ary mba aiza daholo oa ny varygasy mena e!! ho anay aty mahajanga de tsy mahita an’io vary gasy mena io mihintsy de lasa tsy afaka mihinana vary soa satria tsy misy tsirony ny vary hafa rehefa atao vary soa, nefa anie de io vary gasy mena io no fanoemzan’Andriamanitra manokana antsika Malagasy
Rehefa miakatra aty Paris ianao ry gasybe, dia mandalova ao amin’i Bazar be â ! Ingaha ratovo manafatra an’io !
Ilay vato kely aloha dia tsy laitra ê ! Mila sasà na tsara, fa raha tsy izany, tandremo ihan ny nify, fa dia mikarepoka tsara mihintsy !
Aiza ity vary mena, miaraka amin’ny varanga ?
misaotra ry Kintana
tsy maintsy mandalo any parisy ao aminy desambra ity , dia mandalo any Bazar-be
Momba ny vato dia ampiasana ny sahafa ê ! efa mba ekipe hiany…
Vary ihany hoa, ny anay malagasy !!
ary mba aiza daholo oa ny varygasy mena e!! ho anay aty mahajanga de tsy mahita an’io vary gasy mena io mihintsy de lasa tsy afaka mihinana vary soa satria tsy misy tsirony ny vary hafa rehefa atao vary soa, nefa anie de io vary gasy mena io no fanoemzan’Andriamanitra manokana antsika Malagasy
Tena mahalahelo vary mena koa aho ry Vololona…
Afa mihintsy ny tsirony , na atao vary amin’anana koa.
Ni vidy teny aminy botika sinoa aho : feno produit de conservation , na traité ka matsatso.
Nahazo avy tany Dago aho : fa brisure feno vato !
Aiza ny nalehany vary mena?
soa tsy manao intsony ny mpamboly ?
Rehefa miakatra aty Paris ianao ry gasybe, dia mandalova ao amin’i Bazar be â ! Ingaha ratovo manafatra an’io !
Ilay vato kely aloha dia tsy laitra ê ! Mila sasà na tsara, fa raha tsy izany, tandremo ihan ny nify, fa dia mikarepoka tsara mihintsy !
Aiza ity vary mena, miaraka amin’ny varanga ?
Deux choses m’impressionnent dans ce survol du Nord de Tana ( je dirais nord ouest )
1) Le champ des lignes courbes des paysans ne correspondent pas aux champs des lignes droites des géomètres topographes: Source de dispute la délimitation dans les champs se procède de deux façons avec les paysans et avec les géomètres sur papier. Le problème se présente quand le géomètre arrive sur terrain son appareil ne permet pas les relevés des points sur la ligne courbe. A moins qu’on le fasse tous les 1 mètres ce qui représente un travail fastidieux. Et que son plan plan ne correspond pas avec la réalité qui change suivant un déplacement horizontal de la ligne des grandes pentes. Donc non acuité du plan sur papier.Qui a raison: sur papier ou sur terrain?
2) L’eau est un élément majeur dans la production agricole. Les rizières des Hautes Terres Centrales ( plus appropriées en géographie et en agronomie et en géomorphologie que Hauts Plateaux ) présentent un phénomène de résurgence d’eau de la nappe souterraine pour permettre une culture de contre saison. Malheureusement cette année trop sèche n’a pas permis une deuxième culture après le riz à cause de la sècheresse persistante.
Changement climatique ou simple changement du climat: le réchauffement global de la planète se fait sentir
A plus pour un autre commentaire!
Merci Rado pour les commemtaires instructifs sur les rizieres des Hautes terres de Mada
mille souhaits et bonheur pour nos riziculteurs…
Vraiment j’ai un faible particulier pour tous nos agriculteurs, et nos ingénieurs agronomes sont ils assez nombreux ?leur donne t on la place qui leur est due dans notre société, dans notre économie? le role qu’ils ont à jouer pour le pays?
misaotra ry Kintana
tsy maintsy mandalo any parisy ao aminy desambra ity , dia mandalo any Bazar-be
Momba ny vato dia ampiasana ny sahafa ê ! efa mba ekipe hiany…