Carlton Madagascar

Carlton Madagascar

Toa niteraka resa-be teo amin’ny mpanara-baovao politika ny « loa-bary an-dasy tsy manavaka » izay nokarakarain’ny Filoha mpiara-mitantana Fetison Rakoto Andrianirianana.Tsy nazava tamin’ny olona hiantefany ve ilay tolo-kevitra?

Sa zavatra hafa mihitsy?

Fa raha jerena amin’ity fehin-kevitra nivoaka ity anefa dia toa hita ihany fa tsy nivoana tamin’ny foto-kevitry ny satan’ny Maputo sy ny tovana Addis Abeba ny resaka, ndeha hoentinay aminao ny fehin-kevitra tinapaka tao:

Soso-kevitra loabary andasy – Carlton 4 febroary 2010 (pdf)
-



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Remise officielle des observations à l’UA
  2. Et qu a dit le Pdt Fetison ?
  3. Le sommet de l’UA statue sur Madagascar
  4. Maneno ny anjomara

39 Comments

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Maro tokoa ioreo olona tsy namaky ,na tst namoaboasana ny fifanarahana tany MAPUTO sy ny tovana nampiana tany ADDIS ABEBA..
    Isika Olon-tsotra mety tst nahita sy nahatsapa izany ,fa ireo Olona misahana ny fampiharana ireo fifanarahana ireo dia nahatsapa fa misy indr-kely na indro-be ,izay itan’izy ireo eo amin’ny fihetsik’ireo olona tsy miraika ,tsy manaraka na tsy miaraka mivory amin’ny sasany noho ny antony maro :
    -tsy fahatakarany sy ny tsy fahafantarana ny antony ivoriana ,tsy mahalala izany fifanarahana izany
    -tsy fanana fotoana mamonjy ireny fivoriana ireny ( magro..).
    -misy koa Olona tsy ao anatin’ny an-kolafy efatra (mouvances ).
    Noho izany dia misy an-kolafin’olona tsy miraika noho ireo anton’ireo ,any ka tsapan’ireto misahana ny fampiharana ny fifanarahana tany MAPUTO sy tany ADDIS ABEBA fa misy oOlona ,misy Malagasy tsy mihalangalana ihany fa toa tsy noraharahina ,toa navela teny amoron-dalana..teny !

    Inoako fa ireo antony ireo sy ny antony hafa no nanosika an’Andriamatoa FETISON RAKOTONIRINA nanao ity loha-bary an-dasy ,mba hahazoan’ireo Olona etsy ambony hahalala ny votoatin’ny fifanarahana resahina sy mba hanomezan ‘izy ireo ny heviny..

    Ataoko fa tena hetsika démocratique ny nanaovana io loha-bary an-dasy …Ny mampalahelo dia tsy natao tany ambohaloany izy io ..Nefa aleo tara ,toa izay tsy nisy ity loha-bary an-dasy ity..!
    Tsy mitombona mihintsy ny hendrikendrika etsy sy eroa manao hoa : »Mitady hanao mouvance vaovao Atoa FETISON »,
    na koa hoe : » Mitady haka ny toeran’ny Filoha izy ka mamorona mouvance ho azy..! ».

    Tsara ny mahamaro ny Malagasy mahafantatra tsara ny votoatin’ ireo fifanarahana ireo mba tsy hisy Olona ,tsy hisy Malagasy
    adino …
    Ny fahamaroantsika dia manome lanja ny fitakiantsika ny fampiharina aingana ireo fifanahana tany MAPUTO sy ny tovana nampiana tany ADDIS ABEBA..!

    Misaotra an’i MyDago nanokatra ity resaka ity..mba hahazoana mazava fa ny ny fanomezana sehatra hitenenin’ireo Malagasy tsy ao anaty ny an-kolafy efatra (mouvances) sy ireo Malagasy te hahalala ,nefa tsy manam-potoana mivory miaraka amin’ny maro noho ny asan’izy ireo dia tsy midika velively ho fika na ho fitaka na ho hetsika entiny hifaninana – hentanin’Atoa FETISON – amin’ny an-kolafin’ny Filoha RAVALOMANANA MARC !
    Fa nahoana Atoa FETISON no hanao izany ?
    Na iza ireo Olona manao « procès d’intention  » an’Atoa FETISON ,izy ireo tsy namaky io filazana eo ambony io ,fa ny fisainan-dratsin(izy ireo no ..no miteny sy manaratsy..avy hatrany !
    Inona marina no tetehin’ireo Olona nanakihana io
     » initiative personnelle « -n’Atoa FEISON io ?

    Sao mba mpamosavy malemy izy ireo koa ny havana an-trano no itsahana ?

  • KintanaMananDrambo dit :

    Mouvances 4 no nanao sonia !
    Anjaran’ny mouvance tsirairay avy, no mijery hoe : Ianareo miaraka amin’iza ??
    Ireo izay nanao sonia ihany no jerena, fa tsy tokony hiandry an’i Rabe, na Rakoto !
    Dia hiandry an’i Roindefo, izay tsy fantatra intsony izay misy azy ve ??
    Ka sao dia hamarotanareo saka be loha, ny mpanohana ny ara-dalàna Rangaha a ? Efa nifanenkena ny Satan’i Maputo ! Dia ampiarina io !
    Point – Barre ! Izay tsy manaraka no diso ! Tonga ny sazy izao, dia misy sahy hilaza indray hoe : Izahay anie ka tsy Mouvance Rajoelina ê ! Teo anefa tsy hita !!

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Tsy ny mouvances efatra sy ny Olona mitolona ao anatin’izy ireo ihany no tompon’ny Madagasikara ,na tompon’ny hevitra mahasoa ny Firenena..!
    Misy Malagasy tsy anatin’izany mouvances efatra izany..koa heverina fa tsy hoe tsy miraika amin’izay mikasika ny Fiainam-pirenena izy ireny ,fa mety araka ny filazako etsy ambony tsy afaka manarak’izy ireny noho ny antony samihafa..!Tsar tokoa raha hentanina izy irny mba tsy ho Malagasy miolonolom-poana fa mba mandray anjara amin’ny dinika mikasika ny fiainam-pirenena !

    Inona no maharatsy izany ? Malagasy ireny ary ny hetsika atao manentana azy ireo dia mendrika y mila tohanana !
    Ary ny fandraisan’izy ireo anjara amin’ny fandinihina sy ny fanohanana ny fifanarahana tany MAPUTO sy ny tovana tany ADDIS ABEBA dia arahabaina soa aman-tsara !
    Raha manantevina ny laharan’ireo mouvance izay tiany izy ireo ,iza no hanakana izany ary nahoana ?
    Zon’ny Malagay Rehetra sy tsirairay ny mahalala ny fifanarahana nosoniviana tany MAPUTO ary zony koa ny manohana na tsy manohana izany fifanarahana izany…!

    Koa ahoaka Isika tsy hanao toa ny Betsiboka ,ka tonga havana na namana dia mavomavo !

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Ireo olona ireo tsy hisavika andraikitra..Tsy izaho na ianao na izy ireo no voatendry nanao sonia tany MAPUTO sy tany ADDIS ABEBA ,fa izaho sy ianao ary ireo olona ireo dia miara-mitaky ny fampiarana ireo fifanarahana ireo..!
    Inona ary iza na aiza ny olana ?
    Izay ny entana nanaovana ny lohabary an-dasy..:Mba ho maro Isika no manery ny mouvances efatra hampiatra ny fifanarahana nosoniavin’izy ireo !

  • KintanaMananDrambo dit :

    Ilay izy anie dia resaka efa nazava e !
    Ankolafy iray no manao sakana ! Anjaran’ireo sampana sy mpanohan’azy ireo no mifandamina !
    Ny Telo hafa, dia efa vonona hatry ny ela ! Amiko dia nanome vahana an’ny mpanongana iny, satria, ataony izay ahitàna irika, mba tsy handrosoan’ny raharaha ! Efa volana aogositra anie, no natao ny sonia voalohany e !
    Azoko daholo ny tianareo ho lazaina !

  • RAARY dit :

    i fetison te handaka an’i Ravalo iny fa tsy nisy zavatra hafa saingy tratra ny tetiny satria mpitikilon’ny frantsay izy. ny gasy oa dia tay raha hamadika nefa vola nga hoentinao any ampasana.

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Mazava hoe ? Inona o mazava ?
    Ny itan’ny masntsika dia ny fizirizirin-drajoelina izay fiasana eo am-pelatanan’olomaro toan’i tsirahonana ,andriamanato hasina ,ramaroson alain ,ny miaramila mandray vola sy ny frantsay ary karana monina ao M.kara !

    Itan’ny maso koa ny mouvances telo izay dradraina ny fisiany !

    Ny mouvance RAVALOMANANA MARC dia mivory na nampivory ireo olona manohana azy etsy Akorondrano !

    Mba mivory aiza ary oviana ny mouvance ratsiraka sy ny mouvance zafy ?

    Dia nalefa ny fika voalohany : tsy eny Magro intsony no mivory fa eny Anosy..Tsy nisy vokany ,tsy nisy kabary toa fony teny Magro..
    Dia iny idray ny fika faharoa : ny mouvance tel (ravalo ,ratsiraka ,zafy ) dia atao hoe mouvance M.kara ary mivory eny Anosy…!

    Tsy nahomby ity tetika dia nalefa ny fanaratsian’
    Atoa FETISON sy ny fisamborana azy…!
    Tao orian’ny kabary nataon’i J.PING manao hoe : »Remuez-Vous ,N’aalez pas croire que Nous allons-Nous battre à votre place ! », dia niantso ireo Malagasy tsy dia rotitra amin’ity ady ataon’ny Malagasy ity Atoa FETISON ,ka nanasa azy ireo hanatrika ny lohabary an-dasy..!
    Dia nohararaotina izany ho toa ny fitadiavana lalana hamadhana ny mouvance RAVALOMANANA MARC

    abatabata fotsiny izany mba nanapotehina ny mouvance RAVALOMANANA MARC alohan’ny 06 février -date farany nomen’ny GIC hahazoan’ireo mouvance manome ny heviny mikasika nyfampiarana ny Acords nosoniavina tany MAPUTO sy tany ADDIS ABEBA..
    Ny mouvance RAVALOMANANA MARC efa nandefa ny azy tamin’ny 31 janvier 2010..!

    Nanomboka tamin’ny alatinainy 08 février teo dia niverina eny Magro ilay atao hoe mouvance M.kara !

    Iza maina ireo olna tonga eny amin’ny Magro ? Firy ny avy amin’ny mouvance zafy ,firy ny avy ami’ny mouva,ce ratsiraka ,firy ny avy amin’ny mouvance ravalomanana marc..?
    Inona no niresahana rajoelina tamin’i ratsiraka taty frantsa ?
    Inona no kenojenon ‘ ireo mpanolo-tsainan’i rajoelina..,
    ARY AIZA MARINA NY POROFO FA TENA MIFANOHANA SY MIARAKA NY MOUVANCE TELO ?

    SAO AFENINA AO AMBADIKY NY MOUVANCE MADAGASIKARA NY TSY FITVIZAN-KEVITRA ?
    RY KITANA MDR : AO NO MATORY NY SAKA BELOHA LAZAINAO !

    IMPIRY ARY OVIANA NO NISEHO VAHOAKA NIARAKA IREO LOHANDOHAN’NY MPISORONA N’IREO MOUVANCES TELO ?
    AVY AMIN’NY MOUVANCE AN’IZA IREO MIFANDRAY TENDRO AMIN’NY MOUVANCE RAJOELINA ?

    IREO NO TSY MAZAVA ,ARY IREO ANONTANIANA IREO NO MAMPIKATSO NY FAMETRAHANA NY TETEZAMITA TSY MANAVAKA IRAISANA…!
    ZA NO MOUVANCE TADAVINA AVAHANA ?
    FANTATRA IO MOUVANCE IO FA SAROTRA AMIN’IRETSY MPANAVAKA NY MANAO IZANY..

    TSY NIOVA NY HEVITRA SY NY TANJONA NOKENDRENA TALOHAN’NY COUP D’ETAT TAMIN’NY 17 MARS :
    ESORY RAVALOMANANA MARC !

    ARY VAHOAKA..? IZAY TSY NIFIDY NY FILOHA RAVALOMANANA MARC INDROA NISESY ARY TSY NANOME VATO MAFONJA NY MPANOHITRA..TAMIN’IRZEO FIFIDIANANA MARO NATAO TAO ANATIN’NY FITO TAONA..!

    AZA DIA VARIANA AMIN’IZAY FIHETSIK’I RAJOELINA FA MBA ARAHO MASO IREO MITADY HITONDRA NY BAOLINA ATRIZAY ,SAINGY TSY MISY MANAO « PASSE  » AZY IREO !

    IO LAFIN-JAVATRA IO NO TSY MAINTSY IFIKIRANA MAFY AMIN’NY FAMPIARANA NY FIFANARAHANA NOSONIAVINA TAY MAPUTO SY NAMPIANA TOVANA TANY DDIS ABEBA..!

  • Mijoro dit :

    Hono hoa ry Dr.Robin:“Inona ary iza na aiza ny olana ?” hoy ianao.
    Raha miampy ve ny olona maneho ny heviny aminao dia ho vita io? Tsy hoe zava-baovao anie ny satan’I Maputo sy ny tovana tany addis-Abeba ka mila antsoina aingana ny olona haneho ny heviny e!
    Betsaka tokoa ny Malagasy naneho ny heviny vao vita I Maputo tamin’ny 09 aogositra 2009, saingy herisetra sy habibiana hatrany no nataon’ny FAT an’ireo vahaoka izay mitaky ny fampiarana ny fifanarahana vita sonia.
    Izy manao antso an’io loabary an-dasy io aza miery sao enjehin’ny Fis nefa ianao olona co-président.Ny Malagasy iza indray no mbola heverina tsy mahalala ny tokony hampiarana an’I Maputo sy Addis-Abeba?
    Maha lasa eritreritra ihany.Tsy dia hitako ny vokany hatramin’izao.Toa nanome vahana ny mpanongam-pajakana marina ilay izy.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Mijoro, Dr C.R.,
    Dia samy mba manana ny heviny aloha, fa raha izaho manokana no teo amin’ny toeran’i Fetison, dia mbola tsy nitonontena ho Co-président aloha, raha tsy efa nazava ny resaka rehetra ! Teo ny lesoka !

  • Fred dit :

    ANTSO AVO ATAON’NY GTT INTERNATIONAL

    ANTSO AVO
    Antsoina ny malagasy rehetra tia tanindrazana sy ireo izay resy lahatra fa ny firenentsika dia tsy ho vanona raha tsy fehezin’ny lalàna, mba ho avy ao Genève ny alatsinainy faha-dimy ambin’ny folon’ny volana febroary, taona folo sy roa arivo.
    Ho avy ao Genève mantsy ny solontenan’ny foza tarihin’i Norbert RATSIRAHONANA izay tohanan’ny mpanangan-tena ho foza: Rajemison Rakotomaharo, hampiaiky ny vondrona iraisam-pirenena ny fanjakana Faty.
    Ataontsika mahazo felaka toy ny nahazo ny filoham-poza tany New York no hahazo ireto foza iraka hitonantonana ao Genève ireto.
    Koa manentana antsika rehetra ho tonga marobe hanehoana fa tsy ekentsika izany. Mitohy ny tolona ary tsy mijanona raha tsy mandresy
    Masina ny tanindrazana.
    Izany hetsika izany dia atao eo amin’ny PLACE DES NATIONS manoloana ny lapan’ny vondrona iraisampirenena, manomboka amin’ny raikambinifolo maraina ka hatraminy telo tolakandro;

    Samia ary mandray andraikitra !
    Sa tsy izany ry Dr CELESTIN ?

  • NIKSON dit :

    Ny tenako manokana dia tsy dia nahalala loatra an’ity Fetison ity raha tsy vao haingana. Amiko dia manana ny fahaiza manaony izy amin’ny politika saingy manahy aho sao dia hanao Alain Andriamiseza bis ilay Ranamana ity izany hoe ataony fitaovana hahazahoana place ny mouvence ka na ho ministry ny fat aza tsy olana rehefa mahazo poste. Fa ny zavatra mahagaga koa dia ity resaka volabe nomen-dRavalo ny zandary ity. Asa aloha raha marina io na tsia fa raha marina io dia tena hadisoana be vava ny nanaovana azy satria tsy dia azo atao loatra ny mamafy vola fahatany.
    Hitako fa mihena dia mihena ny olona mamonjy ny tolona eny amin’ny Magro. Manomboka leo na dia ireo vahoaka nazoto tamin’ny taona lasa aza. Amiko dia tokony hatsahatra aloha ny tolona isan’andro fa tokony hatao isan-kerin’andro ary aoka mba hisy tetika maty paika.
    Farany dia mba miangavy anareo Mydago mba hiresaka amin’ny moderateur ny site tim fa efa ela no boque ny ip ary tsy afaka miditra ao intsony ny tenako. Zavatra hitako anefa fa mihena hatrany amin’ny 58% ny mpiserasera ao ka tokony ho jerena ity sivana ity. Jereo tsara fa vitsy ihany ny tgv manoratra ao ka aoka re mba ho libre ny fanehoan-kevitra fa io anaovana sakatsakana io no efa nahavoa antsika hatramin’izay dia mbola ho tohizana foana ve???

  • gasybe democrate dit :

    les plats réchauffés risquent de finir par faire boule de gomme…
    Il nous faut avancer en innovant nos idées et infos……….

  • zay dit :

    Amiko dia tsy tokony nasiana loha-bary an-dasy intsony satria efa mazava tsara anie ny lalàna tokony ho hapiarina dia ny Maputo sy Addis abeba ka raha misy miziriziry tsy hampiantra izany noho ny fitiava-tseza dia avelao hiatra aminy ny sazy fa tsy olona marenina izy ireo fa au contraire lava sofina daholo ka inona no mbola handanian’andro @ ireo na ny antsoantso isanandro teny @ Magro sy ny radio fahazavana fotsiny ihany aza! Efa hitan’ny UA anie ny fanirian’ny mouvances 3 hampitra ny Maputo é !Fandanian’andro ary mampiteraka resa-be izay tokony azo hialana, any ka ny vahoaka madinika tsy mahalala intsony ny tena izy fa hahodikodina toy ny tandrimo!!! AVELAO HIATRA NY SAZY TOMPOKO FA RAHA TSY ZAY TSY MISY FAY NY FATY SY IZAY MBOLA HANANA ERITRERITRA HANONGANA REHEFA VITA NY FIFIDIANANA PRESIDENTIELLE§ MISAOTRA TOMPOKO

  • gasybe democrate dit :

    Raary
    aza dia henjana laotra ,raha tsy misy porofo mazava…

    Mety mihaihay , fa aza maneloka mihaloha….faly be eo ny foza.

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Kintana MDR ,
    Tsy Atoa FETSON no nitono-tena ,na nanendry ny tenany ho « co-président  » fa ny fivorian’ny 4 mouvances no nanendry :
    -1 président :rajoelina
    -2 co-présidents :Atoa FETISON sy Atoa RAKOTOVAHINY !
    RAARY ,
    Izao teny tsy misty porofo entinao izao no tena poizina..etoamin’itony tranokala itony : miafina ao ambadiky ny tamboho ( anonymat ) vao sahymiteniteny foana !

  • Arivolahy Tsy Maty Indray Andro dit :

    Ny ahy dia tohizo tolona fanoherana ny foza, ny manongan-panjakana ary ireo frantsay. Misy ireo sata nifanaovan-tsonia ka tokony ampiharina dia ampiharina, ireo mouvance 4 ireo amiko no acteurs principaux ny crise dia ao amiko no vato misakana ny tsy fandehanan’ny raharaham-pirenena, tsy andeha hitady aho mouvance hafa ampidirina ao.
    Tokony ajanona ny mifanatsatso e, atambaro ny hery, ny fifanakalozan-kevitra toy izao avec une certaine objectivite no tanjona ary aoka ialana ny mifandrirotra @ tsy misy dikany raha misy :) fa mahafaly ny foza.
    Mankasitraka antsika rehetra eto, izay manana relation @ Reporter Sans Frontiere dia aoka haneho izao habibiana tsy roa aman-tany izao, afaka mi-coordonner an’izany ve MyDago?
    Fantatro Fetison Rakotonirina fa olona iray afaka mieritreritra @ izao tolona izao, mila ampiana izy…ny frantsay sy Rajoelina manko dia tsy manao afatsy ny mana-padoha ny bon leader Ra8 fa efa may ny endimboajony nefa mila ny fanohanan-tsika koa.
    Mitohy ny tolona

  • joey A dit :

    tompoko
    ny any M Fetison dia » ny anongotsongona ny maty no tsy andevenambelona » vita izy iny tsy miova ny tatitra fa Maputo sy Addis ihany ka anjara Ny Filoha Marc Ravalomanana no miresak aminy ny mahasoa an’i Madagascar !!

  • akamasoa dit :

    Dr. Robin>>
    Ny olona sahala amin-dr’fetisahona no mpanondraka rano mangatsiaka ny afom-pitolomana. Isaky ny mihetsika i fetisahona dia mihena foana ny atouts-n’ny légalistes. (carlton, sns…) Raha ny lojikan’i fetisahona no arahina dia hiditra ofisialy ho zanatany frantay isika ary ho Con-president à vie izy…

    Tsy misy iraharahian’i fetisahona izay fampandrosoana ny firenena izany fa ny fandeferana sy fanaovana oui oui amin’i domelina no tetiny. Ny tena mahagaga dia tena tsy mahay mifidy olona hiara-miasa aminy mihitsy i Ravalomanana

  • peuple malgache dit :

    RAVALOMANANA VOMIS PAR LES VRAIS VAHOAKA DE MALGACHES!
    RAVALOMANANA=ASSASSIN! RAVALOMANANA=LA PAUVRETE!
    RAVALOMANANA=VOLEUR! LES PEUPLES MALGACHES NE VEULENT PLUS DE RAVALOMANANA ET Cie!
    LA VOI DU PEUPLE DIT QU’ON NE VEULENT PLUS DE RAVALOMANANA! RAVALOMANANA=NON! NON!NON!NON! A L’INFINI……………………………….

  • KintanaMananDrambo dit :

    Dr C.R.
    Fanontaniana roa na telo, no hamaliako anao ! Mba nisy minisitra vitsivitsy ( Mouvance Ra8 ) koa anie, tokony NANDRAY ny toerany avy, rehefa vita sonia ny Tovana tany Addis Abeba ê ! Ka nahazo ny toerany ve izy ireo ?
    Raha tsia, inona no antony ?
    Aiza ny atao hoe SOLIDARITE ?
    Eo ny hiteny hoe, misy maha tsara azy ny nandraisan’i Fetison an’ilay Toerana maha Co-Président azy ( tsy ho tanisain-tsika eto daholo izany ), fa amiko io fanekena io, dia fihidirana tao amin’ny « lalao », anisan’izay noman’ny FAT !Io fahazaran-dratsy, manao zavatra kitoatoa lava io no mahavoa ny Gasy ! Rehefa manao zavatra, dia tokony mba atao tsara !
    Tsy miady io, « Vita Gasy » na  » Atao Ady na Fomba Gasy » lava io !

  • KintanaMananDrambo dit :

    Ho fanampin’ny resaka ! Nisy somary tezitra vao tsy ela, satria noraisina ohatra ny ekipa mpanao baolina an-kitra, na basikety,sns… ! Raha hihaona ny ekipa roa, ka misy tsy manara-dalàna ny andaniny iray, dia mihato ny fifanindranana !
    Tsy manomboka ny lalao, raha tsy efa voalamina ny disadisa rehetra !

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    KINTANA MDR ,
    Tamin’ny fivoriana hametrahana ny tetezamita tsy manavaka nanaraka ny charte de MAPUTO dia NOTENDRENA ny mouvances efatra :

    -ny président-n’ny tetezamita (rajoelina :io no hadisoana lehibe !)
    -ny co-président roa :Rakotonirina Fetison (mouvance Ravalomanana Marc sy Rakotovahiny (mouvanve zafy)
    -ny praimistra (mouvance Ratsiraka )
    iZANY NO TANJONA TRATRARINA

    Kinanjo ,iny rajoelina no nilefa ary nanangana gvt iray indray…
    Eo Isika izao
    Raha niteny aho « Miraviravy tanana Isika ) dia tamin’io fotoana nametrhana ny tetezamita !

    Lasa rajoelina ,amiko niala izy ary mandà ny charte de MAPUTO ,dia tsy ilaina ny manambiamby333

    Iza ireo manambitamby sy nanome toky azy fa mandà ny MAPUTO izy dia tena tsara..!
    Mihitsoka eo ireo..

    Dia ary fa tezitra ny USA noho ny sakana ataon-drajoelina ,izay novokosan’ny frantsay sy tsirahonana , iny koa fa tezitra ny GIC ,izay nanome fetra farany ary nanosika ny mouvances efatra hilaza ny heviny alohan’ny 06 février 2010:
     » « HANAIKY SA TSY HANAIKY NY FAMETRAHANA NY TETEZAMITA  »

    Ho hita anio na amin’ny andro manaraka ny didi-pitsrana norain’ny GIC !
    Tsy fantatro izany fanekena noforonin’ny FAT..
    Ary mbola heveriko fa ny mouvances efatra no nihaona mba anendry ireo olona hitondra ny gouvernement..Anisan’ny olona voatendry ny mouvances efatra izy ho eo amin’ny toeran’ny co-président !
    Ny ministresn’ny tetezamita dia efa votendry daholo..
    Ilay gouvernemen-n’tetezamita anie efa voatsangana fa i rajoelina no nisitaka dia namorona gvt ho azy..!

    Ny fanalàna io sakana sy bodongerona ataon-drajoelina io no handrasantsika avy amin’ny GIC izay hanome « ny lakile  » hamohana ny varavarana mankany amin’ny fametrahana indray ireo GOUVERNEMENT DEJA NOMME PAR LES 4 MOUVANCES MALGACHES !

    J’ai la muvaise impression de dire et redire la même réalité !

    La SOLIDARITE ? Mon Dieu !
    Elle existe belle et bien ,mais Nous Malgaches parlons trop ,mais ce que faisons ou vivons n’ a rien à voir avec nos paroles..Ce ne sont que des paroles..

    La question de solidarité que vous posez s ‘ adresse à TOUS LES MALGACHES ,qui connaissent des rayons des ohabolana ,qui Nous expliquent l’intérêt du Fihavanana..(mitabe tsy lanin’ny mamba ,ny hevitry ny maro mahataka-davitra ,y tao-trano tsy vitan’irery..sns ,sns )
    « Isika dia lasa-ko vavany fotsiny ! »

    Hoy ianao hoe :  » Tsy manomboka ny lalao raha tsy voalamina nydisadisa ! »
    Ao anatin’ny accords natao tany MAPUTO izany.

    Ny « lalao « notsipihin’ny accords dia ny FIFIDIANANA ,izay tsy hefana raha tsy mandry ny Tany sy ny Firenena ,raha ty miverina amin’ny laonin’ny fiandrianam-pirenena izay mipetraka eo ambonin’ny institutions constitunnelles ,ary mitombona ny FITSARANA TSY MIANKINA ,AFAKA ARY TY MANGOVITRA , ARY MITANDRO NY FAHAMARINANA(mise en place d’une JUTICE INDEPENDANTE ,LIBRE ,FERME ET JUSTE QUI DICTE ET APPLIQUE LA LOI AU NOM DU PEUPLE MALGACHE ).
    Ireo ny valin’ny fanontanianao r’i Kitana MDR !

  • akamasoa dit :

    Dr. Robin>>>
    Mbola manantena an’ity Maputo sy Gic ity foana ve ianao sy fetison?
    Ny GIC dia ny frantay no manana ny teny farany ao.
    Ny Etazonia sy ny Eoropeana dia manaraka ambokony ny frantay.

    Na hanao loabary an-dasy faninjatony aza ianareo sy fetison tsy izany mihitsy no ivahan’ny olana.
    Mandrebireby vahoaka fotsiny ny tsi-filazàna hoe iza no tena fahavalo.

    Raha ny bala rora no nahafaty efa matin’i fetison ddaholo ny fahavalo … ary efa ela izy no president fa tsy con-president

  • KintanaMananDrambo dit :

    Dr C.R.
    Aza fady, fa toa lasa resaka manao aller-retour ilay izy !
    Azoko, ary dia azoko daholo ny voalazanao rehetra, ary koa fantatro tsara koa ny fandehany !
    Ho hita eo e !

  • HoAiza dit :

    Aza entim-po, fa indrindra mankahala ôa! Critiques, fa positives no atao!
    Ny tegna samy tegna ihany ro eto…

  • KintanaMananDrambo dit :

    HoAiza,
    Tsy aty aloha izany ê !
    Ny mouvement ataon’i JMC, sy ireto parlemantera frantsay vitsivitsy ireto izao, no tokony ho jerena !

  • gasybe democrate dit :

    Eny wa ry Hoaiza
    sarotra ny tsy mitovy diapason…
    Indrindra ho an-ntsika niharaka , sy nanaraka ny fandehan-javatra teto , sy taminy topmada atraminy vaolohany…
    DCR ô
    raha nandona mafy anao ry zalahy tany aminy site afa : dia avelao any izany resaka tapodimiverina izany…
    Mpiara-mitolona intsika : tsy mety ny manao « pensée unique » , azo izay heverina fa lazaina marina , fa tsy azo terena ny sasany « pour un sceau de conformité »
    Tous les amis sont conscients qu’il doit y avoir une convergence , malgré toutes les sensibilités différentes.
    Hajanony azafady ity fomba ity , sao dia ataony foza faly be hoe « stalinien ».
    Enga anie ka tsy « sous-marin » dry zalahy ianao…

  • HoAiza dit :

    Bonjour KM et GB.
    Dia misaotra amin’ny tari-dalana, fa rahefa manam-potoana kely dia mitselika mijery io lazainao io ry KM.
    Fa ilay anti-..8 naniraka hijery tany @ tribune.com zao no mba tsara raha manopo maso any mikasika ny vao2 androany.
    A plus daholo!

  • gasybe democrate dit :

    KM
    inona ity JCM ity ?

  • KintanaMananDrambo dit :

    Efa voalazako ihany izy io, fa dia nisy fivorian’ny HAUTS GRADES-n’ny Tafika malagasy hono teny Ambohitsirohitra, ka nanatrika an’io fivoriana io, i saténié !

  • gasybe democrate dit :

    Ny parlemantera vozongo ?
    je me roulerai par terre MDR……
    Bonnet blanc et blanc bonnet
    J’ai lu le dernier rapport du Bilan économique du Monde sur Madagascar !
    => le terme PUTSCH est banni !
    => TGV aurait été « porté » au pouvoir par un mouvement « populaire » (sans préciser qques milliers à Tana su 19 millions…)
    => il aurait eu l’ »appui d’une partie de l’armée  » sans sire qu’il s’agit de DISSIDENTS !
    La MANIPULATION et la désinformation du journal le MONDE continuent pour desservir Ravalomanana .
    En 2002 ce journal lui trouvait même un sourire « carnassier »…la journaliste-reporter résidait en Afrique du sud…
    TSY MIVIDY IO GAZETY TSY MANJARY INTSONY AHO , aleko gazety ekonomika tsy mila mandoka Sarkozy sy ny forongony…des parlementaires AU PIED!

  • gasybe democrate dit :

    Inona ny hataony ilay gaigy satenié any aminy fivoriany miaramile GASY…tena « allégence de petits esclaves soumis »
    BEURK hoy Nadia.

  • KintanaMananDrambo dit :

    GBD,
    Io lazainao farany io, dia misy milaza mihintsy fa manana birao, ao Ambohitsrohitra !
    Manarak’izany, dia misy amin’izao fotoana izao, parlementera frantsay, manao campagne de soutien, ho an’ireo mpanongana ireo ! Mazava aminao amin’izay ?
    Avy any amin’ny dpt-n’i Oise (J-F M ), no hita fa anisan’ny mpitarika !

  • nadiagrondier dit :

    coucou! salama daholo ve efa nidina ary ambany ilay sary ka tonga aho itady ny mahasoa ny Tanindrazana

  • gasybe democrate dit :

    KM
    rehefa miverina ny ara-dalana :
    aza adino MIHINTSY : sazy farany izay enjana ho ay ireto mpanongam-panjakana ireto ,rajoeline SY NY FORONGONY nanao « collabo » sy mangalatra (na hoatra fontsiny aza ny bois de rose ny réserves nationales) ,
    IL NE DEVRAIT PLUS ETRE QUESTION QU’ILS CONSERVENT LEURS BIENS ACQUIS PAR LA CORRUPTION ET LA PREVARICATION.
    Cela les « punirait » de manière marquante et JUSTE pour le peuple.
    Je l’ai toujours dit Ravalomanana avait commis une faute lourde en ne touchant pas au système et aux biens (particuliers ou entreprenariaux) de RATSIRAKA et de ses acolytes..
    Il était aisé de les NATIONALISER.
    Ce fut le cas pour Marcos ou le shah d’Iran.
    Il ne faut pas que ce genre de GANGSTER se croit constamment autorisé et impuni de surcroit.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Coucou inona ? Maninona no miafina ? MDR !!!

  • KintanaMananDrambo dit :

    GBD !
    Zany mihintsy !!

  • nadiagrondier dit :

    ahoana ny fahitanareo ny fandehany izao,maninona ianareo tonga dia mihika fandresena?mbola sarotra ny fandidiana havako

  • KintanaMananDrambo dit :

    Fa ahoana hoy i sarla ?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site