.
« Tsy handray anjara velively amin’io atrikasa karakarain’ny ankolafy Rajoelina io izahay » hoy ny Filoha mpiara-mitantana Fetison Rakoto Andrianirina raha nihaona tamin’ny mpanao gazety ny Ankolafy Ravalomanana Marc. Fandaniam-potoana fotsiny izany. Ny fampiharana ny satan’ny Maputo sy tovana Addis Abeba ihany no vahaolana.
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:




Marina ny an’ny ankolafy Ravalomanana. Tsy ilaina akory ny mandany andro amin’ny atrik’asa tsy hahitam-bokatsoa fa anilikilihana anareo indrindra fa ny Filoha Ravalomanana izay tsy tian’ny FAT maizina.
Raha niverina amin’i Andry Rajoelina ny fahendrena dia manaja ny satan’ny Maputo sy ny tovan’i Addis Abbeba izy, dia voavaha ny olana. Saingy mamy loatra ny fahefana ka tsy hainy ny mampandefitra ny hambo-pony na ho faty eo aza ny vahoaka Malagasy iray manontolo.
Ne faites pas semblant de ne pas comprendre que nous savons pertinemment quel entêtement vous mettez dans votre objectif: reconnaissance, toujours reconnaissance.
Pire, ENTRAÏNER les autres partis politiques, à plus forte raison les quatre mouvances à vous suivre, de ce fait c’est l’unilatérisme qui l’emporte et donc la transition tant attendue est votre HAT.
Comment vous faire savoir qu’aucune de toutes vos manigances n’y fera.
Rien d’intéressant ne se passerait tant qu’il n’y a pas retour sur les tables de négociations: les accords dûment signés de Maputo et actes additionels d’Addis Abeba.
METTONS-Y L’ESPRIT!
« Sans qualité », Quelle bonne chance pour vous ces » Maputo et Addis-Abeba,sinon déguerpissez car votre présidence ne fait qu’envenimer la vie du peuple malgache .
Ary tsy mazava ny resaka fa toa miady ny mouvence Ravalomanana, ny sasany hanao hetsika eny amin’ny magro nefa ny jeune tim hanao hetsika eny amin’ny toerana hafa. Atahorako hisy hisitaka ndray rehefa tsy tafiditra ho mpitarika ao amin’ny atoko tim. Mampalahelo ny vahoaka mba miantehitra amin’ny mpanao politika nefa ny azy ny tombotsoany manokana no mahamaika azy.
Raha ny fahafantarako dia hamboly hazo (reboisement) ny antoko Tim.
Tsy hisy fisarahana izany ireo raha mbola eo ny prezida Ra8 ê: ny tompon’ny copyright dia iray ihany!
Tena marina ny hevitrao r’i Nikson !Mety Tsy ho tsara raha toa ka manao Hetsika manokana ny mouvance Ravalomanana. Fa aleo ihany manao hetsika mitambatra, fa ny vahoaka akory tsy adala, fa ny masaka ao an-dohany dia ny Fiverenan’i SEM Ravalomanana eo amin’ny Fitondràna.
C’est ce qu’on appelle « en panne d’initiatives »!
On constate maintenant le peu d’étendue analytique et le manque d’objectivité de la HAT et de ses sbires! On recommence toujours avec les mêmes,…. et on se retrouve de plus en plus lésé et de plus en plus traité d’IMBECILE ET D’ECERVELE!
Et le comble, c’est que des personnages soi-disant « inventifs et analystes » comme ces c…. de Zazah, Asterix, …. sont sous les ordres d’un imbécile comme Andry RADOMELINA. Mais que veut-on: QUI S’ASSEMBLE SE RESSEMBLE! WWWWAAAAOOOUUUUHHH!
mais que disent-il, tous ces Commentaires ci-dessus? sans queue ni tête, mais peut-être ce site est fait pour çà, pour la masturbation des zanak’idada?
Pour verser dans votre n’importe quoi, votre SG des jeunes TIM, quelle tristesse quand on pense que son père a lutté et a été emprisonné par les vazaha blancs et mainty car il luttait pour l’indépendance de mada et pour sa souveraineté nationale en 1947. Et voilà que son traitre de fils ne parle et n’agit que pour ceux qui veulent voler la souveraineté de mada, qui n’acceptent pas que les gens aillent voter car c’est juste andry rajoelina qui demande ces élections; pitoyable d’ailleurs, et inoui de refuser des élections, qui sont la forme même de la démocratie. RA8 ET VOUS ET LA SADEC GIC UA : MEME SLOGAN =NON A LA DEMOCRATIE VIVE LA DICTATURE
t’às qu’à rester babakoto môsieur babal, en lisant ton commentaire on constate qu’il n’y a vraiment pas de tête ni queue , ça parle de tord à travers , ton com n’a aucun sens !!!je te souhaite quand même bonne soirée !
Parlons peu et parlons bien..!
Actuellement ,les quatre mouvances sont appelées à mettre en place la transition consensuelle etinclusive..!
Le GIC -groupe de contact international – qui représente la Communauté intenationale donnera son verdict le 17 mars 2010..,verdict qui se base sur les réponses de chaque mouvance apportée à la question suivante :
» Etes-vous pour la mise en place dela transition consensuelle etinclusive.. »
Et chaque mouvance ayant accepté et signé toutes les dispositions des accords de MAPUTO et de l’Acte additionnel d’ADDIS ABEBA.!
Le 17 mars 2010 ,Nous serons OFFICIELLEMENT FIXES SUR LES REPONSES DE CHAQUE MOUVANCE..!
Si une mouvance refuse de mettre en place la transition consensuelle et inclusive ,alors que
cette mouvance a signé en toute liberté ces accords et cet acte additionnel ,
cette mouvance s’est mise ipso facto ,de sa propre
volonté en dehors du cadre d’application de ces accords et acte additionnel..
C’est une ato-exclusion..dont je connais pas la raison et l’objectif…!
Les mouvances qui ont répondu favorablement à la
…suite
…C’est une auto-exclusion..dont je connais pas la raison et l’objectif…!
Les mouvances qui ont répondu favorablement à la
question posée par le GIC sont CONDMNEES A METTRE EN PLACE LA TRANSITION CONSENSUELLE ET INCLUSIVE ENVERS ET CONTRE TOUTE TERGIVERSATION ET TOUTE OPPOSITION..!
Car cette obligation découle et de la teneur de la question du GIC et surtout constitue la la juste disposition pour débloquer cette crise artificielle.et ainsi permettre de poursuivre l’application des accords de MAPUTO et l’Acte additionnel d’ADDIS ABEBA..!
- la pacification de tout le Pays : rétablir l’ordre institutionnel , assuer la sécurité publique
-organiser le réapprovionnement des Malgaches en ppn : remettre en marche les usines de production ,les circuits de distribution….
-préparer l’élection présidentielle pour que les
Malgaches puissent choisir ,élire ,l’homme ou la femme digne ,apte ,crédible pour diriger la re-constuction du Pays ,relancer la situation soci-économique et gérer le développement avec les aides internationales et bilatérales..!
NOUS NE DEVONS PERDRE DU TEMPS ET NOUS DEVONS CONTRER TOUTE TENTATIVE DE DETORNEMENT DE CETTE VICTOIRE DE LA POPULATION TOUTE ENTIERE..
ET SEULE CETTE ELECTION ,VOULUE PAR TOUS , CAUTIONNEE PAR LA COMMUNATE INTERNATIONALE SERA L’OCCASION OFFERTE AUX MALGACHES LE POUVOIR SOUVERAIN DE DONNER SON AVIS…EN ELISANT LE OU LA PRESIDENT(E) DE LA REPUBLIQUE DE MADAGASCAR..
CHAQUE MALGACHE DOIT SE PLIER ,DOIT ACCEPTER ET RESPECTER LE VERDICT DES URNES APRES L’ELECTION !
Pour les écervelés et les pseudo intellectuels qui bavassent sans rien comprendre sur l’élection ,il faut qu’ils ré-apprennent ce qu’est la liberté ,la démocratie et l’élection dans un pays démocratique..!
Ceus qui crient démocratie par ci ou démocratie par là ,sans en comprendre le sens ressemblent ressemblent à des perroquets tout verts !
OUet ainsi
PROBLEMAN I MADAGASIKARA KOA NO HOVAHANA NEFA DIA TENY FRANTSAY NY BETSAKA , SSHH
NY GASY NGA MAHAY MITENY FRANTSAY AFA TSY 5% EO MONJA.
NGAMBA KOSA NATAO HOVAKIAN NY VAZAHA ITY RAHARAHA ITY DE IZY NO MAMAHA NY OLANA.RAHA SAMY TSY HO HAY VAKIANY SARABABEMBAHOAKA IHANY MANINONA RAHA ATAO TENY SINOA! ; voazanaka hatrany aminy tsinaimantiny.
ita woa za mou efa tsy miteny intsony,lazaina fa tsy voazanaka nefa manaiky ho zanahana inona ny hitenenako fiteninolona?ny ahy aza rehefa taitra lohako itenenako Gasy rehefa tsy fantany ilaozako eo toa izy tsy mety mianatra teny Gasy kou ny tsy hitenako ny teniny fa mahatsiravina ahy
du calme r’i rakoto â!
matoa manana ordinateur sy mandany andro eto @ internet dia mahay mamaky sy mahafantatra teny frantsay izany fa aza be rediredy eo !
Raha misy zavatra tiana ho lazaina indraindray dia mora sy tsotra kokoa ny milaza azy ary mazava kokoa raha atao @ teny frantsay c’est tout!! fa tsy midika akory izany fa mankasitraka ny fanjanahan-tany !
mijanona bado sy vendrana eo rehefa tsy tia langues étrangères. Mba hovay izato mentalité ê!
Ne soyez pas primaire mon cher, sans prétention de ma part et sans vous offenser .
bien dit Rasoa : aiza i mamolavantsika ?
suite)
izany toetsaina toa an’i rakoto izany mihintsy no mahatonga ny niveau scolaire vendrana be. Malgasisasiona daholo ny fiteny sy ny fianarana atao , dia avy eo rehefa manao étude supérieur sy manao spésializationa dia tsy maharaka intsony satria tsy maintsy misy ny fiteny frantsay na fiteny anglisy. Rehefa vendrana sy dondrona dia izany no lasa milavo voazanaka, fa rehefa mba manan-tsaina ihany dia tsy manaiky ny hitsakitsahin’izay mitady hanjanaka. Azonao @’izay no tiako lazaina ve r’i Rakoto ?
Sanatria tsy fanambaniana ireo teniko ireo. Misaotra tompoko
coucou gasybe !
misaotra ny manohana ahy ê!
i mamolava efa tsy hita intsony efa ela izay
aza adinontsika fa ny politika fivoharany : INDE , JAPON , CHINE etsetra ,dia mamoaka ny ankizy (étudiants )andrato fianarana mafonja erany izao tontolo izao…
izany hoe ilaina mafy ny » maitrise de langues étrangères » raha mila teknisiana mahavita azy.
Fra faharatsiny teny vahiny roa (bi na trilinguisme)
Enga anie ka hitohy izay namboany Ravalomanana…
Izany no tsy tantiny tsotsska…miala dépendance culturelle , miala dépendance ekonomika ny fiafarany ..
raha vao misy mpitondra mivarotena dia lasa mano « sur place » lalandava aminy fransafrika!
Tsy misy afatsy fandanian’andro (no fandaniambola) ny an’ny ankolafy Rajoelina, manohana tanteraka ny hevitry DCR etsy ambony, tsotra ny zavatra atao: nisy ny fifanarahan’ny ankolafy efatra ary nifanaovana sonia tany Maputo sy Addis dia ampiharina, samy olon-dehibe sy matotra no nifanaraka ary mitory fitiavan-tanindrazana ny fampiharana izany.
Ny fisainan’i DJ Andry sy ny miaradia aminy ary ireo mpankafy azy mihitsy no tokony hovana, tsy resaka be sandry sy mitabataba @ tsy antony fotsiny fa mieritreritra sy mamakafaka miampy « objectivite » no tokony haseho…tsy hitako manana izany io ankolafin-kery io ary tsy mahagaga raha herin-taona teo @ fitondrana nangalarina no tsy tafavoaka, mihevitra manana ny hery rehetra nefa vao maika mampihemotra ny firenena @ lafiny rehetra…ataovy ny jery todika.
N’inon’inona tenenin’io ankolafy io tsy maintsy mianjera izy, Andriamanitra tsy andriny andrin’ny vahoaka te hiaina @ rariny.
Ny fahaizana teny vahiny tsy midika fa voazanaka ara-tsaina.
Ny fahaizana teny hafa ankoatra ny tenin’ny tena dia harena iray.
Avohay ny hevitrao na @ teny sinoa aza raha izay no hitanao fa mety…aza manao ohatran’i Andry Rajoelina tsy manampahaizana ka mampivarina ny firenena ankady vao herintaona monja @ fangalaram-pahefana.
Arivo
la langue chinoise a toute sa place dans le monde des affaires.
Les cadres supérieurs chinois maitrisent tous l’Anglais .
Mais quand on veut traiter d’affaires : montrer que l’on sait s’exprimer dans la langue du pays partenaire est toujours une PLUS VALUE .
Il en est de même pour le japonais .
Je n’en dirais pas tant pour l’Inde : beaucoup d’Indiens pratiquent l’Anglais de manière plus chatiée que bon nombre d’Anglais.
GBD:
Je suis tout a fait d’accords. Je fais la meme chose
j’ai un petit parfait sinophile dans ma petite famille …il aurait plaisir à te rencontrer.
Il fait immersion en Chine environ un mois tous les deux ans .
Ny teny dia fiasana entina ilazana ny hevitra sy iresahana..!
Tsara tokoa raha mahay ny tenin’ny reny ianao ,ary mendrika koa ny misokatra eo amin’ny « manodidina « Antsika ,mivelatra eny ivelany..
Tsy hoe moramora ny manazava amin’ny tenin’ny hafa fa misy toe-javatra hambara sy haroso mba ho fantantry ny hafa (étranger) ny hevitra arosonao.
Ohatra momba ny accords n’ny MAPUTO dia tsara raha tenin’ny hafa (frantsay ,angilisy..arabo..,espagnol..)no hamelabelarana azy…mba ho maro ireo hafa (étrangers )hahafantatra ny hevintsika..!
Misy hoy ny marary fo mahatsapa fatnin’ny reny no ivolalana eto indraindray…,vitsy anie ireo Malagasy any M.kara ,any Ambanivohitra no tsy mampiasa ordizteur é !
-na tsy manana izy
-na manana izy fa lafo ny kojakoja (heri-baratra raha misy eny an-toerana..
Io izao dia azo atolotra ho any ezaka tsuy maintsy hatzao ny mamatsy ordinateurs ny fokontany..!
Ianao miteny olona tsy hiteny vahiny ,nefa ianao tsy manoratra hoe « OLANA » FA MMANORATRA HOE
« PROBLEMES « …Sa sisa na akon’ny fanjaan-tsaina
tsy hainao ialana izany ?
Jereo aloha ny loto be eo amin’ny tavanao vao mitsikera ny loton’ny sasany..!
Ny teny dia fiasana..ihany fa tsy mariky ny fitiavan-tanindrazana… ihany koa !
Manohana tanteraka ny fotokevitrao DCR.
GBD:
Je suis vraiment curieux de savoir qui est qui dans ce forum, j’espere qu’on va se rencontrer a Mada avec KM…et si DCR pourra nous joindre.
Arivo
mbola maizina ny andro any amintsika.
Mbola tsy fantatra marina ny mazava , sy ny mpanjono mpanao sous-marin(tahaka itony Nadia)
Rehefa mazava ny andro ( ary mihino marina ao fa havotra ny tany , ny mpanongampajakana tsy afaka hijanona eo ) ,
tadidio fa fa raha toa nitombona i Ravalomanana dia nysy ny mpamadika , na mpitady seza , na tera-tahotra…
nampalahelo ny vahoaka i Tananarivo tsy nanao contre-manifestation NIHARO any Ravalomanana…
Mbola be laotra ny mpitsikilo.
Rehefa tonga ny fotaona ataoko mety homena any Top mada any « lourenco marques » na i Anja ny coordones-tsika.
Asa raha afaka i Km , fa aminy asabotsy ny pentecote , dia fatotra fa ho avy ao aminy ilay restaurant « la charette » ao (recommandation ny KM ) .
Tsy dia sarotra no mametraka quiz afantarana na legalista na tsia.Erintaona izao ny tolona , fantatry ny tsirayray izay nolazainy namana rehetra.
Sinon je vais essayer Dago après le 16 septembre ? à préciser si opportun pour les uns et les autres.(tsy dia revy ny ilay rangahinay laotra ny rihinina tsy misy chauffage …alohany izany fotoana izany , ary ny baleine any Ste Marie du 16 septembre et 15 novembre , et MOINS DE PLUIE )MDR
Fort Dauphin : possible , passage tananarivien : of course .
Arivo
quoi qu’il en soit je serai toujours disponible pour soutenir les amis légalistes.
Et souhaiterais que NOTRE RESEAU reste actif pour le bien de notre pays , il ne faut pas perdre contact via my dago? Anja ou lourenço marquès ?
contact direct ensuite…
à moins que DCR accepte de servir de boite aux lettres , un bureau du TIM en France existe t il ?
coordonnés ?
Tena marina jiaby ny raha zakanareo aby io, fa ny loza dia miha-sahira avao ny malagasy manontolo amin’ity krizy tsy manam-piafaranaity.
Ino ro raha hatao fa mila tsy hahita ho hanina intsony ny longonareo aty atimo aty.
Maigna aby ny tany , ny riandrano efa mila ho ritsa.
Da tokoatry marô zeny.
Vonjeo rakoto sy ny havany famila vonjy
Sao dia mandany andro fôsa ny koragno politika.
Areheto ny maotro amin’io Petit gosse io.
efa ela ny tany atsimo Kere fa tsy vao sambany,eo ianareo sy ny Frantsainareo fa tsy harennako izay fiteninolona any Beurk
Ny zava misy @ fotoana izao dia tsotra fotsiny : Ny olona mahazo fitondrana @ zao dia olona mpanao VAGEANCES daholo na MARARIN-KARENA fa satria ra tsy efa MAHANTRA dia MITOTONGANA? HANY KA ATAO DAHOLO ZAO ADALANA rehetra zao mba hifikirana eo @ SEZA, ny sasany moa dia tsy misy logique intsony fa dia valy faty fotsiny zao (oh. jeneraly Mac Gayver surnom io an. Olona tsy misy azo raisina daholo e NA 1 aza. Aiza ka olona nomena ny fitondrana izao ve dia manolotra azy @ boy kely dia avy eo dia manaiky ihany ka dia Kolonely no mibaiko nefa ny tena no ambony indrindra ao @ tafika. quelle logique ! Nofa be ee! aleo lavitra ny Dadanay ihany satria matahotra azy daholo reo e, zay ny faiblesse reo e! araraoty ry zalahy a ! omeo fo foana dia zay. farany dia manao fopla sy dérapage goavana reo
Mba hitanareo sy renareo ve ny antsoantso ataon-dRakoto maditra itsy ambony itsy ho fanampiny dia mba ataovy kely anie ny fanisana tsotsotra e. Mba firy moa ny olona misakafo 3 isan’andro, ary ra misakafo 1 aza dia ambany fotra. Tsy problème ny mpitondra zany satria ny azy reo dia fety lava ny ao an-tokatrano fanasana tsy lazaina intsony, ary ny hafetsifetsena isan-karazany manaraka ho azy (mba tsy hilazana hoe …)omeko ohatra isika (MANGATAKA indemnités 3 jours pour 1 voyage à paris ny ministre 1 en dollars io an et 3 jours aussi après aux Etats Unis) pensez vous qu’il est possible de faire 1 voyage de 3 jours à Paris ?
nefa : 1Jour voyage aller 1 jour voyage retour
dia 1 jour zany atrik’asa(@ zay @ fotoana sarotra dia sarotra izao, dia 1 jour ve ho ampy ho an’ny firenena ?). Il ne faut pas rigoler ni prendre les vahoaka comme des cons.
Salut daholo,
Mifosan! tena maneno ny sofiko na izany aza dia rehefa misy fotoana aho dia mamaky anareo foana nefa matetika alina be .Mandalo sy mamaky fotsiny dia mikaly dia mikarakara ny ampitso dia dodo.Tena misy feeling be ireto isika legalistes eto @ top mada, satria saika handalo fotsiny aho nefa nahita anareo rehetra dia mamaly ê.Ny momban’i domelina sy hypocrite aloha dia tena tsy hitako intsony ny hilazan’azy satria tsy misy fitenenana mahery hitako .Hoan’ Rakoto, ny fitenenana hafa noho ny fiteninao dia mba tsy ho ambakain’ny olona, sady koa ny hampitapita any an-koatra ny loza mahazo antsika.Raha teny gasy foana no iresahana azy dia tsy mba hisy ahalala izany ny tolon-tsika?Isika anie ka tany miaraka @zaotontolo izao ê.Ny tenako matetika mamaly @ teny frantsay na anglisy,mba hanajana ireo olona ireo fa tsy hoe kitrany aho akory.Efa namaly anao daholo ny akama rehetra ka hovay ny saina mba hietatra.GBD â mikasa hitsidika ny tanàna izahay @ octobre ka izay tia hifankahita mahafinaritra ê.Sinon la pentecôte est tjrs à l’ordre du jour fa tandremo sao hadino aho an!! Biz daholo sady tsy maintsy mandresy ny tolona.