Efa akaiky ilay andro matoa tonga @ hetsiky ny mpitondra fivavahana, na Odon Razanakolona ve tsy efa mba tonga saina na i Pere Pedro (anisan’ny nadefa ireo olona notaizainy tao Ankamasoa hangalatra)?
Atambaro ny hery na ao Imerina na eny Anindrana handrodana izao tsy rariny izao.
Hafaingano ilay fikambanan’ny manohana convention Addis sy Maputo isam-pokotany izao, atsangano ny andrimaso – pokonolona mba hiaro-tena @ halatra maro izay anisan’ny manao izany ny FIS
Toero ny Frantsay sy ny namany @ heriny rehetra, ho avy ny 29 martsa. Izahay ao anatin’ity forum ity dia mihezaka ny maneho hevitra, izay no mba vitanay.
Raha ny mpitondra fivavahana no niditra an-tsehatra dia heveriko fa tsy miverin-dalana intsony ny tolona.
Na indra-tany na afovoany dia :
1) Tsy ny ny tompony indray no hangataka ny atiny,
2) Tônga alôha tsy mandry aila,
3) Roso toy tsa mipody koa,
- 14 mars 04:08, par nadia_chris
pour omby gasy !!!malahelo ianao fa rava ny affaire nataonao taminy fitondra ny R8manana,de toute façon 4fois4 lazay nao zany ange efa nisy letsy ela na taminy fitondra ny Ratsiraka,raha pomba any R8 ianao,ka mbola tia nao hiverina ho filoha izy ??mora hiany no tokony hatao nareo,ary averimberiko matetika ny fitenenana hoe avorio ny Malagasy erany Madagasikara hilahatra eny andalana,ary raha manaraka areo ny vahoaka, izay ianareo vao manankery,fa raha tsisy mpanaraka kosa,dia ataovy ny fifidianana fa aza isiana resaka bla !bla : lava zao….
>>POUR SE TERMINER PAR CECI :
LOZA LOZA RE OLONA ITY ATAONY ANDRY RADOMELINA ALAIN RAMAROSON MIVAROTRA VOLAMENA VATOSOA MALAGASY ANTSOKOSOKO ANY ARABO NY RAY AMANDRENINY RADOMELINA NO MPITONDRA MPAMATSY ??.????AHOANA NO ANEKENA ANY ANDRY RADOMELINA HITONDRA ANY MADAGASIKARA???? MBA MIERITRERETA IANAREO MPOMBA ANY TGV
MISAOTRA NY HETSIKY NY MPITONDRA FIVAVAHANA
NAHAZO HERY NY VAHOAKA
HELAS ! IL ME SEMBLE QUE LES 3 MOUVANCES NE SONT PAS AUSSI SOLIDAIRES QU’ON PUISSE LE CROIRE ET LE SOUHAITER.
RATSIRAKA + RAJAONARIVELO + TGV sont là pour defendre leurs propres interets et AVEC LES FRANCAIS de surcroit.
Il n’y aura que les Mouvances MADAGASCAR + Mouvance RAVALOMANANA que l’on peut compter. La mouvance MADAGASCAR n’etant pas non plus tres sure ! Mais nous le souhaitons qd mm.
Le 17 mars nous verrons s’il y aura UNION NATIONALE de la part des manifestants.
Je suis d’accord avec vous pour les banderolles, et les 3 mouvances ne feront que s’assurer de la bonne marche de la manifestation. En tout cas c’est mon souhait perso.
Soyons a l’affut de toutes provocations, il y en aura c’est sur !!!
Optons TOUS pour les banderolles !
ny tgvistes dondrona be, zaho mahalala tsara fa i Mialy dia jiolahim-bavy raimbavin’ny fanaovana afera, tena lay miantso @ finday ireny mihintsy dia miteny hoe: ahoana , tairo fa aty misy bois de roses dia ahoana no hifanarahana sns….LAY MPANAO AFERA RENY E!!!, ny havan’i Andry Radomelina mividy billets dia any @ faritry ny arabo iny mihintsy no mandeha , ny tgvistes mpanohana an’i ANdry Radomelina @ zany , minanikapa ranony , tsy nahazo varina 500 sy menanaka 2000 akory, ry zareo manao afera mipopoaka be @ vatosoa sy volamenan’i madagasikara, dia mbola hiampy sazy koa, vao may hihinanikapa ventiny, tohano eo foana e!!
Momba ny fifandraisana an-tsoratra, aleo angamba any amin’ny Forum VAOVAO no hiresahana azy fa toa inquietant ihany eto.
Maniry an’i Beby R. hanoratra any koa sy izay mazoto.
POUR LE CAS DE TOAMASINA, IL Y A CERTAINEMENT DES GENS DE TGV QUI SUIVENT CE SITE: ILS SONT DONC AU COURANT DE LA REQUETE.
NOUS AVONS BESOIN DU FRANçAIS CAR NOUS NE NOUS ADRESSONS PAS UNIQUEMENT AUX AUX MALAGASY.
POURVU QUE LA RESISTANCE DURE. MADA A BESOIN DE S’OPPOSER A UN TEL REGIME. IL FAUT QUE NOUS REUSSISSIONS A NOUS DEMARQUER DU NIGER, DE LA MAURITANIE ET AUTRES. IL Y VA DE NOTRE REPUTATION.
SAlut salut!
Ny FATy no mivarotra an’i madagasikara sy ny fananan’ny vahoaka malagasy, tsy maha menatra azy ny mangorona sy mivarotra ny harena izay an’ny malagasy. Mitsangana dia andeha fongorina ny FOZA sy ny BITRO ao @ Tanana ho FATy.
Misaotra any Fred amin’ny faniriana hifanoratra, omeo ny antsipirihany tokony hatao, any amin’ny mydago ny momba antsika koa raha mety dia any izany, mitovy fijer isika .
Efa somary niresaka an’io ihany aho t@myDago, fa nisy zavatra adinoko (details), ahazoana mifanoratra haingana. Tena Miala tsiny @GBD sy Anja sy….etc, fa tena faute be aho.
Mbola hanoratra any Mydago aho ve ? Toa tena manelingelina be azy ireo, ka izay no tsy hasahiko manoratra any intsony. Fa dia miandry fandaminana hoy KM, dia izay angamba no tsara atao sy efa andrasana !
Raha mitohy izao famonoana olona izao dia tena tsy rariny intsony ka !Mila TPI mihitsy izay efa vitan’ny foza izay !.
Tsara tokoa raha miara-mientana ny mpivavaka sy ny Mouvances 3 Sady kinga amin’ny fanentanana ireo pasteurs ireo. Alao hery e!
Mahavelom-panantenana tokoa ny fanambarana Antsonjobe ary ampiako hoe :
« O ! Mandrosoa ry mpanaraton’i Jesoa ».
zanatany aho- mihaino îny tokon’mpivavana iny aho ka lasa kely ny hevitra-ko, moa ry zareo mpivarotra sy mpividy iny tany communal-zaridaina ao AMPASIMAZAVA/ TOMASINA – afaka fampijery ao anatin’ny fitaratra rehefa manasa tarehy amin’ny voamaraina ???? francois rene
Efa akaiky ilay andro matoa tonga @ hetsiky ny mpitondra fivavahana, na Odon Razanakolona ve tsy efa mba tonga saina na i Pere Pedro (anisan’ny nadefa ireo olona notaizainy tao Ankamasoa hangalatra)?
Atambaro ny hery na ao Imerina na eny Anindrana handrodana izao tsy rariny izao.
Hafaingano ilay fikambanan’ny manohana convention Addis sy Maputo isam-pokotany izao, atsangano ny andrimaso – pokonolona mba hiaro-tena @ halatra maro izay anisan’ny manao izany ny FIS
Toero ny Frantsay sy ny namany @ heriny rehetra, ho avy ny 29 martsa. Izahay ao anatin’ity forum ity dia mihezaka ny maneho hevitra, izay no mba vitanay.
Masina loatra ny Tanindrazana
Raha ny mpitondra fivavahana no niditra an-tsehatra dia heveriko fa tsy miverin-dalana intsony ny tolona.
Na indra-tany na afovoany dia :
1) Tsy ny ny tompony indray no hangataka ny atiny,
2) Tônga alôha tsy mandry aila,
3) Roso toy tsa mipody koa,
Dia mbola hanao resan-tovovavy maditra fotsiny aminy ve ry KM, anefa toa efa GOAIK’ANTITRA be ilay izy.
>> Article paru dans Tribune.com « Ramtane Lamamra évoque les sanctions »
- 13 mars 15:10, par nadia_chris
Basile, Rabri,Rakoto 09, salut les gars !!! dit moi qui vous menace, est je nike sa race !!!de la part de Nadia chris.a+…..
- 13 mars 16:16, par rakoto09
Merci nadia_chris…Pour le moment ça va mais si tu es en France autour du 27 mars prochain, passes à Toulouse et j’invite tout le monde surtout notre grand chef Basile Ramahefarisoa.
- 13 mars 18:22, par Basile RAMAHEFARISOA
rakoto09
Pour le samedi 27 mars 2010,j’ai peur de ne pas pouvoir me rendre à TOULOUSE ou « assister à votre réunion-amicale ».
J’ai quelque chose de prévu à partir du Vendredi 26 mars 2010 (14H30).
Si c’est possible de m’éclipser de quelques heures le samedi 27 mars 2010,je tâcherai de faire un petit tour à TOULOUSE (Orly-Toulouse AR).
Cordialement
Basile RAMAHEFARISOA
- 14 mars 03:18, par nadia_chris
rakoto09 !!!c’est vraiment dommage,par-contre je serait a Mada la semaine prochaine via Paris,peut être on auras l’occasion de se voir a Tana a+…..
- 13 mars 15:21, par nadia_chris
Rabri !! efa lany lainga ry zalahy, dia mody ataony teny angilisy ndray,ary mitandrema fa tsy hoela dia ho tonga koa Ra pipelette Dalida dit perroquet Rasoa Bois de Boulogne la cousine de Bois de Roses…..
- 13 mars 15:37, par nadia_chris
réveille-toi jeunes Malagasy !!!nanenky nanao sonia ianareo fa hiara hiasa aminy HAT,nefa notsatohina antsy avy ao andambosina ny HAT aminy fanoratana taratasy misy sonia n’izy telo dia nalefa any a COPENHAGUE, ko tsy aleo miara miasa aminy alika toy zay hiara miasa amin’olona manao lelan’omby,sady any ambodiny no any ambavany,ny alika mantsy kely lela ka ny lelany tsy tonga any ambodiny…
- 14 mars 04:08, par nadia_chris
pour omby gasy !!!malahelo ianao fa rava ny affaire nataonao taminy fitondra ny R8manana,de toute façon 4fois4 lazay nao zany ange efa nisy letsy ela na taminy fitondra ny Ratsiraka,raha pomba any R8 ianao,ka mbola tia nao hiverina ho filoha izy ??mora hiany no tokony hatao nareo,ary averimberiko matetika ny fitenenana hoe avorio ny Malagasy erany Madagasikara hilahatra eny andalana,ary raha manaraka areo ny vahoaka, izay ianareo vao manankery,fa raha tsisy mpanaraka kosa,dia ataovy ny fifidianana fa aza isiana resaka bla !bla : lava zao….
>>POUR SE TERMINER PAR CECI :
- 14 mars 04:56, par Basile RAMAHEFARISOA
bleriot95
Dites-moi vos griefs contre la France .Point barre
Total sa est une société anonyme française qui cherche des partenaires dans le monde entier.Reste à chaque partenaire de « TOTAL » de défendre sa part de « gâteau ».Point barre
Basile RAMAHEFARISOA
Mahay miara-mientana ny vahaoka et Antananarivo,
mbola ho aiza e, mitohy ny tolona !
« Un peuple en révolution est un peuple invincible » (sic: Révolution française 1789)
ny Zanatany dia ilay azoboboka hatahorana itondra loza iny hiany,lazao Dadavalo fa izy no nivarotra anio
LOZA LOZA RE OLONA ITY ATAONY ANDRY RADOMELINA ALAIN RAMAROSON MIVAROTRA VOLAMENA VATOSOA MALAGASY ANTSOKOSOKO ANY ARABO NY RAY AMANDRENINY RADOMELINA NO MPITONDRA MPAMATSY ??.????AHOANA NO ANEKENA ANY ANDRY RADOMELINA HITONDRA ANY MADAGASIKARA???? MBA MIERITRERETA IANAREO MPOMBA ANY TGV
MISAOTRA NY HETSIKY NY MPITONDRA FIVAVAHANA
NAHAZO HERY NY VAHOAKA
cocourge
je préfère millle fois un zanatany intéressé par le sort de son pays de coeur et qui s’implique à la tache ,
à un malgache pourri , vendu , prêt à VENDRE SON PAYS POUR UN PLAT DE LENTILLLES…
cela s’appelle : » TRAITRE »
Et un traitre m&érite le poteau d’éxécution.
Pour le plaisir : aux regionales VOTEZ ce que vous voulez mais pas à droite.
Cela pour le plaisir de Kouchener et Sarko !mais surtout pour nous !!!
pour GDB: tompoko, ny fikasanay zatany tsy mba hoe: manpiady gasy sy gasy, fa tena mahafeno fahatezerana ny fo-nay amin’ny io raharaha ao AMPASIMAZAVA/ TOAMASINA- tsy misy tombon’tsoa azo nay amin’ny fitarainay lalandava- satria moa ny anjaranay sisa amin’ny fiainana dia aty FRANTSA- ny ankamaroanay dia manana fihaviana efatra, na dimy no nitoby tao Toamasina, ka moa vé izany tsy manomé anay kely hiany ny fahazaoana fahefana -ampio izahay mba andondona ny varavaran’ny mafana fo manampy anay- tsy mba vatolampy tsy miteny izahay nefa tengenan’i vorono FRANCOIS rene
POURQUOI PAS DES BANDEROLES AU LIEU DES GRANDS KABARY ?
C’ est vrai , cette défection de la diaspora constatée , à Paris, au cours du dernier week-end, sur la place de la Nation, se manifeste également à Antananarivo .En cause, l’ absence – sinon la mollesse et le manque d’ initiative en vrai leadership – des dirigeants des trois mouvances au cours de ces derniers jours.
Pourquoi – entre autres exemples – ne pas organiser des manifestations avec des banderoles à différents thèmes comme cela se fait dans tous les pays du monde: libération de tous les détenus politiques convenus à Maputo ( août 2009 ), augmentation des salaires promises, halte au trafic des bois de rose, halte au trafic d’ armes pour l’ instauration de l’ insécurité,et l’ avenir de nos enfants, PPN sans cesse à la hausse, application des Accords de Maputo, Intervention de la SADC en cas de répression de l’ Armée nationale, L’ enquête de la tuerie du 7 mars. Qui a entrainé les manifestants à Ambohitsorohitra? Qui en a donné l’ ordre? etc etc
Des banderoles oui; ras – le – bol des grands kabary stériles et sans lendemain.Que ce soit sur les places publiques, à la radio , à la télé, dans la presse écrite!
Et, pourtant, la victoire finale n’ est pas loin. Au sein de la HAT c’ est la division. TGV perd les pédales et envoie, au devant de la scène, ses grandes gueules lesquelles disent – à qui veut les entendre – n’ importe quoi pour sauver les meubles.
Ils prêchent dans le désert. Pendant ce temps, la crise perdure, le peuple se débat dans les problèmes quotidiens; alors que les dirigeants puschistes et leurs mentors et leurs larbins dilapident les deniers publics sans parler du manque à gagner de l’ Etat avec cette non reconnaissance de la Communauté Internationale et de cette perte lancinante de confiance des investisseurs étrangers. Quoique dise la HAT pour endormir le « vahoaka », tout ceci mis bout à bout ruine à petit feu l’ économie nationale et le pouvoir d’ achat du Malgache.
Est- ce trop demander aux leaders des trois mouvances de coordonner désormais
leurs actions? Et, surtout, de rester solidaires face à un Andry Rajoelina qui dispose aujourd’hui de tous les moyens politiques, financiers , militaires pour prolonger la crise?
RAKOTOSON>>>Vous avez dit :
« Est- ce trop demander aux leaders des trois mouvances de coordonner désormais
leurs actions? Et, surtout, de rester solidaires face à un Andry Rajoelina qui dispose aujourd’hui de tous les moyens politiques, financiers , militaires pour prolonger la crise? »
HELAS ! IL ME SEMBLE QUE LES 3 MOUVANCES NE SONT PAS AUSSI SOLIDAIRES QU’ON PUISSE LE CROIRE ET LE SOUHAITER.
RATSIRAKA + RAJAONARIVELO + TGV sont là pour defendre leurs propres interets et AVEC LES FRANCAIS de surcroit.
Il n’y aura que les Mouvances MADAGASCAR + Mouvance RAVALOMANANA que l’on peut compter. La mouvance MADAGASCAR n’etant pas non plus tres sure ! Mais nous le souhaitons qd mm.
Le 17 mars nous verrons s’il y aura UNION NATIONALE de la part des manifestants.
Je suis d’accord avec vous pour les banderolles, et les 3 mouvances ne feront que s’assurer de la bonne marche de la manifestation. En tout cas c’est mon souhait perso.
Soyons a l’affut de toutes provocations, il y en aura c’est sur !!!
Optons TOUS pour les banderolles !
ny tgvistes dondrona be, zaho mahalala tsara fa i Mialy dia jiolahim-bavy raimbavin’ny fanaovana afera, tena lay miantso @ finday ireny mihintsy dia miteny hoe: ahoana , tairo fa aty misy bois de roses dia ahoana no hifanarahana sns….LAY MPANAO AFERA RENY E!!!, ny havan’i Andry Radomelina mividy billets dia any @ faritry ny arabo iny mihintsy no mandeha , ny tgvistes mpanohana an’i ANdry Radomelina @ zany , minanikapa ranony , tsy nahazo varina 500 sy menanaka 2000 akory, ry zareo manao afera mipopoaka be @ vatosoa sy volamenan’i madagasikara, dia mbola hiampy sazy koa, vao may hihinanikapa ventiny, tohano eo foana e!!
François René
A la vue de photo de banians arrachés , racines à l’air , le mal me semble fait et irréversible.
Ils ont détruit Ampasimazava .
Mais vottre réaction sur ce site a été très saine et a réveillé les esprits.
Il détruisent et détruirons d’autres sites à protégés.
La HAT ignore lois et règlements …les sentiments patriotiques ou les préoccupations culturelles et environnementales…encore moins.
Des ONG ayant pignon sur rue dénoncent le pillage et le vol de bois précieux dans les reserves naturelles classées par l’UNESCO( donc à entretien financé par Unesco ou les Américains).
Pour financer leurs besoins personnels
Le système gouvernemental actuel est le système de tous les abus de tout genre, la loi et les règles n’existant plus .
Ils détruisent mille Ampasimazava (au sens figuré ).
La déstruction de notre patrimoine PAR CE GOUVERNEMENT PUTSCHISTE ET DICTATORIAL ne peut qu’avoir un impact politique.
François René : votre implication en l’espèce est en soit politique , malgré votre pensée apolitique : et je vous remercie malgré vos précautions de langage.
pour GBD- Atramin’nyy fanombohana ny tolonay dia tsy mety ampidirana amin’ny lafin politika -mazava loatra fa iny toerana iny dia tsy mety miverina tahak’iny na iza azy lahoha- potika tanteraka ny azo tranainy+50taona- ambony ambany ilay zaridiana fahizay-tsy mandra-raharaha ny volo nany toko politika misy any ireo olona ny tsabaka amin’ny ity varotra tany lova ny betsimisaraka tsy vaky volo- ny mpividy sy ny mpivarotra mifanaraka amin’ny Kaina na Judas( kristiana aho) Izany hoe voa ozona mandrakizay ary ny vola dia vato mahamay ny sainy potsy- FRANCOIS rené
François René
« tsy mety ampidirana amin’ny lfina politika »
« tsy mandraraha ny volo ny TOKO POLITIKA » ??? hoy ianao…
Mais je parle de « responsabilité » de la HAT , car le fait se situe en période de gouvernance ( surtout illégale) de la HAT.
La politique ne se ramène pas stricto sensu au parti (toko) politique au pouvoir.
La politique c’est aussi « l’ensemble des affaires publiques »
La politique c’est aussi » s’occuper des affaires publiques de son pays »
Le terme de « politique » , malheureusement souvent , s’imprègne de cette connotation de stratégie de lutte pour le Pouvoir. ou de conservation du pouvoir.
Les ONG par définition se placent là où l’Etat est défaillant…
Votre tristesse , ma tristesse , concernant Ampasimazava,s’inscrit dans un système d’absence d’Etat de Droit , en la CIRCONSTANCE DE L’ESPECE…
Je suis également très malheureuse , par ailleurs ,de constater que le « bain des dames » ne soit plus qu’un très ancien souvenir , ou le train des voyageurs abandonné…plus rien pour le petit peuple.
N’appréhendez pas l’utilisation du terme « politique ».
Mirary soa.
e! igasy be tsy megnatra resin’ny Zanatany e! weeeeeeeeeeeeeee,tsy mahatafavoaka hevitra@ Teny Gasy io izy eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee
Ary mba avoahy ary ny an’ny coucourge « en français ». Tonga dia valio fa raha après 5 mn vao mamaly dia naka interprete izay.
bien dit Bab’s!!!
Je suis MDR.Tu te rappelles gamara, tsipoy, courge,ploum ploum,que je t’avais dit que »tu étais une idiote qui ne se reconnais pas »
GBD-etc>>>
Momba ny fifandraisana an-tsoratra, aleo angamba any amin’ny Forum VAOVAO no hiresahana azy fa toa inquietant ihany eto.
Maniry an’i Beby R. hanoratra any koa sy izay mazoto.
Amin’izay misy hahità n’i MyDago ny email izay manoratra, sady matotra kokoa.
Asa izay hevitrareo amin’izany ???!.
Izany akory tsy manakana ny fanoratana eto.
za angaha andevon’ny Francais?za tsy mila teny vahiny,za afapo ary faly @ mahaMALAGASY ahy tsy atakaloko tsy amidiko vola,MAWOLA
Efa manomboka mitarotaro-poagna i boloky, lany pile angaha ny transistor ?
coucourge ,ploume ploume , tsipoy kely â …
Takatrao ve ilay nambarako any François Renè?
izy mantsy diaatokisako faha :
» parfaitement bilingue « …tsy nianatra teny Barikadimy fontsiny…
Mpihira gasy no betsaka teny taloha !
Fred
ampatsiarovy kely io forum vaovao io…azafady
misaotra
Bjr GBD !
Araka ny fahafantarako dia question de securité no bleme ho an’izay mipetraka any Dago . Azonao ny tiako holazaina ?
Ny fantatro dia mazoto tsara ny Telo amintsika, ny sisa dia nisafidy ho olona roa na telo ihany no tiany hifanoratana.
Fa dia mihezaka hatrany hahatanterahan’ny faniriantsika mianadahy avy, hihaona sy hifampidinika.Fa TSY MAINTSY TANTERAKA IZANY E !
Salut daholo,
Fred sy GDB â efa nisoratra ao @ forum vaovao aho fa tsy dia haiko loatra ilay izy.Angamba ny tena izy dia tsy misy fantatro ny olona miditr’ao.Omeo news momban’ilay resan-tsikê.Izaho aloha dia ok pour le jour dit.Valio azafady fa tsy manana coordonnés n’ iza na iza aho, nefa efa any @ mydago daholo ny rehetra.Biz
GBD et ANJA>>>
Vous ecrivez a redac@mydago. Ils vous diront ce qu’il faut faire ! Ce sera bon !Bonne Journée
.com svp ! merci !
POUR LE CAS DE TOAMASINA, IL Y A CERTAINEMENT DES GENS DE TGV QUI SUIVENT CE SITE: ILS SONT DONC AU COURANT DE LA REQUETE.
NOUS AVONS BESOIN DU FRANçAIS CAR NOUS NE NOUS ADRESSONS PAS UNIQUEMENT AUX AUX MALAGASY.
POURVU QUE LA RESISTANCE DURE. MADA A BESOIN DE S’OPPOSER A UN TEL REGIME. IL FAUT QUE NOUS REUSSISSIONS A NOUS DEMARQUER DU NIGER, DE LA MAURITANIE ET AUTRES. IL Y VA DE NOTRE REPUTATION.
pour GBD – nianatra soratra malagasy tany Fianaratsoa tamin’ny mpampianatra …malagasy izay omeko fiderana lehibé mihitsy ilay ramosé io satria tsy mba nety mandray vola ilay izy…satria OLONA INTELECTUEL ambony di ambony saina é- omeko filazana manokana hianao…amin’ny ity taona ity dia misoratra anarana amin’ny DICTEE MALAGASY ATAO UNIVERSITE DENTAIRE DE MONROUGE FRANCOIS rené
pour RAMA – misy site voatokana ho an’i zanatany ary vaovao momba ny raharaha mahatsiravona ny AMPAZIMAZAVA/ TOMASINA efa manana laza lehibé izy io – FENO FAHATEZERANA FATATRA izy reo FRANCOIS rené
Tsy atakaloko, ary tsy amidiko vola ny maha malagasy ahy ! Zavatra hafa amin’ny Tenako no azoko amidy, ary namidiko !! Dixit ???
SAlut salut!
Ny FATy no mivarotra an’i madagasikara sy ny fananan’ny vahoaka malagasy, tsy maha menatra azy ny mangorona sy mivarotra ny harena izay an’ny malagasy. Mitsangana dia andeha fongorina ny FOZA sy ny BITRO ao @ Tanana ho FATy.
http://fr.mongabay.com/news/2010/0131-100127-madagascar.html
François René
arabahina ê!
Momb’ay dia nianatra karazan-javatra atraminy « langues mortes » …ny tenin-drazako dia nianarako aminy famakiana gazaty malagasy , sy soratry JJ Rabearivelo , na angano isan-karazany…
mety daholo izany , rehefa tia miheritreritra ny afarany ity nosy hiarahana tiana ity…
Nanana namana » vraie blonde aus yeux bleus » ao tany tamatave : tena nahay teny gasy farany izay mazava , nianatra taminy « nenene « (mpitaiza azy )
Enga anie mijoro sy sambatra Madagasikara …
i gasy be ve efa 55 taona?fa maninona ny atintra no manohana an’ny Ravalo?indrindra bofy
kristelle , tsipoy â
enfin , tu as compris quelque chose : » les langues mortes » n’ont pas l’age de Rajouell…
« les langues mortes » ne sont pas enseignées à BARIKADIMY , il faut aller au moins à la Sorbonne…
MDR !
Misaotra any Fred amin’ny faniriana hifanoratra, omeo ny antsipirihany tokony hatao, any amin’ny mydago ny momba antsika koa raha mety dia any izany, mitovy fijer isika .
Efa somary niresaka an’io ihany aho t@myDago, fa nisy zavatra adinoko (details), ahazoana mifanoratra haingana. Tena Miala tsiny @GBD sy Anja sy….etc, fa tena faute be aho.
Mbola hanoratra any Mydago aho ve ? Toa tena manelingelina be azy ireo, ka izay no tsy hasahiko manoratra any intsony. Fa dia miandry fandaminana hoy KM, dia izay angamba no tsara atao sy efa andrasana !
Raha mitohy izao famonoana olona izao dia tena tsy rariny intsony ka !Mila TPI mihitsy izay efa vitan’ny foza izay !.
Azafady Beby Randriamanantena, tsy misy hisaorana izany fa samy mandray adidy amin’ny Tanindrazantsika daholo e !
Soava tsarà daholo ny rehetra namana.