
Ota sy Fady
.
.
.
Samy mikatsaka izay hivoahan’ny Madagasikara amin’izao krizy mianjady amintsika izao izay rehetra mahatsapa fa olom-pirenena tompon’andraikitra, ireto misy fanambarana tonga teto aminay hampitaina aminao mpamaky.
Ota sy Fady – Raikikevitra (pdf).
.
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:

inona zany ota sy fady?
Tsara no manamafy fa ota sy fady ny fanonganam-panjakana, mila haverimberina any ampianarana io mba tsy hiverenany intsony eo @ tantaran’i Madagasikara ary tsara ho fantatra fa izany Adry Nirina RAJOELINA IZANY NO MPANONGAM-PANJAKANA voalohany teto Madagasikara, ny taranany dia nampidin’ny Radama II saranga satria mpiloka, tandremana sao miverina ny tantara @ taranany any aoriana any.
Masina ny tanindrazana.
Ota sy fady , dia mamadika ry tsipoy kely â
TRAITRISE hoy ny vozongo !
ELA IZAY TSY NAHITAKO ANAREO TETO IZAY EH!!!
SALAMA ALOHA RY HAVAKO ABY. NANDEHA TAMBANIVOLO FA NISY OLANA KELY DIA IZAO NDRAY VAO TONGA ETO. SOA FA VITA TSARA NY LALANA NAMBOARIN’I RAVALOMANANA DIA TSY MANAHIRANA NY FIVEZIVEZENA. RAHA TALOHA IZANY DIA NALEHA DIANTONGOTRA 2 ANDRO. NA TSY FIHINANA AZA NY LALANA DIA MANAMPY AMIN’NY FOTOANTSAROTRA. ETO MANKO NO MBA TENA AITANA NY VAOVAO MARINA FA RAHA HIANDRY NY RADIO SY TVM DIA ANDRASO EO I PAOLY.
Vivre libre ou mourir