Commentaires sur : Fusillade dans la conference de presse

Par : Rama
EKENA IZAY VOALAZA ETSY AMBONY IO. NY OLANA DIA TSOTRA: TSY AMPY INTSONY NY FILAZANA FA TSY EKEN’NY BESINIMARO NY FANONGANAM-PANJAKANA TEO INY KANEFA NY MARO KOA ETSY AN-DANINY EFA VIZANA SY SAHIRANA MIADY @ FIAINANA KA TSY AFAKA MITOLONA INTSONY. IZAY NO ARARAOTIN’NY H.A.T.

Par : Zanak'anôsy
Gn’anay aty amin’ny Faritsy dia tsotra avao. Aoka ty fanognona isan’andro gn’agnaran’ny vahoaky ty satria de mazava zao fa firehagny efatsy gny misy dia gny an’i Andry TGV, Ravalomanana, Ratsiraka ary Zafy Albert. Hatramin’izao dia miray hevitsy ireo telo farany izay managny gny vahoakany manohana anazy ary tena maro maneragny ani Madagasikara fe dra mbô sahy avao lahireo mpanohagny an’i Andry milaza fa gny vahoaky Malagasy no mitaky fiovana sy manao izao tologny izao. Mba egnenonareo amin’izay lehireo fa ampy izay, tsy gn’olo gny hampijalianareo lava manahaky an’izao fa ndre izahay atao hoe milamigny aty amin’ny Faritsy aty anie ka fa misedra gny gny vokadratsy gny fitiavan-tsezanareo. Fa firy moa nareo ao amin’gny HAT io ary vahoaky firy koa raha ampitahagny gn’amin’ireo mouvances telo sisa reo? Mba mieritsereta avao nareo. Na dia boaky atsimo aty aza izahay dia tsy mankasitraky an’i Roindefo ho praiminisitra satria hitanay loatsy gny hirany tao Ilakaky tao koa satria masigny loatsy gny tanindraza dra tsy olo jiolahim-boto sahala amin’iregny no tokony ho ankatoavin’gny vahoaky Malagasy. Ndre gny essence hatao amin’ny gny fiarany aza angatahiny amin’ireo mpiara-mistro toaky aminy mba ho entina mirevy fa hoy izy tamin’izay »Ano areo kahy, Asionareo lasantsy kahy tomobily io fa handeha hireve tikagny.

Mazava iregny rava-niseho tagny New York iregny koa tokony ho tonga saigny amizay fa tsy hanao amboletsy i Andry satria tsy hahita lalagny hafa hiovoahagny raha tsy miditsy amin’ny fisokafagny amin’ireo ankolafin-kery hafa ary tokony hiala teo izy fa tsy mbola zakany io toeragny io. Manjary ampagnitsahin’olo raha maloto avao, ary ampirobohin’olo amin’gny raha hagnalabaraka anazy avao. Tsy mba firenena vitsy fa maneran-tany no niara nahita gny fahafaham-baraka ny Delegasiona malagasy niatriky an’igny fivoriambe igny. bô tsy nisy ndraiky solontegna gasy niatriky fivoriambe toa an’igny ka ninday fahafahambaraka ho an’gny gasy hafatsy an’igny HAT. Maharatsy anazy nisy olo lahatatiky koa nitonatona nandeha niaraky tamindreo tagny.

Gny raha angatahinay dia aoka mba samy ho toga saigny ireo movance telo ireo hitalia gny marimaritsy iraisagny ary ireo Mpagnogam-panjaka ireo hahafantatsy gny tsy fetezan’gny raha ataon-dreo ka hiala moramora fa tsy hityomagny seza sy hagnararaotsy fanagnan’olo sy fabnagnam-panjaka.

Par : rabe
iza no maniraka an’ialahy mandeha miviaka any an!!adalana tsotra izao fa aza HADINONAREO KELY LOHA IREO fa rehefa azondry zalahy ny toerana dia izay maty dia maty hotrany alika !!alevina ,tsy mba hotrany akoho izay mbola azo amidy fa hotrany alika tsy hita izay hanaovana azy

nilahatra ho any zafy inona no vitany teo

nilahatra taminy ra8 ny posiny no nofenoiny

dia ity indray i lava nify ,nameno posy daholo ry zalahy sy nividy fanafotsiany nify ,ary ireo nanoahana sy nampakatra andry zalahy mba nanao ahoana ?hhmmm

Par : beola
Des grands patriotes qui crachent sur la France et les Français en vivant en France.

On préfère encore la France à Kabila, Mugabe et consorts.

Par : Bio
Il est evident que je suis avec vous CONDAMNER FERMEMENT  la HAT ET consort.

Mais , pardonnez moi,

A QUOI BON SE LAMENTER ET RETRANSCRIRE ICI CE QUE NOUS SAVONS TOUTES ET TOUS, déjà ?

Perso !  Je persiste à croire et à condamner CES MILITAIRES soi-disant LEGALISTES qui ne se demenent pas, qui ne réagissent pas, mais qui attend le jour où prendra fin ce regime putschiste, pour faire croire, qu’ils ont fait quelque chose pour defendre le peuple.

1)

Si les 3 Mouvances ne réagissent pas EN EXIGEANT LE DEPART DES FRANCAIS AYANT DES RESPONSABILITES POLITIQUE, ET LES GRANDS COMMERCANTS, ils vont crepir aussi dans leur MAPUTO.

2)

Puisque la SADEC a declaré à l’ONU, l’ILLEGITIMITE, DE CE REGIME / que l’UA prenne aussi sa Responsabilite en envoyant une armée DIGNE DE CE NOM, pour proteger le peuple !

Et il appartient aux 3 mouvances de faire cette démarche auprès de l’UA, ainsi qu’à l’ONU.

Pardonnez moi egalement, mais FAITES DES PROPOSITIONS DE SOLUTIONS ! SVP ! Si les miennes ne vous vont pas, …alors P R O P O S E Z  EN !

Ne plus se lamenter,  c’est se battre contre le HAT.

Merci de votre comprehension .

Par : fandresena tena izy
Tena fizahan-toetra ny FINOANA tokoa izao ary tena ady masina ny adintsika koa aoka tsy hiisy ho kivy na hihemotra .

raha vao mihemotra isika dia vao mainka ho loza satria mananontanona ny fanapotehana ny Fivavahana Kristiana amin’ny fomba rehetra . Noho izany tsy manatsafidy afa-tsy ny mandroso isika . Izao anefa ; handroso eo anoloana ny ranomasina mena ; hihemotra ao aoriana ny Egyptiana ; Dia hoy Andriamanitra tamin’i Mosesy hoe : ILAZAO  Ny ZANAK ‘ ISRAELY  MBA  HANDROSO . tsy herin’olombelona intsony no mbola mampaharitra antsika hitolona fa tena HERIN’ANDRIAMANITRA  VELONA ; koa raha Herin’ Andriamanitra dia TSY MAINTSY MANDRESY HATRAMIN’Ny FARANY . VAVAKA ! VAVAKA ! VAVAKA !

Par : birk
nous avons vu des images à la télé hier de la conférence de presse, qui a été effectivement interrompue soudainement quand toute la salle s’est levée pour voir qqch par les fenêtres, mais pas vu de fusillade; est-ce que cela s’est produit après? je ne sais pas à vérifier

Par : sasuke
Mitombo ihany ny ranomaso ee,

Des larmes versés à cause de ce pouvoir

Des larmes versés à cause de ces armées assoiffés d’argent et de pouvoir.

La terre entend les larmes et sang des inocents

Le vent et le ciel entendent les cris des innocents

Ces entités vengeront ces militaires.

Et ce sera dur pour eux (militaires) de revenir en arrière.

Par : hj
ouais

que des connards

il n’a pas encore reçu suffisamment de giffle ce con de TGvendratay et son esclave de roindevo

qu’ils dégagent………et qu’ils s’en aillent au fin fond du trou du c….de je ne sais pas où pour ruminer un peu ce qu’ils ont fait

que des connards

Par : MAROMIARO
Nous, de la côte, sommes très sensibles sur tout ce qui se passe à Tana car nos enfants sont là bas, nos amis de tous les bords sans distinction d’ethnie… On (ceux qui se disent gouverner) nous croit dupe ou simple d’esprit car on essaie de nous balancer des bobards (finances encore suffisantes, pas d’escarmouches et que les agissements des forces de l’ordre sont justifiés…). Le topo actuel ressemble à un homme à l’agonie et que nous savons pertinement que se cantonner dans la position que prône nos « Gouvernants » nous mènerait à la catastrophe. Quand est ce que ces « Gens » se décidéront-ils d’accepter l’évidence? Ne savent-ils pas que tout un Peuple souffre par pur égoïsme, ou mieux « un sur-MOI maladif »?

Se ressaisir est la meilleure façon de se faire adopter par le Peuple. Ou bien, faudrait-il attendre nos réactions aussi, si violentes seraient-elles car nous basculeront inexorablement vers des luttes intestines (celui qui a fait ne reconnaitra pas le Chef ni le Milliardaire ni le Gouvernant…)) A vous, Chers Dirigeants de choisir votre ligne de conduite!

Par : HoAiza
Edgard – Pds ou Maire de la capitale – fut subitement nommé à cette place par André Rajouelle .  En contrepartie de quoi : d’une somme que ce dernier a endossé du compte d’Edgar à Maurice.

C’est donc ‘cui là qui est dernièrement intervenu pour empêcher la manifestation d’allure grandiose prévue hier.  Cependant il y a un HIC : un ancien employé à la Mairie de la Capitale proteste pour faire savoir publiquement que le communiqué d’empêchement du manif n’a pas suivi la voie légale prenant en considération la procédure en vigueur.

Décidemment, les éléments subversifs de la HAT trouvent du plaisir à mener les jeux suivants : se contredisant l’un à l’autre + empêchement de dernière seconde + CAPSAT + 4×4 + terroriser + tortures (mon fils a vu un homme tabassé à coup de fusil de la bordure du lac Anosy)+ bombes lacry + balles caoutchouc (blessant à mort les jeunes gens-cf cas du stagiaire de l’Hopital des Enfants l’autre jour et celui d’hier)

+ … balles réelles blessant par 2 balles l’un des membres inférieurs d’un femme, fruit du travail sanguinaire d’un militaire IVRE pendant l’exercice de sa fonction et que Roindevo qualifie d’INCIDENT.

Chasse à l’homme, car même la locution devant le média de Monsieur Fétison fut tout d’un coup  rendu silencieux… par l’intervention des éléments du FIS dans la salle.

Vous – la HAT, vous êtes des… sadiques.  Et l’on passe.

Par : Ziry Onesime
HONTE, SCANDALE, SANS SCRUPULE, DESHONNEUR, ….

Les qualificatifs manquent pour condamner de tels actes, car quoique la population ait faite, pourrait-on un seul instant imaginer des forces armées soi-disant derniers remparts pour la défense du peuple oser tirer sur la foule, qui de surcroît, est de même race et d’origine qu’elles?

Actuellement, Madagascar vit dans un régime où seules, les armes parlent au nom du pouvoir.

Mais, nous, peuples malgaches, épris de justice et de fierté, nous ne nous laisserons jamais faire, CAR DIEU EST AVEC NOUS!

NOUS NE CESSERONS JAMAIS LA LUTTE, CAR NOUS CROYONS A LA VICTOIRE FINALE, ET NOUS SERONS TOUJOURS UNIS!

Par : zakabe
Ho anareo rehetra manana appareil photo, indrindra misy grand angle afaka maka alavitra, alaivo sary avokoa ireo miaramila mpitifitra, mpitaingina 4×4, sns.

Tsy maintsy misy farany ny ratsy rehetra.

Rehefa miverina aminy vahoaka ny fahefana, HAZALAMBO, HAZALAMBO,

HAZALAMBO … handray anjara amy HAZALAMBO na ny zaza na ny vehivavy. Ary atao HAZALAMBO avokoa ny FOZA rehetra, na miaramila, na mopera (hehehehe), na domelina, na rondevo, na ratsiNAorana, na Ny Mantsina …

Alao sary, amparitao amy Internet, fa ho mora ny manaporofo ny crime-ny avy eo e! Mahereza aby! Ny hery tsy mahaleo ny fanahy!

Par : soa
TSY MISY ATAO MAHAKIVY FA NY DEVOLY DIA FAHAVALO EFA RESY ARY TSY HO TOMPONYTENY FARANY VELIVELY, FA FIZAHAN-TOETRA IZAO ARY INDRINDRA AZA ADINO VELIVELY FA TSY FIAMPANGANA ITY FA IO TGV IO ANIE KA MIARAKA AMIN’I RANDRIANATOANDRO PASTORA SANDOKA MAGICIEN E, ARY MARO AMIN’IREO MPIKAMBANA AMIN’NY FRANCMACON NO TAFIDITRA AMIN’IZAO RESAKA POLITIKA MAHATSIRAVINA IZAO, FANAVAOZAN’ANDRIAMANITRA NY FINOANTSIKA IZAO, EFA NAVELANY ISIKA NANAO IIZAY NATAONTSIKA REHETRA FA OLONA MIADY AMAM-BASY SY MIARAMILA MAMO, KOA AZA KIVY FA FOTOANA TENA HIANDRASAN’ANDRIAMANITRA ANTSIKA HITODIKA AMINY IZAO HIBEBAHANTSIKA HO AN’NY VAHOAKA MALAGASY FA HOY NY TENINY HO AVY AHO ARY TSY HITAREDRETRA KOA DIA MAHEREZA ISIKA FA TENA MIADY HO ANTSIKA JESOSY, FA RAHA NY SITRAPON’IREO DIA EFA OLONA MARO BE NO HO VONOINY HATAONY SORONA ARY IO NO MAHATONGA NY MPITARIKA ANTSIKA HO PACIFIQUE FA RAHA TSY IZANY DIA EFA TSY HITA ISA NY FATY ATOLOTR’IREO HO ANY FILOHANY DIA SATANA MIVANTANA IZANY, MIAMBENA DAHOLO ARY AOKA HITLONA MIARAKA AMIN’NY VAVAKA  FA IZA MOA NO HIADY HO ANTSIKA? MANANA LALANA IZAY HIHEVARANA ANY MADAGASIKARA JESOSY FA MINOA FA HO RESY SY HOONGAAMONGA IREO MIARAKA AMIN’NY FRANTSAY, FA TSY AZY IREO MADAGASIKARA FA AN’I JESOSY, AZA ADINO ILAY TENY AO AMIN’NY FILAZANTSARAN’I JAONA HOE NY JIOLAHAY DIA TSY AVY RAHA TSY HANGALATRA HANDRINGANA ARY HAMONO ARY MIHANIKA NY FEFY IZY HANAOVANY NY ASA RATSINY FA IZAHO HOY JESOSY AVY HANANANY FIAINANA ARY HANANANY FIAINANA BE DIA BE, KOA MATOKIA MIORENA ARY AZA MITSAHATRA MIVAVAKA ARY RAHA MISY TSY MBOLA NANAO AZA DIA TSY TARA FA MIANDRY IO FIRAISAMPONTSIKA IO IZY HANEHOANY NY VONINAHINY  KOA HO AMINTSIKA ANIE NY FIADANANA

Par : piso
Tsy hitako intsony ze lazaina raha ny atezerako.

aleo mangina de manohy mivavaka ho azy ireo (mpitaritolona), sy ho an’ny firenena, anjakazakan’ny devoly ny tanindrazatsika.