Lasa i Jean Ping, hanao Ping Pong indray ny ankolafy efatra

Lasa i Jean Ping, hanao Ping Pong indray ny ankolafy efatra

Tsy nisy zavatra azo tsapain-tanana ny fahatongavan’i Jean Ping teto amintsika.Tsy voaresaka ireo voatana any amponja noho ity krizy ity, modian-tsy hita ny fanatanterahana izay voasonia sy tapaka nandritra ny fanelanelanana, tsy nisy fanambarana manao ahoana fa dia hoe afaka 15 andro eo ho eo indray vao hitohy ny dinika.

« Ny satan’ny Maputo I sy ny tovana Addis Abeba ihany no azo raisina » hoy Jean Ping teo amin’ny varavarana fivoahan’ny Carlton, na ilay toerana nanaovana « point de presse » aza dia efa midika zavatra. Na izany na tsy izany dia toa midika fa samy tsy afaka mankaiza daholo na ny ankolafy Madagasikara na ny ankolafy Rajoelina « statu-quo ».

Ny ankolafy Rajoelina toa efa hita ho mivadibadi-dela beny ihany, mbetika miteny hoe tapaka ny dinika amin’ny ankolafy efatra, tsy hiara hitanatana amin’ireo efa » naloam-bahoaka aho  » hoy izy tany Fianarantsoa, ankehitriny anefa jereo, hita etsy sy ero ireo delegasioanany.

Ny nanaitra aza, hatramin’izay dia ireo lehiben’ny antoko mpanohana azy no mamonjy ireny fanelanelanana ireny, ankehitriny ireo Ministra sy Praiministra no manao izany « efa tsy mahatoky intsony ireo dinozoro ve i Rajoelina? », nankaiza ry Alain Ramarsaona, Lahiniriko Jean, tadidintsika ny nataon’i Pety sy voninahitra niady mafy mba ho ao anaty delegasiona Rajoelina.

Hiverina indray ve ny sakoroka mandritra izany 15 andro izany? lasa Ping dia hanao ping pong eto isika, hosamborina i Fetison Rakoto Andrianiriana? Handà baiko ny miaramila izay be no mimenomenona fa toa ny omaly tsy miova hany, misy aza ny efa milaza fa ny miaramila mitana birao indray ireo midina an-tsehatra ireo fa efa be no vitan’ny hafa. Mbola manjavozavo ny toe-draharaha fa « ny tanety lava misy hisainana »



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Hivadim-pitokisana amin’i Jean Ping ?
  2. Alors Mr Ping, présidentielles ou statu quo ?
  3. Réponses du PHAT à Jean Ping
  4. TGV, Ping, Joyandet, Chataigner=Francafrique
  5. Aleo isika no hanoratra ny tantarantsika

18 Comments

  • Nadia grondier dit :

    ilay pinga kosa alou mety nitsangatsangana no diany e?

  • Nadia grondier dit :

    io anie mba tenako anareo aza mamono tena woa,iza zao mba mikarakara ireny olona voasambotra ireny any amponja?mba misy fijerena ve izy ireny?niy vola mihisaka iny zao ilay pinga dia tsy mba nanisy resaka olona voasambotra akory,izy aza nakany @Rajoelina fa tsy Rajoelina nanantona azy dia ny bmadinika atao fitaovana,ianareo eto @ Mydago syMadatim kou dia mampirisika ambony biraonareo dia ny Madinika foana no mizaka e! mba oviana ny madinika no mba tsy hatao tohatra?

  • Babyfoot dit :

    O ry Nadia a ! Aza be resaka loatra fa sao haneninao. Efa fantatray ny ataon’i renimalala fa izao fotsiny : Ny Menalamba nahatosika ny vazaha ka ahoana no hieritretanao fa tsy hisy hietsika ny taranany « avarampianarana » ankehitriny ?

  • KintanaMananDrambo dit :

    Iza no tena nanao tohatra fiakarana an’ny vahoaka ? Ary mba vahoaka ve ireny niakatra teny Ambohitsirohitra ireny !! Raha vahoaka misaina, tsy nandeha haka an-keriny ny lapam-panjakàna, fa niandry fifidianana, rahatoa ka nisy tsy nety ny nataon’ny Filoha Ravalomanana !!
    Tadidio fa ny gasy no nangataka an’i Ravalomanana ho maire-n’Antaninarivo, ary koa ho Filoham-pirenena !!
    Raha tsy nisy azy, dia mbola taranak’i Ratsiraka no teo !!
    Nampiasain’ny tsy valahara rehetra ny hoe : Andao hitady merina iray, mba hanao toy ny nataon’i Ravalomanana !
    Olona ilaina amin’izany, dia merina, tsy misy ati-doha (mora baikona sy tsy afaka mieritreritra ), ary fatorana amin’ny vola !!

  • nadia grondier dit :

    AMBOARAZA I RA-8 SY NY BEKITANA FA HAT NO MANDIDY

  • nadia grondier dit :

    HIANAREO EFA NOMENA VOLA BE RY FONCTINNAIRES 10%, DIA MBOLA INONA INDRAY EFA MBA NAHAHO DIA MANGINA. TALOHA TSY NAHAVIDY DIBERA AKORY ,IZAO MIGALABONA FA BE VOLA BE

  • Mao dit :

    mampalaelo Nadia be, de vola avy aiza hono no hanomezana io 10% io @ ity taona ity nefa ny fanampiana ary tsy misy intsony? ampitomboina 10% ny karamanareo ry mpiasam panjakana fa alina aminareo any @ hetra 20% io a, nadia tsy mahalala anzany fa nadra be!!! raha lehilahy domelina dia ataovy amin izay ny Fifidianana Filoha de arotsahy daholo izay te hilatsaka de ho hita eo izay mandresy e. Na nadia ary mety hitomany rehefa mivoaka ny resultat. mahereza Nadia be fa anareo lo ny aller fa any ny retour a!!! Ny sanction koa efa hilatsaka tsy ho ela enga anie ka tsy ho an’ny vahoaka fa ho an’ny Mpitondra.

  • KintanaMananDrambo dit :

    I PING efa niteny fa mety ho « individuelles » ny
    sanctions !!!
    Tsy dia maniry an’ilay izy aho, fa na « nationales » aza, dia mety !! Mba ho tonga saina daholo amin’izay ny gasy, fa matoa misy ny Lalàna, dia natao mba handaminana ny fiainan’ny mpiara-monina.

  • gasybe democrate dit :

    PAROLES……….ou FOUTAGE DE GUEULE
    le plus urgent est l’application de :
    SANCTIONS RAPIDES ET URGENTES
    Le fait d’écraser la population dans cette misère extrême a pour but ultime la pousser dans des rotaka toujours aussi violentes et stériles :
    DONNANT AU DICTATEUR OU AUX IMPERIALISTES LE PRETEXTE D’INTERVENIR AVEC LA FORCE :
    « DANS L’INTERET SUPERIEUR DE LEURS POCHES PERSONNELLES ! ».., on le sait et on le voit .
    C’est une STRATEGIE DES PLUS CLASSIQUES…..

  • miarams dit :

    ny miaramila no tena olana eto!
    Izay ihany!

  • fandresena tena izy dit :

    Izaho dia manentana hatrany andro aman’alina ny hetsiky ny mpitondra Fivavahana e! Raha misy olona tokony ho saro-piaro amin’ny Tanindrazany voalohany dia ny Mpitondra Fivavahana . Koa mivavaka ho anareo tompko mba hazavain’ Andriamanitra ny sainareo mba ho sahy amin’ny zavatra rehetra ary hanentana sy hanome fanantenana ny Malagasy . Hiala amin’ny fanompoantsampy aloha voalohany indrindra ary ho tia an’ Andriamanitra avy eo ho Tia ny Tanindrazany. Koa matoky aho ary mino aho fa hahomby ianareo mba ho voninahitr’Andriamanitra ! Matoky aho fa tsy hijanona ianareo satria aza adino fa ny fonja dia ho monja raha hoan’ny Fahafahana . Tsy hiisy ping pong eo fa EO IANAREO MPITONDRA FIVAVAHANA !

  • KintanaMananDrambo dit :

    Tsy nety nivaoka avy ao amin’ny Tobiny hono ny zandary FIGN, ao amin’ny Faoro Disena omaly !
    Inona no tena antony ?
    Nilaza ny gazety iray fa hoe nitaky ny anjara vola izay tokony mba ho azy koa hono izy ireo, satria nisy vola nomen’ny filoha Ravalomanana ho an’izany lehiben-dry zareo izany hono !
    Nisy an’izany ve, dia izao vao hitaky ny anjarany ry zareo ?
    Izaho manao hoe, manohy ny famafazana lainga ny Hatay, satria may ny endim-boanjony ! Manomboka ny fiafaran’ny tantara, dia hosoram-potaka indray ny mpitondra taloha !!
    Antony hafa koa, maty omaly ny zandary, lietinà iray, voadaroka ary nanaovan’ny vahoaka tamba be, any ka tonga saina ireto namany !!
    Moa tsy mampatsiahy ny nahazo an’ny FRS taloha !
    Tao ilay teny Ankadifotsy, novakian’ny olona tamin’ny moellon na koa malô hoy ny gasy, ny lohany ; nisy iray, nofisahin’ny olona tamin’ilay karazana esitirady kely fijoroan’ny paolisin-dalana ireny ; teo akaikin’ny sinema Ritz no nisehoan’ny tantara ; nisy aza na dia nilanja mitiraety sy nitifitra, dia mbola novizanin-dry zalahy ihany, tery Ankorahotra io !!Azon-dry zalahy tsimponina toy ny ankotry anie ireo ê !
    Noho ny antony maro, dia mbola tsy mihetsika ny olona !! Tsy vaha-olana koa izany, fa ny hetsika eny an-dalambe ihany no izy !!!

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    A regarder de très ,très près ,Nous pouvons noter un changement important dans l’évolution de la recherche de solution de sortie de crise à M.car..
    Pour nombreux d’entre Nous ,je divague et ne comprends rien à rien..Oui !
    Mais je regarde selon un autre angle que celui à travers lequel nombreux d’entre Nous suivent cette évolution .Disons qu’eux aussi voient à travers cet angle mais n’en font pas grand cas ou
    estiment que de ce point de vue ,de cet angle..,l’exament de la crise à M.car n’est pas tellement fiable..!Voyons..
    J’ai constaté que depuis le début de la crise ou un peu avant (fin septembre 2009 ) ,les Américains ont montré leurs inquiétudes sur l situation à M.car ( absence d’opposition crédible ,visite de Commandant en Chef des Forces USA de l’Océan Indien ,qui stationnent ,il me semble, dans les Emirats Unis ???)..!
    Mais dans l’ensemble les relations entre les deux Pays se portent bien…!

    Et voilà la crise !Le coup d’état !
    Comment le Président RAVALOMANANAMARC a quitté le Pays ? Quel Pays l’a aidé ?…

    Et lors du coup d’état effectué dans un bâtiment catholique ,devant l’arch^que d’ANTANANARIVO ,devant d’autres personnalités diplomatiques ,notamment françaises ,l’AMBASSADEYR DES ETATS-UNIS A ETE BRAQUE PAR UN MILITAIRE ,lors d’une cérémonie officielle ,filmée ,témlévisée et diffusée à travers le Monde..
    Pour un affront ,cela a été un affront !

    Les Américains ,bons joueurs ? Ils n’ont rien dit ? Ils n’ont pas protesté ? Le nouveau pouvoir à M.car s’est-il excsusé auprès des USA pour cette bévue ?

    Je n’en sais rien..Pour les Américains ,le moment n’est pas propice à faire des vagues..Du calme ! Du calme !semble avoirété la conduite à tenir choisie !.

    Les Américains ont suivi l’évolution de coup d’état , le sort du Pays et celui des Malgaches !
    Maputo s’est fait  » sans eux appremment « , je veux dire sans qu’ils interviennent de vive voix !

    Quand les interventions françaises se font au grand jour ,les Américains préviennent l’Etat Malgache qu’il n’est question de poursuivre le contrat AGOA dans le respect de la démocratie !…
    La suite ,Nous la connaissons !

    Le contrat AGOA a été cassé depus le 15 décembre 2009 et quelques jours après les USA ont écrit « seulement  » au Président RAVALOMANANA MARC élu de façon constitutionnele et toujours reconnu par les USA comme le seul Président de la République de Madagascar..!

    Les Américains ,convaincus que la France ou des français sont derrière rajoelina sans en faire de mytère : le ministre des affaires étrangères qui a pris une position favorable à la tenues d’élections le 20 mars ,le secrétaire d’état de coopération qui a fait une déclaration d’autosatiction sur son action à M.car devant l’Assemblée Nationale Française…!
    ET là-dessus ,les critiques sur la grande intervention humanitaire des USA en HAITIpar le même ministre françaisde la coopération a irrité
    l’Exécutif américain …

    L’arrivée de Mr Jean PING et de sa suite à M.car a été voulue de façon urgente par la Communauté internation ,dont font artie les Américains et la suppression ou l’effacement de MAPUTO II et de MAPUTO III dans le dossier MAAGASCAR EST CERTAINEMENT DUE A LA DEMANDE DES USA !

    Pourquoi ? Parceque MAPUTO II et III ont été rédigés pour satistaire les éxigences de rajoelina , soufflées par un pays tiers !

    DONC RETOUR AUX ACCORDS DE DEPART..!

    Le sous-secrétaire d’EtaWYCROFF fait de grands efforts pour ne pas dire trop abruptement
    LA COLERE ET LA DETERMINATION DES USA ,qui ne veulent plus de discussions oiseuses ,mais LA DECISION POUR LKA SORTIE DE CRISE A MADAGASCAR…!

    OUI C’EST DE CET ANGLE QUE J’AI SUIVI L’EVOLUTION DE LA CRISE A MADAGASCAR..!

    A HAITI ,les Américains ont fait la grande manifestation de force en temps de Paix..!

    ET RAPPELONS-NOUS BIEN LE BRACAGE DE LEUR AMBASSADEUR LE 17 MARS A ANTANANARICO CHEZ LES CATHOLIQUES ET LES AMERICAINS ONT ROMPU A CONTRE-COEUR LES CONTRATS AGOA ET MCA car ces contrats rentrent dans leur programme économique propre !
    Oui ,ils les ont cassés pour être en règle avec leur principe:le respect de la démoctratie n’est pas compatible avec la relation commerciale avec un Pays sans démocratie !

  • KintanaMananDrambo dit :

    Il est des plats, qui se mangent froids,voire glacés ! Real politic !!

  • gasybe democrate dit :

    Célestin
    la population aurait DU PROTEGER RAVALOMANANA
    Méchamment je me dis parfois  » bien fait » comme à l’école maternelle…

  • Caricature dit :

    Hita mihintsy hoe sady misy rambony ireto no be democrate.
    Raha olona fohihifohy ianareo ireo dia azo an-tsaina fa mifanakaiky ny ati-doha sy ny tranony ka nôrmaly raha tsy de ampy fisainana loatra. Mampiome sady mampalaelo.
    Tadidio fa ny train rehefa ho tonga @ terminus de tsy maintsy mi-freine fa sao de midona @ talus ôtran’le tsisy saina ireo.
    Hidina an-dalambe hono nefa antanimbarinandriana aza tsy feno sasaka akory. Mitonatonana!
    « la population aurait DU PROTEGER RAVALOMANANA »: ny olona kely ati-doha no tokony nanao an’izany fa tsy ny malagasy rehetra akory.

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Vao lany ho Filoha-pirenena tamin’ny fifidianana natao ny 16 décembre 2001 ny Filoha RAVALOMANANA MARC dia efa « nofofoana ,notondroina ,nenjehina ary notadiavina tsy hahavita ny mandat-ny..
    Tadidio ny tenin’itompkolany ravony nanao : » Je ne lui donne pas six ! »Le Président a fait plus de six ,nen déplaise à ravony…!
    Et quand Nous appris la décision de la HCC ,qui a confirmé l’élection dès le premier tour du Président RAVALOMANANA MARC ,les opposants ,tous les opposants ,qui viennent de perdre le pouvoir ont tout fait pour dénigrer (zafy auprès de la BM , du FMI ,des anciens présidents africains..), tous les partis d’opposition ont presque chaque jour déstabilisé , sous-estimé , critiqué le pouvoir naissant…!

    Et les Malgaches ,très attachés au nouveau Président n’ont jamais tenté d’élever la voix contre ces mauvais perdants ,qui ont essayé de disqualifié leur choix !

    OUI C’ EST A CE MOMENT-LA QU ‘IL A FALLU ET DEFENDRE LES RESULTATS DU VOTE DU 16 DECEMBRE 2001 ET DE CONTRER TOUTES LES VILENIES DITES A L’ENDROIT DU PRESIDENT RAVALOMANNA MARC !

    TOUT CE QUE NOUS AVONS VECU DEPUIS LE 17 MARS 2009 A ETE PREPARE DES CE MOMENT-LA !

    ET POURTANT C’EST A CE « MOMENT-LA DEJA A AUSSI DEBUTE LE LAISSER-ALLER DE CERTAINS SOIT-DISANT COLLABORATEURS DU PRESIDENT..!
    LE PRESIDENT RAVALOMANANA MARC CLAIRVOANT , METICULEUX ,PRAGMATIQUE A PU DEJOUER NOMBREUX PTIEGES ET TRAHISONS (lahiniriako ..).
    J’AI BEAUCOUP DEBUSQUE DES ARRIERE-PENSEES POLITIQUES DES OPPOSANTS ET DES COLLABORATEURS DU PRESIDENT DURANT SEPT ANS SUR LE SITE DU TIM..!ET EN PARLANT DU TIM , C’EST DU TIM DE PARIS QU’EST PARTIE LE 20 FEVRIER 2007 (voilà bientôt TROIS ANS )LA GRANDE TRAHISON COMMISE PAR LE PRESIDENT NATIONAL DU TIM DIT ZOARIMIHAJA ,DE HELIAN ET DE EMILE ,QUI ACTUELLEMENT CONTINUENT A EMBOMBINER LES JEUNES DU GTT., QUI DOIVENT FAIRE ATTENTION POUR NE PAS RISQUER D’ETRE SEULEMENT LLEURS FINANCIERS PAR LES JEUX DES COTISATIONS ET DES REPRESENTATIONS..OUI POUR PAYER LEURS DEPLACEMENTS !ILS FONT CROIRE ICI ET LA QU’ILS SONT LES TOUJOURS ET ENCORE SUPPORTERS INDEFECTIBLES DU PRESIDENT RAVALOMANANA MARC QU’ILS ONT TRAHI! QUELLE AFFABULATION..!

    Nous allons constater suivant l’évolution de la recherche de solution de crise favorable au choix des Malgaches l’augmentation des fans du Président RAVALOMANAN MARC qui ,d’ailleurs ,n’a commis de faute ni politique ,ni socio-économique ,ni morale !

    De toutes les façons ,pour départager ces diverses forces prétendues politiques à Madagascar
    Nous passerons par les élections libres ,indépendantes ,suivies et observées par la Communauté Internationale et surtout protégées contre toute tentative de maniplation des opérations électorales..!

    OUI DEFENDONS ET PTROTEGEONS NOTREPRESIDENT QUI POURSUIT TOUJOURS LES EFFORTS POUR LE DEVELLOPEMENT DU PAYS ET POUR LE BIEN-ETRE DES MALGACHES !

    dites-moi ,que sont les programmes soco-économiques pour la reconstruction du Pays de ceux qui cherchent à l’éliminer des éléctions à venir !

    DR CELESTIN Robin

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    asybedemocrate est à côté de l’esprit et de la teneur de ce que j’ai écrit le 23 janvier vers 17 heures 44 minutes..!
    Mon propos tient à la recherche de solution (future ) de sortie de crise en général et du rôle des USA en particulier..
    Gasybe lui parle du passé ,de ce que les Malgaches n’ont pas fait..pour protéger le Président RAVALOMANANA MARC!

    Allons de l’avant…et ne chargeons pas trop les Malgaches ! Nous sommes Malgaches..Tous le Malgaches n’ont pas été assez vigilants devant le comportement de ces « tsy maty voalavo an-kjibo « !

    Dorénavant ,faisons gaffe !Ne laissons rien passer qui puisse Nous créer le moindre problème !

    Dr CELESTIN Robin

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site