fa aza atao herim-pamoretana dia am-piadànana sy am-pilaminana ny fiainan’ny firenena malagasy rehetra tompoko ô !
…Mahagaga fa manjary tsy tia mitanisa ny lasa intsony Ra-SSSSSHH nefa izy indrindra no tena namerimberina teto ny zavatra tsara vitan’i Ra8,izay lazainy fa tena ratsy satria nanelingelina ny tombotsoany manokana.
Ianao ry SSSSSHH sy ny mpiara dia aminao dia misaora betsaka an’izay tompoinareo satria ianareo hatramin’izay dia tsapa fa
tsy mba mahalala izany fahoriana,fijaliana,tsy fisiana mitambesatra amin’ny vahoaka malagasy izany ,vokatr’izao fanongànam-panjakàna tsy misy mandeha amin’ny laoniny izao .
Fred,
Tamin’ny andron’ilay « Création du forum libre sur MyDago.com » no nampahafantatra ahy i mydago.com.
Hamaly an’io aho avy eto, amin’izay dia ho azony ny e-mail-ko.
Ankoatr’izany: eto Antananarivo aho no milasy. Noho izany tsy afaka mamonjy ilay program-nareo @ pentecôte.
GBD ô, marina ny anao fa mila mailo.
Raha eto Gasikara aloha dia tsy afaka manao io RV mibanaka be ataonareo io, fa tonga dia FIS, na ny ekipan’i Richard Rav. zandary, … no miandry ny tena, dia any @ TSIMAHITA MASOANDRO, tsy re-mbitsika tsy re-nkalalao (équiv. ni vu ni connu)any voaviravira ary raha mbola ho velon’aina koa aza…
Olona iray akaiky ahy satria ao @ fianakaviako, leader eny @ Magro, voatery nifindra trano, nafindra école koa ny zanany.
Dia manao cavale toa izany hatrany isaky ny misy zavatra suspect mananontanona ny fianakavian-kelin-dry zareo!
IZANY NO ZAVA-MISY HIAINAN’IREO TIA TANINDRAZANA ETO GASIKARA, hatramin’izao!
Salut daholo indray !
Tsy afaka nandalo firy fa mikarakara izay tokony atao rehetra ! Manaraka sy mijery ny zava-misy eo ihany !
Fred, rehefa tsy afaka hitaingi-tsarety isika, dia maka fiara, na fiaramanidona ! Tsy olana mihintsy izany !! Mahita vaha-olona foana isika !
Ny amin’ny sabotsy izao aloha, no tokony karakaraina ! Taomy ny akama rehetra !
za hiany no mba malahelo an’ise eto na tsy mitovy hevitra aza MDR
ANDRIAMANITRA O! HANEHOY ILAY HERINAO MAHAGAGA IZAY TSY TAKATRIN’NY SAINAY OLOMBELONA I MADAGASIKARA !!!zava poana tokoa ny fisainana sy teti dratsy rehetra raha tena mino sy mahatoky an’Andriamanitra izay nanao ny tany sy ny lanitra isika; fa hoy ny tenin’ny Soratra Masina ao amin’i Lioka 10 verset 19 hoe : Samia ary miankin doha amin’ny Vavaka sy ny tenin’Andriamanitra fa aina sy hery ary aro ho an’izay tena mino izany. Na inona na inona ady hatrehina sy fitsapana misy… ny anaran’i Jesosy Kristy avy ao Nazareta no handroahana ny asan’ny devoly ho any amin’ny farihy mirehitra afo fa ho hitanao fa raha izay resaka fandemen tsaina hoe : fonoka sy mosavy hesorin’i Tompo tsy hanelingelina ny sainao….MASINA LOATRA NY TANINDRAZAN TSIKA E SAMIA MAHERY FA MANANA AN’I JESOSY MPANJAKA MAHERY.
Tsia ! tsy voan’ny fonoka na ny mosavy ny mahery fo eto Madagasikara. Jereo ange !
Efa ho katroka herintaona izao no niaretana ny hainandro, ny hafanana, ny hatsiaka mamirifiry, ny orana mifafy teny amin’ny Magro. Mbola indreo eo ihany ireo mpitolona mafana fo.
Goudron no ipetrahana, amin’ny tany fa tsy misy fauteuils. Tsy misy sôsy fa fitiava-tanindrazana madio mangarahara, faniriana ny hiverenan’ny ara-dalàna dia ny fampandrosoana efa nentin’i Dada kanfa dia najedak’ireto « mpam’s ».
Sahirana tsy misy ny vola, dia-tongotra no andehanana eny. Tsy maintsy mikarakara ny sakafo, mitady izay hohanina. Indreo anefa mbola eo ihany.
Tsy misy voan’ny fonoka eo fa midera ny herim-pon’ireto mpitolona tsy kivy fa manao ny ain-tsy ho zavatra, na tifirina amin’ny bala tena izy, na darohana amin’ny grenady lakrimozena, indreo eo ihany.
Tsy maintsy misy valiny izao fihafiana izao ry mpitolona malala isany fa aza misy kisy na mihemotra. Satria isika tsy mba naman’izay mihemotra !
Coucou GBD, Bab’s, Fred, KM, Mao et tous les amis forumistes !
Je suis désolée GBD mais un changement de dernière minute, m’empêche de venir. Mais ma petite puce, ce n’est que partie remise.
Kisses
Bonsoir daholy o!
Fred mbola tsy nahazo io mail io aho ny tena marina, moa ilay programme hazavao tsara.
Ny aty koa, fa haintsika foana ny manamboatra an’io praogany io ê ! Tsy misy olana eo !
Matoky anao izany KM a !
I Nadia/Kristelle/SSSH sy etsetra
dia mi-polluer ny site aminy ilay blos « comment rating »
efa indroa izy MISOLOKY NY PPSEUDOKO GBD………..
TRAVAIL DE NADIA LA » FOZAN-DRAFIZANY » …
Fred,
Tsy nahazo ilay mail volagninao izaho ka mba alefaso izy koa azonao atao sao ahidin’i DJ i Mydago.
Fred,
Hazavao tsara aloha azafady indrindra. Ilay mot de passe ve alefanao miaraka @ mail via Mydago sa ahoana tsara fa tsy aziko.
FRED
je n’arrive pas à envoyer un message normal par
« ecrire-a-mydago-com »
j’ai essayé de contacter Anja et lui demande une adresse autre que celle relative aux articles à insérer.
FRED
betsaka laotra ny mpitsikilo , mpitondra jiolahy faikany ange izy ireto ê.
Ny mety ataoko dia mifankahita aminy 22 mai , izay afaka…
Après on avisera ensemble…
COMMENT.RATING = NADIA
Nadia/SSSH/Kristelle/Marianne l’USURPATRICE DE PSEUDOS QUI ECRIT POUR GBD MAINTENANT …
Je dois vraiment GENER CES FOZA RITRA !!!!!
_http://collectif-gtt.org/category/defaut/plus/en-direct-madagascar
Aza taitra GBD fa fomban’i Ploume Ploume mangalatra speudo io. Rehefa tsisy havaly dia izany iany sisa no ataony.
GBD-Bab’s-ALTMIA-Verohanitra-HoAiza-Mao…
1°) Ny tena mety angamba, dia matoky an’i KM isika. Patientons pour savoir, comment il va degoupiller ça.
Apparemment, il sait deja comment faire ! Tsy maintsy mifampatoky kely isika e!
Sady TSY MAINTSY MALINA.
Du coup, J’ANNULE ce que j’ai proposé de faire ci dessus, a propos de mot de passe et tout le bataclan.C’est trop risqué !
KM et moi allons, nous en occuper s’il le veut bien.
Je suis persuadé que KM a mon email. ;o)
Koa samia maharitra kely e.
GBD >>> Il est normal que tu ne puisses joindre MyDago avec cette adresse : ce n’est pas la bonne.D’autant plus que MyDago sait maintenant que ton pseudo a été piraté .
Il n’est pas correct non plus de mouiller MyDago dans nos affaires, bien que nous ayons pleinement confiance en eux. Non?!!!
Merci pour l’avertissement a propos de Comment Rating !
A bientot les amis ! J’attends patiemment KM, et serais attentif !
Fa mba firy aza ny olona mandalo eto fa toa pro Ravalomanana mampalahelo kely kamboty izany daholo no manketo.Sady tsy avela ny olona maneho ny heviny fa tambarana afenina izay lazainy.Toa miresaka amin-jaza izany aho amin’ireto.
hoan’iSSSSSHH
Tena vendrana hoatran’ny foza rehetra mihintsy itony ka!
Izahay eto dia pour la légalité daholo ny amkapobeany.Aza miditr’@ resakay satria izahay mahay ny resaka atao momban’ny ataonay.Rehefa tsy mahay ny resakay dia DEGAGE fa mi vicié ny forum fotsiny.
degage ianareo legaliste ! resaka rediredy sy nofinofy fotsiny ny ataonareo eto,eo dia mifankahery eo dia tapitra hiany ny erintaona ny fahefana mbola eo ampelatanan’ny Rajoelina soa amantsara.i Kintana mou efa indray Talata izau nilaza fa @ TAlata mirodana ny fitondrana efa Talata 100 tarian;izay tsy misy ninoninona akory ,hi hi hi hi hi mampimeh reto Zaza nilaozan-drainy ireto
ho aiza indray zao ny alehanareo fa iMagro nalain’ny tompony?ho aiza?mampalahelo ahy anie ianareo fa tsy mety tonga saina dia tsy hitako izay anaovana anareo,ndehana any Ambatomanga mamory Vahoaka isanandro any misy Tany malalaka tsara zay zao mba sosokevitra anampiko anareo any miDDDDDDDDDDDDDDDDDAda
ho an’i kristelle
faly ery enao fa tsisy aleha ve ny legaliste ?
tena mampalaelo enao , dia nefa dia fanjakan’ny devoly doolo zany e!DIA FALY ERY ENAO AMIZANY
Saim-poza ireo ry nanah ary tsy takatrin’ny saikeliny fa misy farany ny zava-drehetra. Andriamanitra tsy andriny, andritsika.
QUI VIVRA VERRA !!!
Aza mamaky ny posts-ny fa ZAPEO, avelao hitatatata eo ny haut-parleur ny. Rehefa lany pile dia mivalana ho azy.
SATRIA AN’NY VAHOAKA AMBOTSIROHITRA, DIA EO AMIN’NY ZARIDAINAN’AMBOTSIROHITRA INDRAY, MANOMBOKA AMIN’NY ALATSINAINY !!
LE PEUPLE DONNE LE ZARIDAIN, ET REPREND LE ZARIDAIN !
NAIT-SE PAS KRISTELLE ?
ho an’i Kristelle foza,tsy misy hidiranao @ zay halehanay fa zahay tsy maintsy maneho hevitra , izay hihatrehanareo ny sazinareo foza mianakavy dinihina sy saintsainina,ho payer na @ inona reto miaramila mihazona ny vodinareO???, esy e!e!, miriorio foana hoy aho ny angidina fa any an-kady ihany no hiafaràny , manongam-panjakàna ny TGVistes dia tatazo ny sazy e! io ary mbola tsy milatsaka ny sazy miady an-trano nareo mianakavy ; maika fa hilatsaka tsy hifamono am-pitoerana ao???SAZIO; SAZIO, SAZIO, SAZIO, tsy mandaitra mainay zay fonoka sy fafy lainga any fa SAZIO!,SAZIO!SAZIO!
Ny tsy takatry ny foza rehetra dia IZAO : jereo @ tantaran’izao tontolo izao, vakio koa ny Baiboly ho porofo @ izany, fa tsy mbola nisy ratsy teto ambany masoandro ka tsy tojo ny farany na tsy nandray ny valin-kasasarany. Noho izany, avelao ny foza handrovitra tsihy na firy metatra na firy metatra rovitiny amin’izany, aza atao mahataitra, VAVAKA no asandrato ho @’Andriamanitra, dia hevero ilay fotoana farany izay tsy noheveriny ka nahasahiany nanao izao faharatsiana mahamenatra efa melohin’izao tontolo izao. Ampahafantaro an’izay rehetra foza fa nahery lavitra dia lavitra noho zareo izany hitler izany, ary notohanan’ny miaramilany mafy dia mafy, nefa nampihomehy be ny niafaran’ny tantarany : mbola hampihomehy lavitra ny olon-drehetra koa ny hiafaran’ny tantaran’ny TGV gasy atsy ho atsy. Tsy misy zavatra vaovao eto ambonin’ny tany fa film efa nandeha no miverina, efa hita ny finalité-ny, fa ry zareo foza ireo manko amnésiques, dia mihevitra hoe manao film milay be mbola tsy takatry ny saina, un film d’horreur avec happy end ve? Imagination ana foza ihany no mety hanaiky zavatra ohatran’izany.
En un mot : ni-reproduivany ny film d’horreur nojereny. Tsy fantany fa cinema ilay izy fa tsy realité hi hi hi !
ny ahy ny tena mampime sy mahagaga ahy dia mahita ny habean ireto gendarme roalahy mpifanandrina. Zay aho vao mba nahitan’ireo fa tena oh ireny sinibe tany ireny marina e! da mametrapanontaniana ny tenanay hoe ireny ve dia mba ho afa mitsoaka akory raha misy manafika ny gasy. Tena ngeza loatra marina e! sao dia mba tokony hisy lalana atao hoe tsy mihoatran’70kg ny haben’ny miaramila ary 1,75 ny fohy indrindra fa mahamenatra loatra ka. Oh ry charles reny zao antonony tsara fa raha lay gendarme tena mampime ny mijery ny kibobeny
tandremo ry havana tandremo fa ratsy io hevitr’i Kintana io te hamono anareo atao sorona izy io aza manakaiky ambohitsiroatra mishyntdy ,LOZA LOZA LOZA aza manaiky atao sorona
aminy firy aza i Mydago ikatona androany?bonne nuit alou zanak’i Dada fa sao mikatona eo ity ka tsy tafanao bonne nuit anareo za,za anie tsara fanahy e! fa ny hevitra no tsy mitovy
NA INONA NA INONA ATAONY FAT DIA TSY MAINTSY MIALA IZY DE GRE OU DE FORCE, AN’ANDRIAMANITRA NY TANY SY IZAY REHETRA EO AMINY, MANANA FAMPATSIAHIVANA KELY ANEFA AHO MBA TSY HO KETRAKA ISIKA FA ANDRIAMANITRA NO MOMBA ANTSIKA, FINOANA, FIBEBAHANA, FIFONANA, FISAORANA, FANANTENANA, FAHATOKIANA NY ANKOATR’IZAY NY FANDRAISANA ANJARA AMIN’NY MANIFESTATIONS REHETRA SAMIA MAHEREZA
na inona ataon’ny Dadanareo dia tsy tafaverina izy an’Adriamanitra ny Aina fa tsy azy akory ka ho vonoiny toy ny Akoho ny Vahoaka
ho an’ i kristelle
ay ve enao manaiky iany fa natao sorona ny foza niakatra teny ambotsirohitra t@ 7 fevrier e?
AY VE voavalinao iany ngé zany ilay fanontaniko indray mandé iry hoe: fa iza no tompon’andraikitra t@ 7 fev e!
Tokony izao no mba nosoratan’i gamara tamin’ny 7 février 2009 :
« FOZA FOZA FOZA aza manaiky atao sorona ! »
KA HOY AHO HOE :
VAHOAKA IZA NA AVY AIZA, ITY MILAZA HO TOMPON’NY LAPAN »AMBOTSIROHITRA ?? AN’NY MALAGASY REHETRA ANIE IO Ê !!!!!!!!!!!!!!!
Marina ny voalazanao ry nanah !! Menatr’izy hamaly ny fanontanianao, kanefa io fa nibaradaka !
MDR !!!
nakaiza i Ravalo?
hoy ny olona sandra nandalo
nitifitra vahoaka tamintanampolo
indro fa nenjehan’ny lolo
izay mamono olona dia vita
Sady tsy milay, no mampiomehy !! Anontanio i Sesily raha mila fanazavàna !!
Ary ity zandrinn’i Rasesily ve dondrona sa mitapitapy ? Tsy azony miitsy ny kôzy
kozy aho kozy! lazaina fa olona adala indray no nitifitra Andriamanitra ange nahita fa za tsy naita e!ry zanak’i V
Ary tena bibyolona mihitsy ity Nadia. Mba arak’ty moa ny ohabolana hoe manao Avocat du Diable ? Tena loza io fa tandremo ry kala, maha be molotra sy maha ratsy tarehy tsisy hoatr’izany.
Ary ty vola azo sao dia ho lany amin’ny fanamboaran’endrika indray rehefa avy eo
Oadray ! Lasa Mariane indray i Tsipoy !