Namono olona indray ny FAT
Namono olona indray ny FAT, tamin’ny alalan’iny naoty nataon’i Organes iny.Tsiahivina fa ny zanaka vavin’solombavambahoaka Heritafika Ratsimbazafy izay nalahelo mafy andrainy lasa sesintany tsy fidiny tany Maputo no nampijanona tampoka ny fony ka nitarika ny fahafatesany. Maro ny Malagasy mihevitra fa raha mbola manana fo mitempo ihany koa dia manameloka izany, »tokony hametra-pialana tsy misy hatak’andro i Organes Rakotomihantarizaka ».
« Transition Sans Andry RAjoelina »
Dia mbola mitohy hatrany ny famonoan’olona ataon’ny fitondrana Andry Rajoelina, mbola tsy ampy azy ihany ireo fitofirana ny « legaliste » nanao hetsika fanoherana ny FAT, tsy mbola ampy azy ihany ny nitondrana olona ho vonoina teny amin’ny faritra mena tamin’ny 07 fevrier 2009 teny Ambohitsirohitra, tsy mbola ampy azy ihany ny nandrobana sy fandorana fanan’olona tamin’ny 26 janoary 2009, tsy mbola ampy azy ihany ireo zaza malagasy maty ny hanoanana tsy manan-kialofana,sy ireo tanora aman’hetsiny very asa. « Tokony hametra-pialana tsy misy hatak’andro i Andry Rajoelina ».
Ny vahaolana TSARA amin’izany rehetra izany dia ny : « Transition Sans Andry RAjoelina« ,
Taranaky Gallieni Vaovao
Efa manomboka miditra amin’ny fandraisana fepetra tsy mifanaraka amin’ny zava-misy sy tsy mitombina hatrany ny FAT, Ohatra iray iny naoty iny, izao heno koa fa efa nofoanan’ny Ministrin’ny fitanterana ny NOTAM 1087/09 manidy ny lanitr’i Gasikara tsy hahafahan’ny fiaramanidina Mozambikana tsy hiantsona eny Ivato.Nanambara ihany koa ny minisitry ny fitsarana fa « tsy misy didy fampisamborana ireo delegasiona telo » kanefa dia re tany ren-danitra fa dia niteny ingahy Rajoelina hoe handray andrikitra amin’ireo lazainy fa »mpanongam-panjakana » ireo, ary farany arangarangany indray fa hanao « referendum » hono ny FAT.Raha mbola tsy fay tamin’ny fifdianana sefom-ponkotany teo fotsiny ny FAT dia aleo hanao fifidianana izany.Tsy tian’ny Malagasy ny TGV na Taranaky Gallieni Vaovao ary tsy hisy hifidy an’i Andry Rajoelina izany raha mbola Malagasy misaina sy tia tanindrazana.Aleo hanao raha sahy e!
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:



Milamina ny fiainana ê ! Sambatra ny vahoaka !
Tonga ny fety !
Tandremo fotsiny azon’ny mpanendaka eny an-dalana, sy hidiran’ny jiolahy ao an-trano !!
izay olona tapitrandro alin’ny Zanahary any ve dia lazaina vonoin’ny Andry?anareo @ My dago ato ve olo adala?zany mba fianarana nataonareo?aza mampiady vahoka fa mandreraka
Firy ny visy tsy ampy, fa alefako chronopost ?
Raha teo akaikiny ny rainy, mbola mety ho avotra ihany ilay ankizy !
Miombon-kalahelo amin’ny fianakaviany ny tenako !
Andriamanitra anie hitahy ny razana ! Mankahery ny rainy izay any an-tany lavitra, noho ny adidy lehibe tontosainy. Eny, mafy izany mamoy zanaka izany, fa enga anie ka ho maivana ny alahelo, satria miara mizaka ny fahoriana izay manjoa, ny vahoaka malagasy !
avelao ny zaza tsy manantsiny Maty andry ampiadanana a! aza atao fitaovana ny fatinjaza fa mitovy @ pamosavy ianareo
Mba iza moa nanao fitaovana an’ireo olona namoy ny ainy, satria natosikareo ho eny Ambohisirohitra, ary natao sorona ?
tsy labatoire eny ambohitsiroatra azafadya!natoky tena nyVahoka fa heverina mpivavaka ilay satana iny kay nandatsa dra
Hita fa efa manomboka mampihatra sy te hampiditra ny safiotra sy ny Gallieni eto ireo io.
Mba mijereva anie ianareo ny reportage ny fitsidihamparitra ataon’i lavanify, dia jereo ny banderoles amizao fa efa atomboka BLEU, BLANC ET ROUGE ORANGE, kely sisa dia ho foana ny orange fa ho rouge amizay. Miverina amiN,ny la Frantsa izany.
Nadiaah!!! Izay nandeha teny Ambohitsirohitra ka maty dia olona tsy misaina fa entanin’ny 10.000Ar nozaraina kely teo ambany teo dia nivokovoko fa hoe hanokatra ny trésor, tsy hainao ny fandehandraha Nadia fa anao andafy, ireo olona ireo dia nanantena fa ho ao amin,ny Tresor daholo hangala vola.Singaniko kosa ilay mpanao gazety antsary satria izy nanao ny asany ny azy dia couverture médiatique ka izay rehetra manifestation dia eo izy.
Ny olo maty teny matimaty fahatany, aiza ko hananibohitra. Mba manandrama anao mikitika ny tamboho ny Maison blanche na miakatra ny palais ny Kadhafi. Taloha raha tadidinao na ny mandeha amin’ny lalana Anosy, ao ambaninAmbohitsirohitra iny aza tsy azo atao tamin’ny androndRatsiraka mba raharahian’i Andry moa ireo havan’ny maty izao izao??? Na ny vary nampanantenaina aza ity tsy hita intsony.
Tsy fantatr’io kala io izany, satria mbola kely hono izy tamin’izany andron’i Ratsiraka izany !
Raha ny fandiniako azy, toa ny vatany ihany no nitombo !
mba fatrao moa ry ilay nadia tsivanona ity fa nitady an’ny rainy foana io zaza io ka rariny raha miteny ny my dago fa namono olona indray ny faty ary ny tena satana dia io police milaza ho mpiandry io ary manaraka izany ireo mpiandry ary koa tgv sy odon razanakakolona miaraka @ity nadia tsy misy fotiny ity mbola ho avy @nao ny mangidy raha mbola tsy hitanao
tsy maty fatany zany ireny,ny ra latsaka misy vidina fa olombelona ireny hiafaran’ny Dadanareo iny rehefa ho maty Jamba dia mangery ampataloha ,mijaly iny rehefa maty satria namono olona,aza miveitra misyu olona matimaty foana zany diso be ianareo ,tsy tsapanareo ve hoe efa manody azy ny olona nivonoiny ?efa mivandravandra kara olo adala,nitsoaka maty any hiafaranio,za tsy mba mandatsa ampaty fa raha TZv zao io Zaza maty io misy zavatra nolazainareo koa satria fantatro ny toetranareo Tim
angaha Rajoelina naniraka ny Dadany Ndehana mandeha manao politika politika any ?fa i My dago no kondrana
tsy misy manakana Faty koa e! rehefa tapitrandro maty ,afa hoe novonoina notifirina loza ho an’izay nitifitra fa raha toy ireny Tapitrandro ,ianao za koa ary mbola ho Faty koa! samby mandigny ny anjarany akito
Raha izaho no tianao ho lazaina hoe tim dia diso ianao.
Ary raha ravalo na hangery ampataloha dia tsy problemako, saingy ny gasy mijaly amizao no tsinjoviko satria miverina ny afera maizina sy ny vidinjavatra lafo, ny afera kely mba fikaratahan’ny olona tsisy. Ny ahy ry nadia dia tsisy nalahelovako na ho lasandravalomanana daholo ny orinasa rehetra eto Madagasikara satria ny azy dia orinasa vaventy fa ny ahy dia orinasa madinika. Ahoana moa no hiadiako marché aminy amin’ny fanaovandalana fa na camion ben iray aza tsy ananako. Ary mbola averiko eto fa nandehandeha fahatany ireo olona ireo nahazo ny 10.000Ar ary mbola nikasa handeha aoa amin’ny tresor. ary ianao ihany anie no niteny ry nadia fa tsisy maty tsy amin’ny androny eh!! Ka inona indray, rehefa maty accicdent dia izay ny androny, maty narary dia izay ny androny, maty voatifitra dia izay ny androny, militility mandeha amin’ny tany tsy tokony holiaviny keh, manafohy ny andro iainana.
Na tamin’ny 91 io na ny 2009 io dia samy nananibohitra na ny nadeha Iavoloha na ny nandeha Ambohitsirohitra.
lazaiko anao koa fa izaho tsy ao anatin’ny mpiteny hoe i DADA fa msaingy mpanohana ny aradalana.Izaho manana dadako tsara, olona fier amin’ny mahagasy azy ary niangavian’ny frantsay homena nationalité fa tsy nanaiky. manana nationalité hafa zahay fa tsy Farantay.
ianao efa teneniko aminio delire nao io fa ho adala anie ianao eh!! dégré3 zao no stade misy anao amin’ny olona mahay ny psychiatrie. Aiza ko haminavina ny hoe dada mangery apataloha!!!!izany angaha no mpahazo ny dadanareo?????
za indray tsy mba mandatsa ampaty,tsy soatoavina Malagasy izany ramatoa o! sao ianao mba tsy Gasy ?
na izao na ianao samy mbola ho faty fa aza mitokiky ny maty hoy Woawoa zay fa anao mbola ho foaty
reny ah!!
i Nadia tsy mahalala ny fangirifiriana misy eto amizao fotoana izao.
Taloha zaho teto ts dia mamaly azy io loatsy fa hatramizaho nandeha ambanivolo, hitako loatra ny fijalian’ny havako any hatramin’izay grevy izay dia tena tofoka zaho io aminazy ka mba tiako ho sokafana kely ny sainy mba hanaiky fa mijaly ny olona fa tsy ny fanaratsiana anDravalo akory no hampiova ny faripiainana mirefarefa, izao dia very koa ny asa mba nantenaina amy AGOA.
na kely aza ny karama afakaba dia aleo mihinakely toa izay mandrifotsy hoy ny fiteny izay.
Nadia efa nilaza tamiko handeha dodo nefa mbola eto. izaho tsy mitokiky amimpaty izany fa milaza ny antony nahafaty azy ireo. Raha mba nisaina kely ry zareo dia tsy nandeha teny. Naninona kay i Andry sy Roindefo no tsy teny, ary naninona koa i Dolin no efa nilaza fa hoe aza mihoatra ny ligne rouge hono fa sao mitifitra ry zareo. Dia i rapalitao gris no be filaza hoe TSISY MIHEMOTRA IZANY EO EH.Aiza izao i Dolin, aiza i Palitao gris, aiza i lavanify sy Roindefo. Zafy albert raha nitarika tamin’ny 1991 dia lohalaharana ary anisan’ny naratra.
Izaho indray dia gasy ray gasy reny,mahay teny gasy lavitra noho anao ary miezaka miteny izany hatrany.
anao any andafy io dia mahalala tsara, fa rehefa misy incident toy ireny fitifirana ireny dia misy enquete ary misy foana ny recommandation après. ka io dia matimaty ho azy satria tafiditra ao anaty zone rouge ary efa nisy avertissement, ny olona rehetra koa dia mbola mahita sur Youtube fa nananibohitra avy eo koa ny tifitra voalohany tsy avy any amin’ny mpiambina ny Ambohitsirohitra. Eran’izao tontolo izao mahita ny video ry kala ah!!! tsy ny journal AFP no omenay ny namanay interessé hijery vaovao gasy fa hafa mihitsy.Ny olona akory tsy adala. Ampodiko eto koa matimaty fahatany ny nandeha teny Ambohitsirohitra.
Raha misy mamaky ny tranonao ka maty voatifitrao ilay olona mpangalatra dia hanozontena ve ianao fa tsy vanona
bonne nuit e!
o antsika rehetra » légalistes » : io NADIA io dia olona voakarama ( 24/24 ) hi-vovoha oatran’ny a…..sy hanaratsy ny tolona sy ny « légalistes », koa miantso anareo aho tsy hamaky na hamaly akory ny teny laizainy. Efa hita ny zavatra nataony tao @ i : Sobika, Tribune sns….Misy fotoana daholo ny rehetra……..!
Bonne nuit ko ndry, ny hevitritsika no tsy mitovy fa ndry gasy iray ra amiko ary mba tsinjovy ny gasy fa aza ilaozana manaratsy andRavalo, ny blog toa izao ry nadia dia fiataovana lehibe iray ho fandresendahatra. ka raha mba miampya irey indray ny mpanohana ny aradalana dia efa zavadehibe, ohatra ianao mba miova hevitra na tsy tia Ravalo ianao tsy maninona fa mba legaliste hoatranay eh!!! sa ahoana????
à nadia,
nadia a dit :
le Mercredi 16 décembre 2009 à 19 h 59 min
angaha Rajoelina naniraka ny Dadany Ndehana mandeha manao politika politika any ?fa i My dago no kondrana tsy misy manakana Faty koa e! rehefa tapitrandro maty ,afa hoe novonoina notifirina loza ho an’izay nitifitra fa raha toy ireny Tapitrandro ,ianao za koa ary mbola ho Faty koa! samby mandigny ny anjarany akito
tena marary saina tanteraka ilay nadia.zany v ny zavatra tenenina!!! tsy omena tsiny fa domelina tokoa moa! tu me fais pitié, pov’c….tohano faramparany ihany aloha ity Hazo Amoron-Tevana ity fa efa kely sisa!!!!ka nareo ané zao ny ho faty manaraka eo é!hihihi!
Alamino fa aza dia mifanaratsy sy mifanakiana fa samy malagsy e. aza mifanaratsy koa fa tsy izany no hanavotra ny firenena …
ita woa! sady tsy misy manaratsy mihintsy anie eto fa ry zareo no tia manaratsy olona e!
Ravalomanana angaha tsy olona ry voatavo kely ?
Tsy hiala intsony hono ny governemanta foza, reha tsy efa vita ny fifidianana ê !!
Mitohy atrany atrany ny fanonganam-panjakà na ! Tsy misy lalà na intsony azo ampiarina, fa samy manao izay tiany izao !!
Zavatra efa nampoizina nge io nataon’ny taranak’i Gallieni vao² io fa ny fanaovana azy au poteaux fotsiny sisa no tokony hoeritreretina ny concrétisation-ny fa IZY DIA TSY MAINTSY HANARAKA NY LALAN’I DADIS CAMARA na tiany na tsy tiany e!
Mahafinaritra kaloha , sy manpatoky ny mpitolona , na iza na iza .
mijery ny manjo any
1) Berlusconi
2) Camara
hoy ny ambanivohitra tsotska hoe » bien fait pour sa goule »
tsy manadino ni kiraro natoraka ho any Busch…
ataovy poeteaux dadilahinao
Domelina ho atao toan-dry Mussolini, na Ceausescu !
I nadia omena hoanin’ny fourmis rouges, na atao ao anaty rano hoanin’ny foza !
ianao nefa tsara raha mba manana toetra tsar atoa an’ny andry zay mba faniriako
Andry
Tena raha ireny no lazainao toetra tsara, dia efa avy any amin’ny afobe mihintsy ianareo !
r’ise a! izy anie tsy mandray Vola na ariary e! izy anie ka mamoaka vola avy any ampaosiny anampiana ny Malagasy e! tsy tsara ve izany?
Nadia = Foza, mifanakaiky loatra ny lohany sy ny vodiny, mifangaro ny atidohany sy ny tainy –> izany no mahatonga azy seule contre tous!! Au secours Marco sy Litakely1!!! Vonjeo NADIA fa mipika é!!!
hi hi hi iza i lita kely r’ty?
Nadia de mes deux… kabaronao. Lena amboaraza anao. . Trombanao dônko mampivolananao karahio. Mantera na mandehana agny anaty ala agny. Agny anao mitsabo izay rahatianao tsaboina, miaraka @ amboadia sy lambodia izay mitovy jery aminao. Tsy mahay na tsy te hanavaka ny tsara sy ny ratsy. Fa ninao na tay aza dia hinomanao.
ianao no adala koa
Ka i Nadia ange ka ninono Foza orana é! ny vodiny no nonony fa tsy ny lohany…
any ambany ny fisainana ianareo no atao hoe Foza fa tsy zahay satria izany no mba zavatra tianareo
faly miarahaba antsika rehetra
ny tiako ho tenenina de ny momba ny AGOA
satria araka ny filazany andry radomelina de
l’ONU a déclaré qu’ il faut protéger les population les plus vulnérables marina izany fa tokony ho fa
ny amérikana tsy hifanaraka amin’nyfirenena tsy demokratika na oviana na oviana
faly miarahaba ny gasy iray manontolo
fa izay tsika vao tena hiadana
efa mahatratra ny taux de croissance économique à 2 chiffres
ny reserve en devises efa 19millions de dollars
ny tontolo iainana voaaro tsara
ny fampianarana koa mandroso satria mitobaka ny fizarana kit scolaire
ny fandriampahalemana tomombana antsakany sy andavany
inflation 0 pourcent.isaorana iAndry fa lery irery no nahavita an’izany
Ravlomanana moa raha nahonganana dia mba mety tsy dia hampihomehy ihany…
Fa ity in-dray mitoraka ity dia ireo Prezida namana mpiara-miasa anankiroa no in-dray nasesi-tany… efa manapa-tsinay izy ity!!! dia aiza ilay vahoaka natao hiaro ny safidiny? moa ve tsy Rajoelina izany no safidiny matoa tsy misy miaro ireo Prezida roa lasa sesi-tany?
adala anie ry zareo izaho fa aza omena tsiny mba faniriako matsy ny hiaraka @R8 NEFA TOA NOFY FOTSINY IHANY IZANY KA IZANY NO TENA HANANAKO LOLOMPO @NY I FILOHA ANDRY INDRAY EFA MBA NANAFOSAFO AHY KA IZANY NO TENA HIREVEKO AZY
fa inona no olon’ilay Alika maty latsahan’ny varatra ity amiko no misoloky ny Anarako lava izao tena?
NY ANARANA RY NADIA ANTANIM-BOANJO AN FA AZA MANALIKA OLONA SY MANOZONA OLONA FA SAO MIFOTOTRA E RAHA IZAHO NO @ TOERANAO DIA ATAO HOE NY ANARANA NADIA 24H /24H ET 7J/7J DEVANT LE ORDI
OK
ataovy anaranao koa raha tianao ,osy lahy ndravalomanana ataovy Anaranao magneva
non rehefa anarako io dia mitadiava hafa i tenisany
ka marina anie ny lazain’i misa e maro ny anarana nadia fa tsy ianao irery ary marina izany fa ianao ilay nadia 24h/24h tao @top mad iny . angamba na ny fika anao aza angamba tsy voasasa intsony fa variana @ internet.mba mijery forum aho ary ny hitako dia anaranao no betsaka ary raha jerena ny ora dia misesy mihintsy dia mba hisy fotoana hanasana ve @izany angamba efa tenamasiso be mihintsy
ka efa anarako io mitadiava hafa i tenisany
tena gaga mihitsy aho fa hay mbola tany ihany i nadia koksa tao @ top mada vadikelin’ny marco antalaha. sady tsy manan-katao no tsy tsy ampy intelligence fa manao pub ny enta-masisony @ forum fotsiny. ka hafa ihany ny foza, lavitra dia fantatra na ny fofony na ny ….
MBA FIRY ISAN-JATON’NY MALAGASY NO MIRAHARAHA ANAREO ATO AMIN’ITY MY DAGO ITY E? TSY MISY MPIRAHARAHA NA NY OLONA MIRAY VODIRINDRINA AMINAREO AZA! NAREO VERY FIHINANANA TAMIN’NY TSY RARINY ANIE IREO MITABATABA IREO E! MARO AN’ISA HONO! TSY NY LALITRA AO ANGABONE ANAREO AZA NO BETSAKA NOHO IANAREO? SAINGY AMPORISIHANA FA MILA HO HITAN’IZAO TONTOLO IZAO NY HEVITRAREO DIA ETO NO MIVAZAVAZA SY MODY MANOVA PSEUDO? DIA MILAZA FA MARO AN’ISA? TSY HEVITRY NY GASY MITSY NO VOHIZINAREO ATO FA HEVITRAREO VITSY AN’ISA VERY FIHINANANA! MBA FANTATRAREO MOA HOE FIRY isan-jaton’ny malagasy no manana acces internet? MIDIKA IZANY FA POUR VOS INTERET NY ILANAREO AN’ITONY NET TONY FA TSY INTERET-N’NY MALAGASY MITSY! SATRIA VE VERY ILAY FIHINANANA KELY NANIRATSIRANA NY MPIARA-MONINA DIA MITABATABA FA REN’IZAO TONTOLO IZAO? TSY IZAO TONTOLO IZAO NO MILA FANOVANA FA I MADAGASIKARA!
RAHA MIKASIKA NY DEPIOTE MATY ZANAKA INDRAY DIA AZA DIA MANDAINGA LOATRA RE E! EFA NARARY IO ZAZA IO ARY FANTATRAY TSARA NY ARETINY FA AZA MANARARAO-PATY! Na izany aza anefa dia ny Malagasy tsy miady amam-paty ka mirary fiononana ho an’ingahy depiote sy ny fianakaviany! SAINGY AZA MANAIKY ATAON’NY OLONA HO FITAOVANA POLITIKA HAMPIADIANA SY HANARATSIANA NY FIAINAM-PIANAKAVIANA SAO DIA HIPOITRA NY MARINA KA TSY HO ZAKA!
IANAO MAMORONA SUJET GALLIENI IO! TSY HO TOY IZAO AKORY IANAO SY NY FAHALALANAO RAHA TSY NISY IZANY OLONA HIRAHIRAINAO IZANY! NY RAZAM-BENAO IZAY NIPOIRANAO AZA NANOMPO TANTERAKA AN’I GALLIENI! NY FIANARANA NIANARAN’IREO RAY AMAN-DRENINAO SY NY FIANAKAVIANAO KA NAHATONGA ANAO OHATR’IZAO AZA AVY AMIN’I GALLIENI!
I RAVALONANDRA AZA NITOKANA AN’ANOSIBE NAKA TOKY MAFY TAMIN’I CHIRAC ARY NIREHAREHA MAFY MITSY! TSY TARANAK’i GALLIENI V IRENY?
mirary fiononana hoan’ny fianakaviana maty anaka.
aza atao fitaovana ny fahorian’ny sasany.
raha ataontsika hoe salama ary io zaza io alohan’ny hafatesany. na nanao greve de la faim aiza io, tsy mahafaty ny tsy mihinankanina herinandro, raha tsy izany maty daholo ny eny @ hopital.
aorian’i andrianampoinimerina, raha heverina fa nahavita zavatra tsara io mpanjaka io dia i Gallieni no nahavita lehibé indrindra hoan’ny Madagascar.
zavatra vitany daholo no lovaina izao eny fa na ny maha nosy iray an’i madagascar aza dia mbola izy
Anti-Ra8,
Hevitra mangetotra izany hoe Galliéni mamono ny taranany izany…
Ary tena (tena hoy aho an) taranaky i Galliéni mihitsy Ravalomanana satria efa im-betsaka no saika nisy namono ary niaro azy mafy Lafrantsa satria any Frantsa Ravalomanana izao no mialokaloka.
TGV na Tarank’i Galliéni Vaovao mazava iny fa ny tena vao² dia ity HAT niova anarana lasa :
HATaignier na Asataianie @ tenin-jatovo
ny ato zany de adina tgv sy tim fotsiny.atambatro nareo ra mafy be ra mbola miampy ny pomba an’zafy sy ratsiraka aza bola laniko trara.apio any taranaky galliéni sy capitaliste sy ny sadc.to tsisy masa he
Ary io nadia angamba tena vendrana ary tena tsy mahalala ny fijalian’ny olona fa tena ohatra ny tsy mahatakatra lavitra tena omena tsiny ianao satria manaotsinotsinona ny fijalian_mbahoaka ataon’i andry tsy hitanao ve ireo olona maro be very asa nohon’ny ataon’i andry mba ilazao iray izay zava-bitan’i andry hoe jerena ankoatra ny famonoan’olona sy ny fandoroana ny fanana’olona sy ny didijadona fanaovana herimpamoretana ny malagasy izay ambanan basy rehefa mba te hiteny ireny famonoan’olona sisilany teny ambohijatovo sy mahamasina sa hadinonao ireny na tianao na tsy tianao mpamono ola iny andry iny ary noerena ny miaramila hami,dra ny fahefana ho azy efa coup monté daholo ireny cinéma fa raha tsy nanongampajakan izy efa nankatoavin’izao tonotolo izao sady mpivarotra tanindrazana baikon’ny frantsa @ tiany hatao heverinao fa hisy zavatra ho hataon’iny eo aknkoatra ny famarotana tanindrazana ,inona no mba hain’iny vendradahy iny ,mbola asin’ny frantsay hilelaka ny v;;;;;
Miandry ny valinkasasarany avy @ frantsay fotsiny izy iny mba lazao inona no ho vitan’iny eo ankoatra ny fanapotehana mbola hopetihina ihany koa izy e,namono olona no nahazahoany io fitondrana tsy marina io dia von olona koa no ialay eo hiaraha mahita
ahy ve?mba fahasambaranareo zany no mamono olona?za aloha tsy mirary ny hisian’ny 07-02 toy ny nataony dadanareo e!