Zanak’adala
Toy ny fanoharana hita ao amin’ny Baiboly mitantara ilay Zanak’adala no nentin’ny Pastora Edward avy avy amin’ny Ankolafy Madagasikara nilazanà an’i Andry Rajoelina, “mbola misy toerana ho anao ao an-tranon’i Dada” hoy izy, omaly teny amin’ny kianja Magro.
Miandry ity zanak’adala ity ho tonga saina, hiandry kisoa, izany isika Malagasy vao ho afaka ao anatin’izao krizy mafy dia mafy izao.
Madio tanana ?
Vonona ny ankolafy telo, ary miandry izay hetsika sy paik’ady hotanterahan’izy ireo isika. Endrikin’ny “Firaisam-pirenena” sy ny” fampihavanam-pirenena”sahady aloha raha ity fikambanan’ny ankolafy telo tonta ho “Mouvance Madagascar” ity. “Soatoavina Malagasy” ny hoe : « izay mitambatra vato, fa izay misaraka fasika », “ny tondro tokana tsy mahazo hao”, ary hoy ny soratra Masina : “mamela ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay”.
Raha ny Filoha Ravalomanana aloha dia ireny efa hitantsika ireny ny fifonana nataony, fa i Andry Rajoelina izay mbola mieritreritra fa izy no tompon’ny Madagasikara satria ao ambadikany ny vahoaka maro an’isa. Tsy marina anefa izany, sahiko ny milaza fa raha atao ny fifidianana marina sy mangarahara dia 10% hatramin’ny 20% raha misy no hifidy azy. Sahy milaza tokoa ve i Andry Rajoelina fa « madio tanana » ka tsy mila izany fampihavanam-pirenena izany? Iarahantsika mahalala anefa ny fanonganam-panjakana nataony iny, maro ireo nitondra faisana noho ny nataony.
Misy farany
Misy farany anefa ny zavatra rehetra. “Izay mandian-tany tsy maintsy ho solafaka, miloloha lanitra tsy maintsy lena” ao koa ny hoe : “rehefa tsy mety ny atao, patsa iray aza tsy omby vava”. Koa aza miandry izany fa mahatsapà tena re olona ô!
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:












Mampiseho ny maha sankalite azy foana ilay zanak’adala !
Tsy hanasa an’ireo vahiny hono, satria tsy tiany fa be tsikera !
MDR !!! Lohan’na mpidaina !!
Tsy ho filoha izany io, ka inona no antony hijanonany eo ?? Hangalatra ny volam-bahoaka ??
Isika Malagasy no tokony ho tonga saina, sy hietsika amin’izay !! Satrin’ilay vendrana io ny mijanona eo mandritry ny valo taona, na dia sankalité aza ny titre ho entiny !
Ny rainy izao efa lasa con seiller s pécial -n’ny sinoa !! Tsy misy zavatra fantany momban’ilay asa, fa dia mpanolon-tsaina izy !!
Mihiditra toy ny vary raraka ny vola !!!!!
aza be fialonana woa fa mandreraka
MBA LOZA RAHA RY PASITERA EDWARD NO ATAO FILAMATRA AO AMIN’NY MAGRO! TSY DIA MANINONA ALOHA FA IRENY SY RY BORY SATROKA NO MENDRIKA MIARAKA AMIN-DR’I ZAREO E!
ary ity Dadabe zafy ?hi hi hi hi mba nasian’ny Ravalomanana hajany ve izy?dia tena jamban’ny Vola ianareo mivady,ny mahagaga dia rehefa antitra ny olona miverina sainjaza ,sa nandeha namory ny Alikany izy androany?tsy hay intsony tegna ro manatra
Toa enjehina hono, rehefa mety ho leaders légalistes ; izany na dia tsy misy hanankianana az’ireo aza !!
Mitohy ny habibiana ataon’ny mpanongana !!
MIFOHAZA RY MALAGASY !! POTIKA NY TANINDRAZANA !!
Andrasana mafy ny fizotry ny raharaha androany fihaonana’ny GIC, na dia ilay Jean Ping ihany aza no lohandohany ao!
Ny Anti-Ra8 sy ny forongony dia toa ny al.ka mivouvou amin’y a pas!
Bonjour Kintana,
Aleoko lavitra miresaka @ Satrobory, pourparler tsy sahin’ireo jiolahimboto miaramila kitihina, toa izay manantona ny iray aminareo eo ambony ireo fa vono vorona miseho ho je suis sans cervelle, tsy misy ho raisina ny resaka fa zéro négatif!
LASA ZAO,LASA ZAO,LASA ZAO,LASA ZAO,LASA ZAO,LASA ZAO,LASA ZAO,LASA ZAO,ZAO,LASA ZAO,LASA ZAO TSY MIPODY INTSONY, MANAINGA AANTSIKA MALAGASY TIA NY TANINDRAZANY, POTIKA DAGO, MILA ANTSIKA HANARINA AN’IZANY FIRENENENA MALALANTSIKA IZANY ISIKA,LASA ZAO,LASA ZAO
Mampalahelo,
mora manadino lôtra ny mahavoa an’lé gasy: ry TGV zao tsy tadidiny tsony ny aton’nitolomany teny am’13mai, ny mifanohitra am’reny no ataony, Ny zanaky Dada tsy tadidiny tsony ny hevitra ijorony zafy ndray no lasa Dadasoa, I zafy tsy tadidiny tsony ny teny nataony omaly, Mampalahelo ny gasy sady very tadidy no tsy mahay miaritra fa tia miovaova tsy hay hoe te ho aiza, aleo mintsy miodikodina aty an’efitra refa tsy mahay mihonona sy tsy mahalala ny tena mety aminy, tsy ho tsinjo eo ihany ve ny tany kanana afaka 40 tôna
Ny filoha hajaina Ravalomanana Marc ihany anie no vaha olana ry reto a, io tgvendrana io zavatra tsisy ilavana azy potika dôlidôly ity ny firenena ,
Miandry anao ny firenena sy izahay vahoaka Malagasy
aza misoky ry mpamosavy a! io misandoka io no mba lova navelan’ny Ravalo anareo
Manao ahoana Kintana Manandrambo sy ny namako rehetra
Tsy hoe tsy manasa ny maso ivoho i Domelina fa efa fantany fa fa tsy hisy ho tonga ireo olona ireo ankoatry ny Chataignier ka aleony ataony aloha ny azy
Mba tadidinareo hoe iza no nitonda t@ 26 juin?
Anti Ra8
mba loza hoy izy kianao raha an’i Pasteur Edward no atao filamatra ao @ Magro
ary i Randrema be molotra mpanolotsain’i Radomelina tsy loza atamba ho an’i Firenena ?
tena kivy tanteraka amin’ny zava-mitranga eto amin’ity firenen-tsika ity aho, misy izao ny tsy mihinanana mihintsy nandritry iny fety iny misy ny nanao izay ampifaliana ny fianakaviana amin’izay nananana, misy ny nandro tamin’ny menaka mihintsy, ny FIS ny miaramila ny GN ny POLISY antenaina mba hiaro ny fananan’ny vahoaka indray no mandroba azy. Hatramin’oviana no mbola nisy fiarabana tratry ny taona teny Iavoloha ka tsy nisy Corps diplomatique, dia normale ve zany? olona mpangalatra sy tia tena daholo ny eo amin’ny fitondrana fa tsy misy fitiavan-tanindrazana na dia kely aza. Na ny tenanay izao anie mba nahita ny tsy nety nataon-dravalo e! ary nanairy ny hialany raha tsy miova izy, nefa mbola pire ny nataon-dravalo no ataon’ny mpitondra ankehitriny, fitondrana nanomboka tamin’ny didinny besandry. Contre Amiral Hypolite anie tsy le plus ancien gradé de l’Etat e!!!! inona no hitonantonanany nandray fahefana, en plus fandraisana vozon’akanjo sy daka no nahazo teny dia mbola eny ihany, misy vola moa ao koa atao ahoana ? ny fanenjehana azy fony izy minisitry ny jono mbola manginy fotsiny, vola tsy toko tdy forohana no nahodina tao. Ity Vononahitra milaza gadra politika, politika inona? CHEQUE SANS PROVISION anie no nigadrany fa tsy resaka politika e! toy izany koe i Pety. Mba mandiniha tena isika gasy fa itakitsahin’olona dia mbola eo ihany
nangalarina ny vola roa gony dia rehefa tratra ny FIS am camera de surveillance dia manao accord hoe ALEO AVERINAY NY VOLA DIA TSY MISY ARAKARAKA aiza no misy izany e!
Ry Charles sy ry Lilison firy moa ny olona ny porter plainte taminy INONA NY FEPETRA RAISIN JUSTICE????? ny miaramila kely aty ambany gadraina raha manao mutinerie, iza anefa ny tena mutin tsy ny MINISTRY NY DEFENSE SY NY CEMGAM????? ka inona ny anenjehana ny ADJ rehefa mba manao ny nataonareo izy, angaha ny olona nahonganareo teo amin’ireo place ireo nanagadra anareo???? ARY MIHOMANA KOA E !!! MANARARAOTA ALOHA AMIN IZAO FA ATRA TSY ANDRINAREO ANDRINAY GASY
Tena tsy misy ho kianina ireo lazainao reo ry Kivy tanteraka
Ny efa nijaly dia miha pauvre noho ny afitsoky ny HAt olombitsy izay mahita tombotsoa amizao
Aiza ny fianambaovao nampanantenaina ny bas quartier izay natao tohatra nitondrana ny baolina
Firy ny very asa @ AGOA? nefa mbola misy ny sahy milaza , fa hoe tsy misy tombotsoany malagasy ny AGOA na mikatona aza hoy ireo miteny @ vody indraindray raha tsy hilaza an’i Nadia grondier sy Antira8 zaho
Marina ny lazainao fa ny naha gadra an’i Voninahitsy dia chèque sans provision ary efa nigadra izy t@ andron’i Radidy dia misy ny milaza fa nampigadra olona t@ tsy antiny R8, i Pety moa sady nibeny tanana no mpangalatra omby dia tsy mendrika azy ny gadra?
Tsy misy fanasana maso ivoho @ fiarabana tratriny taona sady mazava loatra fa tsy misy olona ho tonga dia ataony aloha ny azy
Miarahaba ny rehetra koa !
Fanontaniana iray lehibe no tiako mba apetraka aminareo rehetra mpiaro ny ara-dalàna eto, androany maraina.
Manaiky ve isika aty ivelany, fa hoe ny mpanongam-panjakàna na ny ankolafy rajoelina, no hitantana ny fifidianana, rahatoa ka hisy izany ?
Fantatsika, fa ny frantsay irery ihany mantsy, no manaiky sy manohana an’io hevitra io. Isika gasy no tompon-draharaha, ka inona no hevin-tsika marina, momban’io ?
Misy andian’olona vitsivitsy, milaza fa solon-tenan’ny diaspora REHETRA ( zavatra efa nitranga io tamin’ny faran’ny 2008, ary voalohan-taona 2009, ary nahatonga an’izao korontana izao ), ary namaoka antso, izay nomeny anarana hoe « Appel de Bagneux ».
Io antso io, dia fanambaràna fa manohana an’io fifidianana io koa ny DIASPORA, sy ny Fikambanana gasy rehetra aty ivelany. Ka manaiky an’izany ve isika ??
Ny mahagaga, dia toa misy mpitarika avy ao amin’ny GTT ao, kanefa tsy nifampiresaka tamin’ny mpikambana rehetra akory hono, io olona io ! Dia misy koa moa ireo saribakolin’ny VAZAHA, toan’ny mahazatra !!
Efa latsaka any an-kady ny firenena, rava ny firaisan-kina, very ny soatoavina malagasy, ka aoka re tsy hiraviravy tanana intsony, ary tsy miseho ho mpitazana fotsiny intsony, isika mianakavy ê !!
Adidy masina ho an’ny Tanindrazana, ho an’ny Taranaka sy fara aman-dimby, ny fanoherana an’izao zava-doza hiainan’ny Malagasy izao !!
Ka manainga antsika rehetra, indrindra ianareo mpitarika na mpitondra fikambanana, mba HANOHITRA MAFY AN’IO ANTSO IO !!!
MBA MANAOVA KOA FANAMBARANA, ENTIN-MILAZA FA TSY MIOMBON-KEVITRA VELIVELY AMIN’IREO OLOM-BITSY IREO, NY MALAGASY, NA NY ANY AN-TOERANA NA NY ATY IVELANY !!!
Aza adino fa hoe, fitakiana DEMÔKRASIA SY FIAROVANA NY TOMBOTSOAM-BAHOAKA, no nentin-dry zareo nanonganam-panjakàna. Aiza izany rehetra izany izao ?
i malahelo angamba dia tena manana lolompo@pasitera Andriamanjato tena marina e!loza
Fanitsiana kely fotsiny angamba no entiko eto vetivety e! tsy ahy akory ny fahaizana fa izay mba kely hay dia zaraina satria teny malagasy izy ity ka tsara raha omena azy ny haja amam-boninahiny ary ny lanjany sy ny satany.
Tsy mitovy ny hoe « zanak’adala » sy ny hoe « zanaka adala » (izay tian’ny mpanoratra ambara eto angamba). Ilay voalohany dia midika hoe ilay adala no tompon’ny zanaka. Ilay faharoa kosa midika hoe ilay zanaka dia olona adala.
F raha ny zava-misy amin’izao fotoana izao kosa anefa no dinihana dia sady zanaka adala isika no zanak’adala. Isika rehetra tsy an-kanavaka io.
Akory malahelo ?
Marina dia marina daholo ny voalazanao io ! Toy izany koa ny an’i kivy tanteraka !
Nahazo sazy enim-bolana an-trano maizina ireo izay nandeha teny Tsimbazaza, hanatitra an’ireo mpikambana ao anatin’ny Conseil National de la Transition !
Ny mpamilin’ny ministra HAT, nahafaty pasitera, dia sazy miantona no mba azony !!
Fanjakan’i baroa ê !
Tsy ianao ve no manan lolompo @ R8 fa tena loza
KM
tsy hisy olona hanaiky ny hikarakaran’i Domelina ny fifidianan
Fomba manao ahoana no hinoany vahoaka azy fa mangarahara ny fifidianana
I R8 aza nikasa nanao fitsampankevimbahoaka tsy nenkeny fa tsy hangarahara hoy izy , ka raha izy no mikarakara azy dia hanaiky ny vahoaka fa mangarahara?
Dia manao ny vahoaka ho gaigy tsy manantsaina loatra
Alidera
makasitraka
1 )zanaka adala = enfant fou
2 ) zank’adala (avec apostrophe d’attribution ou son-janatsoratra ) = enfant « de » fou
En l’espèce le 1) conviendrait.
aza mitapitapy ry nadia foza orana a! tanisaiko aminao eto ny lova navelan’i dadanay:
ny lalana vita @ kilometatra maro be, ny sekoly be dia be no voakarakara, ny zanabahoaka nianatra , nisy orinasa be dia be nitsangana nampiasa gasy be dia be, ny financements niditra,i madagasikara nalaza tsara ho faka tahaka sady saika nandray fivoriamben’ny OUA raha tsy no saboter tenisany foza mpanongam-panjakàna sady mpandroba no mpangalatra, nisy fananmpiana ny sahirana toy ny projets seccaline sy ny quantine scolaire, ny karaman’ny mpiasam-panjakàna nikatra isan-taona sady nahazo avancement, ny investisseurs bobaka be anisan’izany ny AGOA nampiasa olona be dia be saingy rava nohon’ny asan-dahalo sy jiolahim-bototenisany , tsy voatanisako eto daholo fa esantionany ireo ,ny an’i radomelitena inona no mba nataony???
dahalo mpanongam-panjakàna, namotika fananam-bahoaka sy fananam-panjakàna, nampahantra vahoaka tsy mahazo reconnaissance fa manala-baràka an’i madagasikara eran’izao tontolo izao,TSY NAHAZO FINANCEMENT NA NY ARIARY AZA, ny fiangonana avy ampadoavina hetra, rava izay mba nijoro, ny karama tsy miakatra afatsy ny an’ny miaramila mpiaro ny vodiny ihany, mpandainga sady mpangalatra menaka sy vary dia namidy mora t@ foza, namoaka gadra criminelles otrandry kotity mpamono olona sy ry voninahitsy, pety , mpangalabary, mody mi style hoe tsy hiantso ny communauté internationale @ fiarahabàna tratry ny taona, fa iza koa moa no ho any afatsy ny frantsay sy tenisany foza?? hano ny amany fa ny radomelitena tsy hitovy @ president RAVALOMANANA mihintsy na handeha mb@ voditena ry nadia foza sans qualité, mba teneno ana hoe inona no vitan’i kindin’alika io nandrtra zay herintaona zay ?? nanongam-*panjakàna dia nangalatra, jereo fa raha vao misy ny braquages ngezangeza dia ny miaramila no hita fa tao ambadik’izay, misy aza tratr@ caméra mintsiny, miaramila avy aiza???, avy any @ radomelina chef de gang, ho hitan’ny havatenisany tenisany fa ny sazy zao efa manomboka milatsaka, ny foza nanohana antenisany aza efa nivadika daholo fa donainan’ny hamafin’ny fiaianana nateraky ny fanonganam-panjakàna nataontenisany,zao rava ny AGOA, eo vao hoe ho any etats unies hanao négociations, ty nga adala?? sa manan’eritreritra koa hoe hitondra capsat dia hanambana basy an’i barack obama??? tgvody , vongatay maharikoriko , aiza hoa lay ppn efa eny ambony sambo e???!!!ary lay menaka 500 ???, sy vary 500??? ha!ha!ha!TENA NDRAY ALOA RADOMELINA FOZALAHY DIA TSY HOA AIZA FA NY NTAOLO ANIE TSY ADALA MITENY FA MIRIORIO FOANA NY ANGIDINA FA ANY ANKADY FOANA NO HIFARANY E? MBA SAINTSAINO IHANY HOA ZAY TOKONY HATAO SADY MBA LANJALANJAO , NEFA FOZA VE MOA HIRARAHA AN’IZANY???
Mahalaheo
tsy misy mahagaga izany ; araky ny fomba ny diktatora rehetra(vérouiollmages & répression++ tous azimuts , jusqu’à ce qu’à en crèver comme d’habitude )
En revanche , je souhaite que tout cela serve quand même de leçon , pour tout futur gouvernant potentiel
- plus de pouvoirs personnels(même Ravalomana y avait succombé sur la fin, dommage…)
- plus de dérapage nzépotique ou maffieux
Mitombona ny tsikeranao ry Alidera, raha ny fomba fandroatana na ny tsipelina no jerena !
Fa ny ahy kosa, na dia hitako aza io zavatra io, dia noraisiko tamin’ny tena heviny ilay izy !
Tsy tonga, na tsy nisy izao zavatra izao, raha nanao izay tokony nataony, ireo RAY AMAN-DRENINY !!
Salut gasybe D !
S’agissant du post 23, les deux me conviennent parfaitement !!
Kintana,
tsy tsikera ny ahy ka… fanitsiana fotsiny aloha mba ho fanajana ny teny izay lazaiko fa AHY! avy eo fanehoan-kevitra ny ambiny.
gasybe,
Rehefa tea nandinika ny zavatra nitranga tamin’ny fitondran-Dravalomanana aho, indrindra tamin’iny faramparany iny dia hoy aho hoe noho ny tsi-fisian’ny protectionnisme, patriotisme ary nationalisme tao amin’ny malagasy dia tsy maintsy nanao zavatra tahaka ireny izy. Tadidio fa noho ny faharefoan’ny toe-karena malagasy dia tsy afaka nanao kabary protectionniste na patriote na nationaliste Ravalomanana fa raha tsy izany tonga dia nopotehan’ny vahiny. Ny vahoaka no tokony nahatsapa tena nanao an’izany.
Alidera
ny protectionisma dia tsy ara-dalana araky ny OMC.
Ataoko fa tsy io hiany ny tena antony olona taminy faramparany, hoatry ny mpitondra fanjakana rehetra en fin de mandat…
matetika sarotra , sady niampy CRISE MONDIALE , mety tsy ampy ny « conseillers » économika sy diplomatika.
Tsy tiako miresaka mazava mety ahodiny jiolahy aminy tsy antony eto aminy site( matetika olona tsy mikopy akory izay lazaina azy…)
Hoka atao résumé hoe « phénomènes convergents » , hazonao tsara ny tiako ambara.
Naha dia izany aza , dia lavitra , MPmehy su MPlahelo ny BABANY ANDRY « conseillers spécial en Chine »…il comprendra peut être pourquoi il y a un trou au fond des culottes des petis enfants chinois?
Ce genre de NEPOTISME AVERE est bien plus dramatique INSULTANT POUR LE PAYS , que tout ce qui pouvait être critiqué de Ravalamanana qui n’aurait jamais du être déboussolé avant la fin de son mandat , grace à Ratsiraka et françafrique !
Nisy fivoriana hono tao @ Ambassade de France à Mada tao omaly: mba hampandrasena lahatra an’io 20 Mars io any Addis Abeba!
Ilay Joyandet ny Francofolie any Addis Abeba, i Jean Ping Sino-gabonais moa dia efa voalohan-daharana…
Na dia izany aza: tany tsy misy lalàna marina izao no eto Gasikara, ka tsy misy zavatra ho VALIDE izany eo: 20 Mars an, 20 Mars… Tssssssss
Hiaraha mahafantatra gasybe, fa ny protectionnisme dia tokony tsy azo atao intsony amin’izao vanin’andro izao ê !
Fa samy manao an’io daholo, na ankolaka aza izany ! Jereo ny ataon’ny amerikana, na ny frantsay aza, rehefa tsy mahazo vahana ny azy !!
Betsaka ny ohatra azo raisina !
« Réalisme sy patriotisme économique », no tsy ao amin’i ramalagasy !
Discussion be, fa tohizana amin’ny manaraka !
Fanontaniana kely fotsiny :
Déboulonné angamba no tena tianao nolazaina?
Satria mety ihany koa izy roa !
HoAiza !
Rehefa tsy manaiky ny zavatra nosoniaviny tany Maputo sy Addis-Abeba izy, dia avaokan-tsika indray, ny Charte Africaine de la Démocratie, des Elections et de la Bonne gouvernance ê !!
BRAVO KINTANA!
Kintana olo mawola,tsy mila bravo rehefa adala andehana makany anjanamasina r’isea!
iKintana dia tsyMalagasy,manambady Vazaha botabe tsy ilaina no hieritreretany an’Ny Madagascar,i Madagascar ry mitapy tsy Afrique sanatria
Ary ny tena mila mitsabo aiza
mahita olona mawola nefa tena no tena seritsy ,tampis pour
Ianao no tena mitapy ry Nadia grondier
Fa i Madagascar aminao moa ka anatiny continanta europa sa asiaa fa tsy afrika , ndehana mianatra carte du monde alohany hilaza olona mitapy
Mitady inona indray Tena ry Gamara Voatavo ratsy, ity ?
Zavatra hafa resahina, rehefa tsy manan-javatra ho soratana !! Ohatra, firy kilao izao i Marc !
oui , Kintana « déboulonné » ,
izy akory dia sarotra déboussoler-na…n teo aza ny kalach.
azafady
Quant au protectionisme ,
évidemment les entorses courrent les rues
- Bretton Woods : 50% de droits de douane aux USA
- subvention du blé (depuis la 2° guerre mondiale aux USA , pour aider l’EUROPE d’alors en guerre…et cela continue , groupes de pression obligent)
- subvention de la banane antillaise
- et la Chine (en passe de devenir la 2° puissance économique du monde ) qui pleure encore pour garder les avantages des pays en voie de développement !
Quand les Malgaches sauront OUVRIR LES YEUX SUR LA REUSSITE INSOLENTES DE NOS VOISINS COMME LES SEYCHELLES…
UN GRAND PAS SERA FAIT
Mais ce n’est pas avec des » machins » comme Rajoelina que ce pays aura un essor…
« Sans pointure »
Il faut du patriotisme , mais aussi BEAUCOUP DE TRAVAIL SUR SOI.
il fait partie de cette vieille bourgeoisie malgache , bornée et sans imagination , persuadée que rien ne peut se faire sans la « reny malala » dit elle.
gasy be democrate sy Kintana: Tsy takatry ny mpivarotra tanindrazana toa an-dr’i domelina sy ny mpanohana azy ireo voalazanareo ireo ka tsy manan-kambara rizareo.
Ny tsiny lehibe omeko ny Filoha Ravalomanana dia ny tsy namotehany an’ireto capsat ireto kanefa ny GP dia efa vonona. Ity radomelina ity koa dia efa ela no tokony ho nokarakarainy fa nolalaovina teny ny toe-javatra dia izao no niafarany.
Ity fiarahana amin’i Ratsyiraka ity koa dia hamoa-doza satria toa adino fa i lejamba no tena cerveau-n’ny fanonganampanjakana.
gasybe,
Oui, le protectionnisme est interdit par l’OMC, et justement c’est pour ça que Ravalomanana ne pouvait rien dire mais avait agi.
Ce n’est pas pour rien que les australiens achètent australiens même si cela coûte plus cher que d’acheter les importations.
Quant aux erreurs de Ravalomanana, je pense qu’il y en a eu tout au long, mais pas uniquement vers la fin, de ses deux mandats mais pas celles que l’on lui reproche à tout bout de champs.
Ce qui est sûr c’est que phénomènes convergents ou pas, le constat c’est que le « peuple » malagasy manque énormément de lucidité.
lafa seritsy ty fahaizanao ahy iha seritsy mandilatsy ahy ,fahaizako anao io garigarin-dravalomanana
saretindravalo
coucou ! salut chers amis ! Bonne et heureuse année à tous, même si, faut pas rêver pour 2010 !
No comment ! parce que ras le bol de me répéter depuis un an. Juste un petit air bien connu qui me vient à l’esprit, pour se donner du courage :
TOI + MOI + EUX, et tous ceux qui le veulent,
+ LUI + ELLE et tous ceux qui sont seuls,
Allez, venez, et rentrons dans la panse
à ces minables qui nous vendent à la France.
Ravalomanana ihany no fanafodin-tsika Malagasy e
marina ry Nadia
fa makaleo miresaka saretyn’drajoelina…resaka sosy fontsiny.
Ny hiafarany tanindrazana hiany , ny aradalana , sy ny fandehanany ekonomia mba hialany vahoaka aminy fijaliandava…
izany ny tarigetra ny legalista.
fa tsy mila resaka ambony vavahady.
Enao miteny andriamanitra lava , havia , havia…vonona izahay hitantana ireto mpiraitanindrazana jamba.. na mety jambaina.
Alidera
ny tena farany izay mampalahelo , dia manaiky ONTSA fontsiny , kanefa tokony sambatra
tsaroviko ny teny ny Ravalomanana
« Madagascar est riche , mais les Malgaches sont pauvres »
and else : mitohy ny ady , ny vietnamiana wa nahatanty 30 taona nihady taminy frantsy , sy ny amerikana .
Velona foana , n dia nitsofiny napalm aza…….
Aminy izao fotaona izy dia VELONA SY AFAKA.
gasybe,
sauf que nous ne sommes pas vietnamien…!
Izaho manokana aloha dia hoy aho hoe mbola ho ela!
Nadia grondier
Ka iha alikavavin’i Radomelina
iha koa vasa alika manahaky ahy fa fa amiko alika tsy mana tana 5 hanorata ka lafa alika fahaizanao ahy hia ro tsakafy
manakarama mpikarama an’ ady hamono any rajoelina sy ny foronbgony ihany izao ny lalan- tokana ivoahana aminy krizy efa vita izay ny negociation aza manaiky mihintsy isika malagasy tonga saina
na hatao koa izay hisamborana any rajoelina sy ny forongony satria mivadika @ fanekena natao tany maputo sy addis- beba
sambory rajoelina,organes,kolonel ravalomanana, lylson, charle , alain ramaroson,ireo no tena rangory fototry ny afo mampikatso ny firenena saribakoliny frantsay
ianareo zao no isamboriny ,iza no isambotra Andrajoelina
ny olon’Andriamanitra toy ireny dia tsy ho fatin’ny devoly toa anareo na hoviana na oviana Andriamanitra mahery
Alidera
Nous ne sommes certes pas des Vietnamiens , bien sûr…néanmoins je ne doute aucunement de ta pugnacité , et je suis certaine que les génératiions montantes , formées et lucides peuvent aussi avoir cette combativité.
une évolution lente , un mouvement difficile à réprimer : l’avoir dans la tête est déjà une bonne chose.
Akamasoa ,
tu dis que les tgvéistes ne comprendront pas ce que KM et moi même avions exposé…
Aucune importance : je les laisse à leur béatitude , avec OMAR.
L’important est que nous légalistes INFORMIONS LES NOTRES DE TOUT CE QUE NOUS POUVIONS SAVOIR…
un jour parmi vous , il y aura des responsables en charge de ce pays : d’où l’intéret du savoir , maitre mot du pouvoir … ou de résistance contre l’obscurantisme
Il ne vont pas sur madagate , conscient de la futilité de l’information de type PRAVDA de « Zano »