Écoutez seulement. Ensuite réagissez !



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Declaration des militaires legalistes
  2. Militaires Malgaches contre Mexique
  3. Les militaires artisans du coup d etat, leses par la HAT
  4. Video declaration du president Ravalomanana
  5. La psychose envahit les militaires

6 Comments

  • Fred dit :

    Mizarazara ny Miaramila – Mikorontana ny Firenena, ary Mijaly ny vahoaka.
    Raha io fanambarana io dia dia efa milaza fa :

    - « TSY TOKONY HIDITRA RAHARAHA POLITIKA INTSONY NY MIARAMILA »
    - ANTSOINA NY MIARAMILA …HANDRAY NY ANDRAIKINY. Izany hoe ahoana ???
    Hiaro ny vahoaka sa
    hifandamina ho eo ambanin’y Fitondràna miaramila TOKANA ?
    Inona marina ilay andraikitra ho raisiny ???
    - ary amin’ny lafiny mety ho tena hampikorontana : Ho esorina tanteraka ve izany ireo CAPSAT sy FIS ?
    Amiko dia tsy mazava ilay andraikitra tokony ho raisiny.

  • Rama dit :

    Espérons que cette déclaration soit réellement appliquée: jusqu’à maintenant, nous n’avions vu que des militaires qui traquent ceux qui veulent s’exprimer.

  • Fred dit :

    Rien ne dit QUAND ? ces militaires vont agir !

    Rien ne dit QU’ILS VONT EFFECTIVEMENT le faire malgré leurs déclarartions ! Si vraiment, ils ont kelke chose à faire il faudrait qu’ils suppriment cette armée (le FIS) qui est une armée dans l’armée !

    Mais de toutes les façons ils feront ce qu’ils voudront ! Pour nous, à ce qu’il me semble , le tout est d’agir !

    MANIFESTONS ! RECLAMONS LE DEPART DE TGV DU POUOIR ! et cela pendant la presence des membres du GIC !!!

  • ralezoka dit :

    « Déclaration de militaires »

    Mazava ho azy anie ny andraikitra tokony ho tanterahan’izany atao hoe:

    «  » Miaramila «  » ê ! = «  » Miaro ny vahoaka «  »

    Izay tsy miaro ny vahoaka izany dia rariny tokoa raha esorina tsy ho miaramila.

  • julien dit :

    Cette déclaration des militaires tombe bien en ce moment, mais pourquoi avoir attendu si longtemps avant de s’exprimer car les Malgaches sont au fond du gouffre. Mais on ne va pas faire la fine bouche mieux vaut tard que jamais! Et que ça se traduit en actions concrètes, réfléchies pour le bien du pays. Un putchiste ne doit plus diriger Madagascar sinon ça sert à rien cette lutte . Que Dieu entende ces militaires s’ils sont de bonne foi !

  • rama dit :

    ny zavatramahavariana ahy sy mba tiako hozaraina d ity:
    1-milaza ho tsy manao politika ny miaramila sy ny polisy! -tsy fanaovana politika ve no azo handikana ny filazan’ny polisy fa tsy manaiky sy tsy hanaiky raha tsy i Ranona ny ho minisitra?Adala mantsy izahay an!
    2-tsy fihetsika manao politika koa v ireny ataon’ny miaramila manenjika sy mitifitra izay tsy mitovy hevitra @ FAT ireny?
    Nyahy dia tsotra ihany lehiretsy,aza miatsara ivelan-tsihy faataovy mazava tsara ny toeranareo.Toa kanosa ianareo ireo,motonona é, »izahay manohana ny FAT ».Saingy tsy sahy ianareo satria resy lahatra ihany fa tsy misy rariny ary tsy misy fahamarinana ity FAT ity koa sao hitondrana ny mangeroka aoriana ny fisehoana ho manohana azy.Efa samy nahazoazo tombony ianareo izao sy ireo mpanao politika nosoavalianareo(izay tsy andrenesam-peo amin’izao fotoana izao,efa mandreza-mantsina fotsiny,manehatry ny halatra natao tany @ TIKO).
    Aza rebirebena koa ny namana sasany,hoe »tafika aza kasikasihana resaka politika »!Manaiky daholo angamba fa fitaovana an’ny fanjakana ny tafika,ny fanjakana izay manao politika!Ny fidiran’ny tafika t@ raharaha politika anie no nampisy izao olana izao é(nanongam-panjakana!).Naninona moa raha navela hatao ilay référendum t@ voalohany d’efa mety niravona efa ela ny olana.Saingy tsy nety ianareo satria nisy olona tianareo napetraka t@min-kery teo @fitondrana,tsy niraharahiana izay mety ho safidim-bahoaka akory.
    Noho izany:-aza mifandrebireby fa fantatray tsara hatraiza ny halalin’ny rano.Tsy hoe manana micro dia marina daholo izay lazainareo,na manam-basy dia mahay mandinika lalina sy lavitra noho ny sasany.
    -tsory ny marina fa fitaovan-dRajoelina sy ny ekipany ianareo .Oviana no nisy fanjakana ao anaty fanjakana ka tsy hifamono?
    MAMPATSIAHY FOTSINY AHO FA NA HIODIN-KAVIA IANAREO NA HIODIN-KAVANANA DIA MIJANONA HO MPANONGAM-PANJAKANA FOANA.MBOLA TSY RESY LAHATRA @ IZANY FOANA V IANAREO?ARY TSY IANAREO NO HANORATRA NY TANTARA!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site