.
Inty indray no communiqué vaoarinay anio, koa dia amenay am-pelatananao mpamaky am-pahalalahana.

Ny valala tsy mandry indroa am-bavahady

Ny valala tsy mandry indroa am-bavahady



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Pourquoi (suite et fin) Aza manakotaba rano na mamoha fota-mandry
  2. Maudit-Beau-Gasikara et la lettre ouverte de Rajoelina au Wall-Street Journal

17 Comments

  • Alidera A.R. dit :

    La solution la plus courageuse, juste et démocratique c’est de revenir en arrière. De faire de manières officielles et rigoureuses le bilan détaillé de la troisième république et de repartir sur cette base pour aller vers une autre République si besoin est.
    Mais, sommes-nous courageux?

  • KintanaMananDrambo dit :

    Tohanana ahoana indray ny ankolafy EFATRA r’ingahy Fetison â ? Fa inona no antony dia tsy maintsy anohanana ny MPANONGANA ? Tohanana amin’ny fomba ahoana ny DEVOLY ? NANKIHININA TAMINAREO NY FIAROVANA AN’IZANY HOE ARA-DALANA, SY NY ARA-DRARINY IZANY !!!
    TSY VITANAREO VE NY MAMPIATRA NY SATAN’I MAPUTO, SY IZAY FIFANARAHANA FANAMPINY TANY ADDIS-ABEBA, ARY IZAY NOSONIAVIN’NY ANKOLAFY EFATRA DAHOLO ?
    TOA LALAOVIN’NY MPANONGANA IANAREO !!
    MPASIO OLONA NY BAOLINA, REHEFA TSY VITANAREO NY MAMETRAK’AZY AO ANATY ARATO E !!!
    REHEFA TSY METY HILALAO NY ADVERSERA, DIA HANGATAO NY SAZY DIA VITA, FA IZAHAY TSY ANDOALIKA EO ANATREHAN’NY OLONA, IZAY NAHAVITA NANAPOTIKA NY FIRENENA !!
    EFA ELA IZAY NANANDRAMANAREO NISAMBORANA VALALA IZAY ! TSY VALALA KOA NO TADIAVINAY FA VORONA ; NA DIA TSIPOY AZA DIA METY, REHEFA MBOLA TSY AZO NY AKANGA !!!
    RAHA MITOHY IZAO, METY HO SOAVALY VY SISA NO AZONAREO EO ! HO LOZA !!! IZA NO HIHINANA SOAVALY VY, NA VAONOSY ??

  • Fred dit :

    Tena miaraka aminao aho r’i KM, fa toa tsy lasa ity Fetison ity fa toa maola filalao.
    Toa tsy mahasahy manonona ny anaran’ SEM Ravalomanana akory amin’ny kabary sy teny ataony.

    Izany ve no solotenan’ President ?

    Miforidrambo sy manao fihetsika tsy mahomby mitsy lery.
    Omeo olon kafa tokoa ny baolina, ary olona afaka mitabataba sy mahavita azy, fa raha i Fetison toa….. Ary ampiako kely raha mety :

    Ny Firenena dia efa potika fa ity fanapotehana atao an’Antananarivo ity koa, dia avy amin’ny lohan’alika sy gidro an’ala mihitsy.

  • vololona dit :

    tsy ekeko ttokoa ny hitohizan’izao zavatra izao ary izay indrindra no tsy dia ankasitrahako loatra ny filàna nenina lava izao, tsara ny mifanaraka fa rehefa ela loatra kosa angamba dia tafahoatra ihany, herintaona izay no lasa ka nijalian’ny olona marobe izay maro karazana ny fisehoany, hiandry efa ho samy ketraka ve?
    Ahoana moa hoy ny ntaolo  » na tiana aza ny zaza rehefa manaiktra nono ankifika sy ny hoe ny zaza maditra tsy hitsitsina rotsa-kazo, mahalaza zavatra maro ireo ohabolana ireo ka tsy isika indray no hijery fotsiny ny tsy mety ataony fitondrana HAT sy Radomelina, lasa diso miaraka @ isika rehefa tsy ampisehoantsika ny sahaza azy izy » isika tsy afaka hijery arina an-tava » fa diso eo anatrehan’Andriamanitra.
    Mahereza daholo fa samy manana andraikitra tandrify nomen’Andriamanitra az avy isika

  • Fred dit :

    Raiso ny andraikitra e !
    Efa rava ihany ny 20 mars,
    ka maninona moa raha amin’io andro io no mba manao Filaharam-be miaraka ?
    Ny sasany avy any Ambohijatovo,
    ny sasany avy any Tsaralalana,
    ny sasany avy any Behoririka,
    ny sasany avy any Ankorondrano,
    avy any Mahamasina-
    ny sasany Ambohijanahary. Amin’izay tsy araky ny lohakelin’Fat izay atao.
    Antsika malagasy no manantanteraka e !
    Raha misy mitady hisambotra dia atao angaredona toy ilay bodega voapala tany amin’ny bar.

  • Anti-Ra8 dit :

    MIJOROA, ATOSEHO HIALA HAMONJY NY RAINY ANY AFRIKA ATSIMO NY ANKOLAFY 3. TOHANO NY FANJAKANA MIJORO TARIHIN’NY FILOHA ANDRY RAJOELINA IZAY EFA NIMATIMATESANTSIKA! NAMOIZAN-TSIKA AIN’IREO MPITOLONA MARO BE! ZANAKA RENY HAVANA RAHALAHY RAHAVAVY….
    TSY VAHAOLANA IOMBONANA NY AN’NY ANKOLAFY TELO (RAVALOMANANA RATSIRAKA ZAFY) FA VAHAOLANA NOHO NY TAZON-KARENA SY ARETIN’NY ANTITRA MIVADIKA ATI-DOHA!
    RY VAHOAKA MALAGASY! ATOSEHO HAMONJY AN’I SATANA SY LOSIFERA IREO TARANAK’I RAVALONANDRA MIVAVAKA AMIN’NY OSY MAINTY IREO! TADIDIO FA NY DEVOLY MAHAY MANDRESY LAHATRA AMIN4NY ALALAN’NY BAIBOLY! ZANY NO NAMPIANARIN’I RAVALONANDRA AN’IRETO ZANANY KA I FETISON NO MPAMINANY VOALOHANY HO AN-DR’I LOSIFERA RAVALONANDRA AMPITONDRAINY NY HAFATRA! AOKA HO MAILO FA MANENIKA AN’I DAGO NY SATANA! NY LAFIRATSINY REHETRA NO ARANGARANGANY MBA HANDRESENA LAHATRA ANTSIKA VAHOAKA! TADIDIO ANEFA FA AO ANATIN’NY MANGIDY NO MISY NY MAMY!

  • ralezoka dit :

    Fahavaratra tokoa ny andro ka mandriaka aok’izany ny atsanganao ry Anti-Ra8.
    Tohizo ihany fa rehefa kibokiboin’ny rariny anie dia milaza ny tsy hanontaniana ê !
    Misy koa ilay fiteny hoe: « Ny lainga na tsara lahatra aza,nefa marivo tototra dia aelin’ny akoho
    tokan’anaka ;

  • Nosy lonjo dit :

    izaho tsy mba mpanoratra amin’ny commentaire loatra fa mba hanome hevitra eto izaho izao. efa hela izahy nitoloman-tsika nanohitra sy mbola hanohitra ny fitondrana tsy marina sy tsy rariny io. fa ity misy soso-kevitra:
    1- hita izao fa miha reraka isika ao TANA, omeza feu vert izahay aty amin’ny faritra hanao relaye mba hampafana azy kokoa.
    2- Atoa co-présidnet, filohanay Mouvance R8 ianao. alefa ny olonao himparitra aty amin’ny faritra hijery olo hitarika izany sao dia mahazo olo tsy izy indray.
    3- Marina fa tolona madio no hatao, tolona tsy faty olona, tsy misy fanimbana fanana, efa tonga saina amin’izany izahay aty Diego. hevitra ihany no miady eto. R8 ihany.
    4- decenntraliseo ny tolona

  • gasybe democrate dit :

    Alidera
    ta suggestion est des plus souhaitable , car la PLUS LEGITIME
    Il y a marre de cette ambiance défaitiste , comme si cela n’est même plus envisageable ………..

  • KintanaMananDrambo dit :

    GBD,
    Tsy ny Constitution no TOKONY MIOVA, fa ny FOMBA FISAINAN’NY GASY !!!

  • gasybe democrate dit :

    tena tsy anketsika…

  • gasybe democrate dit :

    nosy lonjo
    mba mipimaso anareo aty Diego
    taminy 2006 ange aho mba namangy ny federasiona , sy mba nanondrona é !

  • farpait dit :

    sssh !! izy ve hiteny hoe :  » tonga de lakoy radomelina refa hitanareo ee ??  »

    FA zay no tena izy …… !

  • jopopolita dit :

    ampy angamba izay ry malagasy ny resaka, handao hatambatra ny hery atao tsy mijanona ny fihetsiketsehina eran’ny faritra akatso ny milina
    fa mba nakaiza ho aho ilay mpiasam-panjakana be vava ta @ magro ilay hoe hidio hidio iny fa toa tsy re maty tsy re velona

  • tess dit :

    efa hanomboka izy io fa toa saika nirotaka ndray ny miaramila fa nihena hono ny karamany, dia toa izany koa ny mpiasam-panjakàna,faute de reconnaissance internationale hono no antony, aza misy mitarika mi grevy zany tsony fa ry zareo raha vao taritina mi style tsy mety mandeha, asa rehefa tsy handray vola intsony vao taitra,io nge rehefa tena miara mirona hanao inona eo ry fatin’alika, fa ny blème ny administration mbola mandeha koa aiza ry fat no tsy hizesta, hiareto eo foana fa aza mihetsika mihintsy ry malagasy, rehefa milatsaka ny sazy ka 80.000fmg ny litre menaka sy 100000fmg ny vidim-bary vao ho taitra angamba, asa hanao inona any france ndray tava tsoavaly lava nify iny, hangatabola indray omena ny miaramila fa mafy ny attaque, marina ihany anie ny an’i fetison é!, rehefa isika vahoaka ary sarotra taritiana higrevy, inona no hataony eo??,izy koa efa may @ lay mandat d’arret koa, tsy mahamenatra an’i christine Razanatsifantatro iny anie no mandefa azy eny Tsiafahy e! ary tsika maika be @ lay sazy fa raha milatsaka eo anie io sazy io ka isika vahoaka ihany no hihinanikaparanony eto e!!! aza taitra ihany ry mpiasam-panjakàna o!

  • Verohanitra dit :

    Alidera,
    L’on aimerait bien revenir en arrière, du temps où l’on ne vivait pas ce cauchemar. L’on ne connaît son bonheur passé que lorsqu’on est dans le malheur. Il n’y a plus de critères de comparaison entre ce qu’on vit et ce qu’il y avait auparavant, d’autant plus qu’on n’a pas demandé à être dans cette maudite transition qui ne nous a apporté que des larmes.
    Mais comment pourrait-on faire le bilan de ce qui a été réalisé auparavant ? Qui le fera ? Comment et de quelle manière. C’est pour cela que j’ai donné raison à Mugabe, bien qu’il soit la bête noire de tout le monde. La solution à notre crise doit passer par la voie des armes. On verra la suite. Pour le moment, il n’y a plus de « fihavanana » qui tienne. Quand on est touché au plus profond de soi, l’on n’a plus envie de pardonner.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Verohanitra, hier, j’avais reçu un coup de fil me disant que l’UNICEF est actuellement en train de former des gens, qui deviendront à leur tour des formateurs !!
    Objectifs visés : Apprendre aux gens à mieux dialoguer, à mieux se comprendre et à se pardonner. Tous les observateurs ont fait le même constat, l’éclatement de la société malgache !!
    Division dans presque toutes les familles, bagarre entre fratries, incompréhension voire haîne chez beaucoup de couples …
    Arriveronsa-nous jamais à nous pardonner ?
    That’s the question !
    Merci la HATay !!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site