Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Hivadim-pitokisana amin’i Jean Ping ?
  2. Alors Mr Ping, présidentielles ou statu quo ?
  3. TGV, Ping, Joyandet, Chataigner=Francafrique
  4. Lettre du President Ravalomanana au President Ping
  5. Anosy, Talata 19 janv 2010

21 Comments

  • rasoa dit :

    oadray re ra-olona ô!
    j’éspère qu’il ne va pas commettre les mêmes actes et les mêmes eurreurs que Ra- Sarla….
    il existe des individus , quand on leur a donné une certaine autorité… alors …ils ont abusé.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Vita alina zany ny an’i Vital !!
    Mankalaza ry Mangalaza ô !!!
    Dia mba mila fanazavàna tsara koa ny vahoaka ê !
    Inona marina no atao hoe : COPRESIDENT ??
    Mpanolotra taratasy sy penina, rehefa misy zavatra ho soniavina, sa mandray andraikitra marina, eo amin’ny fitantanana ny fiainam-pirenena ?
    Ho antsika eto indray. Mety ve io calendrier-n’ny GIC io ? Ny filaharan’ny 2 sy 3, no tiako anontaniana.

    1 – Référendum
    2 – Législatives
    3 – Présidentielles

  • MINO dit :

    asa aloha izay ataon’ny GIC FA RAHA NY TENA IZY NY PRéSIDENTIELLES NO MANDEHA ALOHAN’NY LéGISLATIVES . I DEVOLY MOA KELY TGV VE IZAO TSY ANAO SONIA IZAY HIFANARAHANA DIA AVY EO MIVADIKA INDRAY SATRIA TSY MAHINTSY HAMORONA ZAVATRA INDRAY ILOSIFERA RATSI-RAHONANA SY SARI-KOZY MISEHO HO MPAMAH OLONA ERAN-TANY .MANALA IO TGV IO MIHINTSY NO VAHA-OLANA FA RAHA MBOLA EO IO SY RATSI-RAHONANA TSY HILAMINA NY TANY

  • KintanaMananDrambo dit :

    Amiko dia izay no mety kokoa, fa izao i Ping dia nandefasan’ilay devoly rivotra maimbo ; ka hiaritra sa hidrikina ?
    Resaka fanajàna izany moa dia fantam-poko, fantam-pirenena fa tsy ao aminy ! Marina ny voalazan’i Chissano tany Addis-Abeba !! « Malpoli », ary ampiko hoe « sankalité » !!

  • Alidera A.R. dit :

    Araka ny voalazako moa dia msiy mety avokoa ny vahaolana naroso rehetra hatramin’izao.
    Kanefa moa izao izany no efa ekena tsy fidny dia ekena ihany angama izany no marina.
    Raha io kisary io no arahana dia référendum momba ny inona ilay izy?
    Ny faharoa dia miankina amin’ny vontoatin’ilay référendum atao ny hoe législatives na Présidentielles.
    Ny mazava aloha amin’io kisary io sy ny zava-misy amin’izao fotoana izao dia matahotra présidentielles ry zalahy ka mitsapa hery amin’ny législatives aloha, na dia hoe hilalaovana ny hevi-bahoaka fotsiny ihany aza.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Fitsampan-kery, fa ny olana dia izao. Filoha tsy manana mpanohana ao amin’ny Parlement, dia Filoha tsy ahomby ! Ho voan’ny empêchement lava eo ! Toan’ny nahazo an’i Zafy !! Tsy androso ny firenena fa ho lany andro amin’ny politique tsy mamokatra eo foana !!
    Référendum momban’ny constitution angamba ?

  • Alidera A.R. dit :

    Kintana,
    Izany empêchement izany dia ny constitution ihany no mamaritra an’izany. Izany hoe tsy misy izany raha toa ka tsy voalaza ao amin’ny constitution.

    Ny mahatonga ahy miteny lava hoe tsy hahomby izay endrika Repoblika avoakan’ity krizy dia satria na ny atao hoe Repoblika aza tsy fantatsika akory, tsy haintsika akory ny antony ilàna izany parlement izany. Ny tsy fahalalàn’ny parlementaire ny asany no nampihongana an-Dravalomanana ary tsy nampahomby ny tolona tokony natao.

    Manaraka izany, 1 taona ve? 2 taona ve no hamolavolana constitution? sa firy? izany hoe izay avoaka eo aloha dia azo antoka fa tsy matotra. Ny teo aza tsy voafehy ny fampiasana azy.

    Farany, na inona na inona constitution avoaka eo, dia tsy misy dikany avokoa raha tsy ny olona no manome lanjany azy ary koa ny toerana tokony hisy azy.

  • terera dit :

    ny referendum dia momba ny fandaniana na tsia constituion IV eme republique, io dia ny Societe Civile sy ny CNR no handray ny antanana ny hamitana ny texte ho raiketin’io constitution io, miaraka @ CT su ny CST. lany ny constitution, izay vao mifidy filoham-pirenena sy ny solombavambavambahoaka miaraka.

  • terera dit :

    ndao iska ray olona handeha eny Anosy, hanohitra ity TGv sy hanery ny GIC mba HANERY AN’I RADOMELINA hiala na hanaiky ny zavatra nosoniaviny tany Maputo sy ny fifanarahana fanampiny tany Addis Abeba haingana fa mijaly ny vahoaka a!!

  • Alidera A.R. dit :

    terera, misaotra amin’ilay infos! raha infos ireo.

  • gasybe democrate dit :

    toutes conceptions hors accords de Maputo , ne sont que des pis aller , des tergiversations , des gesticulations de S.K. pour S.K……….
    OUSTE
    RAUS
    DEHORS les SK , de surcroit DICTATORIAUX !!!!

  • gasybe democrate dit :

    KMD
    inona ity momba Vital ity ?

  • AFAKA dit :

    Tena mampite-hitraotra be ry reto ny mahita izao habibian’ireto miaramila sauvages barbares ireto a! andao ry malagasy vonoina tsirairay any ireo a! aza atao azanay any @ elakelantrano oa fa tsy fahafiriny FRS ireo, miaramila badolahy iray trano ireo!!!!!!!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Efa tokony via alina ny tantara, fa dia io iaraha malala io, ny loham-boton’ny sasany ê !!
    Valin’ny fanontanianao indray andro izay ry GB, dia ilay « archi » tao Nantes, no fantatro ! Cl. FRANCOIS !!! Azonao ny tiako ho lazaina ?

  • gasybe democrate dit :

    tsy dia azoko laotra , i Gu… tao aminy ravinala taloha no fantatro…ny sasany aleo tsy tononona , tsy tiako mampidididoza.
    Ambonin’izany misy kala izahy, ravinala taloha , dia groupie fozaorana izaho.
    Taloha « Karpetra »n’i Ratsiraka.
    Momba Vital mba nivakiko ny gazety gasy momba ny tantara.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Alidera,
    Momban’ny post 7, dia zako daholo ny tianao ho lazaina !! Ny olana dia ny ankabeazan’ny mpanao pôlitika gasy, dia ry Ratsirahonana ireny no alaina tahaka ! Tsy matotra, tsy fahaizana ! Rehefa sahy mivazavaza manoloan’ny vahoaka, dia efa basy izay! Vitsy anefa ny gasy sahy manao an’izany, satria tsy dia toetran’ny gasy ny mihebohebo eo imasom-bahoaka ; ka na fatritrany aza dia laniana !

  • KintanaMananDrambo dit :

    Amin’ny manaraka ry GB miresaka â !! Mila mailo nohon’ny foza !!

  • Drack Drack dit :

    Que VIENT faire ce BON a RIEN a Madagascar ?
    C est un marchand de sable !!!!

  • Kristelle dit :

    Beurk!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

  • mamolava dit :

    Rasoaaaaaaaaaaaaaaaa, mila mihetsika anie isika e, efa lasa adala ry zareo ao @io faty io ,tsisy olona miraharan’io intsony anie, avelao any io fa ny fitiavantsika tohizana e
    Drac maimbo tay

  • sigasiga dit :

    tena foza ny vahoka gasy ka bandy kely io v d atahorana d za v d hanaiky irefarefa @ tany klé ratsiraka ary afako iany tena bibi mtourna klé

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site