
Inty ilay tanky nanafihana ny lapa
Manao don-tandroka !
Manao don-tandroka ny mpomba an’I Andry Rajoelina. Nisesisesy tato ho ato ny fanambarana tesy sy teroa milaza fa nandefitra loatra i Andry Rajoelina ka tsy hanaiky intsony, hita izany tamin’ny kabariny tany amin’ny faritra nilaza fa izy « zandry kely » indray no mandefitra manoloana zoky be, nanaraka izany ny valandresaka natao’i Alain Ramarson izay nandrangarana fihantsiana mihitsy, ary vao omaly no omaly ny fanambarana roa , dia ny an’ny :
« hainay ny mandrehitra »
Ministra FAT Hajo izay nilaza fa « hainay ny mandrehitra » hoy izy ka raha ilaina izany na androany, na rahampitso dia hoavy izahay. Mazava amin’izany fa kobokobonin‘ ny marina Atoa Ministra ka milaza tsy nanontaniana, aiza ary ireo sazy mendrika hoan’ny raharaha alatsinainy mainty « 26 janoary 2009 » raha tsy ilaza afa-tsy io izahay, nisy faty olona maro(may) tamin’io andro io, nisy fananam-bahoaka may sy voaroba, fandikan-dalana tsy toko tsy forohana, ianao izany no tompon’antoka tamin’ireny ?
« 15 martsa 2009»
Nanaitra ihany koa ny fanambarana nataon’ny foloalindahy Malagasy izay milaza fa tokana ny fibaikoana. I Andry Rajoelina no « filoha faratampon’ny foloalindahy » izany hoe : « fitaovana eo ampelatanan’i Andry Rajoelina ny tafika » ka azony ampiasaina amin’izay rehetra ilany izany. Don-tandroka daholo izany ary fandemena ny sain’ny mpifanandrina sy ny vahoaka Malagasy. Nadritra izay krizy nisy teto izay, angaha tsy efa I Andry Rajoelina no nibaiko azy ireo, nanomboka tany amin’ny « fikomiana », nandalo tamin’ny fagalana ny fahefana an-keriny. Tantara tsy adinon’ny Malagasy nataonareo Tafika Malagasy ny « 15 martsa » ny nanafihanareo ny lapan’Ambohitsirohitra tamin’ny fitaovampiadiana mahery vaika ny lapa. Aza mieritreritra ny Malagasy ho « nandra » sy « vendrana » fa mbola hisy fotoana hanehoany aminareo ireo ny tsy fahafaliany ary amin’izay na ny hasianareo ny tongotrareo aza angamba tsy hitanareo. Tandremo fa « hoan’ny tanindrazana » no tarigetranareo fa tsy « hoan’i Rajoelina ».
Mampiasa talenta !
Ny anton’izany don-tandroka rehetra izany dia tsotra : mandeha ny teritery sy fandrangarangana sazy ataon’ny hery iraisam-pirenena noho ny tsy mahatafatsangana ny governemata ka matahotra mafy ry Andry Rajoelina sy ny forongony ho very fihinanana sy ho very tombotsoa ka mihetsiketsika mafy faramparany ary mampiasa ny « talentany » .
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:

Mihevitra ry zareo fa tsara tohana avy amin’ny frantsay, dia miseho ho be sandry ê !
Rehefa tahak’izao ihany ny fizotry ny raharaha, dia tokony ravà na ny satan’i Maputo, dia avelao ho tonga eo ny sazy !
Efa hatramin’ny voalohany ny mpanongana no tsy nanaraka an’izay nifanarahana rehetra, ry zareo no tompon’andraikitra !
Izy mpanongana, tsy mpanara-dalà na indray no miseho be zesta, sy hoe mandefitra !
Inona avy no tafa-tsangana, hatramin’ny fanaovana sonia any Addis-Abeba ?
Izaho izay manoratra dia manamboninahitra ambony ao amin’ny Tafika Malagasy.Amiko ny tena hadisoana nataonay Tafika Malagasy dia io resahinareo io « 15 mars » kanefa nanao fahadisoana goavana mihoatra ioihany koa ny filoha teo aloha dia Ravalomanana.
Satria tsy zakanareo Tafika rehefa hanontaniana hoe Inona tokoa moa no ilana ny Tafika?
Sa hanao Ramano Begalona fotsiny eo?
Izaho izay miresaka dia Officier de réserve de l’Armée malagasy fa saingy nahatsapa fa nisy nilana anay t@ izany
Rola, raha vao mitsara an’i Ravalomanana ianao raha mbola miaramila ihany dia efa diso sahady
atoa manamboninahitra, raha mbola ao ianao, inona ny fahadiasoana ambony nataony R8 taminareo? angamba dia izy tsy nanome anareo general ? sa i rtoa cecile natao minisitry nareo ? ny tena marina dia very hasina intsony anareo eo anatrehany Malagasy tsy nampoizina ho toy izao ny toetrany miaramila, tandroka harony vodiny.
Ny olana anie r’Ingahy, dia nosoniavina ny satan’i Maputo, mba tsy hiverenana amin’izay hoe iza no diso, na tsia ê !
Nisy ny fahadisoana nataon’ny mpitondra rehetra, fa noho ny zavatra diso nataon’i Ravalomanana ve dia mendrika mijaly toy izao ny vahoaka malagasy ?
Tsy hay ve na sarotra ny niandry ny fifidianana ?
Lasa tsy misy intsony izany fanajà na izany izao !
Izany, dia fanajà na ny zava-drehetra ! Asa izay mba tao an’eritreritrao, nahita an’ireny zavatra niseho teo anivon’ny firenena, fa dia mampahonena. Manahy mafy aho, mierirerira ny ho avy, satria araky ny filazan’ny rehetra dia « précédent » eto amin-tsika io zavatra io !
Misaotra anao aloha, amin’ny fandraisanao anjara eto, satria tanindrazana hiombonana io Madagasikara io. Ho lovain’ny fara aman-dimby izay rehetra mitranga eo, ka tsy mba zavatra tsara ve no tokony hapetraka ho an’izy ireo ?
tsy etoile filant((e) ange ny tiako hambara eto fa io rado manamboninahitry io. na zaho ange dia mba tia hametraka zavatra tsara amin’ny firenena hoany taranaka. tsy tantiko tamin’ny izy miaramila + manaboninahitry mitsara an-dR8 gratuitemant nefa ny natoan’izy ireo + grave que dR8. Misaotra
Ho an’i w ! Tsy nahita ny soratrao aho, tamin’izaho nanoratra !
Tsy olana, satria ho an’i rola ny resako ; dia tonga koa moa i rado, any ka dia ho an’izy mirahalahy miaramila izany ny fanontaniana sy ny soson-kevitra !
Ny tiako ho lazaina dia hoe : Nisy nilana anay t@ izany fotoana izany satria sady nampianatra no nanohana ara-teknika tetik’asa teto amintsika.
Saingy ny fanamarihako anie dia ho an’i Rola milaza ho manamboninahitra @ izao nefa tsy hita akory izay ataon’ny miaramila e!!Ary @ izay manao critique sans fondement ny Chef Supreme de l’Armée
Dia izay no izy e, ilaina tokoa ve ny tafika sy ny Miaramila?
ka tsy hipôka koa zany ra -tzv refa kelikely ??
Na zay ho voafidy manarak’ eo ?
zay diso mantsy de faizinareo miaramila @ basy sy tanky foana zany …..
Tena mbola lomotra fôna rasily malagasy zany a !!
Ary nandra mintsy reto rasily frantay sy US reto tsy mba nanongana ny prezidany , sa ireo tsy diso mintsy ???
Le vahoaka nifidy zany aloha tsy manan- ko tenenina fa tsy manam-basy de miepoka fotsiny.
NAreo Miaramila zany mahalala kokoa noho ny vahoaka ny zavatra ilainy …….
hazony mafy io basy io ary . Aza atao alavitra ny tanana mintsy ndrao miboridana ka hahita loza !!
Fa reny basy reny nga moa tsy fananam-bahoaka e, tsy volam-bahoaka no nahazoana an’reny? sa nividianareo miaramila t@ karamanareo?
Rola>> raha izaho no teo amin’ny toeranao dia menatra aho na ny milaza fotsiny aza hoe ao amin’ny tafika ary indrindra fa manam-boninahitra aza. Manontania ianao tena, inona no vitako ho an’ny firenena? Ary manaiky an’i Charles sy Lilison ianao matoa tsy sahy milaza ny tsy mety.
Manaiky 100% aho fa betsaka ny tsy nety nataon’i Ravalo fa au moins izy sahy nijoro ary responsable. Amin’izao izy dia migoka ny tsy nety nataony.
Fa ianareo tafika kosa: grade sy voninahitra tsy mendrika ho anareo no hisaloranareo. Eto Mkara angamba ny be jeneraly indrindra eran-tany, jeneraly izay tsy mbola nitondra tafika niady ohatran’ny firenena hafa. Grade be dia be fa tsy misy responsable na iray aza (sivaniko i roger luc izay tokana sahy milaza ny tsy mety).
Tsy fombà na politika no antony ilazako izao fa tokony ho neutre ny miaramila ary tsy miandany amin’iza na iza. Fa tsarovy fa tsy ny voninahitra no zavatra lehibe fa ny zava-bita. Inona no vitanao manamboninahitra io? Inona lazao?
Miaraba nareo jiaby mandray anjara @ ity resaka eto ity!
Ny fanotaniana mipetraka avy hatrany dé ny hoe « fa inona fôna ity fandeferana lazain’reto Rajoelina sy ny tariny ireto e!? »-Ka tsy izao ve leroa no tonga @ teny hoe ny mamo indray no miatso pôlisy?-Tokony ho fantatry ry zalah reo fa fandeferana tena goavana no nafahany mbola tafajanona teo hatrizay,tsy nohony fitiavana azy (sanatria!) fa no ireo vahôka marobe ataony fadiranovana nohony herisetra nasehondry zalah ireo hatrizay!Amin’ny fomba ahôna mitsy ary amin’ny teny inona no tokony hilazana amin’ity Rajoelina ity fa tsy mety izao fampahoriany vahôka izao leroa a!!
Ary ity milaza fa officier manome tsiny ny filoha Ravalomanana ity:
Amin’ny mahamiaramila anareo: hiaro ny vahôka ve nareo sa hiaro olona iray voavidin’ny vozongo ka nanitsaka tanteraka ny zon’ny Malagasy???
AmpiasaindRajoelina daholy zay hevitra azony ampiasaina retra mba hanilihana ny ratsy vitany,tsy hitanisa zava-maro ah léretsy fa izao fahorian’ny Malagasy marobe izao dé efa misongadina a!Ka ra mihevitena ho tena marina lézalah io dé andao ho tairina ny fitsarà na international fa izahay mpomba ny filoha vôfidy na ireo efa zokiny na zahay tanora tsy hitsôka a!Ra fandeferana no resahana eto dé mba manana liste faran’izay lava dé lava izahay na ny eo afovoantany na ny any anindrana !Niady mafy ireo rayamandreninay mba tena ho an’ny Malagasy ity Nositsika ity ka tsy avelanay horaraka an-tany fotsiny ny heripon’izy ireo!
AN’NY VAHÔKA MALAGASY I MADAGASIKARA!
Izany rehetra izany no hilazako hoe saribakolin’ny frantsay ireo olon eo amin’ny fitondrana ireo. Dia mihevitra mihitsy ve rizareo fa tena kely saina isika gasy madinika ka tsy mahafantatra fa ny toeran’izy ireo no tena arovany fa tsy ny malagasy?…
Manambara antsika rehetra tena TIA TANINDRAZANA ny tenako mba hihaino ny Radio FAHAZAVANA (88.6 FM) amin’ny fandaharana Ampenjika anio Zoma hariva manomboka amin’ny 8 ora sy 15mn fa ho rentsika daholo ny ady nataon’ny Filoha RAVALOMANANA nanendahana an’ireo Frantsay ireo ka nahatonga ireto farany nanala azy, ary hifofo ny ainy mihitsy.
RY MALAGASY O! MIFOHAZA AMIN’IZAY ISIKA MPIRAY TANINDRAZANA!
Itony Alain Ramaroson itony anie (izay noheveriko t@ 2002 sy talohan’izay lavitra, fa olona heni-kaja heni-boninahitra eto @ firenena). Hay fosotra, santionan’olon-dehibe Malagasy TSY FANAO ENAO fa miendrika jiolahim-boto. Ilay RamatoaKELY Nadine Ramaroson moa dia toa quel accoutrement: tsy miala lunettes-contre-soleil, na an-trano an-tanety maizina manjombona mazava?!
Ilay dadatoany A. Ramaroson, ohatra toa ny biby liona navoaka ny cage isaky ny miteny imasom-bahoak’izao. Itony dia santionan’ny hetsika fanaony:
- chasse croisée des légalistes manifestant à Ambohijatovo, action menée en parallèle avec les élements du CApsat, d’Ambohijatovo à Anosibé et/ou inversement (la tragédie du bouguiniste fait partie des unes derrière leur dos…)
- eo ihany koa ity valandresaka nataon’io na nivoaka télé na gasety nilazà ny fa: si une mouche vienne les piquer alors ils vont faire savoir de quel bois ils se chauffent !
Dia mba zendana ihany koa aho maheno hoe, ary mbola naverin’Ingahy io indray fa : « ny zandriny no lasa mandefitra ». Fa taiza no nisy fahendrena (tsy ataoko hoe gasy ihany) izay manome lanjany ny zandry eo alohan’ny zoky.
Ohatra : tany Addis Abeba dia i Zafy no nomena fitenena fanokafana, tsy noho ny maha-zoky olona azy ve!. I Andry anefa amin’izany manakapoka varavarana toa ireny zazalahy ratsy taizan-dray aman-dreniny ireny…
Mikasika ity Minisitra FAT Hajo: dia mazava fa misy fihaonana matetika ataon’ireto diables ao @ club. Tsy mila fiheritreretana lavitra fa hita taratra fa mitovitovy ny terme fampiasan’ireo, fa tsy mifankaiza @ itony Alain, Charles, Lyllisson ny fombafomba. Raha nametraka fanontaniana aho herinandro vitsivitsy lasa izay mikasika ireo TCR tanora violents be ao Mahajanga, dia nisy namely hoe: io Hajo io hono no rangory fototry ny afo, manainga ireo tanora hampiasa herisetra famoretana lava izao!
Marina ny anao, toa miaina ny « 15 martsa 2009».
Ny alin’ny coup d’état moa dia mbola tadidiko tsara fa somary teo @ 7ora hariva teo no nifanojo taminay ny fiara pick-up fotsy – sifflet eraky ny lalana – nanitsy avy tany Antanimena ho eny Soanierana (toby Capsat). Tonga tany an-trano nihaino vaovao no nahafantarana fa hay tao anatin’iny i Pasitera sy ny fanampiny… ilay nampisotroin’i Charles ny Pi2
FARANY: misaotra ny mpanoratra manolotra ity édito ity, izay anisan’ny tarehi-javatra miverimberina, ary ny tena loza dia ny tarehimarika fanambarana fa mikororosy / mandrorona ny toetra, lasa « AVADIKA na mivadika AMBONY ny AMBANY – na AMBANY ny AMBONY – NY ZAVATRA »
- Nandrahona ny hanapaka ny fanampiana ara-bola ao anatin’ny 72 ora ny CI. Tsy olana izany, ataoko ry Andriamanjato, sy Ratsirahonana, sy Ramarosaona no efa nilaza fa tsy ilaina izany fa mahavita tena ny Malagasy. Aleo ho tapaka izay ho tapaka, tsy raharahain’ny mpanongam-panjakana izany na ho potika eo daholo aza ny Malagasy iray manontolo, mahavita tena izy ary tsy mila fanampiana. Ny fanontam-bola tsy mila sandany eo manome toky.
- Nangoron’entana ny MCA ary noravany daholo ireo tetik’asa rehetra fanampiana satria tsy manaja ny demokrasia i Madagasikara. Koa maninona ? Vao maika hamafisina ny fanitsakitsahana ny zo maha-olona ary rehefa tsy ho voatana ireo ministra dia andao indray hidina an-dalambe. Ny volana hanakaramana ny mpilahatra dakan’ny alika. Tsy teny amin’ny arabe rahateo ve no nahazoana ny fahefana. Aleo hosamborina daholo izay mpametraka bomba any amin’ny cantine-n’ny Capsat.
- Tsy mety tafantsangana ny governemanta iraisana. Dia maninona ? Ataoko efa misy mpitantana mahavita azy ireo, manamboatra stady, mitokana ny zava-bita, manomana ny filatsaha-kofidiana ary azo antoka fa ho lany satria fafi-katrana ny vola notovozina tao amin’ny kitapom-bolam-panjakana, loharano tsy ritra. Ny tanora tezeve efa manome toky amin’ny fanohanana tsy misy fepetra amin’ny filatsahan’ny PT ho filohan’ny repoblika IV.
- Ataovy olom-pirenena frantsay daholo ireo rehetra nampakarin’ny Frantsa amin’ny fitondrana sandoka ireo, dia aoka ho entiny any aminy daholo fa izahay Malagasy tsy mila fanjanahana na amin’ny endriy taloha na vaovao fa aleo izahy hiezaka hioitra hiala amin’izao zava-mihatra aminay izao nefa tsy nangatahanay akory.
angaha niova anarana indray ilay manamboninahitra ka tsy i Kalo intsony?mba hafaka halefa ve ny nanafihan’ny Ravalomanana ny Faritany ry Midago?i Ravalomanana no nampianatra ny fanonganana ka tokony ho Vonoina fa manimba taranaka
Avia amin’izay ry kala nadia, fa efa vonona ny raquette â !
Ity Nadia ity dia vendram-p mihintsy, olona mba misaina amin’ny inona re ianao io eh, tena mampalahelo.
Salama daholy ny akama !
I toi ry nadia dé efa malaza fa miteniteny fôna ! Tandremo anefa fa « loza hoan’izay mitondra fanafitohinana » hoy ny mino an’Andriamanitra!Ka ianao te-hamono ny filoha Ravalo io!! Tandremo kely rasipa fa mba jereo ireto vahôka marobe tia azy ireto fa ra ireo no manana alelo @ io lazainao io dé mazava fa tsy hotatinao ny alaelon’ireo malagasy maro manerana ny nosy ireo a!!!
Salut KintanaM… Lazao anay léroa tena rôviana mitsy nareo no ampiasa raketa a? zahay anodidina hitehaka! I Matio sy Marka ary i Jaona ato efa liana sy manotany oe « fa aponga ve moa izany ho velezina izany e? », dé ozy ah hoe:instrument de musique afakely… indraindray Jejy vôtavo, I KintanaM.. koa efa napitovy azy t@ gitara ary refa mipetsompetsona léizy dé ôtran’ny castagnettes!
Bon week-end daholy e! A+ !
aza dia be resaka daholo fa raha mahay dia miverina eto Dago ary ento dadanareo hiaraka aminareo fa mahantra loatra ireto zanany etsy @ Magro
Ô rakoto ô, koa iza no hiabina ny tsato-kazo, raha mandroso, rahatoa ka samy mitomany ho havan’i santatra, na miseho ho ‘ty ary i henry daholo ? Ho voa mafy ny ekipa !
Lioka ! MDR !!!
Aza taitra fa mbola ho avy ‘lay fotoana ê ! Tsy maintsy arahan-kira sy tehaka ilay izy ! Atao maredona !
Oh happy day
Oh happy day
Io lapider-ho
Ho lapidée ê ê ê
Hoay ry Zezo vasoka !
Hoay io fa vasoka !
…….
Mazan-doha sy domelina, toan’ilay potsista laotra
mantsy !
Kintana! ny ao antsain’ise tsy misy hafa fa dia mitovy @ Dadanareo Ravalo ,tena mivavaka ho anareo aho namana Kintana hinoako fa hiova i se
za anie olona mivavaka ry Lioka e! za tsy hamono olona fa mba kapoana no tiako ho lazaina
Fa iza no nanoratra hoe » Ravalomanana..tokony vonoina fa manimba taranaka » ê ?
Iza r’ise no manana saina ratsy ? Izaho ve ? Aoka kely ê !!
Tsy ise ihany ve no efa nilaza, fa zantia be zà ??
Lioka i Kintana anie ka olona masina e!
Amin’ny manaraka, mba asio kely an’ilay sorira virtiela hoy gasybe izay !! ‘Lay mitranga lela iny, tsy matiko lolo !!! MDR !!!
tsy i Kintana anie lazaiko fa lioka e!
Fa inona io amin’ny post 23 io ? Ho an’iza io ??
Vive notre Président Marc Ravalomanana!
Everybody: stay tuned to the radio Fahazavana tonight beginning around 8PM.
We’ll follow up his struggle against FrançAfrica grips!
Oh ya… MAY GOD BLESS OUR PRESIDENT MARC RAVALOMANANA. He is the only one – up to now – who deserves the functions of truly « President of the Island of Madagascar »
Ö ry kala nadia a! manahôna!? Ka ny teninao etsy ambony iany ange no valiko e!!Ka inona no tsiniko!
Ento ery@lé podium @ zay ra-KintanaM.. fa miandry aby ny tary hitehaka a! Sady efa nianatra ny paroles n’ilé « Ô lapidéo! » daholy (tapaka ny tsinaiko!hi!hi!hi!)
azafady iLioka no lazaiko
mawola iLioka
Toa ny Frantsay foana no aiana sira e! fa mba manahoana ireto firenena ao anatin’ny Sadec miseho milay ireto! Ny lelony aza tsy voafafany ka ny fiainam-pirenen’ny olona no mba hijabajabahana! Firenena toy ireny anaty sadec ireny ve no mba hianteheran-dRAVALONANDRA SY NY MPANOHANA AZY? eishhi aho e!!!!!!!
On peut dire que la très grande majorité des pays de la SADC et même de l’Union Africaine révèlent des problèmes manifestes d’élections irrégulières et de mauvaises gouvernances. La plupart des dirigeants de ces pays sont de connivences avec d’autres puissances étrangères, des manipulations politico-financières qui impliquent des conflits d’intérêts avec leur propre population.
Et ces pays se permettent de se positionner en donneur de leçons ?
Je me permets d’argumenter mes accusations.
Je peux aussi faire référence au Rapport de Transparency International traitant de la corruption en Afrique Sub-saharienne.
__________________________________________________________________________
Afrique du Sud , République
- Président de la République : Jacob Zuma
L’Afrique du Sud étant un cas à part, nous ne l’avons pas inclus dans notre tour d’horizon.
___________________________________________________________________________
ANGOLA , République présidentielle
- Président : José Eduardo dos Santos – Premier ministre : Paulo Kassoma
Bilan (1975/30-3-2002) : 500 000 †, centaines de milliers d’estropiés, 17 millions de mines antipersonnel disséminées. Famine.
- 3 millions d’habitants auraient besoin d’une aide d’urgence.
Les élections 2008 du MPLA sont jugées libres et transparentes par les observateurs internationaux (SADC, CPLP, UE).
Un observateur de l’Union européenne a toutefois constaté des achats de voix ainsi que des tentatives d’intimidations des votants par l’armée. L’organisation est aussi jugée défaillante dans les bureaux de vote de Luanda.
L’UNITA et le FNLA contestent la manière dont ont eu lieu les élections.
Une enquête policière, a été ouverte par le parquet de Paris en juin 2007, suite à une plainte pour « recel de détournement d’argent public » déposée en mars par trois asso françaises, visant cinq chefs d’Etat : dont l’Angolais Eduardo Dos Santos,
___________________________________________________________________________
BOTSWANA , République
- Président : Seretse Ian Khama
2003-sept. clôture électrifiée érigée le long de la frontière avec le Zimbabwe pour endiguer un afflux d’immigrés.
Masire a pris sa retraite de son poste en 1998. La présidence a été transmise au vice-président, Festus Mogae, qui remporte ensuite l’élection de 1999 et est réélu en 2004.
Le président suivant est le lieutenant-général Seretse Khama Ian Khama qui entre en fonction 2008, en prévision des élections de 2009. Il est le fils du premier président du Botswana, et un ancien chef de l’armée du Botswana (BDF).
___________________________________________________________________________
CONGO (République démocratique) , République
- Président de la République : Joseph Kabila – Premier ministre : Adolphe Muzito
Mobutu est renversé par Laurent-Désiré Kabila en 1997 lors de la Première guerre du Congo, le pays retrouva son nom de République démocratique du Congo.
Les conflits en République démocratique du Congo ont fait près de 4 millions de morts entre 1998 à 2004.
La Deuxième guerre du Congo (1998-2002) et le Gouvernement de transition (2003-2006). Ces massacres, dont certains constituent des crimes contre l’humanité, ont fait l’objet d’investigations partielles. Le « génocide congolais ».
Seul le nombre de victimes et l’atrocité de certains massacres, évoquent l’idée d’un génocide. Mais, après le deuxième guerre du Congo, 98 % de la mortalité, selon l’IRC, est due à la malnutrition et au manque de soins dû à la situation de guerre.
M. Bemba, 46 ans, avait perdu en 2006 l’élection présidentielle en RDC face à Joseph Kabila. Après des affrontements, il avait quitté la RDC pour le Portugal en avril 2007. Il avait été arrêté le 24 mai 2008 à Bruxelles, en vertu d’un mandat d’arrêt délivré par la CPI qui l’accuse de meurtre, viol et pillage notamment commis par sa milice en Centrafrique.
___________________________________________________________________________
LESOTHO , Monarchie constitutionnelle
- Roi : Letsie III – Premier ministre : Pakalitha Mosisili
L’Assemblée Nationale a été élue en février 2007 et ce fut une nouvelle victoire du LCD. Les prochaines élections n’auront pas lieu avant 2012. La nouvelle victoire de Mosisili, contestée par l’opposition, a dégradé la situation. De nombreux ministres ont été victimes d’attaques à main armée, ce qui a conduit le gouvernement à décréter le couvre-feu le 19 juin 2007.
___________________________________________________________________________
NAMIBIE , République
- Président : Hifikepunye Pohamba – Premier ministre : Nahas Angula
-Bilan de la guerre (de 1967 au 1-1-1988) : plus de 20 000 †dont Swapo 11 000 (dont en 1985 : 599, 86 : 645, 87 : 747).
Coût par an (en milliards de F.) : Afrique du Sud : dépenses militaires 2,6 à 3,25 ; aide 3,64.
2005-21-3 Hifikepunye Pohamba (né 18-8-1935) Pt, Nahas Angula (né 22-8-1943) PM.
La Namibie est confrontée à l’un des taux de VIH-sida les plus élevés du monde avec 21,3% des adultes contaminés.
Inflation record.
___________________________________________________________________________
MALAWI , République
- Président : Bingu wa Mutharika
2004-24-5 Bingu wa Mathuika (né 24-2-1934) élu 20-5 Pt avec 1 119 798 voix (36 %) devant John Tembo 846 457 (27) et Gwandaguluwe Chakuamba 802 386 (26).
Les troisièmes élections présidentielle et parlementaires, planifiées pour l’année 2004, furent proposées par l’opposition qui fit appel à la Haute Cour qui dénonça l’irrégularité de la procédure du vote.
___________________________________________________________________________
MAURICE , République
- Président de la République : Anerood Jugnauth
- Premier ministre : Navin Ramgoolam
1999- févr. émeutes (après mort suspecte, 21-2, de Joseph Topize, dit Kaya, chanteur de reggae), 3 †.
2000-17-9 A. Jugnauth PM.
2000-25-2 Karl Auguste Offmann (né 14-1-1937) élu Pt.
2003-30-9Paul Bérenger (né 26-3-1945) PM. -7-10sir AneroodJugnauth Pt.
2005-5-7 N. Ramgoolam PM.
___________________________________________________________________________
MOZAMBIQUE , République
- Président : Armando Guebuza – Premier ministre : Luisa Diogo
2005-2-2 Armando Emilio Guebuza (né 20-1-1943) Pt.
Le Mozambique est une république. Le président est élu pour un mandat de cinq ans. Aux yeux des observateurs internationaux et de l’opposition, les élections de 2004 ont été entachées de fraudes et d’irrégularités. Maputo est la capitale du Mozambique.
___________________________________________________________________________
SEYCHELLES , République
- Président : James Michel
1981-25-11 échec d’un coup d’État de 49 mercenaires sud-africains dirigés par Mike Hoare (né en 1920).
1982-17-8 mutinerie, échec (7 †).
1985-29-11 Gérard Hoareau (né en 1950), opposant, assassiné à Londres. 1986-sept. complot déjoué.
2004-15-4 Pt René démissionne ; James Alix Michel vice-Pt devient Pt (élu Pt en juill. 2006 avec 53,73 % des voix).
En octobre 2008, les Seychelles sont touchées par la crise financière internationale au point de se trouver dans une situation économique de quasi faillite.
___________________________________________________________________________
SWAZILAND , Monarchie absolue
- Roi : Mswati III – Premier Ministre : Barnabas Sibusiso Dlamini
La constitution en vigueur interdit les partis politiques.
Le Swaziland est le pays du monde où l’espérance de vie est la plus faible (31,88 ans en 2009), le taux de prévalence chez les adultes du VIH/SIDA est le plus élevé, avec 26,1%.
Le Swaziland possède le 27e plus fort taux de mortalité infantile du monde (68,63 pour mille).
Le Swaziland est un des rares pays dont la population diminue.
Le pays est au 125e rang mondial pour l’IDH, malgré une aide internationale en 2001 de 104 millions de dollars.
Les deux tiers des habitants vivent sous le seuil de pauvreté. 10% de la population détient 50% des richesses du pays.
Le déficit budgétaire atteignait 101 millions de dollars en 2003.
L’inflation atteignait 7,3% devant celle que connaît la Namibie.
___________________________________________________________________________
TANZANIE , République fédérale
- Président : Jakaya Mrisho Kikwete – Premier ministre : Edward Lowassa
2000-29-10 Mkapa réélu Pt (71,7 %) ; législatives : CCM 244 sièges sur 269 ( Zanzibar exclue).
2001-5-7 Ali Mohammed Shein (né en 1948) vice-Pt.
2005-14-12 Jakaya Mrisho Kikewete (né 7-10-1950) élu Pt ((en fonctions 21-12). -30-12 Edward Lowassa (né 1953) PM.
2005-14-12 législatives : CCM 206 sièges, CUF 19, Chadema 5, Labour 1, UDP 1.
Cité dans un scandale de corruption, le Premier Ministre démissionne
___________________________________________________________________________
ZAMBIE , République
- Président de la République Rupiah Banda (par intérim)
1992-17-11 Lusaka, émeutes.
1993-4-3/25-5 état d’urgence (complot ?).
1994-janv. limogeages ministériels (corruption, drogue).
1996-18-11 Chiluba réélu Pt.
1997-28-10 échec d’un coup d’État.
1997-25-12 Kaunda arrêté (poursuivi pour corruption).
2002-2-1 Levy Patrick Mwanawasa (né 3-9-1948) élu Pt (27-12-2001, 29,1 % des voix devant Anderson Mazoka 27,2 %).
2005-21-11 le Pt déclare la pays en état de catastrophe nationale, famine.
2006-28-9 Mwanawasa réélu Pt (43 % des voix).
En 1997, 82% des enfants de 6 à 12 ans étaient scolarisés, mais ce pourcentage tombe à 28% pour la tranche de 12 à 18 ans et le taux d’universitaires est encore plus bas, donc une société qui arrive à donner une éducation de base à la masse mais qui a du mal à former une élite. L’un des pays les plus pauvres de l’Afrique australe.
Michael Sata avait accusé les responsables électoraux de bourrer les urnes en faveur du président sortant. Tout en pointant quelques irrégularités. Le Front patriotique de Michael Sata a annoncé, peu après l’annonce des résultats, qu’il ne reconnaissait pas la victoire de Rupiah, Banda. Le parti d’opposition a indiqué qu’il déposerait lundi un recours devant un tribunal afin d’obtenir un recompte des bulletins.
___________________________________________________________________________
ZIMBABWE , République parlementaire
- Président de la République : Robert Mugabe – Premier ministre : Morgan Tsvangirai
1987-31-12 Robert Mugabe né 21-2-1924
1990-25-7 état d’urgence levé (en vigueur depuis 25 ans).
1996-17-3 Mugabe réélu pour 6 ans (92,7 % des voix, seul candidat, 68 % d’abstention).
1998-21/22-1 émeutes (faim ; hausse des prix), 9 †.
2000-6-4 loi d’exproprier les fermiers blancs sans indemnité. 3 270 fermiers blancs (sur 4 500) expropriés sans indemnité.
2002-25-2 Morgan Tsvangirai inculpé complot.
2002-9/11-3 Mugabe réélu Pt (56,2 %) devant Morgan Tsvangirai (50 ans, MDC, 41,9 %) qui conteste les résultats.
2003-7-3 les USA gèlent les avoirs de Mugabe et de 76 zimbabwéens. (tortures, viols, meurtres).
2005-Avril Opération restauration de l’ordre, destruction des maison et entreprises de 700 000 opposants.
2006-déc. Décision de prolonger le mandat de Mugabe jusqu’en 2010.
En janvier 2008, le taux de l’inflation annuel atteint le chiffre de 100 580,2 % alors que le taux de chômage approche les 80 %.
En juillet 2008, le taux de l’inflation annuel atteint 231 000 000 %.
« Un apaisement national est nécessaire pour nous débarrasser de l’atmosphère d’hostilité et d’affrontement qui est devenue, d’une manière regrettable, l’une des composantes de notre vie politique », a fait savoir le Président du Zimbabwe.
___________________________________________________________________________
P.S.
Une enquête policière, a été ouverte par le parquet de Paris en juin 2007.
Elle faisait suite à une plainte pour « recel de détournement d’argent public » déposée en mars par trois associations françaises, visant cinq chefs d’Etat : dont
l’Angolais Eduardo Dos Santos,
le Gabonais Omar Bongo Ondimba,
le Congolais Denis Sassou Nguesso,
le Burkinabé Blaise Compaoré,
le Guinéen Teodoro Obiang.
anti Ra8
la SADEC est comme toute institution internationale : LEGITIME dans son rôle.
Tout ce que tu narres peut l’être également à l’encontre du FMI, de l’ONU (dont le conseil de sécurité est composé de puissances étrangères qui entretiennent des conflits locaux …chez les pauvres , chez eux c’est clean, la démocratie règne ).
Mais les institutions internationales sont les petits communs débominateurs DONT LES DECISIONS DOIVENT ETRE RESPECTEES…
et franchement :
notre lapinou n’a pas la pointure d’un Polpot ni d’un Saddam Hussein ,
je pense qu’il aura même du mal è tenir un pistolet à eau…
Même les DJ sont meilleurs à Bangkok!
alors de grace : épargne nous .