Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Claude Gueant rend visite a Rajoelina a Paris
  2. ONU, ne legitimez pas Rajoelina
  3. Tout le monde a Paris !
  4. 11 septembre autres videos
  5. Videos de ce succes a Bruxelles

20 Comments

  • dadazaka dit :

    TSARA HO AZY IZAY PENDIPENDINA LOATRA, NY KILAOTINY AZA TSY ZAKANY

  • RAKOTO dit :

    ZAO NY MAHAZO NY TGV ANAREO RY MPIALONA SY ANDEVON FRANTSAY ISANY KA VOAROKA OTRAN ALIKA FA MITONANTONANA A!
    heverin TGV fa otranareo daholo nga ty olona rehetra manerantany ity ka asina ny pression de iny fa miforitra??? Manin zao ra nalefa teny racharles nareo hivatravatra otran alika? Misy farany ny zava drehetra na mbola tsy tapitra eo aza io! Manalabaraka ny firenena na izy na nareo mpanaraka azy!!!
    ANDRIAMANITRA ANIE HAMELA HELOKA ANAREO RY MPIVAROTRA TANINDRAZANA SY MPAMONO OLONA!! BE ZAY TOMANINAY VAHOAKA ZAY!

  • ANKONA dit :

    Ity ilay hoe: Ny tena no menatra, tsy namelan’ny SADC raha tsy afabaraka eran-tany. Aza mba ny cours des grands oa no lalaovina. Ny vahoka Malagasy no azo lalaovina fa tsy ny hafa. Atao ahona fa mahaiza mihonona sa mbola hiziriziry ampijaly vahoka eo ihany????????????? Efa ela ny olona no niteny fa foza orana mbola tsy tonga saina ihany. izao ny anarana sy ny sary miparitaka eran-tany fa hoe; PUTSCH. Vita hatreo ny carrière politikan’i TGV. Tsy mba hainareo ve izany ho: Mba hanajan’ny hafa anao dia hajao aloha ny hafa fa ny coup bat hoatrany nitranga tany New York dia tena tongo bakivaky. Raha izaho alloha dia aleoko manao autruche é. Mamay an..

  • falyloatra dit :

    nanatena hoe ho reconnu ohatra an’i ra8 t@2002, nefa ny contexte tsy mitovy,ndana foana raha mbola tsy fay, aiza ndray ny tanjona manaraka ry vendrana, hivarotra tanindrazana @ arabo @ zay????????????

  • RAMALAGASY dit :

    MAIVANDOHA MITSY RAHA ILAY RAJOELINAREO. MIHARIHARY AMINY ZAVATRA ATAONY NY FARI PAHAIZANY. ZANY TENA HOE SUPPOSITOIRE. AIZA MOA IZANY « FANAFODY » ZANY NO APETRAKA ARY REFA MIPOAKA ZAY IPOAKA DIA IZY NO MIREFOTRA VOALOHANY HIHIHI … MBA TONGA SAINA E.

    ARY TY RONDEFO 29 PERSONNES NO NIFIDY AZY TAM PRESIDENTIELLE ERAKY NY NOSY DIA MITERITERINA SY MITONONA HO PRAIMINISITRA. ARY MIZIRIZIRY EO. TENA LOHANA ONDATY MITSY LOL INONA NO MAMPIAVAKA NY HERISETRA ETO SY NY ASAN DAHALO MANGALATROMBY? EFA OLONA INTERDIT DE CHEQUIER ANIE IO « TAFAKATRA » EO IO E. NY ASANA ONDATY SY DAHALO RAIKIPISAKA ANY AMINY RANY FA MODY NAMPIAKANJOANA COMPLET SY CRAVATY FOTSINY. LOL. RAVARAVA NA NY VOLA NA NY FANANAM-PANJAKANA.

    MENATRA RA MALAGASY RA TOY IZANY NY MPITONDRA

  • RTS dit :

    Well done SADC, best Andry you stay in Paris….perhaps work in Disneyland !!??

  • soa dit :

    TOMPON’ANDRAIKITRA FENO DAHOLO NY HAT MIANAKAVY NA IREO MAMBRA NY GOVERNEMANTA YSIRAIRSY AZA, AIZA VE KA DIA OLONA MAHALALA TSARA NY SITUATION ANY DAGO OHATRAN’IZAO DIA MBOLA MIARA MIASA AMIN’NY TGV FOANA? FA NOHONY FITIAVAN-TENA SY FITIAVAM-BOLA ARY VOAFITAKY NY FANAHY SANNDOKA DIA IZAONO FIAFARANY FIRENENA, JEREO ITY MINISITRA VNY FINANCES NY FOZA INSCAE IRENY, MBA IVO TOERAM-PIOFANANA AMBONY IHSNY NO NIVOAHANA NY RAAY AMAN-DRENY ,BA OLON’ANDRIAMANITRA SAINGY VOAFITAKY NY FANAHY MAMOTAKA DIA ANY NO MIJABAKA TENA TRATRY NY MAGIE NOIRE DAHOLO SATRIA TIA VOLA SY VONINAHITRA, JEREO IRETO IZY REHETRA, DIA MAMONO OLONA LAVA IZAO ANEFA DIA MPIVAVAKA HONO, VAO AINGANA ISIKA NO MAHITA FA MIEZAKA MISEHO TELE FA OLONA MIVAVAKA ANEFA NY ATAO DIA LOZA FA MANDAINGA AMIN’NY TELE, IO TANY AMIN’NY ONU IO NO MANAMBARA FA NANAFINA FA NAHARIHARIN’ANDRIAMANITRA ERAN’IZAO TONTOLO IZAO FA RATSY NY ASANY, MAHEREZA ISIKA FA NA MIANTSO JESOSY AZA IREO DIA HAFA NY ANTSIKA SY NY AZY SATRIA TSY MISY MIHINTSY AO ANATY SORATRA MASINA HOE VONOY NY FAHAVALONAO FA HOE TIAVA NY FAHAVALONAO KOA RAHA TIA NY VAHOOAKA MARINA IZY IZAY TSY MITOVY HEVITRA AMINY DIA OMENY ALALANA MALALAKA NY OLONA FA MANAMBARA FA ENTINA HAMITAHANA IZAY ATAO REHETRA DIA SANDOHANA HATRAMIN’NY HOE MPIVAVAKA, SAMIA MIAMBINA ISIKA ARY SAMIA MIZAHA TOETRA NY FANAHY MIASA ANKEHITRINY FA RAHA IRETO HAT IRETO ALOHA DIA TSY IZY JEREO FA DIA MAHAZO VAHANA NY FINOANA SILAMO ANEFA MARITIORA KRISTIANIA FIRY NO TETO TOA ANDRY RASALAMA? DIA HEVERINTSIKA VE FA HO ADINON’I jESOSY MADAGASIKARA? SANATRIA IZANY FA MANAVAKA NY VARY SY TSIMPIFARIFARY JESOSY KOA SAMIA MAHEREZA ARY HIANAO IZAY MBOLA FOZA MAMAKY IZAO AZA ENTINY FANKAHALANA BE FOTSINY FA DINIHO TSARA ARY FANTARO TSARA FA ISANY VOAFITAKY NY DEVOLY IANAO KOA MIALA TAO AINGANA FA HO VERY RAHA MBOLA MIFIKITRA AO, RA MONJA DIA SIILAMO ARY HO AMIDINY AMIN’NY SILAMO IZAY TSY MINO AN’I JESOSY DAGO, MOA TSY ASA NY DDEVOLY VE IZANY ANAO NY MIERITRERITRA FA SAMY HAHIRATRA ANIE NY MASOM=PANAHINY TSIRAIRAY AVY

  • BIRA dit :

    NY TANANY FOANA NOSAFOSAFONY. NY NIFY LAVA NO NAHAFANTARANA;FA TGV IO. BIEN FAIT

  • antibitro dit :

    OHLA LA QUE J’AI HONTE POUR MON PAYS , J’AI HONTE DE MES MILITAIRES AVEC LEUR PAIN , UN PAR PERSONNE DEVANT LE JARDIN D’AMBOHIJATOVO ET A NE RIEN FAIRE , MON DIEU AIDES-NOUS CAR TU ES LE SEUL QUI PEUT NOUS SORTIR DE CETTE CRISE DE FOLIE

  • ramatoa dit :

    heno kokoa ny fahavoazana rehefa midaraboka avy amin’ny avo e!!!Tsy ampy azy ny fahafama-baraka teo imason’ny afrika. Ilainy ho fantatry ny ONU sy ny mpikambana ao fa ireto ny putchistes e.

  • beola dit :

    Il n’y a pas quoi faire un plat.
    Le président de la Transition a été invité en bonne et due forme.
    Il a signé nombre de traités au nom de Madagascar.

    Il est reconnu par les Nations-Unies.

    Ne pas avoir la tribune?

    Ce n’est pas bien grave. Il ne fallait pas humilier les plus grands démocrates du monde au sein de la SADC (dont le représentant de M. Kabila, un modèle envié de démocrate).

    La SADC, on s’en fiche!

    Madagascar doit quitter cette organisation de dictateurs!

  • raza dit :

    C’est une humiliation, c’est du Jamais vu ca !
    Andry à été invitée pour ce faire humilier tout à été calculer surment !
    Andry il faut que tu abondonne ne t’affiche pas pour rien !

  • BESOFINA dit :

    A la place des foza , je préfère rester à l’etranger pour profiter de l’occasion et continuer les études politiques.A l’ONU c’était grave ! La honte pour le monde entierr
    TGV cesse les enfantillages ; quitte le pays ; tu es affreux; la queue entre les fesses maigres; sinon tu vas encore raconter des bobards à Ivato une fois arrivé; se justifier comme d’habitude. Aucun éspoir politique pour les foza!!!!! ooo!

  • BESOFINA dit :

    CONNERIE!!!

  • mieritreritra dit :

    atao ahoana fa niampanga tena hoe puschiste no tena analeha tany new york!!!!!. manao an’Andriamanitra tsy misy loatra ka! izay lay hoe jehoveh hiady ho anareo fa hianareo kosa hangina ry vahoaka n’Andriamanitra. aza miady amin’Andriamanitra re andriamatoa Andry o!

  • gena dit :

    on va voir si C grave ou pa.Mais nous on sait que si C T pa osi grave que ca, TGV éT déja rentré au pays.G honte d’être Malagasy et surtou d’être un jeune Malagasy comme ce lapinou.Avec ce qui C passé ceux qui disent MAL GACHE ont raison.pour toi beola, ce que tu dit n’est pas une connerie, mais c’est toi qui un CON

  • c’est une démonstration ????

  • yes va rejoindre les manchots de kerguelen !!! vos autres cousins français…

  • MENATRA VE ? dit :

    tSY NETY FAY LE BANDY KELY FA MBOLA NISISIKA HITENY TAO AMIN’NY COULOIR NY ONU ? RAHA TAO AMIN’NY PALAIS DE SPORT MAHAMASINA IO TAFATENY ? KA ITY EFA SEHATRA AVO LENTA TSY AZO HANAOVANA LAINGA SY KINANGA ITY TEKNOLOJIA ITY HITAN’IZAO TONTOLO IZAO NIVANTANA NY FAHAFAHAMBARAKA NY TGV ?

  • ramavo dit :

    ho an’i ratsirahonana ity
    mba jereo ny toerana misy anao , mba menatra fa aza dia adala bola sy vonnahitra loatra , toy izany koa ity andriaamnanjatpo mba menatra tompoko o! ny andrina tsy naniry volo hono….

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site