Gal Rakotonandrasana Noël

Gal Rakotonandrasana Noël

Fitsaboana sarotra

Misavorovoro tanteraka ny ao anatin’ny tafika malagasy, raha ny fijery azy ety ivelany dia miharatsy ny toe-draharaha. « Sarotra ny hitsabo ny foloalindahy malagasy satria efa lalim-paka mihitsy ny aretina,efa nisy ny aretina nikiky tamin’ny fitondrana teo aloha, fa vao maika nihombo lalina izany amin’izao fotoana izao » hoy ny manamboninahitra tsy nitonona anarana.

Mitombo galona ho azy fotsiny

« Efa nahatezitra ny manamboninahitra maro ny nandefasana ireo jeneraly hisotro ronono na dia mbola tokony hanohy ny asany sy hitombo galona aza » hoy izy manohy ny teniny, « amin’izao fotoana izao anefa tena gravy noho izany satria dia mitombo galona ho azy amin’izao fotsiny ny sasany na dia tsy mendrika izany aza, sa ve nanampy an’i Andry Rajoelina tamin’ny fanonganam-panjakana nataony iny? Izany ve no mandray andraikitra? tsy maintsy hipoitra tsy ho ela io disadisa lalina io fa miandry ny fotoana fotsiny ». Azo sary an-tsaina amin’izany fa krizy hafa indray no hatrehin’ny foloalindahy amin’izao fotoana izaoanan-kery.



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Tsy milamina ny eto Madagasikara
  2. Gala de solidarité au peuple Malagasy
  3. Solidarité du GTT Toulouse avec le peuple Malagasy
  4. Juristes Malagasy, redressez vous svp !!!
  5. Conseil des ministres tsy manan-kery

58 Comments

  • KintanaMananDrambo dit :

    Angaha tsy hoe  » iray tsy mivaky  » ?
    Tsaboy dien’izao, fa toy ny oma-miadana io, raha tara laotra tsy avotra intsony !!

  • gasybe democrate dit :

    resaka ka atao…

  • KintanaMananDrambo dit :

    Mpanao sinemà ve ry zalahy ireo, sa antsikana ê ?
    Ary mba manana vaovao avy amin’i Baby ve ianao ry gasybe â ?

  • Nadia dit :

    za manana,ie salama tsara ony izy dia veloma fa natoroko azy hoe ery indray fa mbola ho avy izy aza malahelo a!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Misaotra amin’ny hafatra ! Veloma any aminy !! Izay, ary fa bon week-end daholo! Mbola lavitra ny lalana ho diavina !!

  • Nadia dit :

    lalana inona moa izay r’ise?handeha inona i se? andeha TZV ve? hi hi hi

  • tsara dit :

    io aloha raha mipoaka eo dia eo no raisina ry tgvendrana wait and see ! may God bless people malagasy

  • Verohanitra dit :

    Efa tsy mahataitra intsony izay fisavorovoroan’ny tafika any. Mampaninona ny fiainan’ny Malagasy efa sempotry ny tsy fananan’asa moa izany.
    Ny an-dry zareo : fisavorovoroan-kilantoana. Mahay mikambana foana ireo fa tsy mila halamina. Efa jeneraly daholo ve ka inona indray ny olana ?

  • allahu akbar dit :

    apoahy ry zalahy fa inona no andrasana a?
    araky ny iandrasanareo no mampatory anay te hamerina ny aradalàna, ka ny matory moa dia ho sarotra fohazina indray avy eo.
    tairo dia ny mbola mafana ny vy, mafàna hoy aho fa tsy mahamay intsony…..

  • ralezoka dit :

    Izay ve vao misavorovoro tanteraka ny tafika malagasy ? Tsy hita intsony izay marina .
    Ny firenena malagasy manerana ny nosy efa hatramin’iny fanonganam-panjakàna iny no niaina tao anatin’ny savorovoro, ny horohoro,ny fijaliana,ny tsy fisiana,tsy misy hihanteherana hatramin’izao fa ny nantenaina hanìrina aza no vao maika nampivandravandra.

  • Nadia dit :

    savorovoro midika fa ilamina izany

  • Aïcha dit :

    c’est bien beau de cumuler des grades pour en mettre plein la vue , mais en réalité c’est pas ça du tout qui compte! qu’est ce qu’ils sont capables de faire pour le pays à part exercer un abus de pouvoir comme exemple :le cmdt charles ??
    mivaralila ny miaramila gasy ka sady mampalahelo be…… no mahatezitra !!!

  • Ravonjy dit :

    Ranopotaka ny tafika malagasy. Izay ihany no atoavy an-tsaina.

  • felix dit :

    ha ha ha ha

  • ndriiiii dit :

    inona ary izany ô!
    Ilay moana mivazavaza???? Ny tafika malagasy re rey olona a! ( grande muette hono nefa minaonaona tsisy farany)

  • ionona dit :

    tafika malagasy ve?

    Za mahita fa tsy ilaina ireo tafika ireo, fa ny zavatra tokony ataony tsy ataony, fa ny tsy tokony ataony no ataony!

    raha ny hevitro dia mila harodana tanteraka ny tafika, dia havaozina tanteraka ny momba an’io! satria tafika efa lalaovin’ny frantsay no misy eto fa tsy amin’ny maha malagasy antsika mihitsy

  • gasybe democrate dit :

    kintana
    tsy hitako intsony koa i Baby…

  • rakoto dit :

    averiko indray, ny tafika malagasy no antony sy nipoiran’ny korontana sy ny coup d’état. Ao no tsy maintsy amahana ny olana fa à côté mihitsy ity resaka accord à gauche à droite ity.

  • ketaka dit :

    Tao anaty Mcar Tribune dia nisy lahatsoratra oe Nation Malagche nosoratan’i Pierre Ranjeva, diniho anie ê:
     » D’autres problèmes méritent d’être mis sur le tapis et entre autres ceux de l’Armée :
    -Pouvons-nous nous offrir des amiraux dans la Marine alors que nous n’avons pratiquement pas de navires de guerre ? Un général de Corps d’armée aérienne a-t-il sa raison d’être dans un pays qui, pour toute aviation, ne dispose que de quelques ULM ? Et quel avenir pour une armée de terre où le nombre de gradés est presque égal à celui des hommes de troupes ?…
    Autant de problèmes qu’il faudra aborder, tôt ou tard, avec courage et sans préjugés si nous voulons sortir les Malgaches et Madagascar du cercle vicieux de la misère et de la domination. »

  • beditra dit :

    Aiza zany Tafika andrefan tananà miaro ny vahoaka zany ê?

  • Lioka dit :

    Miaraba ny namana tsy akanavaka tafahôna eto indray ô!
    Tena marina tateraka ny an’i Ndriiii !!!
    Marina koa ny vôlazan’i KintanaM.. Tokony velezina den’ny mafana ry zalah ny vÝ a!Nahôna ra araraotina @ ndry zalah very evitra sy mifapivazavaza izao no hilazana @ zalah reo fa ny vahôka ange ka miandry fiarovana!! Teny tsotra no tokony apetraka @ banderoles mazava ho hitandry zalah: « RY MIARAMILA!HIARO NY VAHÔKA MALAGASY VE IANAREO SA HOMBA IREO PIVAROTRA TANINDRAZANA??? »
    Na ho ela na ho haingana dé tsy maintsy mbola hi traotra ireo vahôka ireo na hamoy ny ainy aza! Ho tara laotra @ zay fotôna izay ka sao hanenina ry zalah miaramila ireo ra varina hifampivazavaza eo fotsiny ra izireo natao hiaro no tsy maintsy handringana @fanatanterahany ny baiko@zay fotôna izay!
    Mahereza daholo leroa a!!

  • Lioka dit :

    HAFATRA KELY(hoan’ny pitolona iray izay) : baby a!Zahay dé mino fa mamaky ny resakay eto ihany ianao e! Aza dé ilaozana ny tary ry toi a!Mila mapiakatra moral matetika eto ka dé miandry ny akama e!Ra misy panina ny1000kg dé hoavy anay anosika!(Coucou gasybe!)

  • Rado dit :

    Misy manala foana ny hafatra napetrako ato

  • Rado dit :

    Tsy misy ilana miaramila izany hoy aho eto amintsika. Ireo no loharanon’ny korontana foana ary diniho ny tantara

    Ary ny firenena manankarena eto ambonin’ny tany toa an’i Japon tsy manana miaramila.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Ô ry Lioka ô, mba lazao ny akama fa sarotra anie mitaiza mily kilao ê !
    Mila jerena tsara foana ny menaka sy ny rano, sao dia may ny zoan dé cul-ass !! Marina an’izany ê !
    Ô ry Baby, mba mandalova hono ê !
    MDR !!

  • Nadia dit :

    ary Mada tim izy wioa fa efa hitako fa ny Anarany no niova,mandalova hoa fa malahelo Kintana kely Mdr

  • Nadia dit :

    izy aloha tsy eto mihintsy e!

  • Nadia dit :

    Kintana manadrambo io tiako lazaina io a!

  • Lioka dit :

    Salama ianao Rado!
    tsy mitsipaka ireo vôlazanareo ah Rado..
    Ny zava-misy eto amitsika leroa(mino aho fa lahy ianao azafady) dé tsy azo hoarina lôtra ny any Japon a!Tsy afaka velively oe @zao fotôna izao isika no ndeha hiova vetivety haka tahaka ny tany afa.(Ny any Japon dé efa lalana nizorandreo hatrizay).
    Ny zava misy dé tsy nisy na malagasy iray monja aza nihevitra fa ho vôfitaka ra ny resaka momba ny tafika no jerena satria toy ny nitaiza zanabaratra iMadagasikara izao @ ndry zalah reo!
    Mbola mino anefa ny maro fa tsy mbola tara mitsy ra izao no mikofoka ary tena maika dé maika io !Mazava hoazy fa ny mivatravatra amindry zalah ireo dé toy ny makahatra andrylerony ireo:Eo anatrehan’izany dé atody hiady amambato ny firenena!Hatsiravina ny zavatra hitranga!Ny hisoroana io toejavatra io, no izany no tsy maintsy atao ary dé izay koa ange no natonga antsika mbola nandefitra hatrizay e!
    Sarotra tokoa izy ity Rado a!..Tsy maintsy atao izay hahatakaran’ireo miaramila ireo na @ fomba ahôna na ahôna fa natao hiaro ny malagasy anie ry zalah ireo(Izany oe na ny tenany sy ny taranany ihany koa aza!).
    Tsy tokony izay vola sy grady azony androany no handeha amarotany ny firenena mba azahoan’olombitsy hamerina ity nositsika ity ho zanahana indray!
    Tena mankahery ny tia tanindrazana ah leroa a!Ary mba amin’ny saina milamina no haitantsika vaha-olana e!

  • Nadia dit :

    ianareo Tim ireo no tsy mitady vahaolana ,olona tsy Tia Tanindrazana,mihevitra angaha ianareo fa hionina mandrakizay amin’ity Tany ity ?saintsaino ny ho avin’ireo Taranaka fa tsy fitiavantena no mameno ny fo

  • Lioka dit :

    Salut ra KintanaM…!Mino ah fa mbola hoavy eo ihany baby ka!Ho kôzina@zay izy fa tokony mba hisolo @zay ny mily kg, ohatra ireny spasy ireny!
    A + KintanaM..!

  • Lioka dit :

    Nadia:Fa inona moa no idiran’ni TIM manokana@ resaka??Ny Malagasy tsy vaky volo no concernés @ zao raharaha izao!Ary mba azavao kely oe ry Jejovôtavo ity vetesinao lava ity oe: « tsy hionona eto mandrakizay » ?? anay tony manko tsary nianatra katesizy ka tsy mahazo io, dé misôtra tompoko!

  • KALO dit :

    Amin’izao fotoana izao dia sahiko ny milaza aminareo civil rehetra fa ny tafika malagasy dia manao politika avokoa samy manohana izay tiany fa tsy izany tsy moba ny atsy sy ny aroa izany ny tena tompon’andraikitra amin’izao fahorian’ny vahoaka izao dia ny tafika malagasy army mbola tohizany hatramin’izao izany tsy fetezana izany,ny anay ato amin’ny tafika dia tsotra ihany aiza no misy vola fa tsy miraharaha izany fahasahiranana izany,mahazo grady dia efa sava izay mahazo fisondrotana dia sava izay,porofo omeko anareo mbola taiza teto amin’ny tany sy ny fanjakana fa ny olona tsy manao serment dia afaka maka papier ny automobile nefa hitanareo fa ny police communale dia afaka maka papiers ny automobile,mbola taiza ihany koa ianareo no nahita fa ny mpiandry ny fonja dia misy jeneraly,ny mpiandry ny rano sy ny ala misy jeneraly,raha tonga ny ady eto amintsika ka asiana manao tactique de geurre ireny olona ireny inona ny fantany amin’izany ,tsy hita intsony izay ilazana anay tafika,jereo fotsiny fa ny commandant ny gendarme anie ka la 11° promotion tsy mbola ahazo generaly izany nefa efa jeneraly ,ka maaazava ny anareo hoe marary ny tafika,ary tena marary,ary tena mafy no ho ny teo raha io no mipoaka eo ary ahita olona vaovao mihitsy indray ianareo hampandohalika generaly mpomba tgv ary dia ho henjana tokoa ny raharaha

  • Nadia dit :

    ory Manamboninahitra! miarahaba anao aloha
    i Ravalomanana anie Tompoko ka tsy nampiakatra grady mihintsy nanfritra ny 7 taona teo we! aminizay izy no nanagadra manamboninahitra voalohany Indrindra,ny ntantara woa mipetraka foana
    firy moa ny Manamboninahitra Maty?ontsa ny fo naita ilay Colonely avy any sainte Marie sy ny Generalt Boba ary ny Jeneraly Bory izay mitondrany aretina noho ny nanagadrana azy tany nefa navoaka fa tsy meloka ,aza adino fa mbola bebeny Ravalo izany rehetra izany ary tsy ho maty ampo,nihevitra iRavalo fa tsy ho solofaka fa adinony fa eto amboniny Tany izy ,milaza ianao fa mbola hampandohalika ny generaly mpomba an’ny Tzv izany ve mba fanirianao ry Manamboninahitra? aza adino anefa fa matoa nisy ireny dia nisy ny lonilony noho ny nafitsoky Ravalo ka raha izay ny fanirianao malahelo aho milaza aminao fa nofyy Ririnina ny anao,i Roger anie ka efa nogadrain’ny Ravalo ary tadidiko tsara e! fa nahafinaritra azy angamba itiavany an’ny Ravalo iverina dia mba higadrany satria nandritra izy nigadra nahazo fiara menamena izay ry zareo fa nisy vazaha tampoka nanampy an’ilay ramatoa ka fahasoavana ho azy ny gadra ka dia enga anie ny tafika rehetra tsy hanana faniriana toa anao Andriamatoa manamboninahitra mankasitraka tompoko

  • Nadia dit :

    Lioka! tsy Malagasy tsy vaky volo no manakorontana fa ianareo mianakavy manohana an’i Dadanareo aho,
    fandalovana ny ety Antany ry Lioka fa manaova soa
    aza mihevitra toa an’ny Ravalo fa tsy ho faty ,mbola ho faty aby na za na ianao amin’izay fotoana izay hanontaniana ny zavatra nataonao,inona ilay faty nataonareo teo Ambohitsiroatra tsaraina daholo ka manaova soa r’ise a! ok! bonne nuit daholo

  • KALO dit :

    tsy mitondra olona ianao fa resaka ka mahay miteny iano fa rha iana no mitondra miarmila dia fanttrao izany fijaliana amin’ny famalian’ny olom-pehezina izany ianao tokoa no azon’ny teny hoe ady tsy atrehana no amahery,ny fondrotana dia nisy foana izany ary izho izao dia nahazo fisondrotana taminy,ary tokony nahazo fisondrotana iiihany koa nefa tsy nahazo fa hoe izay nitolona no omena aloha ampafantariko anao fa 700 izahay ny kolonely tokony ahazo generaly 23 no nahazo generaly aleo tsy misondrotra toy izay generaly tsy manana fonction,marina fa nisy ny lonilony tamin’ny R8 fa ny amin’izao no tena henjana mba fantatrao fa tsy azo atao ny mibaiko ny lefitra samy manao izay tiany atao manao izy dia tsara tsy manao izy dia jerena fotsiny eo fa tsy hita ny atao azy fa raha mbola mitoy eo ny ady hevitra dia ny basy bo mitranga

  • Lioka dit :

    Nadia: Zah tsy mila olona pitory teny ra ny tena marina,misy olona mahay lavitra no ianao fa azamanao pitovo mananatra ny mpanana,ary dé misôtra anao ihany! ary ireo heverinao fa teny hendry reo mba pratiquer-o kely ary aloh: Charité bien ordonnée commence par soi-même!Ary az ataonao nadia izay tena matezitra ah eto!Aza mamorina ity resaka ampiadina olona retra ity fa tsy toa izany ny olona tena mino fa misy Andriamanitra!Afa ny vazivazy ifanôvantsika ary afa koa ny taraina ataon’ireo malagasy mampalaelo manerana ny nosy ireo!

  • Rado dit :

    Valinteny ho an’i Lioka:

    Fanomanana ny fanovana no hitenenako ny hoe tsy misy ilana ny Tafika:

    1) Azo atao ny mandefa azy handeha hamboly

    2) Mandefa azy any @ toerana hananay spécialités

    3) Izay tsy te hanao dia azo roahina fotsiny izao e

    Manala baraka anie ny ataony e!!

  • Balita dit :

    Ho an’i Noel Rakotonandrasana avy any Mahazoma, mba alefaso lavitra ny fisainana fa tahaka ny nahazo an’ireo talohanareo no mbola hahazo anareo. Kaporaly no hitaritarika anareo ary ny vahoaka no handrora ny tavanareo amin’ny fotoana mahamety azy, mba mandiniha, ry miaramila fa aza dia kely fisaina, raha nahatarika mutunerie ianao dia fantaro fa mety misy mahavita toy ny vitanao koa any ho any…

  • zanadrazana dit :

    o ry lehireto a! gasy daholo ve nareo manao vava ohatra izany e!
    sao de manao tsipaky ny miala aina @filaza azy ary e!ny fahantrana zao no tokona hatrehina fatsy lozana mifampi….efa ataon’ny oul pub aty ivelany nareo mbola tsy menatra ihany;izay tokony hiarenana no tokony hatao zao!!!!

  • besorongola dit :

    ANTSIKA FOANA IO TAFIKA IO!

    Aleo miaiky eloka fa efa hatramin’ny andron’i Radidy no efa gaboraraka sy fotaka ny miaramila…tokony NOKAJIANA tsara ny ho avin’ny miaramila malagasy nanomboka t@ 1975 fa izao vao mipoitra ny tena arentina.
    1) Efa notaizain’ny cooperation militaire frantsay hipoaka io zavatra io. Nobodoiny t@ fomba samihafa ny fizakana ny tafika. Mody notambatambazany vola(budget) nasiany formation sy promotion (commando, armée de terre, de l’air ,
    mer) G6 gendarme etc… Dia repotra ery ireo manamboninahitra te ahazo place tsara sy te hiasa mamorona promotion … ireo anefa vao mivoaka ny mpianatra dia TSY MAINTSY OMENA GRADY.
    2) Tsy mitsahatra ny fomoahana Promition tany Antsirabe nandritran’ny 40 taona izay ! Tsy voafaritra mazava anefa ny fitsinjarana(affectation) sy ny fandrafetana (plan) etc… tsy NISY TETIKA (strategie) !
    3) Ny fahazahoana grade dia tsy concours na merite fa ancienneté sy copinage…

    - Ny vokany ilay « PIRAMIDE » normal dia lasa nibotsina be eo antenatenana be loatra ny COMMANDANT sy CAPITAINE (IREO NO GRADE NO FORME/ny FRANTSAY BETSAKA ary fantany ny effet/ny
    IREO officier ireo anefa dia Technicien fa tsy stratège …dia ireo izy mivangongo ireo !!! Tsy misy afaka manao zavatra hafa akoatran’ny fiandrasana ny grade COlonnel.
    - Rehefa nanao ny Strategie de défense Ravalomanana ka nilaza fa tokony aparitaka manerana ny 22 REGION ny COMMANDANT sy ny COLONNEL fa tsy hameno tanàna eto TANA fotsiny dia nanomboka ny menomenona …. Rehefa nilaza koa i Ravalo fa tokony ny halatr’omby sy ny fiarovana @ cyclone sy ny sisa no raisina ho fahavalo voalohany ka izany no hametrahana ny gradé hiasa any @ REGION district etc …dia nimenomenona ny be galona rehetra …! Farany rehefa nilaza i RA8 fa tokony avy amin’ny fandraisana andraiktra mazava sur terrain avy amin’izany no hitsarana ny fampiakarana na tsia ny grady fa tsy atao automatique …DIA IO NIONGANA IO IZY satria parallelement ny frantsay koa nahalala fa efa MASAKA ny ketrika !!!

    MBOLA VAO NY MIARAMILA ROA NA TELO MANAO NY ATAONY SY VOAKARAMA HITA IZAO FA NY TENA ARETINA MBOLA TSY VAKY RAHA IZAO NO MITOHY DIA ……COTE D’IVOIRE, TCHAD, MAURITANIE (Mitovy cas @ gasy ny resaka miaramila.)
    - ATAOVY 29 MARS NY FETI-MPIRENENA esory ny hoe FETIN’ny FAHALEOVANTENA (fa tsy ilaina intsony) !!!!
    - Ampidiro anaty lala-mpanorenana fa tsy mahazo manao politika (haut-fonctionariat na fonction eligible) ny DOUBLE NATIONALITE !

  • Nadia dit :

    misaotra ry Lioka ,ny vazivazy fanao hoy ianao normale ianao raha tsy mila toriteny satria mazava ianareo fa mivehevitra ny ipetraka ety Antany mandrakizay normale be izany tsy hiadiankevitra
    angaha vao zao ny Gasy no nikiakiaka ?nohenoin’ny Ravalo ve fa tsy vao maika fanesona no nataony ,miasa mafy miasa tsara
    na tsy i Rajoelina fa olonkafa no teo dia tsy maintsy toay izao sesitany izao ny fiafarany Ravalo
    aleo lavitra maita olona tsy mila tenin’Andriamanitra toa anao mazava ny toeranao toy Izay filohan’ny FJKM nefa mpamono olona

  • Nadia dit :

    ho an’ny Kalo ! Andriamatoa manamboninahotra mazava izao mialona ireo zandrinao ireo ianao

  • malahelo dit :

    Manamboninahitra baoritra daholo ny nizarany Radomelina taminireo manamboninahitra mba ho tambiny fanonganampanjakana fa ny mahagaga ny regerviste tsy mba nahazo galona mandraky androany mba farafaharatsiny galona mpanongampanjakana no omena azy ireo

  • malahelo dit :

    Tena marina ny voalazanao ry Nadia aleo lavitra mahita olona tsy mila tenin’Andriamanitra toy izay mahita ohatra andry Randrema be molotra pasteur sandoka manafabaraka ny hoe Pasteur nefa pasteur entina hamitahana vahoaka , pasteur miana @ politika ho entina hangoronankarena
    zany ve mba pasteur ?

  • malahelo dit :

    Balita a dit :
    le Dimanche 29 novembre 2009 à 1 h 39 min
    Ho an’i Noel Rakotonandrasana avy any Mahazoma, mba alefaso lavitra ny fisainana fa tahaka ny nahazo an’ireo talohanareo no mbola hahazo anareo. Kaporaly no hitaritarika anareo ary ny vahoaka no handrora ny tavanareo amin’ny fotoana mahamety azy, mba mandiniha, ry miaramila fa aza dia kely fisaina, raha nahatarika mutunerie ianao dia fantaro fa mety misy mahavita toy ny vitanao koa any ho any…

    TSY NISY MAFY MIHOATRA ANY COTITI FA NANAO AHOANA NY NIAFARANY? MBOLA MIANDRASA NY ANJARANAREO RY MIARAMILAMPANONGAMPANJAKANA FA MIANDRY FOTOANY NY ZAVADREHETRA NY VAHOAKA MALAGASY NO HITSARA ANAREO FA TSY NY TIM NA NY LEGALISTE NA I R8 AKORY

  • Rado dit :

    Marina ny anao ry Besorongola, tsy sahy misedra ny mafy sy olana atrehin’ny mponina ny Miaramilam-potaka ireo. Be galona fotsiny, miandry mahazo

  • Nadia dit :

    Malahelo! maty angaha i cotitu ?tsy misy mafy toa an’ny Ravalo fa nitsoaka hiany hoe

  • Nadia dit :

    fa mba inona angaha no nataon’ny Andriamanjato an’ny Malahelo?Malahelo angaha nagatabady ny zafikelin’ny andriamanjato dia tsy nomeny?tena ananao alahelo mafy mihintsy anie izy iny ry Zokimalala Malahelo e! mahaiza mamela olona ry Malahelo a!

  • Lioka dit :

    Nadia :tena tsy aikotsony ny mikôzy aminao :ZAHO TSY NILAZA MITSY OE tsy mila ny tenin’ANDRIAMANITRA!Mahaiza mamaky vao miditra discution lavitra.. Io fôna no matonga ny olona tsy manisy sira intsony zay lazainao eto! Aza mandray antendrony izay vôlaza ê!
    Bon dimanche!

  • Nadia dit :

    aoka ino!bon dimanche aussi toi

  • Lioka dit :

    Erratum:Discussion(action de discuter)…(par moments vaine).
    Mandrapiresaka daholy ndray leroa a!

  • malahelo dit :

    Nadia
    tsy nangatabady ny zafikeliny Randrema be molotra zaho fa malahelo satria pasteur misandoka ny anarany Andriamanitramba hamitaha ny vahoaka ,ary ianao koa mba ajanony ny fanonotononana ny anarany aAndriamanitra fa tsy izay hoe miantso tompoko tompoko no hahazo ny fanjakany lanitra ary ny olona rehetra manana ny fiangonany ka tsy ianao makkkkkoreliny intern no hampianatra ny teniny Andriamanitra
    Ny manaraka tsy maty COUTITI fa nanenjika ny merina ary nampipoaka ny pont rehetra tany Diego dia nanao ahoana ny niafarany ? zarany fa fito taona no nipetrahany tao Tsiafahy
    Hihoatra ny niazony Coutiti ny ho azony Racharle kely sy Lilisoa
    Ny farany ary ianao moa manana alahelo an’i r8 NA EFA MIOVA LAFITRA NY SUJET DIA RAVALO FOANA? MAMELA AZY RE FA TSY IZANY LETCHI ZANY FOANA NO HIKIKY TY FONAO NEFA IANAO MILAZA HO MPITORY TENY MAHAY , SA NY BAIBOLY IZAY ITORIANA TSY MISY MISORATRA NY HOE MAMELA NY HELOKY IZAY MELOKA AMINAO? TENA MPIATSARA VELATSIHY IANAO RAHA MILAZA AHY TOKONY HAMELA HELOKA NEFA IANAO IZAY MILAZA MAHAY MITORY TENY NO TSY MAMELA HELOKY NY HAFA
    TSY ALEO VE MANAHAKY AHY TSY MITORY TENY TSY MAMELA HELOKA TOY IZAY IANAO ISANANDRO VAKY IZAO MITORY TENY ETO @ NET NEFA MANANA LOLOMPO @ RAVALO? TENA TARANAKY RANDRE,,,,,BEMOL,,,,

  • gasy dit :

    Fitaovana politika ny tafika malagasy, lalaovin izay mahavidy azy.
    Tsy hilamina ireo , mbola ho baikon ny vola foana ny politika mandritra ny taonjato maro fa aza maika

  • rakotoson dit :

    L’ ARMEE POURQUOI FAIRE ?

    Tao anaty Mcar Tribune dia nisy lahatsoratra hoe Nation Malgache nosoratan’i Pierre Ranjeva, diniho anie ê fa ampiko kely etsy ambany ary tsara ny mpanao gazety rehetra ny mandalina ny toe – javatra toa itony fa tsy hitanisa fotsiny ny adi- seza ataon’ ny « mouvances » atsy na aroa fa efa mankaleony indrindra rehefa tsy hidongy toerana ny ministra teo aloha ary Ingahy TGV izay mpanonga – panjakana ko tokony tsy izy no ampaka – peo na hilaza ombieny ombieny fa efa  » nandefitra « . Navalany nandefitra angaha ny Filoha voafidy Marc Ravalomanana no voatery nitsoaka noho ny fampitahorana nataon’ny CAPSAT azy sy ny mpiara dia aminy?

    Pour en revenir à l’ article de Pierre Ranjeva en question:

    »…. D’autres problèmes méritent d’être mis sur le tapis et entre autres ceux de l’Armée :
    -Pouvons-nous nous offrir des amiraux dans la Marine alors que nous n’avons pratiquement pas de navires de guerre ? Un général de Corps d’armée aérienne a-t-il sa raison d’être dans un pays qui, pour toute aviation, ne dispose que de quelques ULM ? Et quel avenir pour une armée de terre où le nombre de gradés est presque égal à celui des hommes de troupes ?…
    Autant de problèmes qu’il faudra aborder, tôt ou tard, avec courage et sans préjugés si nous voulons sortir les Malgaches et Madagascar du cercle vicieux de la misère et de la domination… »

    Quoi de plus vrai, notre Armée est faite pour faire la grande parade du 26 juin que semble attendre de tout son coeur notre jeune DJ national. Que viennent faire, à Iavoloha et à Ambohitsorohitra, les lances – roquettes, les BRDM ou chars d’ assaut Un seul coup de ces engins de mort suffit pour détruire des maisons sans parler de tuer plusieurs personnes sans armes! Les kalacks d’ une autre époque chez es popov mais qui peuvent faire encore très mal chez nous sont les joujoux favoris de nos militaires au cours de cette crise? C’est simplement une démonstration de force des faibles qui n’ arrivent pas à discuter sans ces instruments de la mort. La suite à tout un chacun de compléter.

    Ce qui est à craindre c’ est que, en cette période où TGV & Co voient leur « pouvoir » vaciller et s’ effriter, ils ne manqueront pas de nouveau de faire sortir l’Armée pour mâter violemment toute velléité de s’ opposer à leur diktat.

  • ANKATSO dit :

    TAFIKA ARO NY VODY IREO

  • Mandresy dit :

    Matokisa tsara ary ry vody harovan-dry zareo a!

  • Rado R dit :

    Tsy azo hodian-tsy hita koa anie ahoana no fomba fandraisana olona hanao miaramila e! Tsy izay rehetra te-hanao miaramila aloha dia tokony hanao daholo!
    Ho an’ny efa eo an-toerana kosa dia tsara ny soso-kevitra hoe aleo izy ireo hampiasaina @ izay fahaizany: ohatra conservation du patrimoine, technologie du laser appliqué en télécommunication,etsetra……. fa anjaran’izy ireo voakasika no manolotra sosokevitra atao tetik’asa rehefa mazava ny sehatra hanaovana an’izany! Dia izay ihany koa atao ahazoana « hanenjika » galona ho an’izay mendrika izany,

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site