Afatra voaray avy amin’ny namana  indray :
Foza iray indray no miditra an-tantara. Somary vaventy ihany, dia i Edgard. Hatry ny ela efa nampiahiahy, ka nilefa tany maorisy mintsy Ingahy! Nahazo namana indray ny FATy. Mpiara-miasa iaraka hamalifaty. Toerana 2 be izao no rarà ny. Iaraha-malala ny fikasà ny!
Eny oa ry Ingahy PDS, ananao ny hery, ny express Aza d manao kitoatoa, enao ange hilatsaka ho filoha! Zany eo ihany f’aza adinointsika, ny 5 octobra, ho avy ny GIC. Hameno ny arabe isika d ampiseho, fa tsy mila ny FATy, sy ireo dahalo ireo! Mitondrà avy saina sy sorabaventy, atao mazava tsara arentirenty.
Raiso naoty haingana ireo teny ireto fa d efa sûr fa hisy hamafa eto: MALAGASY PEOPLE SAYS NO TO ANDRY RAJOELINA AND H.A.T H.A.T=VIOLENT REPRESSION PLEASE FREE MALAGASY PEOPLE FROM THE H.A.T DICTATORSHIP NON AU COUP D’ETAT= APPLICATION IMMEDIATE DE L’ACCORD DE MAPUTO.
Ny HI-FI (High fidelity) haneho hevitra ampahendrena, Ny Sans-Q (Sans qualité) hitonatonana, hitonontena ! Ireo no tena mamo miantso polisy. Nefa jamba tsy mahita izany ny FIS! Ho anao izay mahatsiaro ho tia tanin-drazana, Atanjaho ny hery, eny na dia mazana! Aza avela hitsahin’ny hafa ny zonao, Fa Gasikara ‘zao, mandohalika, mitalaho!
Izay be hono no basy, Tsy hamelan-tsika ireto Jodasy! Mizahozaho ery amin’ny kalackh nefa vy fanga mpanao arnaque ! Tafio hery re rey olona, Hamafiso hatrany ny tolona! WE NEED DEMOCRACY AND PEACE! MALAGASY PEOPLE SAY NO TO FIS!!
_
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:

ho avy zay e!!
ok e! Que Dieu nous bénisse et nous protège. Dieu nous donne la victoire!
Manemitra ny arabe andaniny roa isika; miainga eny Ivato – Digue – 67Ha – Ambotsirohitra – Ampefiloha – Analekely…, Tsy mitangorona fa mitandahatra manao valala manjohy manaraka ny sisin’ny arabe, hatrety @’ny hotel Carlton. Tsy adino ny banderolle samihafa… Tokony hisy hetsika kely atao ny sabotsy izao ho fanomanana ny olona, ary avy de manamorona ny arabe ny 05 octobre izao
IZAHAY KOA DIA HO AVY ARY AMPISEO SORABAVENTY MIHITSY AMIN’IO, MAMPORISIKA ANTSIKA REHETRA IZAY MIPETRAKA MANAMORONA NY SERANAM-PIARAMANIDINA KA HATRANY AMIN’NY VILLE MBA HANARAKA IO TOROMARIKA IO, FA IZAY BE NO BASY, ARY TSY MISY AZON’IREO HERIM-PAMORETANA IREO ATAO REHEFA TENA BETSAKA ISIKA, SA HITIFITRA NY VAHOAKA ENY AMORON’NY KOA??
I EDGAR DIA DISO LALANA RAHA NY FIJERIKO AZY, ZA MANOKANA NANAN-KEVITRA NY HIFIDY AZY IHANY RAHA NILATSAKA HOFIDIANA IZY SAINGY KILASIAKO ANY AMIN’NY FAHASIVY IZY RAHA FOLO NY ISAN’NY KANDIDA AMIN’IZAO FANARARAOTAM-PAHEFANA ATAONY IZAO, IZAY FAHEFANA NANGALARINA IHANY KOA FA TSY TENA IZY. NY AZO ANAFAIZANA AZY DIA NY TSY HIVIDIANANTSIKA NY VOKATRIN’Ny MOF’REY HANEHOANTSIKA FA TSY METY NY ATAONY.
MAHEREZA RY MPIARA-MITOLONA
Mankasitraka ny avy aty Jangil,
Ataovy zay mety ry zareo ao @ ville,
Raka mba tany zahay de nanao ihany koa,
Tsara be ny fihetsikareo fa tsy mba kitoatoa,
NY teny faneva dia hoe: TSISY ANKIALA EO FA ATRAM FARANY. Ndao iara-hirohotra hitsena ny GIC fa efa akaiky ny fandevenana ny FAT , hamangy FAT anie no tena anton-dian’i GIC eto sao tsy fantatrareo e!
tena zay mihintsy ampisehoana CI ny tsy fankatoavan’ny mponina malagasy tsy vaky vola ny Fat mpamono olona, mpangalatra, terroriste, ets….
MAHEREZA DAHOLO E!
ANDRIAMANITRA MOMBANTSIKA FOANA!!
TENENINA FOANA FA EEEEH!
DADA MPANGALATRA VE ???? ALEO TSY MISY
ZARAKO AZA MBA JEUNE NY FILOHA E! SADY BOGOSY NO BE DETANTY AN!
KA REFA TSY FALY MIBOTSINA E!
ENTO HATRAMIN’NY DRAP KOA FA SAO DE MBOLA TSY AMPY NY BANDEROLE AN!
ZAY KOA MBA HILAHATRA KA HO HITANTSIKA EO!
TADIDIO TSARA FA NOHO NY TSINDRY AZOLENA NATAO TAMIN’NY MALAGASY DIA HIPOKA TSY NISY AZO NALEHA HATRENY AMBOHIJATOVO KA HATRANY BEHORIRIKA TAMIN’NY GREVE DU MOIS DE FEVRIER ARY MBOLA AFAKA NY HIVERINA IZANY FA TSY HANAIKY IZAY EFA NALOANY NY VAHOAKA, NOFYNOFY NY AN’I DADANAREO E!
Marina izany Rakoto Mpandinika a! tena mpandinika marina enao.
Ny ahy indray de tsotra fotsiny, alefaso ny fifidianana de ho hita eo. Izay filoha rehetra nifandimby te dia samy nangalatra avokoa, Ratsiraka sy Ravalo izao no hita fa samy efa namono vahoka (10 Aout – 07 Fév) ka tsy fantatro hoe iza no tena tia tanindrazana @ izany?
Fijery objectif ny ahy ka na iza na iza no handresy lahatra ahy de NON hatramin’ny farany, ary tsy izaho ihany fa ny namako, ny fianakaviako, ireo mpiasa ao amiko (84 isa) dia hanaovako fampahafantarana ny marina rehetra ary ireo indray no hampita any @ manodidina azy any sns …
Tsy mila an’i Ratsiraka – Zafy – Ravalo sy ireo dinôzôry ireo izahay, fa na iza kosa na iza ka vonona ny hampandroso dia TIANAY.