.
Efa tonga eto Madagascar i Jean Ping
Efa eto Madagasikara ny Filohan’ny Vaomieran’ny Firaisam-be Afrikana Atoa Jean Ping, miaraka amin’ny kaomisera misahana ny Filaminana sy ny Fandriam-pahalemana Lamamra Ramtane, ny avy amin’ny Firenena Mikambana, ny SADC, COMESA, OIF, Vaomieran’ny Ranomasom-be Indiana. Ny fantatra dia efa nivory tany Addis Abeba nanomboka ny alatsinainy lasa teo izy ireto nitady izay vahaolana aroso hivoahan’ny Madagasikara ao anatin’izao krizy izao.
Hivadika indray ve i Andry Rajoelina ?
Sarotra ny dian’ireto vahiny ireto satria na hisy fanovan-tsonia hafa indray aza izay soso-kevira hivoaka eo dia azo inoana fa handà sy hivadim-pitokisana indray I Andry Rajoelina. Raiso ho ohatra ny zavatra niseho teo aloha, ary ny tena manahirana dia lasa ataon’ny Rajoelina kilalao, tsy ny vahoaka Malagasy ihany fa hatramin’ireo hery iraisam-pirenena mihitsy.
Sazy ho an’ny mpivadika
Ny voalohan’asa tokony hojeren’ireto mpanelanelana ireto dia ny fametrahana sazy henjana hoan’izay mivadi-pitokisana. Efa hatry ny ela ny Ntaolo Malagasy no nandinika izany, “toy ny fasam-bazimba ka izy mivadika aloha kely ila”, ny “tsitsika” fanao any amin’ny faritra maro manerana ny Nosy, ny “fati-drà”, “mpiziva”, sns…
Fandrafetana !
Fa asa iray ihany koa ny fandrafetana tsy misy tomika, tsy vonjy tavan’andro, mazava tsara tsy ahafan’ny hafa manao dika vilana izay voasoratra amin’izay volavolan-kevitra rehetra hosoniavina. Ohatra raisina amin’izany ny “co-président” ve sa “conseiller”? Ny resaka “amnistie”, ny fetr’andro amin’ny fanatanterahana ny dingana rehetra fa tsy hisy ankolafy hilalao ny fotoana ka hampitarazoka indray ny asa, ny anaran’ny olona hisahana ny andraikitra izatsy na zaroa.
Tafika sahy tsy homba ny atsy na ny aroa
Fa lesoka tokony harenina ihany koa dia ny anjara andraikitry ny Tafika Malagasy. Hijoro ho mpanatanteraka izay voasoania ny ankolafy rehetra ve izy ka sahy tsy homba ny atsy na aroa sa handray fanampaha-kevitra ka hiandany amin’ny ankolafy tokana. Tokony ho voafaritra mazava tsara ao anatin’izay “volavolan-tsoso-kevitra” iarahana amin’ireto mpanelanelana ireto ny mahakasika ity Foloalin-dahy sy ny Tafika Malagasy ity, fa tsy hatao toy ny “tsobo-dranon’I Ramiangaly, marivo hirobohana fa raha lalina hialana”
Fifidianana izay hi kapitenin-tsambo
Farany, “tsy ny fositra akory no tsy ambolem-boavahy”, tsy izay rehetra miana-kendry miseho ho mahavita irery an’I Madagasikara, sy miseho ho “kapitenin-tsambo” matsilo no izy. Fa izay tian’ny vahoaka sy mahavita manala ny fahasahiranam-bahoaka, tsy kobaka am-bava toy ny hoe : “hataoko 500Ar ny kilao’ny vary”na koa manao ronono an-tavy etsy sy eroa, tsy mba afaka hitondra an’ny Dago raha tsy amin’ny alalan’ny fanonganam-panjakana dia ireo dinosoro matahotra fifidianana, fa aleo olon-kendry sy efa hita fa nahomby teo amin’ny familiana ny sambo. Ny fifidianana izay ho kapitenin-tsambo ihany no vaha olana ka ho fifidianana handraisan’ny rehetra anjara, na iza na iza, eo ambany fiahian’ny hery Iraisam-pirenena. Fifidianana madio, mangarahara ary eken’ny rehetra izay vokatra eo. Fifidianana tantanin’ny Tetezamita iraisan’ny rehetra.
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:



LEO BE NY VAHOAKA ÊÊê !!!! AOKA IZAY !!!!!!!
Tairo ry tetezamita fa aza mifandany andro @ ny Ping izao.
Marina ny anao ry Tairo fa ho lany andro @ ny pingpong eo.
LETTRE OUVERTE AUX PARTICIPANTS DE LA REUNION DU 21 JANVIER 2010 A ANTANANARIVO..
MESSIEURS ,
Vous êtes soucieux et respectueux de la démocratie vécue et appliquée par les Peuples…et c’est tout à votre honneur !
Mais respecter la démocratie ,prendre avec des pincettes des égards démocratiques vis-àvis d’un voyou ,de l’ auteur d’un coup d’état c’est parer le cou d’un cochon de perles et autres colifichets !…Evidemment ,le cochon parade ,bombe le torse , roule les mécaniques ,ergote ,il se sent respecté ,honoré et même s’estime encouragé à manoeuvrer et à jouer au plus dur ,à l’homme fort dont tout le monde l’affuble ..et ceci au mépris des Malgaches
Il est vrai que toutes les parties prenantes dan cette crise ( les militaires Malgaches ,certains opposants notoires avant le coup d’état ,les commanditaires français , indo-pakistanaivivant à M.car et ailleurs ,les Représentants du GIC ,les quatre mouvances Malgaches qui discutent trop du sexe des anges et ont presque honte d’nfliger à rajoelina les sanctions pénales ,politiques , que mérite tout auteur de coup d’état ont des responsabilités dans cette situation ,disons dans l’enlisement ou la stagnation de cette situation très pénalisate ,très et combien démoralisante pour les Malgaches…!
Mais je pense et j’en suis sûr et certain ,que cette réunion du 21 janvier àANTANANARIVO mettant en présence
-Messieurs les Représentants des quatre mouvances Malgaches ,
-Monsieur le Président CHISSANO Joaquim ,Chef de la Médiation Conjointe
-Mnsieur PING ,secrétaire général de l’UA ,
- Monsieur le Commissaire à la Sécurié et à la Défence en AFRIQUE ,
-Messieurs les Représentants des Nations Unies
-Messieurs les Représentants de l’OIF ,
-Messieurs les Représentants de la SADC ,
-Messieurs les Représentants de la COMESA..
constitue ,représente la réunion ultime à ne pas rater , qui oblige chaque partie à donner le maximum de volonté pour réussir cette la mise en application des Accords de MAPUTO et de l’Acte Additionnel d’ ADDIS ADEBA et pour permettre ainsi la mise en place la TRANSITION CONSENSUELLE ,INCLUSIOVE ET APOLITIQUE ,qui va entrer en action pour le bien être hysique et mental des Malgaches ,qui n’ont jamais mérité un tel acte de barbarie qu’est le coup d’état qui n’ a pas apporté ni sa justification ni sa raison .sur le plan socio-économique ,morale et politique..!
Madagascar est un Etat souverain ,indépendant ,pourvu d’une Constitution digne de la République et évoluant vers la démocratie..!
Alors pourquoi une telle infamie , une telle misère infligée aux Malgaches ?
DR CELESTIN Robin.
Il est évident que Nous Malgaches surtout ceux qui ont soutenu durant huit ans et qui continuent de soutenir le Président RAVALOMANANA MARC dans sa lutte pour le développement et le bien être physique et mental des Malgaches oui il est évident que l’implication du GIC dans la recherche de solution à la sortie de crise à Mcar
constitue un atout important pour les Malgaches pour contrer les vélléités ou même la volonté de pays étranger de favoriser la prise du pouvoir à M.car par des groupes de gens qui font main mise sur le Pays pour aider des étrangers à faire main basse sur nos biens..!
rajoelina est instrumentalisépur cet objectif et si rajoelina persiste et s’entête à garder ce pouvoir de facto ,ce n’est pas qu’il est fort ou qu’il est intelligent ,mais parce qu’il est soutenu, a été payé pur jouer la marionnette jusqu’ à ce que la prse du pouvoir par ses commanditaires deviennent effictives..!
Nous restons avec le GIC ,UA ,SADC pour ‘application des Accords de MAPUTO et de l’Acte Additionnel d’ADDIS ADEBA !
Dr ELESTIN Robin
Bien dit Dr Célestin Robin
On a déjà assez de se soumettre aux caprices du « jeunot » sans vergogne et ses conseillers immoraux!
C’est le temps de la concrétisation de la sanction individuelle à commencer par le « jeunot » et finir avec les conseillers sans vergogne aussi.
Un putschiste reste un putschiste même si on insiste plusieurs fois de mendier sa présence chaque fois….
Il ne faut pas sacrifier la vie de 18 millions de malagasy pour un « jeunot » qui est méprisable au nom du Droit de l’Homme.
L’existence d’une marionnette, suppose celle de celui ou celle qui l’actionne !!
http://www.youtube.com/watch?v=97HbqoUNalo
no izy, azafady indrindra ê !
OUI UN PUTSCHISTE RESTE UN PUTSCHISTE DONC IL N’Y A RIEN A ATTENDRE DE LUI TRACONS NOTRE ROUTE SANS LUI UN POINT C’EST TOUT. QU’IL LE VEUILLE OU NON DE TOUTES LES FACONS CE QU’IL MERITE C’EST QU’IL SOIT CONDAMNE D’AVOIR PRIS LE POUVOIR PAR LA VIOLENCE…ET NON PAR LA VOIE DES URNES….ALORS TRAINONS LE VITE DEVANT LE TPI CAR C’EST UN CRIME ORGANISE FOMENTE AVEC AL FRANCAFRIQUE….
DIEU EST AVEC NOUS. AMEN.
ping ou pong on s’en fou !!!!!!!!
on veut du concret !!!!!!!!!!!!!!!
Fomban’ny katolika ny manao « double jeu » (tsy ny katolika laïc no ambara eto). Ny azo antoka dia mpanolo-tsain’ingahy Rajoelina i Odon Razanakolona, izay monseigneur katolika. Ny fanaovana sonia dia voady, izany hoe fanomezan-toky fa hanatanteraka ny zavatra izay nosoniavina. Dia hitantsika miariary izao fa nataon’ingahy Rajoelina toa ny tsy nisy ny voady izay nifanaovana tany Maputo sy Adis Abeba: izay ilay « double jeu », mody manaiky anefa tsy izany akory no izy. Ary io fivoriana ao amin’ny Carlton io, dia mbola izay ihany io. Fandaniana andro. Katolika mpanao « double jeu » no ao ambadik’i Rajoelina ». Ary aoka ho fantantsika fa ny firenena frantsay, izay ao ambadik’ingahy kely io dia firenena katolika amin’ny salan’isa 99%. Ary izany no nahatonga ny firenentsika tsy mandroso hatramin’izao, satria zanatany frantsay isika ary mbola tadiavina ho zanahina indray. Ny frantsay dia mpitsetsitra mpanandevo olona (toe-tsaina katolika hatramin’izay izany). Misaotra ny President Marc Ravalomanana izay mbola mikely aina any ivelany any ialana amin’izao hafitsoky ny frantsay izao. Hamafiso ny vavaka fa Andriamanitra momba antsika.
Ô ry zareo ô ! Tsara ny finoana an’Andriamanitra, sy ny mivavaka !
Saingy io tolona io, dia tsy vitan’ny vavaka hoa !!
Olona tsy misy eritreritra, fo ary saina, no manoloana anareo !! Matoa ry zareo sahy naka ankeriny an’izany fitondràna izany, dia efa anisan’ny olona tsy izy mihintsy !!
Mba nisy nomeny hajany ve ny Teny navaokan’ny vavany, ny Fifanekena nosoniaviny ??
TSIA NO VALIN-TENY TOMPOKO !!
HETSIKA MARO SAMIHAFA NO ILAINA IZAO !!!
Adaboy any io maputo io fa tsy ny gena indray no hanapaka eto Dago. I Dada koa tsy ho tafaverina eo intsony e.
Dia andraso ary i Ping sy sadc, fa ny 20 mars tsy maintsy misy sao tara depart eo indray. Ny sasany efa lasa manao propagandy ny 20 mars.
Monsieur Jean PING
vous êtes le beau frère du président Bongo fils , élu plus que bizarrement , mais élu quand même.
On peut de toute façon affirmer que BONGO FILS N’A PAS FAIT DE PUTSCH !
De plus à ma connaissance il prend des initiatives tendant à améliorer ( un…tout petit peu) LE SORT DES GABONAIS
POURQUOI PRIVER MADAGASCAR DE…….FREMISSEMENTS DEMOCRATIQUES , COMME ON SEMBLE UN PEU LE COMPRENDRE DANS VOTRE PAYS MAINTENANT ???????????
Nysasany izany toa maimaika tahaky ny lalimanga mahita tay ! Maoloto ve no hiazakezahana ??
Ndao re !! Masoava anareo !!