Ny valala tsy mandry indroa ambavahady

Ny valala tsy mandry indroa ambavahady

Midongy seza Kadhafi

Hisokatra anio any Addis Abeba ny fivorian’ireo Ministra eo anivon’ny Firaisam-be Afrikana, hanomanana sy handinihina ny fivoriana faha 14 ny filohampirenena eo anivon’ny vondrona Afrikana. « Ny serasera sy ny haitaom-pifandraisana avo lenta aty Afrika » no lohahevitra hodinihina amin’izany fihaonana an-tampon’ny izany, kanefa azo inoana fa tsy maintsy hibahan-toerana ao ny disadisa manjo ny tany Afrikana.

Hafahafa ny toe-draharaha miseho any ankehitriny satria dia mitady hanalava ny fe-potoana hiasany Ingahy Kadhafi izay filoha am-perinasa, manao fampielezan-kevitra ara diplomatika goavana izy, tokony anjaran’ny « Afrique Australe » indray no manendry izay filohan’ity rafitra goavana eto Afrika ity, efa fantatra aza moa fa ny filohan’ny Mali no ho Filoha vaovao ny UA kanefa izao mitady hidongy seza izao indray ingahy Kadhafi.

Maro no mihevitra fa tafiditra ao anatin’ny politika maloto FrantsAfrika izao, ary misy ifandraisany amin’ny olana misy eto Madagasikara izany.

FrantsAfrika

Tadidintsika, ny 16 mai 2009 tamin’ny fivoriana faran’ny vondrona Afrika dia nosokajiana ho « fanonganam-panjakana » no niseho teto Madagasikara, nanao «lobbying» mafy ny ekipan’ny Muammar al- Kadhafi tamin’izany fotoana izany teo amin’ny filoha Afrikana maromaro ny mba hampidirana an’i Andry Rajoelina ho filoha kanefa tsy mifanaraka amin’ ny satan’ny demokrasia Afrikana izany koa dia nandamoaka.

Teo ihany koa ny fiaraha-miasa ara-miaramila manokana teo amin’ny fitondrana Fat sy ny Fitondrana Libiana, ny 01 sept dia nisy miaramila Malagasy nanao matso lehibe tany Lybie ho fankalazana ny faha 40 taona ny Revolisiona Libaniana ary dia nandefasana fiaramanidina manokana mihitsy ny miaramila Malagasy tamin’izany.

Fahafaham-baraka goavana ihany koa no azon’ny ekipan’i Andry Rajoelina tany Washington ny 27 sept 2009, noho ny tsy namelan’ny Filoha Afrikana maromaro ao antin’ny vondrona SADC azy tsy hiteny tamin’izany fivoriana izany satria voasokajy ho mpanongampanjakana i Andry Nirina Rajoelina, ary dia narary tamin’ny ekipan’i Andry Rajoelina ny nahazoany ny teny hoe : « sans qualité », mbola teratany Libiana ihany no nisisika ny mba hitenenany tamin’izany fivoriana izany.

Ary tsy ela akory koa izay no namoaka fanambarana miezinezina ny fitsipahana ny mpanongam-panjakana eto Madagasikara ny vondrona SADC, ary amin’izao fotoana izao dia any LaFrantsa i Andry Rajoelina ka hihazo an’i Lybie hihaona amin’ny Kadhafi, izany rehetra izany anefa tsy tongatonga ho azy fa mikaroka hevitra mafy ny mpanjanaka mba tsy ho very fihinanana eto Madagasikara koa dia mikoropaka mafy mihitsy, mikaroka izao hevitra rehetra izao Lafrantsa hampanjakana ny FrantsAfrika.

Vahaolana

Manoloana izany tsy sasatra manao antso avo amin’ny herivelona rehetra ny mba hikaroham-bahaolana ny Filoha mpiara mitantana Atoa Fetison Rakoto Andrianiriana, « Mijoro, Atoseho, Tohano ny Ankolafy efatra amin’ny vahaolana iombonana » hoy izy.



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Velezo ny vy dieny mafana, fa ny valala…
  2. Ny valala tsy mandry indroa ambavahady
  3. Françafrique ihany no faly amin’izao
  4. Nandefitra ny Filoha Ravalomanana
  5. Rajoelina sy video-conference

29 Comments

  • KintanaMananDrambo dit :

    Efa vita ny anjaran’i Khadafi ê ! Anjaran’ny Sadec indray izao no manendry, satria tamin’ny 2009 dia tokony i Madagasikara, izany hoe ny Prezidà RAVALOMANANA !! Vao nahare hoe iza no tokony hisolo azy, dia io manao ny ataony io indray i Fransafrika !!
    Raha miziriziry tsy mety miala, dia manainga antsika rehetra andray anjara amin’izay hetsika rehetra tokony ho atao !!!
    FANAMAFISANA NY FANONGANAM-PANJAKANA NO TADIAVIN’IREO HO ATAO !!
    RAHA MANAIKY AN ‘IZANY IANAREO, DIA NY TSARA AMINAREO ANGAMBA DIA NY MANDORO NY SAINA MALAGASY ! ROVITO IHANY KOA NY KARA-MPANONDRO, SY IZAY REHETRA MANAMARIKA FA HOE GASY IANAREO !!

  • Maevanilla dit :

    Efa zatra mitana ny place président dia tsy te hiala ry Khadafi, tsara loatra manko io plasy president io. Io anie ry KM no tahafin’i Zandry Doma eh!!!Io izao i Khadafi angamba dia ho President mandrapahafatiny rehefa avy nanongapanjakana ka nitifitra nahafaty ny prédecesseur-ny. Mahimahina ihany isika amity Doma ity satria fanonganampanjakana koa no nazahoany anio place-ny io eh!Ceux qui se ressemblent s’ensemblent. Aoka tsy hatoritory

  • Verohanitra dit :

    Il appartient à la SADEC de ne pas se laisser évincer. Ce n’est pas un seul putschiste en la personne de Omar Khadafi qui imposera sa loi à tous les pays africains, quelle que soit sa puissance, sa richesse.
    Il ne faut pas que la SADEC se laisse marcher sur les pieds et courbe la tête. Les deux putschistes notoires Omar Khadafi et Andry Rajo-hell marchent main dans la main avec la Françafrique pour mieux asseoir leur pouvoir : le premier celui de Président de l’UA et l’autre comme président du FAT. Par ailleurs, le second se trouve à court de fonds, il lui faut renflouer ses caisses pour éviter la grogne des militaires à ses soldes et les fonctionnaires dont il a amputé les salaires.
    Ce que dit Maevanilla plus haut est vrai : il est vraiment doux de se faire appeler : « monsieur le président ». Y renoncer est le pire des supplices.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Le mandat du premier, en tant que président de l’UA pour l’année 2009 ( en remplacement de NOTRE PRESIDENT ELU ), arrive à expiration dans quelques jours !
    Aux LEGALISTES MALGACHES, ainsi qu’à la SADEC, de faire valoir leurs DROITS !!

  • Foza Orana dit :

    [mail non valide]Ny amin’ilay lettre no asiako teny kely fa ny fifampidinihina dia tsy hataon’ny HAT mihintsy, fa ianareo fotsiny no ho lany andro eo.

    Tsy ny fifampidinihina no mahamaika azy izao fa ny hijanonany eo ela izay azo atao sy ny hanangona vola betsaka hitsoahana any Frantsa raha sanatria tsy tafapetraka eo.

    Nt HAT tsy hanao fifidianana izany fa mampiesona fotsiny

  • gasybe democrate dit :

    Si l’U.A. a de l’estomac !
    l’U.A. DEVRAIT AVOIR LA CLARTE DE CONFIRMER CETTE PRESIDENCE A RAVALOMANANA :
    SEUL PRESIDENT ELU LEGITIMEMENT .
    Ce serait une occasion enfin CLAIRE pour l’UA de CONDAMNER OFFICIELLEMENT le PUTSCHISTE.
    Une tergiversation s’apparenterait à de LA COMPLICITE AVEC FRANCAFRIQUE…avec Jean Ping en sous main pour la manoeuvre.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Ravalomanana fut remplacé en 2009 par Khadafi, à cause du putsch !!
    Ne pas oublier tout ce qu’on avait raté, GBD !!
    Les villas, l’autoroute, le centre de conférence, le plus haut building, tous les travaux, ont été réalisés en prévision de l’accueil, de tous les Présidents africains. Il en était de même pour l’AVION AF2. Les malgaches auraient pu être fiers d’eux-mêmes, ainsi que de leur Président. Mais….
    Est-ce qu’il aura encore cette opportunité ? J’ai de sérieux doutes !

  • sylvain dit :

    st doly lo! raha za aloha tsy miraharaha zé resaka Khadafi any,fa refa misy fanampina ho an’i Madagascar dé mety,fa tsy hovarina @korotana lava,ny sasany bé vava ato fotsiny ,RORA Vé AHAFATY ALIKA

  • sylvain dit :

    KA RAHA manomé fanampina ho an’i GASY hoatra i Khadafi dé tsara,raha manoné ko ohatra USA dé tsara,zé manomé amiko no tsara,fa tsy hoatra ny sasany panao démagogie ,ny vahoaka efa nona,zé azona vola ihany no ady eo

  • nadia dit :

    mahafinaritra ny adyhevitra fa tsara raha mifanaja sy mba tena vahaolana no entintsika eto fa tsy ady lava sy fitsikerana be fahatany sa haona rey Kintana?mbola be asa angaha ise ka nanadino an’ny Madagascar malala,za alou resaka resaka fa tiako i Madagascar tsy miala ato antsaiko satria mamiko ka tsy maintsy manoratra mba hanehoako fitiavako azy

  • KintanaMananDrambo dit :

    Iza aloha ry voatavokely no be fanenjehana fotsiny, nandritry ny erin-taona izao ??
    Fitsikeràna ? Ny olona mpiaro ny atao hoe ARA-DALANA, ARY ANTSOINA HOE LEGALISTA, dia tsy maintsy milaza ny zavatra tsy mety rehetra, miseho na ataon’ny mpanongam-panjakàna ! Dia miara-mijery na mitady izay rehetra mety ho vaha-olana !
    Ny fampiharana ny satan’i Maputo izao no efa lazaina fa izy, kanefa dia notsipahin’ilay domelina !
    Ka dia inona no soson-kevitrao, fa liana dia liana izahay eto, hamaky azy ! Erin-taona no niandrasana an’izany ! Tsy kivy anefa izahay !!
    Ka arosoy ary izato izy, rahavako !!!

  • rasoa dit :

    or’i Sylvain â!
    tandremo izany ! fa i Khadafi na manampy aza dia « dony tapany handoa erany ! » kadô empoizoné ê!
    mila fitandremana be ny relation diplomatika, tsy izay rehetra milaza fa hanampy an’i madagasikara akory tsy tsara fanahy daholo! aza faly mijery ny orona akaiky ny maso fa mba aleo mijery lavitra r’ise â!

  • nadia grondier dit :

    mahafinaritra rehefa mba miresaka matotra isika mianakavy ato,ny ahy aloha dia ny firosoana amin’ny Fifidianana Filohampirenena izany hoe tsy avy ao aminy Rajoelina na avy amin’ny Filoha teo aloha Ravalomanana no mikarakara fa olona tsy miandany politika mihintsy ka avela hilatsaka izayy te hilatsaka ka izay lany eo no atao hoe Filohampirenena,ary ny Malagasy rehetra dia tokony hifona sy hibebaka amin’Andriamanitra mba izay sitrapon’Andriamanitra no ho ntanteraka ka olona vonona ampandroso io Tanindrazantsika malalantsika io tsy hatakalo tsy hamidy vola mety ve izany evitro izany samia mba mitondra vahaolana hafa ankotra Maputo sy sabebaka

  • Babyfoot dit :

    Hay ve ity Nadia tsy pro-Rajoelina e ! Sa miteniteny fôna fotsiny ?

  • gasybe democrate dit :

    tena resaka olona « foka » ireto U.A………..
    Tsy afaka rahoviana…

  • KintanaMananDrambo dit :

    Alohan’izany fifidianana izany, tsy maintsy misy olona mitantana ny firenena ! Dia iza ary io olona io ?

  • nadia grondier dit :

    fa hoe tsy panao politika anie za fa olona tsotra e!

  • nadia grondier dit :

    olona tsotra tsy mpanao politika r’ise a!

  • nadia grondier dit :

    iza zao olona tsy mpanao politika hafaka hintantana ny Firenena?mba olona manampahaizana sy atidoha fa tsy zao bodo rehetra izao iza hoy i se?ento eto hotsakotsako ,mba faly ery za raha miresaka matotra tahakizao isika,bonne nuit Gasy be Kintana Baby kou

  • Arivo lahy Tsy Maty Indray Andro dit :

    Fialonan’ny frantsay, ny francafrique sy ireo mpiray petsapetsa an’ny MERINA (ataoko soratra lehibe) sy i Madagasikara izao miseho izao. MERINA hoy aho satria io foko io no afaka nifampitana aminy @ rehetra ka tsy tiany sy nenjehiny hatramin’izay ka hatramin’izao. Nataon’ny Frantay fitaovana ireo foko hafa eto Madagasikara hanapotehana ity firenena ity…izay nahita olona iray amin’izao fotoana izao dia i Andry R TGV izay olona tsy nianatra ary mora ambakaina hanambotriana ny Malagasy
    vokany azontsika izao dia fidinan’ny harinkarena, fitsitotongan’ny vola malagasy, ny tsy fahatokisan’ny mpamatsy vola, ny fikatonanan’ny orin’asa maro, ny fiakaran’ny olona tsy manana asa, ny fahapotehan’ny infrastructure efa nanana teo… Francafrique sy ny valala no mahazo tombony amin’izao fotoana izao…
    Fanjanahantany @ endriny vaovao no miseho eto,mila hajanona io, mila miray hina isika…nohon’ny fitiava-tena, tsy fahaizana miampy fahajolahimbotiana fotsiny izao.
    Ireo TGVistes ireo dia mila manova toetsaina lalina, mila mampianatra taranaka aloha fa tsy misy afatsy opportuniste ireo ary tsy manana afatsy ny sandry sy basy hitondrana firenena. Mi-critique ny Afrika mainty isika nefa tsy latsa-danja noho izany ny miseho eto.
    Efa hianjera anefa io fitondrana io…ny ratsy tsy mijanona ela, ka ny vahoaka no hanala azy miampy ireo olon’ny TGV izay nanohana azy satria voafafy lainga…
    Hoy aho hoe afaka 10 taona indray isika vao mahita fandrosoana raha hisy ary raha tsy miala eo io TGViste sy ny taranany sy namany, ka olona manana poigne mitovy @ Ra8 no eo izay sarotra ny mahita izany.
    Tsy ny profil mpandainga sy mpamitaka, mpamono olona, tsy matotra ohatran’ny Andry DJ sy La Frantsa aloha no hitondra e. Fantatra ny vitany nadritra ny 1 taona…hametraka ny frantay eto Antananarivo aloha satria ao no mafy loha sy afaka manohitra ka ny hotel de ville no hanamafisany izany…
    Arivolahy tsy Maty Indray Andro ary Madagasikara ho an’ny Malagasy.

  • rasoa dit :

    Salut à tous,

    Je vous annonce cette bonne nouvelle :

    le président du Malawi BINGU WA MUTHARIKA vient d’être élu à la tête de l’ (UA) Union Africaine. Alors, Soyez tous soulagé car le colonel Mouammar Khadafi maintenant est  » OUT  » !!!

    ce qui est dommage, c’est que c’est pas Madagascar !!!

  • rasoa dit :

    ce qui est dommage c’est que c’est pas Madagascar qui est élu !!! et cela c’est à cause de ce putsch !!!
    oui c’est vraiment dommage !

  • Arivo lahy Tsy Maty Indray Andro dit :

    Je crois que c’est un soulagement pour les legalistes de Madagasilkara d’entendre que la presidence de la UA passe dans la main d’un membre de vla SADC qui supporte le retour a la democratie chez nous avec l’application des conventions de Maputo et d’Addis…c’est un bon signe pour nous et que ca continue ainsi…a la prochaine que la France et ses allies de la francafrique et le putschiste DJ Andry devront arreter ses betises…
    Qui vivra verra!!!

  • Arivo lahy Tsy Maty Indray Andro dit :

    Manasa anareo aho hijery ny asa vitan’ny francafrique sy ny misy azy ato @ity tranokala ity

    http://www.stop-francafrique.com

    DDia mazotoa mamaky tompoko

  • HoAiza dit :

    Merci Arivo lahy,
    What a stress-relieving new!

  • gasybe democrate dit :

    Arivo lahy
    merci
    Il faudrait surtout s’attarder sur la rubriqsue  » à qui profite le crime  » ?
    à un RESEAU qui manipule les hommes au pouvoir et les médias en France…
    Ils étaient tous au FOUQUET’s lors de l’élection de Sarko………
    Bien loin , très loin du Français d’en bas , et près à tuer partout dans le monde , pourvu qu’ils aient à gagner économiquement.
    Le Darfour figure-t il ? (TOTAL y est présent !)
    ajouter « l’Afrique noire est mal partie » de DUMONT (censuré à M/car depuis Tsiranana.

  • Arivo lahy Tsy Maty Indray Andro dit :

    Les Français en dernière classe, selon la RFI

    Les touristes japonais se trouvent en tête de peloton en terme de classement des comportements des gens voyageant à l’étranger car ils sont très respectueux envers les autres.
    Par contre, les touristes français sont en dernière classe, a diffusé dernièrement la Radio France Internationale. « Ils sont les plus désagréables au monde quand ils voyagent », d’après toujours la RFI. Ils sont invivables et des opérateurs touristiques dont des hôteliers, des restaurateurs et surtout les guides touristiques à Madagascar en témoignent.
    Préférence aux Anglophones
    « Nous préférons plutôt les touristes anglophones quand nous avons le choix car ils nous considèrent bien comme des êtres humains et nous respectent», exprime un guide touristique. En outre, les touristes français veulent effectuer de nombreux circuits touristiques alors que leurs moyens financiers ne leur permettent pas. Le paiement du tarif à 25 000 Ariary/jour pour visiter un parc national ne leur est pas abordable, entre autres. Accompagnés obligatoirement par un guide local, celui-ci raconte qu’ils ne font que critiquer tout au long du circuit au lieu de découvrir les espèces endémiques au parc. Ce n’est pas tout ! Ils choisissent un circuit aventure en campant dans la forêt alors qu’ils ne s’y adaptent pas mais cherchent plutôt le luxe, explique un autre guide touristique.
    Une dépense entre 40 à 80 Euros/j/personne
    Au retour de leur voyage en province, les touristes français réclament un remboursement pour des raisons d’insatisfaction auprès de l’agence de voyages. « Ils arrivent même à faire du chantage en dénigrant notre boîte à l’étranger au cas où ils n’obtiendraient pas d’argent », a souligné un responsable d’une agence de voyages. Par ailleurs, un restaurateur témoigne que les clients français ne font que râler car le prix de son menu est trop cher pour eux. Un Tour opérateur a aussi avancé que les touristes français dépensent entre 50 à 80 Euros/ jour/personne contre 400 à 800 USD/jour/personne pour les Anglophones. Même les deux journalistes français spécialisés dans le tourisme de luxe, de passage à Madagascar l’an dernier, et interviewés par notre confrère, admettent ce mauvais comportement de leurs touristes. Mais les opérateurs touristiques malgaches reconnaissent quand même que ce ne sont pas tous les touristes français qui sont invivables chez nous.

  • Arivo lahy Tsy Maty Indray Andro dit :

    Aza adino ny mamaky ny tranonkala: http://www.stop-francafrique .com

    dia hitantsika ny tantaran’i francafrique izay manohana ny fanonganam-panjakana aty Dago sy maro eto Afrika izay arahin’ny DJ Andry.

  • Anti-Ra8 dit :

    ary ny site miresaka ireo président dictateur taty afrique angah tsy misy????

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site