
Dollars promis par les Saoudiens
Où sont les dollars tant promis par TGV et la HAT ?
TGV et la HAT (c’est encore eux qui sont au « pouvoir », ils ont les deux palais, les véhicules flambants neufs, les honneurs de la presse, l’allégeance de l’ Armée quoi qu’en disent ses chefs … Ils inaugurent ici et là des réalisations datant du Président Ravalomanana). Ils ont peur de ne pas avoir la gestion des fonds de l’ Union Européenne, de l’ AGOA et pour éviter le départ après 4 ans du Challenge Millénium International – USA ). Où sont les dollars saoudiens et leurs PPN à bon marché (puisque ceux de Tiko sont épuisés à force de ventes au marché noir légalisé!) promis par TGV au mois d’ août? A défaut, il fait venir encore le GIC et Joachim Chissano. Pauvre DJ !!!
Aiza manaikinaiky foana !
Ny tsara mihitsy dia tokony ho soloina Fétison fa toa « bonaika » loatra ary tsy ampy ny GIC, ry TGV mianakavy mihitsy. Sao dia avy eo indray ka angataka ny « légalistes » hidina eny amin’ny 13 mai ka hopetehin-dry Commandant Charles sy Lylison ary ny adjudant chef Alain Ramaroson … ary atao vono-moka eo! Hiangaviana kosa amin’ izay ny mpitondra «légalistes» indrindra fa RA 8 sy Fétison tsy anaikinaiky foana eo dia manao sonia nefa rehefa avy eo hitsipaka ary ady seza sy voninahitra fotsiny no toa hita taratra.
Démagogie fotsiny hoa !
Tonga indray mantsy izao Joachim Rachyssano sy ny tariny. Hatry ny ela, mantsy, no efa voafitaka ny Malagasy, na tamin’ny 6 octobre tao amin’ny Carlton na tany Maputo indrindra fa tany Adis Abeba moa. Be ny fitaka tamin’ ireny fiaonana isan-karazany ireny nefa dia noekena daholo. Izay lazaina ombieny ombieny fa fandeferan’i TGV, Andriamiseza, Alain Ramaroson … dia « démagogie » fotsiny izao.
Gazety, Campaoré ary Rachissanao
Azy ny TVM, RNM, Viva sy ny gazety hafa rehetra moa dia efa any ampaosin’izy ireo. Ny any Guinée Conakry, izao, izay ny Communauté Internationale notarian’ i Blaise Campaoré (Burkina Fasso) –Joachim Chissano taty amintsika– dia nitsipahan’ny Forces Vives (opposition) ny mbola hitantan’ ny capiteny Camara–Putschiste ( Olona 170 no notifirina teny amin’ny stade raha tamin’ ny volana septembre teo fotsiny no asiana resaka ).
Martiora ?
Mby aiza ny eto Madagasikara? Tamin’ ny 26 janvier 2009, ripaka ny fanan’ny Marc Ravalomanana sy ny fianakaviany ary ny mpiray antoka (associés)aminy na ny olon- tsotra koa moa aza. Very asa ny malagasy mihoatra ny 200 OOO isa. Mihidy ny orinasa aman- jatony. Nentin’i TGV, Roland Ratsiraka, Roindefo, Norbert Lala, Odon Razanakolona, Alain Ramaroson … teny Ambohitsoriohitra ny mpikomy (tsy ho lazaiko hoe ny «vakoaka» satria ny «baomangan’ Isotry» , 67 ha, voavidy vola avokoa, no loha–laharana. Telo–polo no maty, najoro ny tsangabato fa hoe « maritiora » ireo olona maty ireo.
Maty ho an’i TGV sy ny tariny
Ny marina dia maty ho an’ i TGV sy ny HAT ary Ratsiraka Didier Ignace ireo olona ireo. Nahoana moa no nentin’izy ireo teny ireo olona ireo? Angaha TGV rehefa tonga ny «fotoanany» tsy amoaka ny Commandant Charles sy ry Lilyson ary ny forongony sy ny mpiara dia aminy? Ireo no zavabitan’i TGV fa tsy ireny «fanokanana» (inauguration) velively dradraina etsy sy eroa ireny izay efa miendrika ho « fampielezan- kevitra ho amin’ny fifidianana ».
I farantsafrika ihany e !
Lainga masaka daholo ary diso fantany fa mbola hoe izy amin’ny 26 Juin 2010 izany fifidianana izany. Jereo ny nanaovan’ i Françafrique ny any Côte d’ Ivoire izay noresahina nanomboka, tamin’ny 2004, nefa dia izao mbola «reportée» lava izao nefa dia noeverina ho amin’ ny 29 novembre izany hoe amin’ny alahady izao!!! Dia ny mahajendana dia Alain Joyandet no milaza an’izany fiovana izany! Io koa moa ny mamporisika dia mamporisika ny anaovana ny fifidianana ary ny hipetrahan’i TGV ho lolohan’ ny Tetezamita mandrapa…
Leo, tena leo ny vahoaka !
Ahoana, tompoko, no tokony anekena fa i TGV – izay anmpiasa ny Capsat tamin’ ny fotoana androny – no atao hoe « Chef suprême des Armées ». Tonga indray izany izao Joachim Chissano sy ny GRI. Inona indray no ho tefitefena eo ary raha vao mitodiaka izy dia hiady seza eo indray ! Leo ny vahoaka!!!
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:

samia mizaka ny anjarany e
Io anie fandanianmpotoana no tena tanjon-dry tgv amin’io e!
taiza ary oviana ary izy no nanaraka izay nifanarahana?
Mba valio hoe?
Efa lasan’ny saoudiens ny saphirs sy ny émeraudes ê! Tsy hiverina eo intsony ry zareo ! Financement parallèle izany, tsy eken’ny rehetra !
Fomba nampidirana an-dry be rebareba tao M/car fotsiny iny.
Ry zareo aza hono, toa nanao gravellerie !
Diso kely : grivèlerie no izy ê !
Rehefa tsy faly ny vahoaka dia mitsanga. Rehefa mbola tsy tofoka dia aleho mizaka mandra-pà .
Tsy maintsy misy vidiny ny tsy fandraisana andraikitra ara-potoana !
Ny « baomanga » an’i Isotry angaha tsy mba misy vidiny. Olona manampahaizana be toa anareo izao tsy tokony hiteniteny foana fa manahirana .
Les Dollars sont dans mes poches
En voulez vous ?
ka efa miteny aho hoe « samia mizaka ny anjarany » : ny vahoakan’Isotry, ny mpiasan’ny AGOA, ny mpiasa mpanjakana, samy vahoaka daholo tokoa ireo ary samy hihinana ilay nolazaiko daoly na ny nanohana an i tzv na ny tsy…
ka dia sikino ny lamba e…
ilay betsabetsa ity tena oul tssssss…
izany izy aza toaka
nareo ve mino fa tena saoudiana ireny fa karazana komorianina no tsimponin’i Hasina Andriamanjato tao majunga ireny.
tsy possible ny mha investiseur de 2 milliard de dollard kanefa ry zalahy aza mandeha @ classe economiquen’ny kenya airways fa tsy manana avion special na classe affaire akory.
mba dinidiho ihany eeeeeeeeeee!
Fa inona moa ny lainga tsy efa nafafin-dry PT tamin’ny vahoaka e ! Izao efa manomboka nikatona ny AGOA ary ny MCA dia efa nivarotra ny fananany. Nefa dia mbola mandinika izay ho toe-bola ihany ry vendrana ? Vola avy aiza angaha ity heverina. Hay kosa moa Frantsa, eo mandrakariva, hanohana sy hikolokolo.
Misy manala ny hafatro e
http://www.tahina2.canalblog.com