Fanontaniana iray ihany: F’angaha vitsy ny Vols avy any Frantsa no nody alina? Nahoana no tsy sahy nody mazava andro? Menatra sa tsy sahy miatrika ny fahazavana? Hoy Rocco izay fahiny « Ny maraina efa tonga fa tsy tonga ho anao Ny masoandro mandoro anao Fa ny alina tontolo no nireharehavanao Ka hoy aho hoe Eya! Eya! Mampalahelo ianao! ».



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Vavaka

34 Comments

  • tonhy dit :

    f’inona ndray ty tonga alina hoatrin’ny mpaosavy ty , midraidraika ve ! menatra sao de fenoin’olona banderole hoe sans qualité ny eny ivato de tongfa alina toy ny vorondolo ! zao no fombany refa manongam-panjakana

  • ZAMA B dit :

    izany no hatao hoe amboa dia

  • vola10 dit :

    Mbola aiza anefa ny hanjo é!!

  • bandy dit :

    Efa miharihary zao ny zava-tsy nety natao ka de aleo manao toy ny vorondolo, amin alina ihany vao miseho,hahahhaha!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
    Ataovy ihany eeeee!!!!!!

  • mazava dit :

    Izany ny fanaon’ny zanaka mpamosavy na vampire ka asa iza amin’ireo no asiany ny tenany? Ny fantatro aloha dia hitambesatra aminy sy ny taranany ny alahelom-bahoaka ka na inona lazainy, na inona eritreretiny atao dia efa maty hasina eto Madagasikara sy erak’izao tontolo izao izy.

  • The Man dit :

    Tena zombie marina reto FATn’aliaka ireto sa tsy manana qualité ny handeha andro mazava ihany koa

  • MAKALEO dit :

    Mbola mandainga ihany ry sankalité !!!! mahagaga an ! tsy mba nilalao jeux vidéo angamba i lery k ! reefa tsy afaka @ étape N° 1 leitsy ry zandry d mamerina hatrany am-bohalohany indray fa tsy oe ho potehiko ny console sy ny TV reefa tsy mahay enao. Lobbying hono, izany oe ny tian’i zandry lazaina zany d nokaramaina ireny olona b d b nanakana an’i lery tsy hiteny !!!! Mba ampiasao ihany leitsy ny loha a ! zao indray angà vao manaiky oe hanao fifidianana nefa teo lé taloha nanao oe aleo asina référendum nolavina asa !!! zà ry zandry a ! tena mapirisika anao mitsy oe milatsaha ho fidiana d ho hita eo ny vato ho azonao ra efa mba tsy ho sankalité tsony na !!!! asa aloha e !!!!!

  • Tsiroanoman-didy dit :

    Amin’ny oran’ny MIVOAKA MPAMOSAVY amin’izay no mi-atterir le avion !

  • zany tokoa ve? dit :

    Mba natanjaka koa izany Ra8 nividy ny filoha Obama mba tsy hanomezany invitation ny Foza t@ sakafo, sy i Ban Ki Moon mba tsy handraisany ny sans kalité. hahahaha efa lasa adala FAT ka manasoketa ny firenen-kafa fa manao ny fomba mitovy @ nataony teny ambany tanàna. Raha nisy vola nividianana firenena bdb ireny ve Ra8 tsy naleony tonga dia nanindry ambony kokoa ny CAPSAT dia mitsipaka mila eo lisany rehetra

  • ralezoka dit :

    Raha izaho aloha ry Makaleo no mahatsapa fa sankalite tokoa aho, dia
    aleoko miala andro mazava be izao sao dia vaky baràra eo indray .

  • nimporteKoi dit :

    za ts d mahazo an’le Rajoelina lotra fa na d zany aza d tena ts misy dikany mints ny fahitako an’ito article ito…
    vol air france re tompoko tonga alina any mada fona a… t@ andron’i le rotaka b reny iany no nanao exception ny air france hoe tonga maraina any mada ny vol ray…
    Ka d aza hitarina b lotra @ zavatra ts misy dikany re le izy eee…

  • Mailaka dit :

    « Sokina nanani-bato » Iza ary izany?

    Oviana vao ho ritra ny ala ao antsinanana?
    Manahy ahofa toa ho lasa 500Ar ny kapoaka ilay 500Ar ny kilao refa tapitra ny varin’ny Magro.

  • Verohanitra dit :

    Ka na tonga alina na tonga atoandro, na Air Mad na Air France, tsy mampiova na inona na inona amin’ny maha sankalite azy. Mety aminy ny mody amin’ny mivoaka mpamosavy satria ireny no mitovy kalite aminy. Mpampahory vahoaka, mpangalam-pahefana, mpampamono vahoaka, mpampahantra vahoaka, raiben’ny lainga, mpamadika sy mpivarotra an’ny Madagasikara.
    Raharahian’iza inona koa iny na tsy niverina intsony aza ? Ataoko izy efa tany an-tanindrazany ka inona indray no mbola nodiany aty amin’ny Malagasy efa tsy tiany maizina fa ampitondrainy ny mangidy indrindra. Tsy efa feno ve ny paosiny ka inona indray no mbola niverenany aty, sa nisy adino ?

  • Sipakely Mpianatra! dit :

    Nareo kousa e!
    MENATRA SY TSY MAHITA AVALY @ MPANAO GAZETY KOUSA IZY RAHA VAO TONGA ATOANDRO DE NALEONY NIVOAKA ALINA NY AEROPORT!
    hihihihihihihihi!!!!!!!!!
    Mbola aiza anefa ny hahazo e!

  • lalàna iray dit :

    Hoy ny namana iray etsy ambony hoe : « Fa angaha vitsy ny vols avy any frantsa ? « , Ary fanontaniana mitombona tokoa io satria afaka nifidy ny ho tonga amin’ny mazava andro avokoa ny olona. Dia hoy i nimportekoi hoe: »Aza hitarina re fa ny Air France anie ka amin’io ora io foana no tonga e »;Dia tsotra no azo avaly izany satria raison de plus: Ka nahoana no nandeha Air France fa tsy naka vol hafa ?
    Eo amin’ny resaka hoe manitatra indray dia izao: tsarovy fa noho io fahanginana lava eo anoloan’ny tsy mety rehetra ataon’ireo fanjakana sandoka ireo no mahavoa antsika sy tena hahazahoandreo bahana hanosihosena ny firenena manontolo !
    Ary raha mitsikera ny tsy mety ny olona dia satria fantatr’ireo olona ireo fa izay sisa mba any heriny sy mba zo omena azy hiadiana amin’ny tsy mety ataon’ireto mpanosihosy ny zon’olombelona ireto !
    Ka raha zavatra mitombona no hitenenan’ny mpitsikera, nahoana no ho tapenambava tsy hiteny izy?
    mamporisika ireo manakambara hatrany ny tenako mba tsy hitsahatra ny hiteny hanoherana hatrany ity asan-jiolahy efa mampiteny ny maona ity !
    HO AN’NY VAHOAKA TSY VAKY VOLO SY HO AN’NY TENA DEMOCRATIE.

  • doudou dit :

    Efa andro amanalina no hivavakako sy antsoko an’andriamanitra ny mba tsy hiverenany eto Mada , ary izay tany alehany rehetra dia hitondra loza ho azy sy ny taranany hatrany amin’ny faramandibiny ka tsy tsy ho vanona mandrakizay izy miainakavy satria tena be loatra ny halahelom-bahoaka ka tena efa tena tsy tanty intsony ny fahoriana mahazo aminy hafitsoky ilay tsy vaona mandram-pahafatiny io

  • AIR FRANCE dit :

    Izay no mbola maha « sans qualité » an’i TGV. Naninona no nandeha air france? tsetratsetra tsy aritra, rehefa avy tao Frantsa ihany, any frantsa dia « RENAULT » avokoa ny tômôbilim-mpanjakana rehetra, izany hoe ny mitondra ny minisitra , dépioté, ary ny filoha…tsy midika io fa tsara ny renault fa mba manome lanja ny marque local, mba manao pub ho an’ny entreprise-ny ry zareo. IMAGE DE MARQUE io. Lesona kely ho an’i TGV, ny fihetsikao ankehitriny dia tsy azo afenina toy ny anao mbolaDJ, raha miseho ho chef d’ETAT gasy ianao dia mety mba tsaroanao ny manome hasina ny compagnie local (air mad) mba pub sy haja kely hoazy. Fa hay moa hadinoko fa La frantsa renimalalanao no tokny homena haja kokoa noho ny gasy kely….
    ry i hasina miseho ho diplômate ve dia tsy mahalala an’izany é????

  • Gidro dit :

    I Hasina anié zanak’i Dadany é!!! tsy misy na inona na inona hainy fa i Pasy foana no nanome soupapa azy ary na any am-paradisa aza mila manotra an’i Petera angamba. Izany no atao hoe mananmbady @ anaran’ny Rainy, tsy misy hainy fa ny anaran’Andriamanjato no ahofahofa. Raha ny Dadako no ohatran’izany dia efa Avocat d’affaire tany New York mandray 5 millions de Dollar isaky ny mihesika aho fa tsy mpanao politika batata sy mangahazo ohatran’ireo ééééé!!!! Ambany be ilay ambition!!

  • Alidera A.R. dit :

    Angaha moa izy dia tsy maintsy hiseho aminareo foana e?

  • mijoro dit :

    Tsy manam-pilazana dia miteniteny zavatra tsy misy dikany!

  • Iarivolahy dit :

    Hoy ny nenintoan’janako hoe: « Izao ve ilay tonga amin’ny fitenenana hoe « FATy entin’alina » e?
    Tsy namaly aho. Inona no havalinareo?

  • Rovahiga dit :

    Ny marina dia tsy mandray ny Air Mad raha tsy voaloa tolo-botsitra ny sandan’ny fandehanana. Ny frantsay izany no niantoka ny fiverenany, sady alina rahateo ka voa maika mety tsara.

  • vizaka dit :

    Dj anie no asany e ! ny haizina no namany ! ary tsy mivoaka raha tsy aminy alina ,eo no mampihainga ny hainga-panahiny ! koa inona no mahagaga anareo eo ?

  • Rabetsarona dit :

    Ny alina mantsy mangina
    Ny zava-boahary dia sina
    Ny VOLA re no manjaka
    La FRANTSA no manjakazaka

    Ry alina ô
    Na hoana re
    No naverinao ny saka

    Tohizo izay mahita fa tapaka ny tsinaiko

  • jeyo dit :

    Ndriiy, ita mintsy oe n’mporte quoi io « nimportekoi » io, fa ise io ve aloha efa mba nandeha avion Air france tokoa ka nahita izany hoe tsy tonga @ andro mazava mihintsy ny air france fa ra za aloha d efa nahita air france tonga mazava e, ary tsy manitatra ny article fa tena tsy sahy miseho masoandro ny RADOMELINAreo arkny tenin’reo rht teo aloha reo oe matahotra sao misy banderole tampoka mitsena azy eny Ivato na Ambatobe oe « Oust RADOMELINA SANS QUALITÉ !! » hi hi hi sa oe « IMBECILE ‘ty ! sady dondrona no SANS QUALITÉ » mitonantonana…, f’angaha tany @ 64è sommet ONU tany noheveriny ho boite de nuit ka hoe mila DJ????

  • Tango dit :

    T@ voalohany vorondreo…zao vorondolo….rehefa kelikely d kibobo..tsy ho hitahita tsony fa hiafina tanteraka hahaha

  • Tena marina fa raha tonga atoandro nedala dia ho tototry ny fantsin’ny mpanao gazety, ka aleo maizimbava-vilany vao miditra ny tanàna.Izao dia ataovy indray ny fifidianana???? Aza mampihomehy e! Ra-8 efa nanmpanao referendum tsy nekenao, dia ho hitantsika eo koa raha hanaiky izany ny gasy gasy e! fa eritreretinao fa mora2 angaha ity mitondra firenena ity ka andrakandramana daolo ny fika maizina reetra io????????
    MIALA IHANY RAZANDRY NY FANAFODINY A! Fa raha ny fahitako sy fanarahako ny paipaikanareo ao @ hat dia  » TSY HIALA MIHITSY I ROINDEFO NA HISY ADY ALIKA AZA ETO @ TANANA.
    Samia ho tahian’Andriamanitra ho lava velona hahita ny tohin’ny tantara

  • jolijolie dit :

    Aza hihomehezana ny fahavoazan ‘ny sasany ry tsamy a!raha vorondolo koa ve izy ;enao koa mba vorondolo!koa.Sans qualité amin ‘ny ahoana koa e!rah tsisy qualité izy ry tsamy tsy ho president sy hahay hanongam_panjakana e!koa no nanaiky koa e!Mba manaov koa rah mahavita e!Io indray ny anay beaugosse foana no milay foan;tsy maintsy tafita foan na inon taim_bava hapoakan lisany!

  • GASYKAMANJA dit :

    Suite aux événements marquants à Madagascar, tout le public ainsi que tous les Gasy Tia Tanindrazana vous donnent rendez-vous
    ce samedi 3 octobre 2009 de 14h à 16h, à une manifestation sur le Parvis des Droits de l’homme, TROCADERO Paris 16ème.
    Des invités surprises de la mouvance Ravalomanana seront présent

  • Za mafy be dit :

    Na mody alina na antoandro tsy anareo zany e!
    Ataovy ze ataonareo fa ny teteza-mita tsy maintsy mandresy, ny tolona tsy maintsy vita.
    ANAY ny baolina zao

  • gun dit :

    ka tô baolina nôna ko !!

  • mijoro dit :

    Ha!Ha! Toujours à Paris! Pas à Mada!

  • ralezoka dit :

    Marina ny anao ry Verohanitra , raha vao feno toy izany ny paosiko dia aleoko
    indray tokoa nijanona tany amin’ny reny-malalako tany ,na rehefa tonga eto
    Dago tsy fidiny
    ihany aloha, izay maneno sahona daholo izay rehetra aleha, dia alina indray
    aho no mody :tsy misy manelingelina amin’izay ; ny alina moa matory rahateo
    daholo ny  » Valala Be Mandry « 

  • zaza dit :

    izahay tsy mila anti christ , faly ery ny mpanao wadou fa nahazo namana

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Next Post
»

Switch to our mobile site